antony telo lehibe izy io:
-Bleu ny anaran'izy ireo, ary akoho no logo, nefa akoho bleu, tsy mbola nisy izany; na orange, na fotsy, na mainty, etc... ny akoho fa tsy bleu. toin'ny gisa mainty ihany io.
-Miady an-trano ny frantsay:
Carla Bruni: Pour an'i Italie;
Sarkozy: Pour an'i La france.
-Amoureu ny entraîneur: Resaka mariazy @ estelle denis ny ao an-doha, nefa baolina no tokony ho atrehina.
Ka dia inona fa resy ny italianina na vavy, na lahy e!
-Vavy Frantsay: resin'ny Carla Bruni(Lasan'i kala ny amboara Sarkozy)
-Lahy Frantsay, resy @ baolina
tsy ampy dôzy aloha, fa sao misy vovoka any ra-kiady a!
sniff.. sniff..
tchouFF.., Tchouf..