dray dray dray 60.000 ariary ny bizna @ laza adina BEPC

1. kidoropamba ( 07/07/2008 10:28)
Tsy tafavaoka e! misangodimpanina ny lohan'ny ankizy fa mafy ny fiainana.
Soa ihany fa nisy ny Institut of leadership ao iavoloha fa raha tsy izany dia tsy misy azo antenaina mihitsy ireto sekoly na oniversitE ao Madagasikara ao.
"Lo" hoy i zokibe Monja jaona izay! "Lo" dolidoly ny lohan'ny mpianatra malagasy fa trotraky ny fiainana miha mangidy hatrany. Aiza ve rangahy ka dia 60.000 ariary ny laza adina t@ BEPC.
Milaza ny sasany fa hoe manambola izany ny ankizy matoa afaka mividy laza adina 60.000 ariary. Esy e! Manao kotizasion ny pokona dia mividy iray ihany ka dia zarazaraina avy eo. Hita fa efa zatra manao bizna ny mpianatra gasy e (Io ilay esprit d'initiative lazain'ny filoha hajaina Ravalomanana). Amin'izay dia samy afaka fanadianana daholo ary hanatevindaharana ireo SOmera ao dago ao.

Tena marina ny an'i filoha hajaina Ravalomanana miantso filipiana, indiana, sy injeniera zamerikAna fa raha hiantehitra @ ireto gasy ireto dia tsy misy ilAna azy mihitsy.
Mangady ovy sy manafosafo sorgho ihany no ilAna ny gasy fa raha fianarana dia tsy ao e. Saingy tsara ary mahavelombola kosa raha toa ka efa manana fahazArana manao bizna ny zaza malagasy satria io vola io ihany ange no maha rangahy e.

Kisendrasendra sa fanahinina satria any Toamasina, renivohitra ara-toekarena no misy an'izany zaza mavitrika manao bizna izany?

Tafita Isika Malagasy (raha mitohy izao)
Ravalomanana ihany! Ravalomanana hatrany! ^:^
novalian'i kanota ny 09/07/2008 12:42
2. ravatorano ( 08/07/2008 05:22)
kidoropamba < BEPC oviana aloha izany fa toa tsisy daty sy taona ilay izy :?:
raha ny filazan'ny praiministra omaly tamin'ny fivorian'ny conseils superieru de la defense dia izao no reko "resaka fanakorotanana ny filazana fa nisy laza adina nivoaka tany Toamasina".
Ny ankoatran 'izay aloha dia mbola tsy nahare feo aho fa hihezaka hiantso bandy akama mlay b any Toamasina hanome vaovao inoako fa ho maripototra satria anisa'ny mikarakara izany fanadinana izany razoky io !
raha maripototra ilay voalazanao dia Ingahy Praiminisitra izany no voafahana lainga amin'ireo manodidina azy ary enga anie ka tsy ho izany !
3. ravatorano ( 08/07/2008 09:57)
BEPC

« Spéculation et non fuite de sujet », soutient le DREN Atsinanana


« Des sujets comprenant des fautes d’orthographe et de grammaire. Ce n’est point une fuite de sujet mais seulement une spéculation que certaines personnes ont lancé pour manipuler les candidats à l’examen officiel de BEPC » font remarquer les responsables d’examen au niveau de la Direction Régionale de l’Education nationale Atsinanana. La déclaration a été faite, hier, après la visite des 13 centres d’examen du grand port. La comparaison desdits sujets, qui auraient circulé depuis vendredi, a permis de dégager que ce n’est que volonté de nuire à l’image de l’enseignement dans la région Atsinanana, confirment toujours nos interlocuteurs. En tout cas, les 5043 candidats inscrits à l’épreuve ont entamé sans grand souci l’épreuve de malagasy durant la matinée et de sciences de la vie et de la terre l’après midi. Ces deux matières ont figuré dans la série de sujet photocopié avec les maths et l’histoire –géographie. Seulement, ceux qui ont traité en tant qu’examen blanc ce sujet vendu comme des petits pains ont eu un léger avantage. En effet, une grande ressemblance est remarquée dans le fond du sujet en l’occurrence le « soatoavina malagasy ». Pourtant, selon les responsables de l’examen dans la CISCO de la capitale économique, les sujets sont sécurisés dans les locaux de la police nationale avant d’être dispatchés à partir de 4h du matin vers les centres d’examen. Le seul problème serait l’électrification des salles d’examen dans les EPP. C’est de même le cas dans la CISCO de Brickaville. La population locale a vécu dans le noir depuis une semaine. Selon les informations que nous avions pu collecter, des photocopies de sujets manuscrits ont été remarquées dans le district de Mahanoro. Les responsables de la CISCO de Toamasina se sont mobilisés depuis dimanche pour suivre les traces de cette fuite de sujet dans la capitale régionale. On chuchote aussi une certaine photocopie dans le district de Vatomandry mais le sujet s’est vite éclipsé. Rappelons que 8662 potaches ont commencé à passer l’examen du BEPC et le concours d’entrée en seconde dans la région Atsinanana malgré toutes ces rumeurs qui ont entaché cette deuxième épreuve officielle de l’année.

Jean-Claude STEVE
midi madagasikara
08/07/2008
4. kidoropamba ( 08/07/2008 10:09)
Kay mi-spekula foana ry zalahy fa tsy nisy bizna akory. Sa ny governemanta no efa matianina @ fanafenana ny zavatra marina?
Na izany na tsy izany dia tsy misy setroka ka tsy misy afo ao. Ny filoha hajaina ihany no andrasako hilaza ny tena marina satria izy irery ihany no hany sisa atokisako @ ity firenena ity.
Sady izao koa ange efa tsy misy mandraharaha izany fianarana izany e: Miasa, miasa tsara ary miasa mafy no baikompitolomana nomen'ny filoha hajaina Ravalomanana fa tsy ny mianatra sy ho be diplaoma. Ka izay te hanao bizna @ fanadinana dia mahazo manao daholo @ izay mba afaka miasa haingakaingana kokoa. Tsy misy amin'ireo injeniera vahiny, na ireo filipianina ireo no mba manana diplaoma gasy izany. Tsy ilaina mihitsy izany ny diplaoma gasy.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
5. tsimati ( 09/07/2008 11:52)
Angaha moa tsy mpilelaka indray ilay le Kidoro e? tsy ampy telo herinandro dia miseho daholo ny tarehy rehetra. vasoka ianao aloha ra-kidoro
6. kidoropamba ( 09/07/2008 11:58)
Izao aloha: Isaorana ny mpandrindra ny serasera fa afaka mametraka ny sariny avy ny tsy11. Ka jerevo tsara io sariko io ry tsimati satria hanaraka anao hatrany izy io n,a aiza na aiza.

Faharoa, tsy misy mpisolelaka izany eto fa olona tia milaza zavatra marina ny tenako.
Na manohana ny filoha hajaina Ravalomanana aho dia tsy mba mikasa kosa hanolotra vato mafAna azy. Manohana avy aty aoriana fa tsy ery aloha ny tenako.

Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^

Ps: Tadidio tsara io sariko io fa mety hamangy anao izy io atsy ho atsy.
7. tsimati ( 09/07/2008 12:04)
Hajao ny tompon-tsary fa aza manamavomavo olona ra-kidoro ooo. Andohavy vola ny tompon-tsary raha misy hambo. ^:^ ^:^
8. kidoropamba ( 09/07/2008 12:09)
HIN HIN HIN!!!!
Io ary fa matahotra sahady. Efa 70 taona aho rangahy fa aza be tahotra sahala amin'io. Izaho tsy handoa vola amin'ny sariko ihany satria tsy mpomba an'i filoha hajaina Ravalomanana raha izany.
Sa tezitra sy mialona mahita an'io bôgositE io? marina fa efa be be taona ihany zao fa raha mbola t@ fahatanoraka dia tena....

Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
9. kanota ( 09/07/2008 12:42)
Fantatro fa sarinadala any Maharo Tsimbazaza io ampiasain'i kidoro io. Hilaza amin'ny havany aho ka ho hitan-drakidoro eo ny vokatr'io fanimbazimbana io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1151