Niels MARQUART sy ny laingabeny

1. badboy ( 05/07/2008 16:11)
Lazaindranamana, Niels MARQUART, amabsadaoron'i zamerika eo dago io fa vitsy kely hono ny mpianatra malagasy sy gasy tonga any zamerika!! Ny tsy lazainy dia ireo zay lasa de tsy niverina intsony satria nahazo carte verte na citoyenneté amerikana. Be ny mande any fa ny mody any dago no vitsy! Tsy mila resahana angamba hoe fa maninona ny tsy mody satria iarahamahalala ny karma raisin'ny manampahaizana na tsy manapahaizana any zamerika! ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
novalian'i kanota ny 09/07/2008 12:45
2. tsimati ( 05/07/2008 23:38)
Firy isan-jaton'ny Malagasy no atao hoe "Be ny mande any" aminao badboy sy ny fahaizanao ? Ary firy mihoatra amin'ny lasa mianatra ao Frantsa misy anao io ? Firy aminareo Malagasy ao Frantsa no lasa nalaza sahalan-dry Zidane sy ny tohizo rehetra izay avy amin'ny zanatany.
Mizara roa ny mpianatra lasa andafy ka ao no iantohan'ny raiamandreniny ary ao ny nahazo vatsimpianarana. Ny vatsimpianarana koa misy izay nandalo fifandraisan'ny fanjakana ary misy ny mivantana ilay mpianatra no mahazo azy. ka firy isan-jato indray koa no hitan'i badboy be saina ho niantontena nandeha jamerika ? Rehefa mifandray amin'ny fanjakana dia mazava fa mody rehefa vita ny fianarana. Ny resaka "Green carte" indray fa iza no milaza aminao fa izay nianatra tao dia avy dia tsy maintsy mijanona na kely karama aza i Madagasikara ?
hazavao indray hoe tsy nampian'ny avo izy dia tsy tafajanona :-D :-D :-D
3. badboy ( 06/07/2008 06:29)
F'angaha rehefa nahafaka antsy kely teny anatanan'olona iray dia hoe malaza??? Ary f'angaha moa ny hahalaza no andehanana @ izany atao hoe lafrantsa na zamerika na indonésie misy anao io ry JK (oups tsy maty)????

Tadiavo irery any @ tany silamo misy anao ny laza ketrehanao f'aleo izay mitady ny mahasoa ny fiainany hitady!! Ary inona moa no maharatsy hoe betsaka ny gasy tafajanona ary na ary??? Fahasoavana aza izany satria mba misy zany ny tafavoaka hoatranao any indonésie io!!

Enao io aza nitsoaka niridana ka tsy tana ka tafatotona any indonésie ka ny olona tafajanona zamerika njay no analana azy!! Sao mba tsy rariny!! :^) :^) :^) :^)

Vive la diaspora!!!
4. tsimati ( 06/07/2008 06:36)
Ny resakao toa zavatra tsy haiko satria mbola eto Madagasikara aho fa efa mba nahita zamerika kosa saingy nandalo ihany. :-D :-D :-D
5. kidoropamba ( 06/07/2008 15:31)
Tena mandainga be ilay mena sofina fa tsy misy ilAna azy.
Fantatry ny boay kely gasy ange fa rehefa tonga any zamerika dia aleo mijanona any toy izay hanatevindaharana ny mahantra aty dago e.
Ary rariny mihitsy raha hampiroboroboin'ny filoha hajaina ny fijanona'ireo izay lasa any zamerika mba hijanaona any satria hanelingelina foana ry zalahy ireo rehefa tafaverina aty antanindrAzana.

Iza koa no mba boay kely gasy ka nahazo vatsimpianarana any zamerika na any ivelany ka mitady hiverina hangady ovy ety dago na hamboly sorgho. odoye. Tsy misy bandy fopla ka hanaraka an'izany.

Na ny filoha hajaina ange manafatra filipianina, injeniera zamerikAna, sy ny sisa hiasa eto dago fa raha ny malagasy dia hanohitra foana ny asany raha mba nandrato fianarana avo avo lenta ry zareo. Tsy andAlan'i filoha hajaina ange ny nijanona sekoly raha tsy azony ny CEPE-ny e. Fandaniampotoana foana izany. Vola ihany no maha rangahy. Ka avelao ireo boay kely manao sesitany volontera any zamerika fa izahay dia hikirakira ny harena ety amin'ny tanAna.

Ravalomanana ihany no iriko, Ravalomanana ihany no fidiko.
Tafita Isika Malagasy ^:^
6. nanas ( 07/07/2008 02:37)
kidoropamba:

Sao mba diso be aza zany information azonao zany, ny boay kely tany bekitana tany zay nahavita de nody doly, ary ny ankabetsahan reo mpianatra avy an ireo dia ao @ fitondran- R8 doly amin zao.
7. kidoropamba ( 07/07/2008 08:10)
Tssss! Ireo mitondra miaraka amin'ny filoha hajaina Ravalomanana ange tsy hoe noho izy nianatra tany zamerika fa noho izy mbola zanakin'ny namana akaikin'ny filoha daholo e. Ary ny sasany moa dia nilOna tao @ TIKO tao daholo.

Ireo izay mba niverina ka nanohana ny filoha hajaina dia ireo izay mitady hamely azy izao satria boursa avy t@ iraikalahy taloha dEdE Ratsy iraka daholo no nahatonga ry zalaht ireny tany zamerika. Ka mila mitandrina tsara fa mitady hamely ankolaka.

Fa ny tena Elita gasy any zamerika dia any mameno ny ambasady ny sasany, na koa nanambady zamerikAna daholo na koa nangorontrano any satria tsy be ny toerana ministra eto Madagasikara.

Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
8. tsimati ( 09/07/2008 12:02)
Bourses vola ampaosiny sa nandritra ny fitondrany ra-kidoro ? Aiza no misy an'i nanas izany ? Elita mahay dia mijanona lafrantsa e? Tsy mba elita gasy baikon'ny tsy nianatra ve ? =D> =D> =D>
9. kidoropamba ( 09/07/2008 12:27)
Vaovao tsara: Hitako t@ boky iray izay androany fa tena manana CEPE ny filoha hajaina Ravalomanana ary nahatody fianarana hatrany @ 1ère.
Kranina mihitsy ity filoha hajaina Ravalomanana ity. Hitako mandroso ny firenena.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana
^:^
10. kanota ( 09/07/2008 12:45)
Fantatro fa sarinadala any Maharo Tsimbazaza io ampiasain'i kidoro io. Hilaza amin'ny havany aho ka ho hitan-drakidoro eo ny vokatr'io fanimbazimbana io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0525