Andramo e raha mety aminao...(lalao)

21. yonikafopl ( 13/07/2008 17:13)
pissoa ka tsy nety zany ny anareo satria izy dadanjy kou :-D :-D :-D :-D
22. serena ( 20/07/2008 21:11)
Slt mahafinaritra ka za efa nanao t@ teny frantsay fa mbola nanao ihan aho teo fa tena nitombona be ny ahy ka hihihi ha :P
23. endrika01 ( 22/07/2008 17:05)
Nanandrana zah fa asa a,ny fahatelo aloha lay olona neritreretiko zay,de we io no olon-tiko,zah aloha tia azy mangina e,de lay hira misy ifandraisany @lay olona eo @faha 3,asa a,tsy haiko fa le we KAMBOTY FITIA an Dondolh sy Tahiry no napetrako teo:-P
24. endrika01 ( 22/07/2008 19:28)
mmmh,marina daholo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3552