Resaka MUGABE; MOKO-be ve?

1. rabingogilabanga ( 07/07/2008 16:20)
Samy manana ny hadisoany ka aoka samy handini-tena::

1)hadisoan'ny Mugabe:

-N'inoninona filazany, dia tsy rariny mihintsy izany 28 ans au pouvoir izany.

-Ny Fankana ny tany @ vazaha colon, dia misy lalanany, fa tsy i Mgabe no manao ny lalanany samy irery: -Tokony t@ vao azo ny fahaleovantena dia tokony efa ni-regler na io, satria izy no teo, fa tsy efa tsy tafavoaka ny politikany vao, mody rangitina le nationalisma; ary tokony ho jerena koa ireo colon efa nanana razambe nipetraka tany Zimbabwe, satria ZImbabween koa izy ireo

2)Hadisoan'ny Eoropeana sy ny amerikanina :

-Ny famaizana na Boycott economique, commercial, ary financier an'ny Zimbabwe dia tsy mety, satria ny vahoaka no mijaly, fa tsy i mugabe
-Nahoana, i Omar BONGO(gabon) 41 ans au pouvoir, fifidianana feno hosoka , tsy voa critique

-Nahoana I Faure Gnassimbé(Togo), nadimby avy hatrany ny rainy, teo @ fitondrana depuis 1967, ary voafidy t@ election nisy faty olona (500 morts) no lasa sakaizan'ny eoropa, etc...

Hadisoan'ny filoha Afrikanina:

Satria nahazo ny pression t@ eoropeanina sy Etats-Unis ry zareo
no sady matahotra , sao hisy opposant tohanan'ny eoropeanina to an'ny opposant Zimbabween Morgan Tsvangirai, any @ firenen'izy ireo tsi-1-1 avy, dia sady manainky an'i Mugabe ry zareo, no sady manery azy hanao gouvernenment d'Union

ka inona fa samy resakin'ny samy adala, de ny Vahoaka Zimbabween, ny vahoaka Malagasy, Sy ny vahoaka Afrikanina no lasa Vatom-panorona sy mijinja ny voka-dratsy rehetra

Mampalahelo!
novalian'i karavasy ny 15/07/2008 02:30
2. naughtyboy ( 07/07/2008 18:10)
indrisy tko..efa ao anatiny vovo antsoina oe economy globalisation(fantontoloina aratoekarena) ny tontolo politikany M/kara sy ny firenena mahantra hafa ao afrika ,asia,amerika atsimo..
nanomboka t@ 1960 taona nazahoana fahaleovantena sy nipoirany fanatolontoloina ny science social(na arapahasalamana na fiarahamonina sy sehatra maro samihafa)ary t@ 1980 vao nanomboka ny global trade economy zay feheziny reo (corporate executive international leaders)lebany tandrefana sy ny amerikana (zay mifehy ny lalanany serasera ny varotra erantany,banky foibe fandraharana aratoekarena sns..atr@ fary na solitany na fitaovana entiny haitao oh. moto ka atr@ roplana na )
Ra ny fivoarany firenena mahantra 1 no jerena @ saina tsy miangatra de reto no fepetra fototra tsy azo elana :
-fiakarany fidirambolany isambatan\\\'olona zay mamatsy reo vavahomana(income per capita, per person) sehatry ny toekarena zay
-ny fahalavana andro iainany pokona(life expectancy),fahaizana mamaky teny sy manoratra (education) fahasalamana sy fanabeazana zay tsy azo atao ambaninjavatra
-famongorana ny ady @ hanoanana ..ect..

tsy nisy na 1 aza t@ reo hita taratra tao amintsika nihatsara vao maika aza niharatsy fa ny fanaparampahefana aza no niainany vahoaka mahantra avy any @ alalany safidy voafitaka
De ekeko fa betsaka reo mpitondra diso sy mampijaly ny vahoakany ary tsy mitsahatra mampiditra trosa bedebe ho any vahoakany nahoana ,

za de mihevitra foana fa ra betsaka ny vokatra azonao ahondrana na ahodina na atsaraina kely fotsiny aza ny fotodrafitry ny lalana sy fitantanana aratoekarena(economic policy & institution) entina mamokatra de mihena ny trosanao na manakarena enao na mahantra io no mahatonga ny tany manakarena manana trosa nefa tsy mety mahantra..

Ary ny farany ze tena mampalahelo de ny fitiavantenany mpitondra fa tsy ny fitiavantanindrazana fampanantenany izy reo ,jereo tsara fa na mangalatra aza reo mpitondra @ tany manakarena de tsisy nahantra ny fireneny oh. mpitondra ao atsinanany eropa talohany nialany ho filoha zay mbola mitantana russia ty Putine na de praiministra za any lehibeny KGB ze niova KSB @ zao fotoana de mitombana $ 40 billion ny tetikareny @ alalany gazprom sy famatsiambola any ivelany(foreign investment) nefa ny sovy de tsy azo atao mihitsy oe firenena mahantra ny fireneny na misy aza reo mitsok\\\'ovy

na de lava aza zay voalaza
ny andro ihany no ilaza
rahovina no isava
ny alahelo ho efa lava..
za tsy ho voatampimbava
ra tsy mahita ny mazava..
:°) N.B
3. badboy ( 08/07/2008 10:46)
rabingobilabanga >> Sao dia mba tokony hametraka CV any @ FMi sy ONU ianao io ranamana, na dia ho secretaire général fotsiny aza, @ ireto fahatsapana ny olana sy vahaolana goavana be apetrakao????? :^) ;-) ;-) ;-)
4. naughtyboy ( 08/07/2008 11:10)
na izany na tsy zany aza rabingo ny zv rehetra misy farany daoly ,tsisy tsy manameloka reo mpitondra tsimatimanota na olontsotra na atr@ firenena mikambana tao ry pol pot, s.hussein , mugabe sns..
ra tsara fatidra @ tandrefana izy reny de tsy voahozongozona ny toerany satria hitohy fifandraharahana ivelany sy ampihalokaloka azy any ra tafiala eo izy
andro 1,tsy aharitra @ heritaona le mugabe ty ty de vita ny momba azy nefa dingana mbola sarotra ny anala azy eo amperin'asa na ampiato azy satria raharaha tokantranony zimbabwean ny famindrampahefana sy fitantanana ny fianampireneny fa tsy any vahiny ..
5. kidoropamba ( 08/07/2008 11:15)
Misy ny mahamarina ny ataon'ingahy Mugabe aloha na tiantsika na tsia.
Mba azonareo saintsainina ve ny ahazo an'ingahy Mugabe raha hoe tsy manana fahefana izany izy? Mihevitra ve isika fa hamela azy mora foana ny mpanohitra ho lasa mpitondra fitondrAna eo na dia efa amanjatony aza ny ekipany novonoin'ny mugabe ary amin'arivony ny nogadraina?
Fantatry Mugabe fa faty no miandry azy sy ny ankohonany raha miala eo @ fitondrAna izy ka aleo sitrany ahay mijanona ka ny andriamanitra ihany no manala azy eo, izany hoe maty.
Efa mahazatra antsika atsy afrika io. Io no nanabeazana antsika. Ry zareo nivory tao charimelicheky dia niakatra teo @ fitondrAna tao anatin'ny rA daholo ka mahalala tsara fa tsy azo omena mpanohitra ny fitondrAna fa raha tsy izany dia ny vadinao sy ny zanakao vavy no ataondry zalahy ankeriny volaohany any amponja.

Ka tsy dia misy fidirany loatra izany hoe mondilaizasion, etsetra etsetra izany fa resaka lezitimitE io ary indrindra fa resaka toetsaina politika hananan'ny mpitondra io tokony mahatsapa fa hifandimbiasana ny toerana ka tokony mitandrina @ zavatr atao.

Marina ny any filoha hajaina Ravalomanana hoe: Mila mpanohitra kredibla i Madagasikara fa raha tsy izany dia tsy misy mahjazo miakatsehatra @ radio sy tele. Tsy azo atao koa ny mamela ny fifidianana malalaka eto madagasikara sao dia tafita eo ireo mpanohitra ireo ka hamaly faty.
Raha mbola azo tazomina ny fahefana dia aoka tsy hikosomaso hitazona an'izany mafy dia mafy na dia ho hisy rA mandrika indray. Raha mbola azo atao dia aleo fikirina mafy dia mafy ny seza fa tsy misy mahalala izay lanjan'ny valifaty mitatao lohantsika mitondra nakehitriny.

Hevitra hiombonatsika rehetra, miaraka amin'ny filoha hajaina Ravalomanana io lazain'ny namana mugabe io: "Avelao andriamanitra irery no manala antsika eo @ fitondrAna" @ izay mba tsy misy valifaty. Fa raha tsy izany dia aleo alefa sesitany ny fianakaviana fa raha vao mitontona eo ireto mpanohitra ireto ka mahazo fahefana dia tena maromaro ny amintsika no tapadoha.
Aleo misoroka toy izay mitsabo. Ka raha azo pehana, dia aleho pehina mafy dia mafy ireto mpanohitra ireto ary poretina tsy misy indra fo amin'izay isika Tirankily ny saina.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
6. tsimati ( 09/07/2008 11:49)
Ny an'ny tena tsy voavaha fa ny hafa hay. Tena tsy mahatafavoaka marina ve ny Elita Gasy oooo???? =)) =)) =)) =))
7. kidoropamba ( 09/07/2008 12:00)
Tsy ilaina ny Elita gasy. mpanohitra fotsiny.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
8. tsimati ( 09/07/2008 12:06)
Hajao ny tompon-tsary fa aza manamavomavo olona ra-kidoro ooo. Andohavy vola ny tompon-tsary raha misy hambo. Elita kidoro mametraka sarin'olona. Izy ra-kidoro no elita favy indrindra =D> =D> =D>
9. kanota ( 09/07/2008 12:40)
Fantatro fa sarinadala any Maharo Tsimbazaza io ampiasain'i kidoro io
10. dadabe ( 15/07/2008 02:28)
ouajayy le zah tsy kopy :roll: :roll:
11. karavasy ( 15/07/2008 02:30)
Ny amin'ny ahoana ry dadabe :roll: :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0941