fanalana volokelika

1. nenipita ( 08/07/2008 07:30)
ahoana ny fampiasanareo fanalana azy io,

Misotra
2. sipagasy ( 08/07/2008 07:40)
misy akia ny manongotra fa toa hoe maharary aloha annn, fa ny ahy aratako e! sady vetivety dia afaka no ataoko isaky ny 3 andro dia milamina e!!!
3. nenipita ( 08/07/2008 07:57)
de inona no ampiasaindry ami'nizany : rasoir ve sa le tondeuse pour femme ireny?

Misaotra
4. ainaheri ( 08/07/2008 08:13)
Aza maka sarotra ry nenipita aa,refa miala fotsiny d'efa izy ,fa tsy alaina sarotra sy itomanina ny haingitraingitry ny vozà any ;zay misy ampiasaina zany ny tiako tenenina ee,..Ny hitako tany dago ndray ekonomika ty an,hosorana lavenona d hombotana manta lol
5. diamondra27 ( 08/07/2008 09:37)
ho an'zay efa ni raser aloha de mety tsy hety intsony fa ny tsara raha mbola ados dia ny manala azy am pince a epiler , de hongotana regulierement

raha vao une fois ianao mi raser dia zay no vita fa maniry be io dia mila esorina matetika

6. ni81 ( 08/07/2008 10:42)
ho an'zay efa ni raser aloha de mety tsy hety intsony fa ny tsara raha mbola ados dia ny manala azy am pince a epiler , de hongotana regulierement

raha vao une fois ianao mi raser dia zay no vita fa maniry be io dia mila esorina matetika
Tena io mihitsy no fomba fanaoko taloha ary mihamatevina be avy eo sady ny tena efa voloina rahateo. @ zao fotoana izao indray dia ongotako, ary ny ampiasaiko dia bande de cire froide. Rehefa manao azy @ voalohany satria t@ ilay avy noharatana taloha dia mahery ilay volo ka somary mangirifiry fa rehefa zatra dia efa volo malemilemy vao mitsiry no misolo eo dia tsy maninona intsony. Mety koa ilay fomba lazain'i ainahery ery ambony io. Misy koa amidy tany dago eny @ mpivarotra tambavy (tsy tsaroako ilay anarany) tena mahafaka koa. In-2 isam-bolana eo aho no mampiasa io bande de cire froide io zao. Mety koa io @ volon-tongotra.
7. ari.malala ( 08/07/2008 11:29)
nenà klou pince à épiler nefa le volo maniry ao ngamba eo am 4 na 5 eo :-D :-D :-D :-D :-D
8. lemenakely ( 08/07/2008 12:42)
nenipita:

ahoana ny fampiasanareo fanalana azy io,

Misotra



misy épilateur éléctrique eny @ DARTY ,BRAUN no marque tena tsara ,somary lafo fa ça vaut le prix ,tena MIJAJIKA BE avy eo
9. vale ( 08/07/2008 12:51)
hounnn, nda hijery an'izany tenenin'i lemenakely izany ah, fa ny aanah hongotako tsi11 @ pince à épiler , de indraindray tsy ampy ny fotoanako dia rasé-ko, anefa itako tsy tena miala am fotony ilay izy raséna iny, fa io machine an'i lemenakely io izao hitako manadio kokoa! melsi lesy a!! :°) ... :-*
10. ni81 ( 08/07/2008 14:57)
hounnn, nda hijery an'izany tenenin'i lemenakely izany ah, fa ny aanah hongotako tsi11 @ pince à épiler , de indraindray tsy ampy ny fotoanako dia rasé-ko, anefa itako tsy tena miala am fotony ilay izy raséna iny, fa io machine an'i lemenakely io izao hitako manadio kokoa! melsi lesy a!! ...
39€ no vidiny e! ary misy koa lafo noho izany 59€.
11. ni81 ( 08/07/2008 15:01)
nenà klou pince à épiler nefa le volo maniry ao ngamba eo am 4 na 5 eo
:) Izay vao tsaroako fa tena mahomby koa ilay amidy eny @ petite vitesse! RAMY no anarany dia iny no atao @ fanondro sy ankihibe dia tena miongotrongotra mihitsy fa tsy mandeha tsi11 toy ny @ pince.
12. vale ( 08/07/2008 15:02)
tsy olana aky fa indray mandoa ftsn iny, fa ny cire aza vidina lafo erikatra isam-bolana!! :D
13. vale ( 08/07/2008 15:06)
lemenakely> tena malama tsara ve anefa klou avy atao amin'iny??!
14. tess ( 08/07/2008 15:19)
diamondra: ny ahy aky pince épilé tam mbola tovovavy kely fa mila ho safotra vao vita ah! tsy de tsara hono ny mi épile fa manimba ny nerf e!

nenipîtia: mam^piasa rasoir pour femme aky a! ilay tsy mandratra ireny, mitovy am sipagasy, mandalo any ny rasoir isan'andro refa mandro.....ny antony hi raser-ko azy isan'andro, tsy zakako ny mi sentir volo lava ank'lika ao na de 1mm fotsiny aza....indrindra moa fa avela lava vao hongotana na halàna am cire nareo izany brrrrrrrr!
kirizy be mitsy ngamba aho mandrampadion'ilay elika....
15. ni81 ( 08/07/2008 16:02)
Tsy mba mahazaka rasoir aho fa rehefa manomboka mitsiry ilay izy dia mangidihidy be daholo ka mikôka foana no atao raharaha 8O
16. lemenakely ( 08/07/2008 16:28)
vale:

lemenakely> tena malama tsara ve anefa klou avy atao amin'iny??!



tena ao tsara !@ voalohany somary maharary fa rehefa zatra mandeha ho azy !
17. tess ( 08/07/2008 16:32)
ni81:

Tsy mba mahazaka rasoir aho fa rehefa manomboka mitsiry ilay izy dia mangidihidy be daholo ka mikôka foana no atao raharaha 8O

ka ny ahy isan'andro no raser refa mandro iny de tsy misy fotoana hitsiriany tsy manin


:-D
18. xxx ( 08/07/2008 16:41)
Za taloha ni-epile fa marary be koa ! chui pas du genre a souffrir pour etre belle izany. dia aleo razor ! fa tsy mangididy zany aloha fa tsy haiko raha ny hoditra no tsy mitovy.

misy maratra na volo tsy tafatsiry no matetika mahatonga ilay mangidihidy, ka ny fahaizana mampiasa razor sy ny produit ampiasaina no manala azy. ny tsara dia ilay triple blade razor ireny no ampiasaina, ary tsy tsindriana mihitsy ny razor rehefa mampiasa fa asosa fotsiny. mampiasa soothing gel mba tsy hisy ilay volo tsy tafatsiry fa mijanona ela be ambany hoditra reny.

mandro tsara amin'ny rano mafana ary alana tsara ny savony alohan'ny hampiasana razor ! dia mampiasa shave cream fa tsy azo atao ny mampiasa savony ! avela hilona kely amin'ilay cream aloha vao aratana.

raha mbola misy olana dia baby lotion no ampiasaina.
19. lemenakely ( 08/07/2008 16:44)
lemenakely:

nenipita:

ahoana ny fampiasanareo fanalana azy io,

Misotra



misy épilateur éléctrique eny @ DARTY ,BRAUN no marque tena tsara ,somary lafo fa ça vaut le prix ,tena MIJAJIKA BE avy eo



ny helika ihany io fa ny ambany kosa tsy mety an tanjemo!
20. ni81 ( 08/07/2008 18:35)
tsy olana aky fa indray mandoa ftsn iny, fa ny cire aza vidina lafo erikatra isam-bolana!!
Aleo tokoa mividy appareil rehefa dinihana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.295