inona no fanafany ty ady @ fahatrana mahazo ny vahoaka ..

21. tsimati ( 10/07/2008 14:42)
Ny MAP ra-dadatoa tsy izaho no namorona azy koa ahoana no izaho aty alavitra aty no hanaporofo azy a ? Sao mivaha ? Sahala izay koa ianao mpitazan-davitra sy elita tsy nanao inoninona fa mihorakoraka avy Europe.
22. naughtyboy ( 11/07/2008 17:18)
hay kay tsisy hainao ny zv resahinao eto fa mivovo fotsiny otrany kivindro mahita roplana atsy ambony oe tohano ny MAPny tsy itovizatsika de ito

ary averiko ndray ny fantatrao resahina sy tohanana fa aza mindrana ny any hafa ,za miresaka eto de mahita ny soridalana araky ny fandalinako fa tsy manaradrenirano ,de aza simbana ny resako eto fa tsisy atokona, ipitsiho tany fa maivana be abobo,
te hiresaka nefa isaky ny tsy mahavaly fanotanina de ny hafa no mivaha an

=)) =)) =)) ampy zay ny koziko aminao fa tsy te hiresaka hatasikana aho eto tohizo ny :@ :@ :@ :@ :-$ :-$
23. tsimati ( 11/07/2008 23:50)
Mila tonga saina mihintsy ny ELITA GASY TSY ALEHANY sady mangarona. :-D :-D :-D Izahay efa donto ngah maninona. Okay elita gasy n..boy.
24. naughtyboy ( 14/07/2008 13:21)
tsy hivoatra ny fisainana toa anao sa tsy tsisy votoatinkevitra na fanazavana mazava ka tazomy ho anao rery ny hevitrao :-P :-D
25. tsimati ( 14/07/2008 15:54)
Elita gasy mako mahay be ka :-D :-D :-D
26. karavasy ( 15/07/2008 02:24)
Ny be atidoha maro saingy tsy mbola mivaingana ny fanafany amin'ny ty fahantrana. Misy mahay betsaka ato ka ireo no andrasana hitondra fanafana. Dia mahereza ry naughtyboy :* :* :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1324