Andramo e raha mety aminao...(lalao)

1. Bola ( 05/07/2008 02:11)
Ity lalao ity tsy mety raha tsy manao araka izay voalaza rehetra...Mazava ho azy raha vao tsy manaraka ianao dia tsy mahita izay tena valiny fa very ny chance anao hi tester ity...Ka ny takina voalohany: vakio tsara aza misy dinganina ny voasoratra ary valio misesy araka ny fahatongavany ny fanontaniana...izay...aza adino: manaraka izay voalaza amin ny antsakany sy andavany! namana ve hamitaka e!
v
v
v
v
v
v
v
Fantatro fa efa tsy mahandry ianao fa mahareta kely...raha tsy mahaliana ity tsy ho napetrako teteo...Aza adino: araho tsara izay voalaza rehetra eto fa tsy hanenenao....
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
Ho gaga ianao ao an tenatenany ao....cool fotsiny ihany dia tohizo na dia toa tsy maharaka aza ny sainao....Amin ny farany aza ianao ho toran ny hehy(rehefa mifidy anarana ianao dia ataovy azo antoka tsara hoe olom pantatrareo ilay olona)
v
v
v
v
v
v
v
v
v
Tsy misy 3 minitra ity lalao ity dia vita ka ataovy milamina mamaly ary ataovy @ fo manontolo.
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
Zao ary: mangala taratasy sy penina na pensilihazo. Dia aza adino, valiana misesy daholo dia arahina tsara izay voalaza eto raha te hahita ilay marina @ farany ianao...Zay, aza adino io! mila taratasy sy stilo ity ka andana aloha maka an izay fa manjary tsy mety!!!!
v
v
v
v
v
v
v
v
v
Efa hoe aza maika hijery ery ambany raha te tsy ho simba sy hankafy ily lalao ho aho! Milamina ianao....Vonona ny taratasy sy penina ve...ok
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
Zao ary: sorato eo @ taratasinao ny isa 1 ka hatramin ny 11 mifanao ambony ambany (izany hoe 1 dia eo ambany 2 dia hatrany hatrany hatramin ny 11)
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
Zao ary: sorato eo akaikin ny 1 izay tarehy marika tianao. Dia toy izay koa sorato eo akaikin ny 2 izay tarehy marika tianao
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
Eo akaikin ny 3 sy 7, sorato anarana olona tsy lahy na vavy toa anao (anarana hafa no eo @ 3 dia hafa eo 7 fa tsy atao mitovy). Raha lahy dia mila mametraka anaram behivavy dia raha vavy anaran dehilahy.
Aza adino: araho antsakany sy andavany daholo dia misesy araka izay lazaina eto!
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
Manorata anarana izay tianao eo akaikin ny 4 sy 5 sy 6 (ohatra namana na fianakaviana) Aza adino anaran olona fanatrao no ilaina.
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
Manorata lohatenina hira fantatrao eo akaikin ny 8 sy 9 sy 10 ary 11
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
Ity ary ny fanazavana:
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
Voalohany: tantarao @ isan ny olona izay nosoratanao taorian ny tarehimarika 1 ity rehefa vitanao ary alefaso @ isany ny olona aorian ny tarehimarika 2

Faharoa: ilay olona nosoratanao taorian ilay tarehimarika 3 no olon tianao

Fahatelo: ilay olona eo aorian ny tarehimarika 7 dia olona tena tianao saingy tsy nety ny anareo roa

Fahefatra: ilay aorian ny tarehimarika 4 dia olona tena tsy foinao

Fahadimy: ilay olona eo @ tarehimarika faha 5 dia olona tena fantatrao tsara dia tsara tokoa

Fahenina:ilay olona eo @ fahenina mitondra vintana ho anao

Fahafito:ilay hira eo @ faha-8 misy hifandraisany @ ilay olona eo @ faha 3

Fahavalo:Ilay hira eo @ faha 9 ho an ilay olona eo @ tarehimarika faha 7

Fahasivy: ilay hira eo @ faha 8 misy hifandraisany aminao manokana - mahatsara anao

Fahafolo:ilay hira faha 11 mampiseho ny fihetsemponao raha ny fiainana @ ankapobeny


Aza manontany ahy hoe ahoana sy ahoana fa izaho mandika teny fotsiny fa izaho aza gaga...sady toran ny hehy! :D
novalian'i endrika01 ny 22/07/2008 19:28
2. ainaheri ( 05/07/2008 04:26)
D mbola teny vozà nadika gasy iany ty lol,otrany mitombona zany le izy t@ za nanao an'io ,fa za tsisy akama t@ zany d noforonoko lay anarana lol
3. tslem ( 05/07/2008 05:33)
Voalohany: tantarao @ isan ny olona izay nosoratanao taorian ny tarehimarika 1 ity rehefa vitanao ary alefaso @ isany ny olona aorian ny tarehimarika 2


tena kamo be zah ,marina e! :lol:


Faharoa: ilay olona nosoratanao taorian ilay tarehimarika 3 no olon tianao


marina

Fahatelo: ilay olona eo aorian ny tarehimarika 7 dia olona tena tianao saingy tsy nety ny anareo roa


diso be

Fahefatra: ilay aorian ny tarehimarika 4 dia olona tena tsy foinao


marina be


Fahadimy: ilay olona eo @ tarehimarika faha 5 dia olona tena fantatrao tsara dia tsara tokoa


diso,fantampantatro kely fotsiny

Fahenina:ilay olona eo @ fahenina mitondra vintana ho anao


mety ho marina

Fahafito:ilay hira eo @ faha-8 misy hifandraisany @ ilay olona eo @ faha 3


diso be

Fahavalo:Ilay hira eo @ faha 9 ho an ilay olona eo @ tarehimarika faha 7


mifanipaka be

Fahasivy: ilay hira eo @ faha 8 misy hifandraisany aminao manokana - mahatsara anao


diso tanteraka

Fahafolo:ilay hira faha 11 mampiseho ny fihetsemponao raha ny fiainana @ ankapobeny


marina be


4. ainaheri ( 05/07/2008 05:42)
d maka tslem fotsiny zany e lol :lol:
5. sytl ( 05/07/2008 15:58)
:-D ,tsy mis marina!, :-w
6. ainaheri ( 05/07/2008 19:06)
d vô maika mi-styl kely zany kou :-D :-D :-D :-D
7. kelly13 ( 05/07/2008 21:42)
ary le hira mifanandrify @ 10 maninn?
8. Bola ( 06/07/2008 03:43)
kelly13:

ary le hira mifanandrify @ 10 maninn?



:?: Hummm...izaho izany ilay mandika tena fanina koa fa misy voadingana foana e...Ilay pejy aterineto anefa vita ny fandikana dia vita koa ny ilako azy ary isaky ny mihidy ny ordi dia voafafa foana izay voajery ka tena aza fady fa tsy voavaliko io satria ilay izy aza tsy hita intsony...asa ireo efa mahay ilay lalao afaka milaza ve...

Ary misy mahay ve nareo hoe inona no theorie an io zavatra io...
9. dziana ( 07/07/2008 08:08)
SAlut!
Mba nahaliana ahy le izy saingy tsy azoko miitsy le eo @ le :Voalohany.
De atao aoana tsara fa tsy azoko .
Azafady e!
Merci!

10. Bola ( 08/07/2008 04:06)
dziana:

SAlut!
Mba nahaliana ahy le izy saingy tsy azoko miitsy le eo @ le :Voalohany.
De atao aoana tsara fa tsy azoko .
Azafady e!
Merci!


Mananihany ve ianao...-----> tena tsy ratsy indray iny an :-D

Tena tsy azonao tokoa ve ilay izy...----> ndrooo *mampalaheloahyzanyianao*...ka sao dia efa novakianao hatramin ny farany ilay izy dia efa tsy mety intsony fa efa hainao izany ilay ho valiny...Sady ilay izy toa rehefa adika malagasy toa tsy tena mandaitra intsony!
Fa raha hanandrana ihany ianao dia ilay voalohany maka taratasy sy penina (stilo) dia sorato ny isa 1 ka hatramin ny 11 fa atao ambony ambany toy izao:
1 -
2 -
3-
dia hatrany hatrany hatramin ny 11, midina ambany foana satria ho asaina asianao zavatra eo akaiky eo. Dia avy eo manaraka izay voasoratra hoe asiana anarana eo @ isa zao na asiana hira, arakaraka izay voasoratra eo @ asaina ataonao.
Aza sorena raha toa ka tsy mananihany ianao fa tsy azoko antoka dia naleoko raisina sady mananihany no tsy mananihany nareo! :D
11. tess ( 08/07/2008 05:06)
tsy harako ilay jeux very tanteraka :?
12. dziana ( 08/07/2008 08:01)
Salut
Tsy oe mananihany za e! sady tsy eo ange no tsy azoko fa ilay resultat ery ambany miitsy e! le oe tantatrao @ isan'ny olona .....;( Voalohany ); eo no tsy azoko ;mba azavao fa tena tsy mananihany za akory e!
Merci de bonne journée
13. Bola ( 08/07/2008 10:30)
dziana:

Salut
Tsy oe mananihany za e! sady tsy eo ange no tsy azoko fa ilay resultat ery ambany miitsy e! le oe tantatrao @ isan'ny olona .....;( Voalohany ); eo no tsy azoko ;mba azavao fa tena tsy mananihany za akory e!
Merci de bonne journée

Hay ve io e....tsy misy dikany inona raha io...Asaina atao @ olon kafa ilay kilalao fa zavatra misy matetika @ kilalao io fa tsy mila atao akory!
Dia bonne journee koa!
14. Bola ( 08/07/2008 10:32)
tess:

tsy harako ilay jeux very tanteraka :?


Aza hivakiana loha fa tsy important loatra io! :wink: sady toa tsy mandaitra akory rehefa voadika! :)
15. endrika01 ( 08/07/2008 10:39)
Asio hafa njay e!:D
16. DotMG ( 08/07/2008 11:43)
kiii, ilay Darling an'i Princio sy Jaojoby (hira fahasivy) hono ho an'ilay olona eo @ tarehimarika fahafito, dia tsy iza fa ilay bebe ao atsimonay, ilay tsara fanahy manome kafe mafana ho ahy. Ataovy sérieux.
17. dziana ( 08/07/2008 11:50)
SAlut!
Hitanao fa tsy mananihany za!
ZAy vao azoko sady mapme refa narahina le izy!
Sssssssssssssssssssss! aza mitsatoka e!
Ie ;nefa =D> =D> =D> na izany aza! ;asio hafa ndray ary e!
Bye! :lol:
18. Bola ( 08/07/2008 13:32)
Ka na mananihany aza anie tsy maninona e...Fiomehezana ve misy maharatsy azy! Ary ilay jeu resaka serieux ho an ilay olona iray fa tsy sure aho hoe mandaitra @ rehetra ve ilay izy dia izay aza nolazaiko @ titre hoe andramo...Fa rehefa misy ny hanihany dia izaho koa raisiko araka izay...
dia ilay izy ho aho efa lazaiko anareo fa rehefa adika @ tenintsika lasa ohatra ny tsy mety izany. Ianao efa sahirana mandika nefa ilay izy tsy mety!
Rehefa misy azo atao na adika hafa hita mety hety dia apetrako eto dia hitantsika eo ny fandehany e!
Mandra pahatonga an izay mitsiky dia manga ny lanitra! :D
19. Tokinao ( 13/07/2008 16:44)
Le anaran'olona eo @ "7" re dia tena marina tamiko a :). tena toran'ny hehy za tato.

Asa fifandrifin-javatra sa dia tena mandaitra ity test ity :)
20. pissoa ( 13/07/2008 17:09)
Fahatelo: ilay olona eo aorian ny tarehimarika 7 dia olona tena tianao saingy tsy nety ny anareo roa

Inona no tsy mety fa ny anaran'i dadanay no nataoko teo :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7235