26 Juin 2008: Ary Dadabe TSIRANANA, nankaiza?
1. rabingogilabanga
(
30/06/2008 10:43)
Asa na fanadinoana, na finiavana ny hamono ny anarany eo @ tantara, fa dia tsy heno mihintsy ny anaran\'ny Tsiranana, na mandritra ny taona, na hoe fotsiny ihany @ 26 Juin @ maha-ray ny fahaleovantena azy, ny any ankafa anefa dia izany de Gaulle izany, CHurchul, Bismarck , Washington, Mandela ,etc... dia omemboninahitra tokoa. Izay tokoa ve le hoe fisainana gasy, enga anie mba tsy ho izany, zavatra vitsivitsy manko no azo lazaina, raha ny tolona @ fahaleovantena:
[b]andaniny:ny MDRM[/b], izay fahaleovantena feno no notakiany, saingy ra mandriaka, sy fanagadrana no nahazo ny mpitarika, nohon\'ny tolona nataony, ny stratejia izany no tsy nahomby teto.
Ankilany: ny PADESM izay nitazona ny fiarahana feno @ la france, izay zony tanteraka koa ny manao izany, raha mbola tsy misy ady, na korontana no anaovany azy
teo anivon\'ireo: Ny PSD Tsiranana, izay strategie nahomby, matoa nahazahoana ny fahaleovantena, satria niezaka nampiray ny majorité ny gasy, t@ izany fotoana izany, dia iretsy sokaji-na malagasy 2 tsy mitovy hevitra iretsy, ;ary voasarika tao na ry Velonjara, sy ry Mahasampo sy Lechat(mananjary )tao @ Padesm, na ry Rabemananjara sy ry Ravoangy MDRM .
Ny hoe 26 Juin, fiverenan\'ny fahaleovantena indray, dia marina tapany iny, satria nisy fanjakana maro samihafa, fa tsy iray teto madagasikara talohan\'ny colonisation, ary ny fanandevozan\'ny gasy samy gasy dia mbola nanjaka (ohatra:misy ny sokaji-na gasy natao hilanja ny sasany, ary nisy ny natao holanjaina )
Ny @ io koa, dia i Tsiranana izany no filoha voalohan\'ny Madagasikara Iray, sy tokana, ary tsy nisy fanandevozana, donc tena nahaleotena, na ny si-1-1, na ny firenena,

novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:30
2. rahiratra
(
30/06/2008 10:49)
Dia azonao atao ny manamarika izany manokana na mamorona tarika manao izany. Raha maha-koty olona ny tarikao dia miverina ny fitiavan'izay taranaky ny tia azy. Saingy aza adino fa ny zanany aza nitsongolika ny nataony. Ny Malagasy koa rehefa ratsy ny hita farany dia iny no mikoty fa tsy ny tsara hafa teo aloha. Raha miakaraka mahantra nandritra ny 20 taona ohatra ianao ka nivadika nanolana zaza tsy ampy taona tampoka dia iny farany iny no jerena. :-D :-D :-D
3. kidoropamba
(
30/06/2008 11:37)
Izahay aloha tsy mila taranaka Padesm intsony.
Tonga t@ fitondrAna ny taranak'i MDRM t@ 2002 ary nampandroso an'i Madagasikara. Ka ny filazAna fa ny padesm andry tsiranana no nitondra ny fahaleovantena dia fandotoana ny tantara. Ka tsy azo ekena.
Nanomboka t@ 2002 vao nahaleotena tanterka i Madagasikara. Tantara tsy azo kosehina io.
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^

4. hery
(
30/06/2008 12:10)
[quote:rabingobilabanga]teo anivon'ireo: Ny PSD Tsiranana[/quote]
Jereo ary ny lazain'i kidoropamba :-) ny padesm hono no andry Tsiranana (fa tsy ny psd)
kidoropamba> tsy nakalaza 26 juin koa izany? :-) Ravalomanana aza teny Mahamasina
Jereo ary ny lazain'i kidoropamba :-) ny padesm hono no andry Tsiranana (fa tsy ny psd)
kidoropamba> tsy nakalaza 26 juin koa izany? :-) Ravalomanana aza teny Mahamasina
5. xxx
(
30/06/2008 12:18)
Itp Tsiranana aminay aty Majunga de tena rain'ny fahaleovantena, Jereo fotsiny fa vao t@ty volana juin ity zao no nohavaozina ny tsangambato misy ny sariny eo alohan'ny hotel de ville ary mbola nohatsaraina koa ny zaridaina manodidina io tsangambato io noho izany de tsy afaka ny hanaiky aho fa hadinon'ny ao ampon'ny Malagasy ny anarany, Nareo mpomba ny filoha hajainareo no mety hanadino azy sy ny tolona nataony. Aminay izy no RAIN'NY FAHALEOVANTENA fa mpandimby toerana sy mpanampy tosika ny sisa.
6. kidoropamba
(
30/06/2008 14:02)
draydraydraydray!!!! ry dadabenareo tsiranana ange nisalotra fahaleovantena ara taratasimbazaha fotsiny fa ny malagasy dia tsy nahaleo tena mihitsy. hanontanio Mahaleo raha tsy mino enao.
Nanomboka tamin\'ny 2002 hoa no nisy izany fahaleovantena izany teto madagasikara. Mba vakio ny gazety \"le quotidien\" ahaizanareo vaovao marina fa aza variana mamaky an\'ireny lahatsoratry ny opposition ireny @ la gazette sy ny sisa ireny raha te ahalala ny tantara.
>Hery: Ié! Ilay lazaina fa fety @ 26 jona ange ka \"convensionely\" fotsiny fa tsy misy zavatra \"vrai\" e. Sahala t@ 29 marsa foana io. tadidio ilay hoe : mbola tsy teraka aho... Fa ilay malagasy mahantra tia fety no sarotra hanazavAna an\'izany.
Iny 26 jona iny dia nividy akoho hoan\'ny ankizy fa hoe fety fa ny fo aloha tsy tao ary ny saina koa.
Amin\'ny mandat faha telo na faha efatra angamba misy hanovAna io daty io satria mba efa mivelabelatra amin\'izay ny toetsaindramalagasy.
Tohizo ny Lalantsika
Tafita Isika Malagasy^:^

7. rabingogilabanga
(
30/06/2008 17:00)
kidoropamba:
ny malagasy dia tsy nahaleo tena mihitsy. hanontanio Mahaleo raha tsy mino enao.
Apetraho @ toerany ny tsi-1-1, raha resaka zavakanto, dia expert i Mahaleo; Fa raha histoire kosa, miala tsiny, ny histoirien no hanontaniako fa tsy i Mahaleo.
hery sy kidoropamba:
teo anivon'ireo: Ny PSD Tsiranana
Jereo ary ny lazain'i kidoropamba ny padesm hono no andry Tsiranana (fa tsy ny psd)
kidoropamba> tsy nakalaza 26 juin koa izany? Ravalomanana aza teny Mahamasina
Betsaka tokoa no milaza an'io, saingy,raha hifanditra eto isika dia ho lava ny resaka, raha enkena fa Ravoangy, Raseta, Rabemananjara no sefon'ny MDRM, dia izao no nitranga:
ny fait voalohany(tranga, izay tsy azo iadiankevitra @ maha tranga azy )dia I Jacques Rabemananjara sy Ravoangy Andrianavalona samy MDRM, dia lasa PSD niaraka t@ Tsiranana t@ annés 60-72
kidoropamba:
Tonga t@ fitondrAna ny taranak'i MDRM t@ 2002
fait faharoa (tranga tsy azo iadiankevitra koa), i docteur Raseta dia lasa AKFM-KDRSM, ary ny AKFM KDRSM (andriamanjato, sy Rabesahala,...)dia nitondra niaraka t@ Ratsiraka t@ 1975-1991, fa tsy 2002 izany
Ny hoe taranakin'ny PADESM sy MDRM indray, dia helokin'ny ray tsy helokin'ny zanaka, hevitrin'ny ray tsy hevitrin'ny zanaka.
8. tsimati
(
01/07/2008 01:47)
na zanany ianao na zafikeliny ny helony tsy helokanao anagmba saingy ahoana no mitady ny hantsiarovana ny namela fahatsiarovana ratsy farany. Tsak tsak zato arivo ve no rain'ny fahaleovantena?
9. rakapy
(
01/07/2008 04:10)
Efa nahitana pieces de rechange hono i Dadabe Tsiranana ka dia haverina eo @ sehatry ny hazakazaka politika indray atsy ho atsy. Double carburateur, v6 izy any hono ka dia mitandrema izay mpifanadrina :-D :-D :-D
10. kidoropamba
(
01/07/2008 08:38)
Ary mba taizahoaiza ry pastora ravelonjaona sy razafintsalAma gabriel sy ny PDM (Parti Démocratique Malgache) t@ ireny fotoana ireny? Nanohana ny fanjanahantany sa niady momba ny fahaleovantena?
Tafita Isika Malagasy
God bless the boss Ravalomanana ^:^
Tafita Isika Malagasy
God bless the boss Ravalomanana ^:^
11. tsimati
(
01/07/2008 09:07)
Inona no ilain'ny TIM olona hafahafa tsy mivoatra toy itony kidoropamba itony ? Ny tanana lehibe ve tokony hasiana kisoa any andafiny any ? Fa inona no anisany manahirana sy tsy mampandroso ary mitana ilay fahantrana fa tsy ny saina. vao amboarina ohatra ny "By pass" saritaka sy olana bediabe ary ny sasany mifangalatra ny vola tokony ho an'ny tompon-tany fa lasan'ny mpiasan'ny domaine sy sefom-poko-tany miaraka @'ny fianakaviana ratsy saina. Avy eo noho'ny vita ilay izy asiana soratra mazava izao hoe tsy afaka hitondrana omby. inona fa omby isankariva sy maraina iny Alasora sy ny namany iny. Dia raha voadoana eo ny omby dia lazaina indray koa fa manana fiarabe nareo ka mamono ny ombin'ny mahantra.
resaka tsisy fivoarana sahala izany ary ny hiompy kisoa antanana no resahin'ny kidoropamba milaza andafy.Inona no ilain'ny TIM anao ? miverena any amin'ny dadataoanao any manao ny filoha ajaina sy baikompitolomana.

12. kidoropamba
(
01/07/2008 09:27)
Aza avilivily ny resaka. Valio aho @ ity PDM izay nisy an'i zokiko lahy izay fa tiako fantArina fotsiny hoe aiza ho aiza ny hevitrareo.
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
14. kidoropamba
(
01/07/2008 15:51)
Aza mbola tapenina ny daomy fa mbola tsy vita ny lanonana.
F'angaha misy tsy hitiavanao andry pasitera ravelojaona sy razafintsalAma gabriel sa misy fika ambadik'ity namana ankaiky (fa tsy nahalo kotizasion) tsimati ity?
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
F'angaha misy tsy hitiavanao andry pasitera ravelojaona sy razafintsalAma gabriel sa misy fika ambadik'ity namana ankaiky (fa tsy nahalo kotizasion) tsimati ity?
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
15. tsimati
(
02/07/2008 01:12)
Antsisiny ny olona ondrakondrafana ary tsy ilain'ny TIM hono e :-D :-D :-D
16. kidoropamba
(
02/07/2008 12:43)
Ny TIM any ivelany any ange no tena tsy manaraka ny baikompitolomna avy aty @ filoha hajaina e. Jerevo ny tany alemana, ny tany frantsa, dia samy namitaka daholo.
Ny anay rangahy dia Ravalomanana tompo mahery, ary filohampirenena malagasy, na ho faty aza @ hanohanana satria izy ihany no miasa @ fampandrosoana an'i Madagasikara. Alefaso ny bala rora, fa ny any dia ilay Imerina sady masina (Imerinkasinina) ihany na faly na kentrona.
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^

17. tsimati
(
02/07/2008 23:21)
ianao efa hita fa kerisaina koa iza no hiaino resaka kerisaina ? ny loza dia lazain'ny mitapy fa izaho tsimati no kidoro tsy ahoana tsy hita ahoana ty. :evil: :evil:
18. kidoropamba
(
03/07/2008 08:50)
Soa ihany fa lazain'ny olona fa rakidoro i tsimati; Reharehan'i tsimati izany satria nahazo galOna izy.
Sao ary mba tsy marina kosa ny filazAna fa ra-tsimati ity dia rakidoro ihany? Kanefa raha marina izany ahoana ny hanaporofoina azy?
Ny mpanohitra tsy mila mahazo seza, io ihany no mahamaika antsika.
Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy ^:^

19. tsimati
(
03/07/2008 09:49)
Alaivo ny seza raha zakanao fa ny hita dia tsy hamokatra ary ny saimbahoaka no taritina sy hakana hery sisa. ianao no ho voky koa izahay no hilahatra? Vasokabe amin'ny haiteny fa efa kobo ralobo =)) =)) =))
20. kidoropamba
(
03/07/2008 10:24)
Na manao ankeriny ange ireo kamo be tenda ireo dia tsy maintsy miafara sahala @ tany zimbaboue sy kenya io e: Fizarana toerana fa ny filoha hajaina dia mijanona filoha ihany. Ary alohany ahatongavan'ireo mpanohitra amin'izany dia mila sahy ry zalahy aloha hiatrika kapoka mafy dia mafy ka tsy maintsy ho hisy faty maromaro vao tena tonga @ firasAna toerana isika. hin hin hin!
Ny miaramila efa kenda, ny polisy efa mandohalika, ny mpitsara efa mamon'ny vola, iza koa no hanembatsembana eo? Izay no mahay gaigy lahy an'ityy filohantsika hajaina ary mamaimbahoka Ravalomanana ity ary antony lehibe hanohanako azy fatratra.