aza tara ry vatican
1. fijo
(
08/07/2008 20:20)
vaovao lehibe androany ny naneken'ny fiangonana anglikanina ny hisian'ny vehivavy eveka.
ny fiangonana anglikanina sy ny fiangonana katolika moa di asaika nitovitovy rafitra.saingy izao izany dia sady efa misy vehivavy pretra no nekena koa ny vahivavy eveka.
i vatican moa avy dia nametraka sakana avy hatrany ary nilaza fa izao fanapahankevitra izao dia sakana eo amin'ny fifandraisan'ny fiangonana roa tonta????????
izany hoe i vatican dia mbola misain aihany fa ny vehivavy dia aryyyyyyy aoriana ary ihany ny toerany.ka sao tara ry vatican fa efa mivoatra anie izao ny sasany e

novalian'i fijo ny 24/07/2008 20:43
2. pissoa
(
08/07/2008 21:23)
Tsy midika hoe ary aoriana, sns ny tsy maha-eveka ka ! Tsy voatery midika fivoarana koa ny fisian'ny vehivavy eveka. Mivoatra mankaiza koa aloha ?
Tsy hoe rehefa tsy azo atao eveka akory dia any aoriana izany ! Raha tsy izany dia i Fijo tena ary aoriana ary koa satria tsy azo atao eveka amin'izao ! Ooops, toa mbola ary aorian'ny vehivavy aza angamba satria toa mila mino aloha izay vao mety atao eveka :-D :-D :-D :-D :-D

3. badboy
(
09/07/2008 16:04)
fijo >> Nisy noigogogogo sy nitomany mihintsy satria hoe izay hono ny fiatombohan'ny faran'ny église!! Jereo ity communiqué ty :
Le Vatican met en garde les femmes prêtres et ceux qui les ordonnent
LEMONDE.FR : Article publié le 30.05.08
Le Vatican a publié, jeudi 29 mai, un décret menaçant d'excommunication immédiate toute personne qui ordonnerait prêtre une femme, une mesure qui vise également toute femme ordonnée prêtre.
Le Vatican a publié, jeudi 29 mai, un décret menaçant d'excommunication immédiate toute personne qui ordonnerait prêtre une femme. Cette mesure vise également toute femme ordonnée prêtre.
Le décret de la Congrégation pour la doctrine de la foi, publié dans le journal du Vatican, l'Osservatore Romano, indique que "celui qui se risquera à attribuer l'ordre sacré à une femme, comme la femme qui aura osé recevoir l'ordre sacré, risque l'excommunication 'latae sentantiae'", soit "immédiate" en latin.
"CONSTITUTION DIVINE"
L'ordination de femmes défraie régulièrement la chronique. En 2002, sept femmes catholiques – allemandes, autrichiennes, américaines – avaient été ordonnées prêtres au sein d'une communauté fondée en 1975, à Buenos Aires, par un ancien prêtre catholique, Romulo Antonio Braschi. Le Saint-Siège les avait excommuniées quelques semaines plus tard, estimant qu'elles avaient commis "un délit grave contre la constitution divine de l'Eglise".
Jean Paul II, prédécesseur de Benoît XVI, avait réaffirmé en 1994 la position de l'Eglise catholique, expliquant qu'elle n'avait pas le pouvoir de donner l'ordination à des femmes. Le sujet continue d'être pour Rome une cause de division avec l'Eglise anglicane qui autorise, pour sa part, les femmes à devenir prêtres.

4. fijo
(
09/07/2008 21:05)
pissoa an,ie maneke hoahiliky ny olona ao foana fa izay no lahatra e.aza mivoatra mihintsy fa le fomba fahiny ihany.de ny lahilahykoa no mihinana aloha vao ny vehivavy;
5. pissoa
(
09/07/2008 21:33)
Voalohany : fantatry i Fijo ve hoe fa maninona no tsy eken'ny Fiangonana Katolika ny hoe mopera vehivavy, na eveka vehivavy ? Raha tsy fantatra akory mantsy ny antony dia mampiseho "fomba fahiny" be ... Tsy mahay akory dia efa hoe manilika hoe manilika.
Faharoa : Tsy manilika ny vehivavy ny fiangonana Katolika ! Raha tsy izany efa voailika daholo ny vehivavy ao :-D
Fahatelo dia io hevitry Fijo io mihitsy no tena tsy mivoatra. Manao ilay toe-tsaina mpanao politika gasy : te ho filona na filoham-pirenena fotsiny ny betsaka. Ny olona mivoatra sy afaka mivoatra dia ny olona mahay manome lanja ny tenany sy na asany amin'ny sehatra misy azy.

6. lizabeth
(
09/07/2008 21:40)
Tsy resaka fanilihana vhv ilay izy fa finoana fotsiny fa succession apostolique sy institution napetrak'Atra ny maha pretra ary tsy nisy vhv apostoly !!! finoana fotsiny fa misy ny olo-masina dia misy ny tsy olo-masina ka tsy ny vhv irery no voailika...! fa tsy haiko hoe ahoana ny andraisana ny masera amin'izay...!
7. fijo
(
09/07/2008 21:43)
tsy nisy apostoly vavy ,satria tamin'izany andro izany ny vehivavy dia tsy natao hitana andraikitra.izay no antony.
8. Rasiligaoma
(
10/07/2008 06:18)
dia inona anefa no mahatara na maha lasa aloha izany e?
2000 taona tsy nisy an'izany nga nisy tara teo na lasa aloha fa ny teo ihany ny teo

10. badboy
(
10/07/2008 08:52)
Rasiligaoma:
dia inona anefa no mahatara na maha lasa aloha izany e?
2000 taona tsy nisy an'izany nga nisy tara teo na lasa aloha fa ny teo ihany ny teo
Mivaotra ny fianana, mila mivaotra arak'izay koa ny fomba fijery! Raha mbola t@ andron'ny moye-âge ilay hevitra hoe ny lehilahy ihany no azo atao pretra dia mitombona!
Taonjato faha-21 tsika zao, be ny momban'ny zoam-behivavy no nivaotra, tahaky ny hoe mahazo mifidy tao aorian'ny ady lehibe faha-2, ,ny fahefany manapaka ny hanala zaza na tsia @ ireo firenena sivilize, ny ahafahany miasa fa tsy ho fitaovampanamboaranjaza sy mpikarakara tokatrano fotsiny (hita izany @ fanendrena ireo minisitra vavy ao Dago fotsiny ohatra) sns....
Ka manaraka ho azy io fivoarana @ fitovian'ny zon'ny lahy sy ny vavy io ny hoe tokony ho ekena @ izay ny fanadoboana vehivavy ho pretra! ;-) ;-) ;-) ;-)
13. badboy
(
10/07/2008 15:36)
Aleo kosa rangahy ny vehivavy hijanona ho mpanompon'ny kofa fa tsy milay tsony ny fiainana raha vao lasa mitovy zo tanteraka! Manjary tsisy mpanasa mbala sy mpahandro kaly sy mpitaiza zaza tsony aveo!!
Elisany raha lasa mitovy zo eo ny lahy sy ny vavy any dago, ka tsy manaiky hanao kaly sy hanasa mbala tsony ny vadiko satria lomorin'lisany @ ty fitovianjo tsisy ilana azy ty dia elisany no hatsoiko manao kaly sy manasa mbala!! :x :x
Marina mihintsy ny an'i arimalala, tsy izay tian-lisany no atao akory fa ny tian'ny vatican!! Rehefa tsy mila vehivavy pretra vatican dia izay zany! Je suis d'acc avec toi aki ari.chérie ah! ;-) ;-) ;-)

14. pissoa
(
10/07/2008 16:11)
badboy:
Mivaotra ny fianana, mila mivaotra arak'izay koa ny fomba fijery! Raha mbola t@ andron'ny moye-âge ilay hevitra hoe ny lehilahy ihany no azo atao pretra dia mitombona!
Taonjato faha-21 tsika zao, be ny momban'ny zoam-behivavy no nivaotra, tahaky ny hoe mahazo mifidy tao aorian'ny ady lehibe faha-2, ,ny fahefany manapaka ny hanala zaza na tsia @ ireo firenena sivilize, ny ahafahany miasa fa tsy ho fitaovampanamboaranjaza sy mpikarakara tokatrano fotsiny (hita izany @ fanendrena ireo minisitra vavy ao Dago fotsiny ohatra) sns....
Ka manaraka ho azy io fivoarana @ fitovian'ny zon'ny lahy sy ny vavy io ny hoe tokony ho ekena @ izay ny fanadoboana vehivavy ho pretra!
Ka vao any amin'ny fototra dia efa mibirioka koa ! Tsy "zo" fotsiny ny mahapretra anie e !
badboy:
Aleo kosa rangahy ny vehivavy hijanona ho mpanompon'ny kofa fa tsy milay tsony ny fiainana raha vao lasa mitovy zo tanteraka! Manjary tsisy mpanasa mbala sy mpahandro kaly sy mpitaiza zaza tsony aveo!!
Elisany raha lasa mitovy zo eo ny lahy sy ny vavy any dago, ka tsy manaiky hanao kaly sy hanasa mbala tsony ny vadiko satria lomorin'lisany @ ty fitovianjo tsisy ilana azy ty dia elisany no hatsoiko manao kaly sy manasa mbala!!
Marina mihintsy ny an'i arimalala, tsy izay tian-lisany no atao akory fa ny tian'ny vatican!! Rehefa tsy mila vehivavy pretra vatican dia izay zany! Je suis d'acc avec toi aki ari.chérie ah!
Ary tsy hoe rehefa tsy mopera akory ao amin'ny fiangonana Katolika dia mpanompo pretra izany ! :-D :-D :-D
15. Rasiligaoma
(
10/07/2008 16:14)
badboy:
Mivaotra ny fianana, mila mivaotra arak'izay koa ny fomba fijery! Raha mbola t@ andron'ny moye-âge ilay hevitra hoe ny lehilahy ihany no azo atao pretra dia mitombona!
Taonjato faha-21 tsika zao, be ny momban'ny zoam-behivavy no nivaotra, tahaky ny hoe mahazo mifidy tao aorian'ny ady lehibe faha-2, ,ny fahefany manapaka ny hanala zaza na tsia @ ireo firenena sivilize, ny ahafahany miasa fa tsy ho fitaovampanamboaranjaza sy mpikarakara tokatrano fotsiny (hita izany @ fanendrena ireo minisitra vavy ao Dago fotsiny ohatra) sns....
Ka manaraka ho azy io fivoarana @ fitovian'ny zon'ny lahy sy ny vavy io ny hoe tokony ho ekena @ izay ny fanadoboana vehivavy ho pretra! ;-) ;-) ;-) ;-)
ka nisy impact ve iley hoe maha lehilahy sy maha vehivavy sy zoa-dehilahy sy zoam-behivavy, raha resaka ara-panahy fa tsy sosialy?
raha sosialy manko dia efa misy an-dry masera ao vatican
16. badboy
(
10/07/2008 16:29)
Rasiligaoma:
Ka vao any amin'ny fototra dia efa mibirioka koa ! Tsy "zo" fotsiny ny mahapretra anie e !
Ry rahalahy, hitako ianao fa olona tena lalitsaina ka tsy hametaveta izany fahalalanao izany ny tenako! Hitsy kely fotsiny no hoentiko! Enao angamba kôpy anle t@ moyen-âge hoe ny pretra no mametraka ny mpanjaka teo @ toerany t@ zany andrio izany! Ankoatran'ny anglisy, izay mboila miaina eo ambany fahefan'ny mpanjaka, dia tsisy tsony io!!
:idea: :idea:
Noho izany zoan'io taloha, fa tsy @ zao intsony! Vokany nihena ny zoany @ fiainampanjakana!! Misy zo izany ny fianan'ny pretra! ;-) ;-)
Rasiligaoma:
ka nisy impact ve iley hoe maha lehilahy sy maha vehivavy sy zoa-dehilahy sy zoam-behivavy, raha resaka ara-panahy fa tsy sosialy?
raha sosialy manko dia efa misy an-dry masera ao vatican
Tsy haiko hoe akaiky an'i vatican ve no misy anao sa tsia, fa vatican akory tsy ambonin'ny lalàna! Ary aza adino rahalahy fa ny pretra dia olona tahaka azy no manome azy ny anarana mahapretra azy! Zony izany! Ary aratsosialy satria misy fiofanana mandritra ny 10 taona miampy ilay "3 voeux" izay ny olona no mametraka io fa tsy nitotona avy ambony rahona na nentin'ny voromailala tahaky ny t@ andron'i Charlemagne sy Jeanne d'Arc! Tapitra! ;-) ;-) ;-)
17. pissoa
(
10/07/2008 16:33)
badboy:
Ry rahalahy, hitako ianao fa olona tena lalitsaina ka tsy hametaveta izany fahalalanao izany ny tenako! Hitsy kely fotsiny no hoentiko! Enao angamba kôpy anle t@ moyen-âge hoe ny pretra no mametraka ny mpanjaka teo @ toerany t@ zany andrio izany! Ankoatran'ny anglisy, izay mboila miaina eo ambany fahefan'ny mpanjaka, dia tsisy tsony io!!
Sady misy ps no misy avatar ve ry badboy dia mbola afangaro ihany a ! Pissoa aho fa tsy Rasiligaoma ! :-D :-D :-D
18. badboy
(
10/07/2008 16:41)
pissoa >> Oadray marina, azfd ranabavy !! :oops: :oops: :oops:
Aleo alefako aradalana!
Ranabavy, hitako ianao fa olona tena lalitsa.ina ka tsy hametaveta izany fahalalanao izany ny tenako! Hitsy kely fotsiny no hoentiko! Enao angamba kôpy anle t@ moyen-âge hoe ny pretra no mametraka ny mpanjaka teo @ toerany t@ zany andro izany! Ankoatran'ny anglisy, izay mboila miaina eo ambany fahefan'ny mpanjaka, dia tsisy tsony io!!
:idea: :idea:
Noho izany zoan'io taloha, fa tsy @ zao intsony! Vokany nihena ny zoany @ fiainampanjakana!! Misy zo izany ny fianan'ny pretra! ;-) ;-)
Izay, valio @ zay ranabavy
;-) ;-)
pissoa:
Ka vao any amin'ny fototra dia efa mibirioka koa ! Tsy "zo" fotsiny ny mahapretra anie e !
Aleo alefako aradalana!
Ranabavy, hitako ianao fa olona tena lalitsa.ina ka tsy hametaveta izany fahalalanao izany ny tenako! Hitsy kely fotsiny no hoentiko! Enao angamba kôpy anle t@ moyen-âge hoe ny pretra no mametraka ny mpanjaka teo @ toerany t@ zany andro izany! Ankoatran'ny anglisy, izay mboila miaina eo ambany fahefan'ny mpanjaka, dia tsisy tsony io!!
:idea: :idea:
Noho izany zoan'io taloha, fa tsy @ zao intsony! Vokany nihena ny zoany @ fiainampanjakana!! Misy zo izany ny fianan'ny pretra! ;-) ;-)
Izay, valio @ zay ranabavy
;-) ;-)
19. pissoa
(
10/07/2008 17:00)
I badboy koa tena lalitsa.ina mihitsy ka ! :b Misaotra amin'ny fanitsiana.
Tsy ny fametrahana mpitondra sns amin'ny toerany mihitsy no maha-pretra ny pretra ! Ka raha resaka tahaka izany no arguments dia somary mibirioka ! Raha heverinao fa izay no tena maha-pretra azy ireo dia miverina mihitsy any amin'ny fototra aloha : Inona no atao hoe pretra ! :wink:

20. badboy
(
10/07/2008 17:20)
Tsisy fisaorana ranabavy!
Tsy azonao ilay tiako hatongavana! Izaho tsy miditra lalaina @ asany fa ny mahaolona mananjo sy tsy mananjo no jereko sy iaingako! Ka izay no mahatonga hy miteny hoe raha efa @ fotoanan'ny fitovianjo izao, ankoatrin'ny hoe hahay hitondra fiangonana sy ny tsy ho mora azon'ny fakapanahy ary ny hoe izay no nisy hatr'izay ka tsy mila ovana, dia inoako fa tsy ratsy raha misy vehivavy ho pretra!! Ary mety tena hampitombo ny isan'ny mpandrotsaka rakitra aza izany raha sendra ka milailay ilay sipa pretra! ;-) ;-) ;-) :-P