ehh psssit !! !

21. penina ( 25/06/2008 20:38)
You Mean koa kifeko be !!! ;-)
22. yonikafopl ( 25/06/2008 20:42)
niakatra njay ny setrok'i sitlo marina mafy , ialao fa looooloooooo :-D :-D
23. xxx ( 25/06/2008 21:00)
samy mahay mangatra izany!
izay resy midaboka lasa vovoka
24. ainaheri ( 25/06/2008 21:14)
Mafana ve ny andro sa aona ee??? Sa misy zvtr tsy milamina any ee :roll:
25. sitlo ( 25/06/2008 21:23)
managatsika ny andro ka! :lol: :lol:
26. sakaizakely ( 25/06/2008 21:24)
mora miakatra ny môkety saint maclou :@ :@ :@
27. Papoose ( 25/06/2008 21:27)
zeuuu happeninnnnn ko ty ray ty!
28. xxx ( 25/06/2008 21:35)
mistery kôm le fantôme.
29. penina ( 25/06/2008 23:11)
fantôme mifoka môkety :lol:
30. ainaheri ( 26/06/2008 04:41)
d i penina manao zipety :roll: :lol:
31. xxx ( 26/06/2008 04:51)
môkety mamofona tsy laitra ny fofony
oviana indray no managatra fanitelony?
32. tslem ( 26/06/2008 05:38)
ainaheri:

Mafana ve ny andro sa aona ee??? Sa misy zvtr tsy milamina any ee :roll:


hafanana sy mokety :-D
33. kelly13 ( 26/06/2008 07:03)
tsy azoko le resaka fa migrevy ny taxi :°)
34. tslem ( 26/06/2008 07:05)
andefasako rôplane ve ndry e? :-D
35. kelly13 ( 26/06/2008 07:05)
hevitra mety :wink:
36. sakaizakely ( 26/06/2008 07:16)
tantarana matotoa sy angatra :{ :{ :{ :{
37. kelly13 ( 26/06/2008 07:27)
anipazako tongolo gasy d miala maina, oups hay mou ny tongolo gasy ho an'ny mpamosavy ono! inn re e! ahhhh, za manana lakroà kely balitika kely zay! mety v? :°)
38. diamondra27 ( 26/06/2008 09:42)
kelly13:

anipazako tongolo gasy d miala maina, oups hay mou ny tongolo gasy ho an'ny mpamosavy ono! inn re e! ahhhh, za manana lakroà kely balitika kely zay! mety v? :°)

-------------------------------

raha MAL = Miala Any ny Lolo
raha MAP= Miala Any ny Pams


:-D :-D :-D
39. xxx ( 26/06/2008 10:12)
angatra mahay miova loko toy ny tanalahy
tanalahy maro loko masika sy normala
mahavariana mahatalanjona mahakofona mampiomehy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0968