mpiantoka (tuteur)
1. ari.malala
(
07/07/2008 07:35)
Miarahaba,
ny ankizy tsy ampy taona iany ve kay no mila mpiantoka? azavaiko, misy cousine ko izay kamboty ray sy reny, efa nentiko teto ny cas ny, efa 18 taona izy izao ( mandray 19 amty taona ity) d efa niala tao amle nitoerany taloha, nalain'ny zokiny moa izany fa tsy zaka intsony mintsy ny atmosfera tao. Hifindra fianarana aty an-drenivohitra izy amin'ity taom-pianarana ity, ka mbola mila taratasin'ny mpiantoka ve ny olona efa mihoatra ny 18 taona? raha eny, mbola mila mankany am tribonaly indraimandeha indray v izany ireo nitoerany taloha sy ilay ho mpiantoka vaovao? misaotra mialoha!

novalian'i Ralay ny 08/07/2008 17:04
2. Ralay
(
07/07/2008 12:30)
Rehefa feno taona izy (majeur) dia afaka manao izay tiany hatao izany hoe tsy eo ambany fahefan'ny n'izan'iza na tuteur-ny intsony, noho izany dia tsy mila mangataka alalana na @ fanjakana na @ tuteur-ny na @ iza izy fa afaka mizaka tena sy mandeha irery amin'izay. Tsy mila milaza akory hoe ho aiza na ho aiza fa izay tiany haleha. Tsara anefa ny milaza @ilay tuteur hoe ho atsy na ho ary aho mba tsy hampitaintaina azy raha ohatra ka tsy nisy ratsy nifanaovana.
3. ari.malala
(
08/07/2008 05:53)
Misaotra an' Ralay alou nanome fanazavana. Ny tena tiako ho fantatra d izao, manam-pikasana ny hampiatrano azy aho mandritra ity taom-pianarana ity, d tsy mila taratasy avy amin'ireo nitaitza azy talou tsony zany za fa tonga d afaka mipetraka ao amiko izy?
4. Ralay
(
08/07/2008 17:04)
Efa mazavabe angamba io voalazako io fa efa majeur izy dia afaka mandeha @ toerana izay tiany aleha maneran-tany :lol: ===> Afaka mampiantrano azy ianao ary tsy mila taratasy avy @n'izan'iza. :lol: