ehh psssit !! !

1. sitlo ( 25/06/2008 19:20)
Wahahhahha !!
K'aiza daloho ?!
novalian'i xxx ny 26/06/2008 10:12
2. sitlo ( 25/06/2008 19:24)
hihihi andray
3. xxx ( 25/06/2008 19:24)
ipitsio fa lolo
4. sitlo ( 25/06/2008 19:30)
mandehana fa za manangatra !
5. sitlo ( 25/06/2008 19:37)
na tsy hita aza ny feo malefaka manakoako ao anaty zanak'atidoha !
6. xxx ( 25/06/2008 19:41)
dia mitorakovitra mihànahàna izany!
7. sitlo ( 25/06/2008 19:49)
ah aha andray kosa... io fa kobo :oops:
8. xxx ( 25/06/2008 19:53)
ny inona no kobo???? mitovy aamin'ny firesak'i orona izany koa i sitlo....
9. penina ( 25/06/2008 19:57)
dain kendaiko raha tratrako cf hafatra voatahiry
10. xxx ( 25/06/2008 20:05)
dia raha hanakenda ahahafaty ahy ho kendaiko
11. xxx ( 25/06/2008 20:06)
za konkou mba hanoratra
aza kendaina izany cf hafatra voaray.
ory xxx tsy orona io fa vava .. tsy silto fa p......
Za tsy te hilaza spapa
12. penina ( 25/06/2008 20:08)
dia rehefa maty koa aho dia kendaiko ndray
13. sitlo ( 25/06/2008 20:14)
penina:

dia rehefa maty koa aho dia kendaiko ndray

aza mangala tahaka !
za no niteny hoe manangatra

14. penina ( 25/06/2008 20:16)
efa andron'ny fitovin-jo izao, sady ahy tonga dia angatra be mihitsy
15. xxx ( 25/06/2008 20:18)
xxx10 ary toa miaro be sa tia ho kendaina


penina: ny ahy tsy mitehaka amin'ny tany ny tongotra
16. penina ( 25/06/2008 20:21)
ny ahy tsisy tongotra akory

ohatra ny ahita angatra hihomehy aho :lol:
17. xxx ( 25/06/2008 20:22)
amin'ny firy ny ora fidirana rehefa manangatra???? amin'ny alina sa ilay vao maraina?
18. penina ( 25/06/2008 20:25)
You Mean!!! ;-)
19. xxx ( 25/06/2008 20:29)
tsy mahay ny fiteninareo ny angatra aty aminay.
tsy mitovy ny alina sy ny maraina any sy ny aty
20. sakaizakely ( 25/06/2008 20:35)
:°) :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1048