fanalana volokelika
23. ari.malala
(
09/07/2008 06:52)
ni81, amidy eny am mpivarotra tapakazo v zany Ramy tenenindry zany? otran'ny aona ny poziny sod zavatra tsy izy no omen'ny olona k very vola amnapà ftsn :-P
24. ni81
(
09/07/2008 07:24)
ni81, amidy eny am mpivarotra tapakazo v zany Ramy tenenindry zany? otran'ny aona ny poziny sod zavatra tsy izy no omen'ny olona k very vola amnapà ftsnEny mihitsy e, zavatra fotsifotsy izy toy ireny dity @ sapin ireny no paoziny fa mitambatra, fonosiny @ ravinkazo mba tsy ho maina. Tsy haiko ny vidiny hoe ohatrinona no mahazo.
Ary aza avela ho 4 na 5 izany vao esorina fa manjary maharary oa! Aleo mbola ilay volo malemy iny dia efa esorina. :lol:
25. ari.malala
(
09/07/2008 11:21)
ni81, vao avy nanontany mints ky za teo fa lafo vel! zavatra kely bolitsiny kely zay d lazainy fa 2000F hono tsss :-D
26. ni81
(
09/07/2008 17:52)
ni81, vao avy nanontany mints ky za teo fa lafo vel! zavatra kely bolitsiny kely zay d lazainy fa 2000F hono tsssmarina oe! tairo @ pince ihany raha toa ka izany e! :lol:
29. Rasiligaoma
(
12/07/2008 05:22)
indro kely : ny raokandro rehetra (tapakazo) mihitsy izao no niha-lafo fa tsy ny ramy ihany.
asa miha sarotra angamba ny fangalana azy, eny fa na ny talapetraka sy aferontany aza roanjato vao mahazo kely bolitika kely
asa miha sarotra angamba ny fangalana azy, eny fa na ny talapetraka sy aferontany aza roanjato vao mahazo kely bolitika kely
31. karinah
(
13/07/2008 08:42)
niaktra aby nyrehetraretra, marina izany, efa mihasarotra eee, indrindra ity resaka carburants niakatra ity vao mainka loza!! hummm
32. ari.malala
(
14/07/2008 08:23)
karinah, in ky ny idiran'ny raokandro am carburants? :-D :-D :-D :-D
ni81, nahita mba azoazo izay za dia nividy fa tena mety tsara fa misaotra nanoro e! sady maharitra be raha ny faihtako azy fa na kely fotsiny aza eo amin'ny lohatanana dia toa mety be! misaotra aky a!

33. ni81
(
14/07/2008 08:35)
karinah, in ky ny idiran'ny raokandro am carburants?Aleo ho valiako indry hoe: ny raok'andro ange ka avy any an'ala e! Dia entina @ fiara mankeny an-drenivohitra amidy. :)
Dia mazotoa manongotra e! :lol: :lol: :lol:
34. ari.malala
(
14/07/2008 09:01)
Aleo ho valiako indry hoe: ny raok'andro ange ka avy any an'ala e! Dia entina @ fiara mankeny an-drenivohitra amidy.ni81, hihihi, zay ndray no tsitako hihihihi
35. nenipita
(
15/07/2008 11:24)
de nandeha mba nanontany anle hoe "ramy" teny @ petite vitesse tokoa ity zah fa angamba kosa i ari.malala tsy niady varotra fa nena aza tombanany hoe 3500 Fmg hono le kely bilitiny iny de noteneniko hoe tsy ampy ny volako fa 1000FMg no sisa aty de nomeny fona akia .
Nony tonga tany an-trano de raikitra ny fampiasana an'ity ramy fa tena gaga sy nihanahana fotsiny akia zah fa tena efficace be le izy a. sady tsy ela be toy ny pince à epiler fa tena vetivety kely de vita e. asina kely fotsiny le fanondro de tonga de mahazo sady tonga de afany h@ fotony mihitsy , tena tsy hiala @ ramy intsony indray zany aho fa tena mety sady mahatsapa fa tsy lany vola e. Sady hitanareo le kely be lazainy hoe 3500 azo 1000 Fmg iny angamba ela be vo lany satria tena kely bilitiny kely izay nampiasaiko izay nefa mbola misy bdb
zany hoe aza mijery hoe kely be ny qtté-ny fa maharitra ela be akia iny a.
izay ary aloha fa de mazotoa mikarakara vatana isika vevavy rehetra atà @ forum e.

36. Ratoa
(
18/07/2008 13:39)
ho setrin'izany ary di osory menaka amalona ny ankizy vavy kely rehefa avy mandro; @ ny toerana ho be volo ihany dia tsy misy mihitsy rehefa lehibe.
Izay maharitra vadin'andriana êêêêê§
Izay maharitra vadin'andriana êêêêê§
37. Fleurie
(
23/07/2008 13:41)
hors sujet kely a!
Zany eo iany fa aona ndray ny fanalàna madio tsisy pentina ny ary ambany ary??? :D
Zany eo iany fa aona ndray ny fanalàna madio tsisy pentina ny ary ambany ary??? :D