Namana Serasera Dago : misaotra.

21. ikalamako ( 21/07/2008 14:34)
sali ANARIM, faly mahafantatra koa :lol:
Misaotra mahatsiaro an'i Kamba e, ary tsisy fisaorana ny amin'izay vita fa antsika rehetra ny adidy. Zokiko io any Dago nanao tatie nahafatra-po an'i Kamba io, fa ampitaiko ny hafatra fa izy akia tsy mba hita eto izany fa ankoatran'ny tsy mampi-s'int' azy amin'ity raharaha manga ity dia hitan'ny radar-ko koa fa tsy azo amin'itony izy fa sahirana be ny "Armée du Salut" manao asa fanasoavana - vazivazy kanjoko fa izany no iantsoanay azy manko hoe armée du salut.
Colar : zitto ! :(
22. ANARIM ( 24/07/2008 07:42)
lol nareo lavitsa beuh fa d aleo zà sy zokin'ikalamako no aty d nareo any fa samy miezaka manasoa eo e!
23. Gasymetissy ( 18/04/2016 21:11)

tsidina:

Mba valio ity zay mba Malagasy mipetraka aty Denmark.
Misaotra mialoha.

Za
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1859