inona no fanafany ty ady @ fahatrana mahazo ny vahoaka ..
1. naughtyboy
(
30/06/2008 17:39)
misy fijery itovizako @ reo filozofa tandrefana to andry Plato sy ry Hegel ary ry Marx momba ny ady @ fahantrana( proletarian unity )ra atao bango tokana ny fahorina mahazo ny vahoaka malagasy de efa impito mandifotra olona ny lavaka misy azy ,ary inona no anjara andraikiny izy reo @ zany (izaho sy ianao sy ny malagasy rehetra..) ?
- hanome tsiny lava ny tsy fahaizana mifehy politikany reo mpamahandalitra sy ny fitondrana feno tsikolikoly ve sa hanomboka hisokatra ny sainy izy reo ka hiantsoroka ny adidy sahaza azy ny ts1/1
- fanarahamaso entitra reo fahefana mitondra sy manapaka isantsokajiny ifehezana volavolandalana sy itondrana rafitr\'asa maharitra ary amerana ny didy kofehy lehibe mihatra @ valala tsy mandady harona ( political management transparency ,dictatorship)
- fanomezana anjara toerana ny vahoaka mamokatra eo anivony fampandrosona ny toekarena sy ny fiarahamonina( socio-economic reform and effective social reproduction)
-famongorana ny adilahy politika sy ny adiseza ary fanalalahana ny fampivoarana rivotra politika mba itoerany demokrasia sy fandriampahalemana (political reform )
betsaka no tiko ho lazaina eto fa ny ady hevitra mo de any rehetra ka ny
fijeriny rehetra no zvdehibe @ hevitra de tonga soa daoly ny hevitra mivoitra @ fampandrosoana ..
ps : marihiko mialoha fa ra hevitra kitaingitaingina toa andrazanety sy ny ekipany de ataovy @ resaka hafa tsy olana fa tsy kategoriany hatsikana akory ty resaka ty :-D :-D

novalian'i karavasy ny 15/07/2008 02:24
2. tsimati
(
01/07/2008 01:37)
Voalohany tsy afaka misakana ianao hoe aza mamaly ny hevitro fa izay tonga manoratra dia tafatsofoka.
Io resaka vazivazy resahinao tsy tokony atao koa dia anisany mampahantra ny vahoaka Malagasy. Rehefa tafita sy manampahazaina ny tanora na ny tompon'andraikitra dia lasa mano resaka toeria izay tsy nahitana fampiharana teo antoerana. Vakiana ny boky ary sokafana ny internet ary talohan'izany moa dia efa natao ny fianarana sy fikarohana maro.
Ny mahantra tsy mahantra ara-bola fa mahantra ara-tsaina satria tsy mahay manitatra na variana amin'ny fampiresahana ataon'ny sasany. ireo mpanakarena indrindra erantany anefa dia manazava fa afaka miasa ny atidoha ary tsy dia ny fanana diplaoma be sy maro no nahatonga azireo ho laza anisan'ny mpanakerena indrindra erantany. Teniny izany ary hita amin'ny Internet fa tsy tenin'i Tsimati akory.
mahatra ny Malagasy raha toa ka na ny hifidy ny vadiny aza tsy hainy fa izay sendra azy dia vadiany. na ny marimarina kokoa tsy hainy ny mifidy ny solontenany fa mihatehitra @'izay heverina ho favy.

3. kidoropamba
(
01/07/2008 10:39)
Nilaza ny praiministra fa raha te hiala @ fahantrana dia Tohano ny MAP.
Nilaza ny filoha hajaina Ravalomanana, fa raha te hiala @ fahantrana dia : Miasa, miasa mafy, miasa Tsara.
Tohizo ny Lalantsika
Tafita Isika Malagasy ^:^

4. tsimati
(
01/07/2008 11:31)
Tsy mahadiso ireo na iray aza. ny dikan'ilay hoe miasa, miasa mafy ary miasa tsara no tsy takatry ny manampahaizana dondrona. ny miasa mafy sy tsara dia miasa ampisainana ary misy tombontsoa fa tsy hoe mitsemboka sy mimokomoko amin'ny fahavendranana akory. :-D :-D :-D
5. kidoropamba
(
01/07/2008 12:34)
tsimati:
Tsy mahadiso ireo na iray aza. ny dikan'ilay hoe miasa, miasa mafy ary miasa tsara no tsy takatry ny manampahaizana dondrona. ny miasa mafy sy tsara dia miasa ampisainana ary misy tombontsoa fa tsy hoe mitsemboka sy mimokomoko amin'ny fahavendranana akory. :-D :-D :-D
Tandremo ty vava maimbo ry tsimati a: Tsy manampahaizana dondrona akory ireo izay manaraka sy manohana ny filoha hajaina Ravalomanana Marc.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika^:^
6. tsimati
(
01/07/2008 15:22)
Voalazano mihintsy fa ny hafa mitaraina no resahina eto. Ny mpanaraka azy angaha mitaraina sa anisany very mahantra ?
7. kidoropamba
(
01/07/2008 15:46)
tsimati:
Voalazano mihintsy fa ny hafa mitaraina no resahina eto. Ny mpanaraka azy angaha mitaraina sa anisany very mahantra ?
Soa ihany fa nahitsinao izay nolazainao teo ambony satria raha tsy izany dia....
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
8. naughtyboy
(
01/07/2008 21:27)
fanazavana tsy ilainy be sy maro fa resaka terabary mo ny eto ka misy foana ny resaka averina in2 vao azony sasany (tsy fidiny azy reny zany ka tsy koi..)
-ny voalohany napetrakao ry tsimaty de mbola faharoa satria ny alohany rehetra de tsy nanakana akory za na oe aza mamaly fa notsipihako fotsiny ataovy resaka hafa ny vazivazy :lol:
- tsy maka aho na mindrana teniny boky sy internet fa ny teoria ra ny fihevitro azy de soridalana ilaina @ lafiny rehetra ahazahoana vokatra mahomby @ tanjona tiana ampiharana azy reny
zany oe ra tsy tonga @ le tanjona mo de tsy voatery ny teoria no diso fa ny fampiharana na ko ny fanatanterahana matetika no lesoka io anisany mandetika ny tanjona..ka eo no ilaina fahamalinana satria io no mitondra @ fahombiazana na iza izy na iza na inona no firehankevitra ananany(ideology)
-tsy ny fahaizana mifidy vady akory no nampahantra ny malagasy satria tsy ny malagasy irery no tsy mahay mifidy vady
:°) :°)
tsy ny malagasy irery ihany ko no niharany tsy nahay nifidy ny mpitondrany fa ny lehibe indrindra ngambany de ny fivoarany firenena netiny reo mpitondra
zay tsy hita ho tsaraina fa samy nitondra ny anjarabirikiny handetehana ny nosindrazantsika efa ho atsasaky ny taonjato 1,ny soridalana de nifanaraka ny zavatra nilainy vahoaka daoly ny akamaroany fa ny fanatanterahana no tsisy namokatra
- amiko ny oe politika izany de ny adiny reto rafimpiarahamonina misy sokajin\'olona 2 ao @ ny firenena 1
. saranga voalohany de ny sarabambeny mpitondra 5 % @ salan\'isa zay mifehy ny fitondrana ,tafika ( fiarovana na ko azo ampiasaina tsara ho herimpamoretana raha ilaina),varotra sy toekarena,fahasalamana ,fanabeazana sy reo sehatra kolotsaina sns..zay mitazona ny fahefana mahefa sy manapaka na raharaha antokatrano na ivelany
.ny saranga faharoa de 95 % zay atsoina oe sarabambembahoaka zay natao hery mamokatra sy fehezina ary nobeazina fotsiny hankato zavatra rehetra na de tsy safidiny aza izany
.ny anelanelany ndray de ny mpanao ny volavolandalana sy ny mpanoa lalana zay manana andraikitra lehibe @ fandrindrana reo saranga 2 teo aloha tsy tokony voatohitohina @ fanaovana ny asany
ny zvmisy zany de reo saranga 1 foana no manana andraikitra voalohany itarika fampandrosona reo saranga faharoa ka eo no olana nodiavintsika atr@ zay,iza no mahalala fa ny hevitra itantsika na de virtoaly aza ty de mety hanamaivana ny olana mitambesatra @ firenentsika sasatry ny ady seza politika toy reo rahalahy ao afrika, azia sns..

9. tsimati
(
02/07/2008 01:05)
Hahaha raha 5% ny saranga voalohanao ary 95% ny saranga faharoanao dia firy % izany ny saranga fahatelo eo anelanelany? :-D :-D :-D
Averiko ilay soratrao: "ny anelanelany ndray de ny mpanao ny volavolandalana sy ny mpanoa lalana zay manana andraikitra lehibe @ fandrindrana reo saranga 2 teo aloha tsy tokony voatohitohina @ fanaovana ny asany"
Sao mba izay no nampahantra ? lanin'ny 55 sy 95% ny fika :-D :-D :-D
Manana rahalahy ao Afrika angaha nareo sa manana anabavy any Azia. Tsy manaiky ampianarinao ireo fa hoy izy hoe ny anao aza tsy voafitranao koa ny anay no fafanao :-D :-D :-D

10. naughtyboy
(
02/07/2008 16:52)
razanety>enao no mila mianatra mandray hevitra sy mamakafaka bebe koko fa tsy ny hafa no ampianarina zany
oh.reo eo anelanelany de saranga avy @ vahoaka 95 % zay voafidy hiaro ny maro an'isa ra manao ny asany tsara refa voakolikoly izy reo de lasa anisany 5 % mazava ny resaka rehetra de averina in2 fa tsisy azonao satria tsy ampy capacite d' analyse mazava..
madagasikara de ao anatiny kontinanta afrikana ra tsy nianaranao ary ny fiaviny malagasy de avy ao malay, indonezia kontinantany azia ra tsy nianatra enao mazava ko ngamba zay
:-D

11. tsimati
(
02/07/2008 23:12)
Hahaha Ihomehezako malakolako fa rangita sarobahana. fa iza no nanao tsipika telo ? Dia aiza izany zay eo anelanelany sa aiza. Za aloha vahoaka majinika kely an. hahaha ary tena tsy ampy "unskilled and no capacity". Hahaha. Ny resaka fiavian'ny Malagasy tsy izaho no ampianarinao izany ra-dadatoa fa ny fantatro maro noho ianao. Miandrasa kely fa hamoaka boky mikasika izany aho ary ho fantatrao fa misy nohon'ny hainao ny fantatro sy mbola hiainako. Ilay resaka ralahy Afrikanina indray tsy manaiky anao ho rahalahy ny Afrikanina hahahahaha. na izany aza aloha manaiky aho fa donto e :-D :-D :-D
12. tsimati
(
03/07/2008 02:06)
Ampiako kely ho an'i naughtyboy. Ompain'ny olona avy "ASIA" ianao raha ny dihy 7mbenana ataon'i Vihavy Sila na dihy 7mbenana ataon'i Rossy sy ankalazaina ao amin'ny tanana no lazainao avy "ASIA". hahahaha tena manodina 7mbenana reo fa tsy mitovy @ dihy 7mbenana Komorinina na Afrikanina. hahahaha. Azafady naughtyboy aaaa. mapoka aaa mapoka eee. naughty aaa naughtyboy iiiii. hahahaha. Ampiakaro kely indray e. :-D :-D :-D :-D
13. naughtyboy
(
03/07/2008 12:49)
ny lohahevitra nosokafako eto de tsotra @ teny gasy
inona no hevitrao mazava mikasika ny fianinampirenena ao madagasikara
io no fanotaniana fa tsy resaka 7 mbenana sy boky hatsikana avoakanao :-D

14. kidoropamba
(
03/07/2008 13:18)
"inona no fanafany ty ady @ fahatrana mahazo ny vahoaka .."
VALINY (Tsotra sady mazava): M..agasikara APerin'asa
Engagements 1-2-3-4-5-6-7-8
Vola ilaina: 10 miliara dE dolara
Trosa: 7 miliara dE dolara
Fe-potoana: 2008-2012
Olona esorina @ fahantrAna: 5 miliona malagasy
Dera sy laza hoan'izay namorona ny MAP (Ravalomanana)^:^

16. naughtyboy
(
06/07/2008 15:25)
tsy azo ekena ho matotra zany valiteny na kely aza nahoana?
ny trosa misavovona mahazo ny nositsika de voatombana $ 4.1 lavitrisa dolara t@ 2004(billion dollars)
ny isany mpiasa mamokatra fotsiny 2007 de 8 tapitrisa(million) atr@ mpamboly ka atr@ mpandraharaha aratoekarena,na olony birao sy ny ministera miandraikitra ny fampiroboroboana sehatra famokarana na arapiarahamonina
ny fitarazoany fiakarany arinkarena(economic growth) 5 % zay tsy vahaolana mampihena ny trosa
ny vidiny vokatra afarana de mahatratra $ 800 tapitrisa dolara ny ahondrana nefa de $ 600 tapitrisa dolara
ra ny sadambola maklagasy no jerena ra oharina @ maurituis zay nosy kely ao atsinanantsika de voany isika ny vola ampidiriny arabarotra sy ny vokatra ahondrana ary ny fizahantany de $ 1,377 lavitrisa dolara(billion dollars)
ny trosany aza mbola kely noho ny antsika $ 3.26 lavitrisa(billion dollars)
1 $ zao de 32.86 rupee fotoana nisondrotany petrol nefa sika de manakalo atr@ 6302.9 francs malagasy t@ 2000
ka azavao eto ary oe aiza ho aiza no vahaolana etiny ty MAP lazainao ty anala ny fahantrany malagasy nifidy ty filoha ra8 ty
:lol:

17. tsimati
(
09/07/2008 11:41)
Efa hoe tsy mahatafavoaka hono ny Elita Gasy no mahatonga io tsy fahombiazana io =)) =)) =))
18. naughtyboy
(
09/07/2008 16:19)
valiteny misy petrak'efa avoaka fa tsy matotra zany,ra tsy mahita de mitadiava fa resaka marivo tototra tsy mahavadibainga :-D
19. tsimati
(
09/07/2008 16:55)
Ataontsiaka hoe resaka marivo tototra ka tafavoakan'ny elita marobe avy ao frantsa aiza ary zany le tanana e? Omeo porofo mivangana fa aza atao marivo tototra. :-D :-D :-D
20. naughtyboy
(
09/07/2008 17:44)
io no andrasako @ valiteninao etsy aloha maro2 ny fanotaniana tsy voavalinao hatr@ zao fa 1 no averiko ,inona no hevitrao na porofo mety mahatsara anty MAP ty ka mitondra vahaolana ialana @ fahantrana de mitohy ny resatsika fa tsy fanotaniana mivaly fanotaniana :lol: