fanalana volokelika
42. Fleurie
(
24/07/2008 11:08)
madio tsisy pentina ahoana?
ka ry zareo "mpilalao film an'olon dehibe" :D reny manko tena mahavariana anà mintsy no mahatonga lé izy malama otran'ny peau an tarehy mintsy angamba, même hatrany @ partie mampatahotra ndrindra vitany malama
43. ni81
(
24/07/2008 13:27)
ka ry zareo "mpilalao film an'olon dehibe" reny manko tena mahavariana anà mintsy no mahatonga lé izy malama otran'ny peau an tarehy mintsy angamba, même hatrany @ partie mampatahotra ndrindra vitany malamaRehefa zatra manongotra dia lasa malamalama tsara ka, satria efa mihamalemy ilay volo vaovao vao mitsiry dia tsy misy ilay mibontsina kely toy ireny volombava naratana @ tarehy ireny intsony. Fa ilay partie lazainao iray marary rehefa mahazo hoditra malemy. :lol: :lol:
44. Fleurie
(
25/07/2008 12:33)
ni81> Mba omeo anay ny sopapa ra mahavita otrireny enao fa soa fianatra é :lol:
45. ni81
(
25/07/2008 13:10)
Mba omeo anay ny sopapa ra mahavita otrireny enao fa soa fianatra éTsy dia misy sopapa fa raha vao manomboka mitsiry ilay volo malemilemy iny dia tonga dia ongotana indray, fa raha vao mihalava izy dia henjana ary izay no mampisy ilay mibontsimbontsina ireny.
46. mirabela
(
03/08/2008 14:58)
Fleurie:
hors sujet kely a!
Zany eo iany fa aona ndray ny fanalàna madio tsisy pentina ny ary ambany ary??? :D
naheno aho hoe manao blanchissmen anal no tena mety!! faa ho an ny fotsy hoditr , fa rh ho antsika chocolaté d ngamb chocolassmen anal
:roll:
47. rinakely1
(
05/08/2008 22:28)
ka inn ndray zany blanchissement anal zany ry Mirabela?? :idea: :roll:
48. mirabela
(
07/08/2008 23:00)
rinakely1:
ka inn ndray zany blanchissement anal zany ry Mirabela?? :idea: :roll:
:oops: :oops: :oops: diovina amin produit lé cible , amin izay mitovy loko amin ny sisa manodidina! satria mantsy ilay cible somary matroka rah oharina amin ny manodidina.
mazav am zay v? sa....
49. ni81
(
08/08/2008 19:07)
ka iny ny loko voajanahary ka ovaina atao ahoana? :lol:
diovina amin produit lé cible , amin izay mitovy loko amin ny sisa manodidina! satria mantsy ilay cible somary matroka rah oharina amin ny manodidina.
mazav am zay v? sa....
50. mirabela
(
09/08/2008 12:02)
ni81:
ka iny ny loko voajanahary ka ovaina atao ahoana? :lol:
diovina amin produit lé cible , amin izay mitovy loko amin ny sisa manodidina! satria mantsy ilay cible somary matroka rah oharina amin ny manodidina.
mazav am zay v? sa....
zay ndrindra ny olàna mipétraka ho antsika somary chocolat loko!
51. ni81
(
09/08/2008 14:55)
zay ndrindra ny olàna mipétraka ho antsika somary chocolat loko!tsy azoko ilay hoe olana mipetraka e! mba azonao azavaina ve ny maha-olana azy e?
52. tsiambaratelo
(
26/09/2008 09:56)
nenipita:
de nandeha mba nanontany anle hoe "ramy" teny @ petite vitesse tokoa ity zah fa angamba kosa i ari.malala tsy niady varotra fa nena aza tombanany hoe 3500 Fmg hono le kely bilitiny iny de noteneniko hoe tsy ampy ny volako fa 1000FMg no sisa aty de nomeny fona akia .
Nony tonga tany an-trano de raikitra ny fampiasana an'ity ramy fa tena gaga sy nihanahana fotsiny akia zah fa tena efficace be le izy a. sady tsy ela be toy ny pince à epiler fa tena vetivety kely de vita e. asina kely fotsiny le fanondro de tonga de mahazo sady tonga de afany h@ fotony mihitsy , tena tsy hiala @ ramy intsony indray zany aho fa tena mety sady mahatsapa fa tsy lany vola e. Sady hitanareo le kely be lazainy hoe 3500 azo 1000 Fmg iny angamba ela be vo lany satria tena kely bilitiny kely izay nampiasaiko izay nefa mbola misy bdb
zany hoe aza mijery hoe kely be ny qtté-ny fa maharitra ela be akia iny a.
izay ary aloha fa de mazotoa mikarakara vatana isika vevavy rehetra atà @ forum e.
Inona aky zany ramy?Ozizy nenipita wé kely bilitiny kely nefa nisy ambiny bdb.
53. tsiambaratelo