Omeo namana aho

1. Bola ( 05/07/2008 00:49)
Hoy Adama tamin Andriamanitra:
Toa manirery aho fa mila namana!
Andriamanitra: lazao ahy ary izay fanirianao, namana manao ahoana
Adama: tsara tarehy, vady mahafa po, mahay mitaiza, mahakarakara ahy sy ny ankizy ary ny tokantrano, mahay mahandro, manasa lamba, mipasoka, mahay mitsitsy vola, mora tenenina, tsy mimenomenona, tsy kizin-dava, mitsiky lava, tsy marary an doha matetika, ....dia mbola notohizan i Adama teo ny lisitrany.
Andriamanitra: hay...mazava, kanefa misy vidiny ny zavatra rehetra ka vady toy io ny vidiny tananao roa sy tongotrao roa, maso iray sy sofina iray...
Adama: zany kosa ve....ary inona no azoko raha omeko taolan tehezana iray ianao....
Dia nahazo an i Eva i Adama...:{

Toa ohatra ny tsy mampiomehy ilay izy ho aho rehefa @ teny malagasy e.... 8-)
novalian'i SHOAN ny 05/08/2008 13:23
2. ainaheri ( 05/07/2008 03:43)
ita kou lol........Fa za anao hahahahaha iany alou ee :-D :-D :-D :-D :-D
3. menalamba ( 05/07/2008 20:46)
Mbôla ampio hafa hiomehezana ry Bola an... :lol: :°)
4. Bola ( 06/07/2008 03:47)
menalamba:

Mbôla ampio hafa hiomehezana ry Bola an... :lol: :°)


ka ny mahasosotra anie rehefa adika ilay izy toa very ilay tena mampiomehy aminy:roll: ...saady toa tena mankarary an doha be ilay mandika teny... :^) no misy latsaka toy ny tany @ kilalao hafa ka tsy misy fy loatra intsony ilay izy! 8-)

Aleo mahita hatsikana efa vita teny malagasy no aterina eto rehefa mahita! :)
5. endrika01 ( 08/07/2008 10:24)
Mmmmh:-w:-W:-w
6. SHOAN ( 05/08/2008 13:23)
améo hafa ndray himéhezana é ! tena mapimé tsara an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3084