Maty ny filoha zambiAna, naman'i filoha Ravalomanana
1. kidoropamba
(
05/07/2008 10:08)
Niaramboina mahatsiraviny ny firenena zambianina afak'omaly satria maty tsy tra-drano ny filohampirenena ao aminy. Io no valandresak'i filoha hajaina omaly raha vao tonga avy any charmelicheky izy.
Ofisialy izao fa nody mandry ny namana mavitriky zambiana.
Manentana isika rehetra mba hiara miory amin'ny vahoaka zambiana miaraka @ filoha hajaina Ravalomanana.
Tafita Isika Malagasy
God save le zambien mort. ^:^

novalian'i kanota ny 09/07/2008 12:46
2. tsimati
(
05/07/2008 11:31)
Dia maninona hoe mihena iray ny namany ve no tiana hambara ? marary andoha tsss ? ^:^ ^:^ ^:^
3. patrick2002
(
05/07/2008 14:50)
zany veh!
vakio ny gazety tribune androany 5 juillet fa misy titre ao manao hoe ENORME GAFFE DE PRESIDENT RAVALOMANANA
Tsy maty ny filoha Zambianina fa notsaboina any Paris nefa dia efa nandefa telegrama mamangy ny fahoriana sahady ra-8 loza tena loza izany ,olona tsotra izao aza tsy azo atao an

4. tsimati
(
05/07/2008 14:58)
rehefa tratra dia tsisy hialana ka hararaoty ary ra-paika2002 dia mba tia hijery anareo ahazo ny amboara izahay a. :-D :-D :-D
5. badboy
(
05/07/2008 16:02)
kidoropamba >> Raha vao tsisy hatsikana le kozindrakidoro de tsy milay!! :cry: :cry: :cry:
Enao manko zao no mba francis turbo eto @ ty kirakira ty!! ;-) ;-) ;-) ;-)

6. badboy
(
05/07/2008 16:05)
Sady tsy ny filoha Ravalomanana irery no voafitaka fa ny filoha sud africain, Thabo Mbeki, koa mba tratra! :^) :^) :^)
7. tsimati
(
05/07/2008 23:18)
Politika io ka asa aloha raha vao misy ny loza sahala izany dia avy dia mandeha mivantana any amin'ny President ny vaovao na mandalo lalana hafa. Ianareo misy saina no mamaly azy tsara.
Raha vao misy ny voina dia izay tonga midodododo aloha no tena havana na namana akaiky. Ny sasany miandry ary avy ihany manaraka ny fomba. Izay tonga aloha isaorana na sehatra inona na sehatra inona. Raha diso ny vaovao nalefa na voaray iza no diso ny mpandray vaovao sa ny nandefa vaovao ? Ary anjaran'ny President ve no manamarina izany sa dia tsisy manana andraikitra intsony fa sady President, no mibaiko ny Praiministra, Ministra, fitsarana, fananatany ny rehetra rehetra ny olona iray?
hararaoty dia veleso raha voa fa sao efa tsisy mpiandry tsatokazo mbola tsy mahafaty baolina fa manao daka miakatra toa rugby. :-D :-D :-D

8. lazounet
(
06/07/2008 14:20)

Madagascar s'excuse à la Zambie pour une fausse annonce
2008-07-06 14:06:49
ANTANANARIVO, 5 juillet (Xinhua) -- Le gouvernement malgache a présenté ses excuses au chef de l'Etat et le peuple de Zambie pour la mauvaise communication concernant la santé du président zambien.
Le ministre des Affaires étrangères, Marcel Ranjeva a présenté ses excuses pour les dernières annonces informant que le président zambien, Dr Levy Mwanawasa, est décédé.
L'annonce a été connue peu de temps après le retour du président malgache Marc Ravalomanana du Charm El Cheikh, Egypte, où il a assisté aux quatre jours de sommet de l'Union Africaine.
M. Ranjeva a déclaré dans un communiqué de presse que le monde entier a été frappé par les nouvelles transmises par des médias internationaux et qui ont induit en erreur l'opinion publique internationale.
"Les Ambassades africaines à Pretoria viennent de recevoir l'information du gouvernement zambien que M. Levy Mwanawasa est encore en vie et recoivent des soins adéquats à Paris, entouré de sa famille", selon le communiqué.
"Au nom du gouvernement malgache, le ministre des Affaires étrangères présente ses excuses pour le malentendu et adresse ses meilleurs voeux pour un prompt rétablissement et une longue vie à Son Excellence M. Levy Mwanawasa," ajoute le communiqué de presse.
9. tsimati
(
06/07/2008 14:36)
tsy hainao ve ilay fiteny hoe "satriko aza maratra" e? izay mipoitra dia avy ry Kidoropamba miaraka amin'ity mody hajaina hajaina ambadika. Tsy nipoitra indray angamba ra-zoky kidoro fa mbola mitady vaovao hafa haposaka indray.
10. lazounet
(
06/07/2008 15:12)
tsimati:
tsy hainao ve ilay fiteny hoe "satriko aza maratra" e? izay mipoitra dia avy ry Kidoropamba miaraka amin'ity mody hajaina hajaina ambadika. Tsy nipoitra indray angamba ra-zoky kidoro fa mbola mitady vaovao hafa haposaka indray.
Mihinam-bary aza misy latsaka é!
Ny irariana dia fahasalamana feno ho an'io filoha Zambiana io!
11. kidoropamba
(
06/07/2008 15:26)
Fanalambaraka an'i filoha hajaina izao vaovao izao ARY MITAKY tsy misy atakandro ny DEMISION An'ingahy RANJEVA Marisely izahay TIM .
Tsy sahy nilaza an'io vaovao tsy marina io ny filoha hajaina raha tsy ity Marisely ity no nilaza izany taminy.
Tys ny filoha hoa no ratsy sy mpanabotry vahoaka fa ireto manodidina azy mihitsy no tena mitady hamely azy.
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana^:^

12. lazounet
(
06/07/2008 15:44)
kidoropamba:

Tena lasa lavitra indray izany resakao izany Ray aman-dreny!
Misy teninao hoe: "Tsy ny filoha hoa no ratsy sy mpanabotry vahoaka fa ireto manodidina azy ..."...Io fehezan-teny io dia efa reko mihitsy faha "filoha hajaina" Didier Ratsiraka...Ka ny fanontaniako aminao dia hoe :Raha hitany fa ratsy ary ireo manodidina azy, nahoana no nofidiany hiar-miasa aminy ?
Fanontaniana tsotra ny ahy Tompoko !
13. kidoropamba
(
06/07/2008 15:59)
Tsara fipetraka ilay fanontaniana ka ezahako ny hamaly azy hampanetrentena sy ampitoniana:
Matahotra aho sao dia tsy hitan'ny filoha hajaina fa ratsy razoky be Marisely satria afera etrazEra io kirakirainy io kanefa ny filoha dia izay misy Vola ihany no tena kirakirainy satria hamatsiana ny fampandrosoana an'i Madagasikara. Ka ireto konseillE vazaha maromaro manodidina an'i filoha hajaina ireto no tena misahana an'io: MCA, Fondation Al gore, FMI, BM, sy ny sisa. Ny an'i zokibe marisely dia ny afera EtirazEra ka ny filoha dia mihaino izay lazainy foana satria nitokisany ity ministra ity.
Saingy kosa, anjarantsika Mpikambana ao @ TIM no mitandro mba tsy hisian'ny famahandalitra ataon'ireo olona manodidinany filoha hajaina ireo. Andrimason'ny filoha hajaina isika mpikambana mavitrika ato @ TIM, adidy sy zo antsika io.
Ka raha hitantsika izao fa misy famahana lalitra an'i filoha hajaina dia aleo vakiana ny barazy manalokaloka ny filoha hajaina @ vahoaka ka lazaina aminy ny marina.
Tsy azo avela ho fahanandalitra ny filoha hajaina Ravalomanana. Mila vakiNa ny barazy hatan'ireo mpanolotsaina azy ka mahatonga azy ho lasa otAzy.
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^

14. lazounet
(
06/07/2008 16:32)

Hita tokoa ny hafanam-ponao sy ny fitiavanao an'ny Filoha malagasy satria arovanao mafy tokoa izy ary tohananao. Ny indro kely anefa dia ity: misy teny hitako somary maharary àry mety hanafintohina ny filoha nampiasànao etsy ambony dia ny hoe : FAMAHANAN-DALITRA. Amin'ny maha filoha azy dia olona mahaleo tena sy mieritreritra izy (amiko) ka tsy hanaiky HO FAHANANA ary tsy hanaiky ihany koa HO FAHANAN-DALITRA.
Raha misy tokoa ve izany FAMAHANAN-DALITRA izany, Tsy tokony hanao fampitandremana ve aloha ny Mpikambana ao amin'ny TIM ary hampilaza hoe : "Tandremo Andriamatoa Filoha fa mety hamadika anao Ramarisely" ? Ny fahitako anao mantsy Ray aman-dreny, te-hiaro mafy ny Filoha avy hatrany ianao @ fametrahana "barazy", kanefa tsy hadisoana ve ny manao izany avy hatrany ?
Ahitsio aho raha diso Tompoko!
15. kidoropamba
(
07/07/2008 08:20)
Aleo raisina tsotra ilay izy: avy tany sarimeliseky dia niaraka tao anaty aoropilany i zokibe ramarisely sy ny filoha. Ny filoha hajaina ange tsy mba mamaky gazety izany mihitsy fa mihaino ny hevitra asesik'ireto mpanolotsaina azy na ireo ministra. Izany ange no hikaramAna an'ireto mpiasa maro be ireto e. Ka nisy an'io firesahana an'io tao anaty aoropilany satria mahatratra adiny maromaro vao tonga aty madagasikara.
Kinanjo nilaza ny filoha hajaina, mamimbahoaka, Ravalomanana, fa maty ilay mainty hoditra filoha zambiana. Tetsy ivato io. Teo koa ny jeneraly ramarisely. Io tenin'ny filoha io dia mazava hoazy fa tsy maintsy zavatra nolazaindry zalahy azy. Kanefa ity mainty hoditra filoha zambiana dia tsy maty akory. Henatra hoan'i diplaomasia gasy izany. Kanefa iza no tomponandraikitra @ diplaomasia? Razokin'ny be ramarisely.
Matoa ny filoha nilaza zavatra diso, miteniteny fahatany indraindray ary matetika miteny irery dia noho io famahAna lalitra azy ataon'ireto mpanolotsaina azy sy ireto minisitra ireto.
Efa nandefa taratasy mazava (letra rekomandE mihitsy) any @ foibe TIM izahay maromaro mampitandrina ity fikandry ramarisely ity fa mbola miandry valiny. Hisy kongresy mantsy atsy ho atsy ka ho potserinay ny voamasony amin'io kongresy io.
Tsy azo tohizana ny toy izao ka mahatonga any matoky ny FAHENDRENdramarisely hametrapialAna sahala tamin'ialy jeneraly any frantsa nametrapialAna ihany koa.
Fa raha sahirana koa ramarisely @ fiainana eto Madagasikara ka te-hidongy toerana, dia tsy mampaninona fa afaka mifikitra @ sezany izy fa saingy kosa tsy tokony ataony intsony ny mamahana lalitra sy manome vato mafana an'i filoha hajaina Ravalomanana.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God Save Ravalomanana ^:^

16. tsimati
(
09/07/2008 12:08)
Hajao ny tompon-tsary fa aza manamavomavo olona ra-kidoro ooo. Andohavy vola ny tompon-tsary raha misy hambo. Elita ra-kidoro =D> =D> =D>
17. kidoropamba
(
09/07/2008 12:11)
Raha mila sary ingahy ka tsy mahaloa dia lazao fa ampindramiko iray.
Aza be fialonana fa tsy mampandroso io.
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
Aza be fialonana fa tsy mampandroso io.
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
18. kanota
(
09/07/2008 12:46)
Fantatro fa sarinadala any Maharo Tsimbazaza io ampiasain'i kidoro io. Hilaza amin'ny havany aho ka ho hitan-drakidoro eo ny vokatr'io fanimbazimbana io. lazaivo fa adala efa maty koa io