26 Juin 2008: Ary Dadabe TSIRANANA, nankaiza?

21. kanota ( 03/07/2008 10:46)
mampifoka rongony mhintsy ve izy ity e ? =)) =)) =))
22. kidoropamba ( 03/07/2008 11:00)
Izaho tsy mpifoka (efa tsy manao intsony) fa lazao ihany ianao raha mila santionany kely mba hanaovana resersa na experiansa fa mety ahitako. fa andraso aloha raha vao miverina avy any charmelicheky ny filoha fa misy hotesy fantako ao @ air force one ao mpamatsy namana vitsivtsy amin'io.

Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
23. kanota ( 03/07/2008 11:37)
Apetrao miaraka @'ny pub mampidibola ho an'ny serasera ra-zoky e. Tsy hainao nga fa isaky ny misy mnokatra dia saosy ^:^ ^:^
24. kidoropamba ( 03/07/2008 12:14)
Andriamanitra O! izany fanjahalAna anay sy ny filoha hajaina Ravalomanana!
Dera sy laza ania hoanao ry filoha hajaina Ravalomanana ^:^
25. tsimati ( 03/07/2008 14:30)
vasokabe fa misosa ra-zoky ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0672