namana hijery mozika

1. nirinagirl ( 20/06/2008 16:52)
salut!je suis nouvelle à versailles et je cherche des endroits où aller ou des spectacles àvoir, conseillez moi raha misy mahafinaritra!!!
avant le 21 juin no tena mety !!! :)
bizz nirina
novalian'i Lejoba ny 04/08/2008 13:44
2. brado ( 03/07/2008 13:47)
ka ra ts mitov filin de ts met
3. Lejoba ( 04/08/2008 13:44)
nareo kosa ve ry nirinagirl la veille vao manoratra dia aiza. sady izay any versailles dezaka be ary.
raha mitady fety gasy dia jereo @ sites gasy ireny, la sobika , radiovazogasy sns
raha mpamonjy soirée moa ianao dia ianao indray no tsy maharaka, fa dia ataovy matanjaka ny budget carburant.
sinon koa http://www.dailymotion.com/video/x4ucae_avia-hiaraka-aminay_music
Mahereza eh tia anao Jesosy (l) (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2444