aza tara ry vatican

41. fijo ( 17/07/2008 20:39)
efa fanomanantsaina izany e,aza ahodina ny heviny .
42. pissoa ( 17/07/2008 20:40)
Fandraisanao izany fa tsy hoe hevitro ka ! Mila avahanao ireo zavatra roa ireo amin'ny manaraka :-D :-D :-D
43. fijo ( 18/07/2008 21:08)
ny olona wa mitsara ny hevitrao arakaraky ny zavatra lazainao,fa tsy izay ao anaty lohanao ao,ka ataovy mazava ny lazaina di ahiova ny fitsaran'ny olona azy
44. Rasiligaoma ( 18/07/2008 23:16)

1)misy zavatra maro tokoa dinihina aloha vao mandeha izany fanapahan-kevitra izany: resaka fanandratana ho olomasina sy olontsambatra aza mbola dinihina lava be, sady amin'ilay vataben'ny katolika lehibe dia lehibe raha miohatra amin'ny anglikanina dia normaly raha vetivety ny anglikanina dia mahita fanapahan-kevitra

2)Efa manana andraikitra lehibe ao amin'ny fiangonana katolika ny vehivavy izao, ary misy aza asa ataon'izy ireo izay tsy vitan-dehilahy, ary mifanampy ao ny lahy sy ny vavy e "izay tsy mahay sobika mahay fatram-bary e"
45. pissoa ( 19/07/2008 20:46)
Fijo : misy koa ny efa natokana tsy hahay hitsara mihitsy na dia efa mazava be aza ny lazaina :-D :-D :-D :-D :-D
46. fijo ( 22/07/2008 21:01)
ka ny anay ny itanay no resahinay ,ary izay aloha ny itanay ka dia izay no atao resaka,de mba mihova koa e
47. pissoa ( 23/07/2008 16:14)
Fijo : ka izaho koa anie efa noferako tamin'ny hitako izao no resahiko e :
Misy koa ny olona efa nataokoana tsy hahay hitsara mihitsy na dia efa mazava be aza ny lazaina :wink: :-D :-D :-D :-D :-D
48. fijo ( 23/07/2008 21:06)
tsy mazava ngamba fa dinio tsara,mety mazava aminy milaza fa tsy amin'ny hafa mijery azy
49. pissoa ( 23/07/2008 21:10)
:-D :-D :-D :-D :-D
Ary raha olona iray na vitsy ihany no tsy mahita ilay mazava fa ny hafa mahita ? :-P
50. fijo ( 23/07/2008 21:14)
iza daholo ohatra ilay mahita azy mazava??????jereo ny resaka atsy ambadika momba ny intolerance.firy no mahita azy hoe mazava ao??????
51. pissoa ( 23/07/2008 21:33)
:-D :-D :-D :-D :-D

Toa nazava ilay izy ka ! I Rakaroka ihany no somary sahirana tao ! I Fijo aza toa mba tonga dia nahazo tao koa. :-P
52. fijo ( 24/07/2008 20:43)
hay ve????mbola misy tsy mahazo .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.007