aza tara ry vatican
21. pissoa
(
10/07/2008 17:48)
:-D :-D :-D :-D :-D
Somary hafahafa ihany hoe tsy miditra lalina akory dia efa manangam-peo izany amin'ito resaka ito ! Toa tsy ny asany fotsiny no "tsy hidiranao lalina" fa ny maha-pretra azy mihitsy ... dia avy ianao fa be resaka eto ... bad boy !!! Toa efa an-taonany mantsy ny mpahay teolojia sy tantara sns sns no nandinika io koa :-D

22. badboy
(
10/07/2008 18:01)
Tena efa mba nade nanao "retraite" tany @ renny monastera reny zany le bandy de nahita hoe ahoana! Faly ery ry zalahy hoe nitondra joba zay tonga tany!! Ary de nototofany rononomby matavy (maimbo tainomby kely fa matsiro) le joba! De zay nanararaotra nisotro!
Ka tokony asiana fiheverana angamba hoe asina joba pretra, ary atosiko lavidavitra, miampy famela azireo hanambady tahaka ny pastera! ;-) ;-) ;-)

23. pissoa
(
10/07/2008 19:52)
:-D :-D :-D :-D :-D
Satria ve i badboy nahita vehivavy misotro ronono dia hoe tokony asiana joba pretra ! Miady amin'ny mpanao politika amin'izany f'ataovy eo :-P
Ny olona milaza mahita mopera manao sipasipa sns izany koa ange efa karazana deja-vu e ! :wink:
Fa ny tena degany amin'ity tantara ity dia eo aloha hoe zon'ny vehivavy hono ilay izy ... dia avy eo njay toa mivadika resa-dronono ... ho atao mpaka ronono sa mpisotro angaha ny vehivavy ? Enga anie mba tsy ho izay maka ronono izay ny zon'ny vehivavy mahamaika etsy ambony ha ha ha ! Aleo ihany ny sipa hibosy zestiô milamina fa tssssss :-D :-D :-D

24. lizabeth
(
10/07/2008 20:16)
ari.malala:
inona ny idiran'ny masera amin'izany?
tsisy !! mba lasa fotsiny ny eritreritro hoe manana anjara toerana betsaka ihany ny masera eo am katolika!!!
25. lizabeth
(
10/07/2008 20:41)
fijo:
tsy nisy apostoly vavy ,satria tamin'izany andro izany ny vehivavy dia tsy natao hitana andraikitra.izay no antony.
ny apostoly vavy no tsy nisy fa nisy vhv be dia be nitana andraikitra kou !! oh : reine de saba, estera, athalie, houlda, tabitha, lydie, priscille, myriam, débora, abigaïl...! sady Jesosy anie no nifidy ny apostoly e !
26. badboy
(
10/07/2008 20:42)
Zereo miadana ao akia pissoa!! :-P :-P
Fa aleo mba hiala @ fahanginany sy ny fahangididiany @ zay houa lay pretra lahy!! Io tsisy jô io ihany ange no matonga azy manambôtsa zazah anelakelatrano, na manolana kofa kely otsan'ny any zamelika sy flantsa ohatsa!! ;-) ;-) ;-)
Fa tsy azoko marina hoe maninona no tsy any @ ndry masera ry frera sy mopera no mamndripaka refa hanao ny ataony fa tô any @ sarababembahoaka ihany?? Sa ve tsisy mavoa le masera fa be tsy anjôfana ôtrin'ny mpiasan'i floréal??? :-P :-P

27. pissoa
(
10/07/2008 21:36)
Aza mampihomehy ry badboy a !
Resaka mopera vavy no resahina dia ny hidihidin'ny mopera lahy no avalinao ! Fa hi-%$#@% an'ny mopera angaha hoa no hilana ilay mopera vavy sa ahoana fa tsy azoko tsara ! Raha izay mantsy sao dia mibirioka indray tsy hi-%$#@% no ilana ny mopera :-D :-D :-D :-D :-D

28. nofinofy
(
11/07/2008 05:29)
badboy:
Zereo miadana ao akia pissoa!! :-P :-P
Fa aleo mba hiala @ fahanginany sy ny fahangididiany @ zay houa lay pretra lahy!! Io tsisy jô io ihany ange no matonga azy manambôtsa zazah anelakelatrano, na manolana kofa kely otsan'ny any zamelika sy flantsa ohatsa!! ;-) ;-) ;-)
Fa tsy azoko marina hoe maninona no tsy any @ ndry masera ry frera sy mopera no mamndripaka refa hanao ny ataony fa tô any @ sarababembahoaka ihany?? Sa ve tsisy mavoa le masera fa be tsy anjôfana ôtrin'ny mpiasan'i floréal??? :-P :-P
aiza moa no hahafantarantsika na mifanamboatra ry zareo efa samy ao na tsia. mateika mantsy toa mifankaikaiky foana ny toram-ponenany(masera sy mopera na frera io), fa mety tsy ho afapo amin'ny ao izy (satria tsy dia ampy traikef aloatra ireo) izy fa mba te hijery ny hena any ivelany.
29. Rasiligaoma
(
11/07/2008 06:01)
mahagaga fa mahaliana an-dry zalahy mihitsy i frera sy i mompera ary i masera fa i Ramatoa mitaingina mpiandry ao antrano vadim-piangonana normale tsara an
30. ari.malala
(
11/07/2008 06:05)
lizabeth:
Tsy resaka fanilihana vhv ilay izy fa finoana fotsiny fa succession apostolique sy institution napetrak'Atra ny maha pretra ary tsy nisy vhv apostoly !!! finoana fotsiny fa misy ny olo-masina dia misy ny tsy olo-masina ka tsy ny vhv irery no voailika...! fa tsy haiko hoe ahoana ny andraisana ny masera amin'izay...!
d mbola [quote = iany lizabeth]tsisy !! mba lasa fotsiny ny eritreritro hoe manana anjara toerana betsaka ihany ny masera eo am katolika!!![/quote]
d tena ts azoko mints ny tina atongavana amle remarka
d
lizabeth aveo:refa ts mahalala d aza miteniteny fona fa manjary manafintohina sady otran'ny we manendrikendrika nareo!
aiza moa no hahafantarantsika na mifanamboatra ry zareo efa samy ao na tsia. mateika mantsy toa mifankaikaiky foana ny toram-ponenany(masera sy mopera na frera io), fa mety tsy ho afapo amin'ny ao izy (satria tsy dia ampy traikef aloatra ireo) izy fa mba te hijery ny hena any ivelany.
31. Rasiligaoma
(
11/07/2008 06:10)
mba asio porofo mba mari pototra sy mba mandresy lahatra rehefa hilaza ihany tokoa e
32. nofinofy
(
11/07/2008 06:53)
Rasiligaoma:
mba asio porofo mba mari pototra sy mba mandresy lahatra rehefa hilaza ihany tokoa e
Marina mihitsy izany ry ise a! ao ny ramatoa mitaingina mpiandry, sy ny ssisa rehetra e!, mba asio porofo tokoa aloha e!
33. pissoa
(
11/07/2008 16:37)
:-D :-D :-D :-D :-D
Ka izany resaka izany ve hoa ry tsy katolika no hiheverinareo fa tokony asiana pretra vehivavy sa inona no hidiran'izany resaka izany eto ? Tsssss :-D
Raha izany mantsy dia mety ianareo ihany no nitondra ny porofo ilain'i nofinofy knou :-P :-D :-D :-D

34. fijo
(
11/07/2008 22:50)
izao fotsiny no lazaiko anareo be dohika ireo,rehefa tonga ny andro iray,satria hisy io andro io,ka hiteny amin'izay i vatican hoe ,ekentsika koa ny fanolorana vehivavy ho pretra"dia asa indray izay lazainareo amin'izay fotoana izay."
mety ianareo ireo indray no be vava hoe "ka mivoatra koa anie ny vatican e"
aminareo ireo mantsy ,izay voalaza avy any dia ok daholo na inona io na inona.
ratsy ny kapoty e,ouiiiiiiiiiiiii marina be,nefa za koa tsy te hovoan'ny sida mopera.
tsy azo atao ny miray alohann'y fanambadiana,ouiiiiiiiiiii fa za mopera tsy virjiny intsony de ahoana????
izany hoe sady fatrapanaiky be izay voalaza,no tsy manatateraka ilay izy.
tsy misy fivoarana izany ny fanendrena vehivavy ho pretra,nefa ao ambadika mitaky ny zoan'ny vehivavy.

35. pissoa
(
11/07/2008 23:01)
:-D :-D :-D :-D :-D
tsy mahaleo dohika anay angaha i Fijo dia lasa manao mpaminany ? sa efa mikendry ny ho Papa atsy ho atsy ! :-P

36. fijo
(
15/07/2008 21:00)
mety toa io voalazanao io koa no ,nolazan'ny mpino anglikanina taloha.izao nefa......
37. pissoa
(
15/07/2008 21:16)
:-D :-D :-D :-D :-D
maso be tsy mahita izany !
misy miova anie ao amin'ny katolika e ! betsaka ny zavatra mivoatra ... fa izay tsy ao tsy dia mahalala izany matetika fa mitabataba ety ivelany fotsiny no tena hainy ! :-P
Ankoatra izay, ny pretra vehivavy raha hisy any aoriana any dia tsy ny feminisme diso toerana andrandrain'ny olona ety ivelany no heveriko fa hampisy azy fa ny valin'ny fandalinana isan-karazany amin'ny nataon'i Jesoa tamin'Izy tety an-tany :-P

38. lizabeth
(
16/07/2008 06:51)
ari.malala:
d mbola [quote = iany lizabeth]tsisy !! mba lasa fotsiny ny eritreritro hoe manana anjara toerana betsaka ihany ny masera eo am katolika!!!
d tena ts azoko mints ny tina atongavana amle remarka
[/quote]
tsy misy hevitra tiako hatongavana fa aza lany andro miketrika ! eritreritra nandalo hoa ny ahy ka na tsy azonao aza aza misahirana ! mandà fatratra ny vhv pretra ny katolika nefa raha zohina dia be ny vhv manana andraikitra ao (masera),mihoatra lavitra ny any am finoana hafa...!!zay fotsiny ary mety hs !
39. fijo
(
17/07/2008 20:25)
tsara aloh ary pissoa rehefa mihomana amin'izay hoavy izay,fa tsy be vava nefa rehefa tonga ny raha kenda eo.
40. pissoa
(
17/07/2008 20:35)
Sao dia tsy mahazaka ady hevitra intsony i Fijo izany ! Oops, hain'i Fijo ve aloha fa ny abuse amin'ny mari-piatohana sns dia midika zavatra lehibe amin'ny resaka an-tsoratra ! :-D :-D :-D
Ankoatra izay, tsy fihomanana amin'ny ho avy mihitsy ny zavatra nolazaiko fa filazana fa misy zavatra miova ao ... fa ny ety ivelany no misy tsy mahita fa be resaka fotsiny (oops ny sasany be vava fa tsy be resaka :-P )