Bibiolona

61. niryna ( 01/07/2008 17:05)
Aleo asehoko mihitsy koa ny tarehiny fa sao lazain'i xxx tery ambony tery hoe :

62. niryna ( 01/07/2008 17:16)
ity angamba ataoko hoe taolanolona no nakambany sa toa iray i hany

angaha no ataoko hoe sandwitch na sary nakambana na multiple exposure.
nefa asa aloha ? :D

63. xxx ( 02/07/2008 10:57)
mahafinaritra ny sary alafanao eh,tena mahay mihitsy izay nanao azy,tohizo fa tsara fa tena manana passion tokoa ianao :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
64. xxx ( 02/07/2008 11:08)
le bibiolona misy soavaly tapany ambany iny fa no tena malaza any dago any,ary ny ahy le tsaho sy le honohono ary ny fanafody gasy no tena mahagaga ahy ka raha misy eto sahy milaza fa mahita an' le bibiolona sy mahalala mpanao fanafody gasy tena mahery na mpandatsabaratra tena ikoizana,sy ireo fomba sansantsany dia aza misalasala ny mandefa mi contacetr ahy @ ity mail ity hoe rakoto123@yahoo.fr fa vonona aho ny hifampitsapa azy,
65. niryna ( 02/07/2008 17:07)
xxx:

efa nolazaina i xxx hoe ny honohono misy ny tena zavatra nitranga koa misy fa aza ampifangaroana ireo.matoa misy ny teny ilazana azy na rumor io na inona dia misy izany( na tsaho na minomino foana koa izany..ary misy tena nisy tokoa).
raha mahita olona maty an-drano isika ohatra ka tonga mijery ary manontany ny nahatonga an'io faty io .Ahoana no hilazan'ny olona azy? Samy manana ny filazany azy avy ary dia mifindrafindra araka ny sofina mihaino sy ny filazan'ny olona.
Raha resaka mpandatsabaratra na mpanao fanafody indray dia tadidio fa herin'i satana ireny ka raha mino an'Atra hianao dia tokony hino ny herin'i satana izay miahoaho erak'izao tontolo izao.
Efa nontantaraiko ilay tovolahy nanahihany ilay mpanao ody varatra ka vao tonga tao am-piangonana izy mirahalahy dia nilatsaka ny varatra kanefa tsy nisy orana akory,nianjera ,torana tamin'ny tany ilay tovolahy ary ilay rangahy niteny hoe ho hitan'ialahy ny anjo an'ialahy no nandona ny varavaram-piangonana, voalohany.Ilay niaraka taminy no nangovitra ary nitantara an'io .Mbola velona io olona nitantara io sy ilay nilatsahan'ny varatra .Ny pasitera niteny hoe soa ihany isika fa tato an-tranon'Atra.Herin'iza no nanavotra ilay zaza? Herin'Atra.Hery avy aiza ilay nahatonga an'ilay varatra nilatsaka araka ny vavan'ilay rangahy.Anao ny mandanjalanja.
Raha mbola tsy nisy zavatra nahazo anao dia aza maninana loza .
Raha te ahita ny herin'ny mazava sy hery azon'ireo avy @ maizina hianao dia mandehana indray mandeha amin'ireny fiangonana manasitrana,manala devoly ireny dia ho hitanao.Mvavaha anefa fa mifindra ho an'izay tsy mino azy ny herin'ny devoly .Fa aza hoe tsy mino maty raha tsy avy mandevina.
mahereza

(l) niryna
66. xxx ( 02/07/2008 19:27)
marina izany ry niryna ah,na ity internet ity koa anie ary mety miracle e ,saika hadinoko anao fa izaho anie electricien,raha fantatrao hoe 1million par ans ny varatra nilatsaka eto france dia mety ho gaga ianao hoe hay koa ny vazaha mahay mandatrabaratra saika ny indro kely ny aty misy ny fitaovana atao hoe parfoudre miaro ny appareil ao antrano raha misy varatra milatsaka ,mitovy amin'izany ve ny fomba fijery any dago ?tsy hamaly aho fa ianao ihany no hamaly azy antsaina.Ary ny resaka maty andrano samy manana ny commantairany ny olona tsy mahagaga izany,fa polisy manao ny famotorana,mahatonga ny antony,mino ahy ianao fa tsy resaka honohono no hinoany ry zareo fa resaka lojika.Ny resaka fanahy ratsy tsy hiditra amin'izany aho,mino an'Andriamanitra aho,saingy za raha marary dia ny docteur no alehako,za raha tsy misy vola dia lasa miasa aho mitady vola , fa tsy misy vola milatsaka avy any andanitra
67. niryna ( 07/07/2008 11:25)

Tsy ny hoe maha electricien na maha izao akory no olana fa ny hoe mahafantatra ve ny electricien fa misy herin'izao tontolo izao dia ny herin'i satana izany afaka mandrava ny fiainan'ny olona ,toa ny herin'Atra ihany ?
Iza no tsy mahalala ny fandrimbaratra na tsy electricien aza ? Mety tsy afaka manao ny ataon'ny hafa ny olona iray fa ny fahalalana tsy midika akory hoe ho voatery electricien ha,ha.
Raha mbola tsy nahita izany olona nolatsahan'ny varatra izany hianao dia tsy maninona tsy ho voatery akory,fa raha miaina ao anatin'ny mazava kosa hianao dia mahita ny herin'ny maizina misintona anao hiverina too bady saingy manana an'ilay hazavana ilay olona ka tsy ho voatariny intsony.Ny ao anaty maizina mbola ao anatiny ihany ary dia ampahafantariny lainga tsara lahatra ka indraindray miantehitra ny herin'ny fahaizany ary dia tsy mino maty raha tsy avy mandevina. oops

68. xxx ( 10/07/2008 18:31)
hainao tsara kosa le erin'ny satana ,hita mihitsy hoe olona nandalina an,tsy sekoly alahady anie eto eh,raha ny fomba fieritreretanao azy dia hoe raha vao hororontany na phenomen naturel ratsy dia hoe avy amin'ny satana,asa na fantatrao hoe raha misy horohorontany any @ tany mahantra sy ny tana manakrena mitovy ve ny resultat? fa inona no antony ?raisoko ohatra turquie sy japon .ary iny tsunamy iny ve no taty @ tany lazaina fa tany mandroso nahafaty olona marobe,raha voavalinao ireo dia hitako hoe marina ny teninao :lol: :lol: inona no mahatonga an'izany?
69. francoB ( 11/07/2008 14:42)
Lé resaka finoahana aloha sao tsy mety ny ampidiran'azy @lé adihevitra fa samy manana ny azy io, ary misy koa aza ny tsy mpino. Fa lé sary betsaka ny mampiomehy :lol: :lol: fa tsy mampataotra tsony, satria hitabe mitsy lé fanamboarana @lé izy (lé bibiolona vehivavy ohatra, hita be lé "calque" fa vehivavy mijoro any @beach no basen'io). Aoka tsy ho adinotsika ny efa betsaka ny softwares fanaovanan'zany e!
Ary lé hoe olona sy zava-maniry kosa d laviko tanteraka satria efa nandeha t@ DHC(chanel TV iray aty US) io resaka io t@ febroary, ary nisy profesora "dermatologist" tao @ University of Maryland no nanadiady momban'io tranga io ka nanambara fa infection io. Notsaboiny ary io zalahy io, ary nisy fiatsarany tokoa saingy tsy nanaraka ny fitsaboana intsony izy fa hoy izy hoe manjary tsy mahazo vola @circus intsony izy raha sitrana eo(mampiseho an'io fahasamponany io any @circus manko no fidiram-bolany).Mampalahelo tokoa lé toe-tsaina kanefa atao akory moa refa izay no tiany!
70. niryna ( 13/07/2008 19:52)
xxx:

hainao tsara kosa le erin'ny satana ,hita mihitsy hoe olona nandalina an,tsy sekoly alahady anie eto eh,raha ny fomba fieritreretanao azy dia hoe raha vao hororontany na phenomen naturel ratsy dia hoe avy amin'ny satana,asa na fantatrao hoe raha misy horohorontany any @ tany mahantra sy ny tana manakrena mitovy ve ny resultat? fa inona no antony ?raisoko ohatra turquie sy japon .ary iny tsunamy iny ve no taty @ tany lazaina fa tany mandroso nahafaty olona marobe,raha voavalinao ireo dia hitako hoe marina ny teninao :lol: :lol: inona no mahatonga an'izany?

ka na hino an'i satana anie i xx na tsy hino misy izy e,marina fa tsy hitory teny ato tokoa aho ka,fa saingy ilay firesak'i xxx no mahatonga ahy hiteny an'izany.Misy ny zavatra mother nature hoy ny hilazana azy,tonga daholo izao zavatra rehetra izao ,voa janahary io ary misy koa ny olona na firenena izay manompo ny zavatra naharin'ilay Nahary ary dia asehony azy irreo izany.Tsy izay rehetra mipoitra akory dia hoe herin'i satana avokoa fa aoka hazava tsara ,raha sitrapoko no manao zavatra efa fantatro fa tsy mety dia tsy satana mihitsy no omeko tsiny .
Averiko indray fa tsy afaka ny hiteny mihitsy koa aho hoe tsunamy dia hery avy amin'i satana na tsy avy any, satria Atra izay nanao ny olona no mahalala hoe nosaziany ny firenena izay mivavaka amin'Atra hafa na tsia.Ny dikany tsy ho voavaliko ary tsy ho voavalinao ireo .
Ny fantatro fotsiny dia mamaly ratsy ny taranaka izay tsy mino azy afizy ka mivadika Aminy anefa kosa dia manome tso -drano ny taranaka mifamdimby ihany koa .

71. niryna ( 13/07/2008 20:10)
francoB:

Lé resaka finoahana aloha sao tsy mety ny ampidiran'azy @lé adihevitra fa samy manana ny azy io, ary misy koa aza ny tsy mpino. Fa lé sary betsaka ny mampiomehy :lol: :lol: fa tsy mampataotra tsony, satria hitabe mitsy lé fanamboarana @lé izy (lé bibiolona vehivavy ohatra, hita be lé "calque" fa vehivavy mijoro any @beach no basen'io). Aoka tsy ho adinotsika ny efa betsaka ny softwares fanaovanan'zany e!
Ary lé hoe olona sy zava-maniry kosa d laviko tanteraka satria efa nandeha t@ DHC(chanel TV iray aty US) io resaka io t@ febroary, ary nisy profesora "dermatologist" tao @ University of Maryland no nanadiady momban'io tranga io ka nanambara fa infection io. Notsaboiny ary io zalahy io, ary nisy fiatsarany tokoa saingy tsy nanaraka ny fitsaboana intsony izy fa hoy izy hoe manjary tsy mahazo vola @circus intsony izy raha sitrana eo(mampiseho an'io fahasamponany io any @circus manko no fidiram-bolany).Mampalahelo tokoa lé toe-tsaina kanefa atao akory moa refa izay no tiany!

dia mitovy ilay zaza kambana tsy nivoaka ny tanany sy ny tongony roa ka lasa olona iray ilay izy izany ry franco a.Dia nafenin'ilay fokontany kely ilay zaza dia lasa natao andriamanitra hivavahana ilay zaza.

72. francoB ( 13/07/2008 22:27)
izay indray aloha no tsy harako, fa misaotra t@ lay vaovao!
:wink:
73. xxx ( 16/07/2008 11:51)
xxx63:
le bibiolona misy soavaly tapany ambany iny fa no tena malaza any dago any,ary ny ahy le tsaho sy le honohono ary ny fanafody gasy no tena mahagaga ahy ka raha misy eto sahy milaza fa mahita an' le bibiolona sy mahalala mpanao fanafody gasy tena mahery na mpandatsabaratra tena ikoizana,sy ireo fomba sansantsany dia aza misalasala ny mandefa mi contacetr ahy @ ity mail ity hoe rakoto123@yahoo.fr fa vonona aho ny hifampitsapa azy,

Zé gasy mahay fanafody gasy sy mahay mandatsabaratra hono izany dia antsoina mba ifampitsapa @ xxx63 fa izy koa mahay, sady ny azy miampy fanafody vazà.
Soa ihany fa soratra machine ity fa tsy soratànako ... :-D
74. niryna ( 23/07/2008 13:57)

marina izany aiza tokoa re i dada Rabe Vs ani dada Rakoto e
:D
75. tsiambaratelo ( 11/09/2008 16:23)
niryna:

ni81:

Tena efa naheno izany resaka bibiolona izany tokoa tany dago taloha.
Ny olona fahiny dia tsy nanao gabone fa any an-tsaha no mivoaka izy ireo. Sendra nivoaka tokoa hono ity reniben'ny renibe-ko indray hariva efa maizina dia t@ izy nitingitingina iny mihitsy hono dia nandre feon-tsoavaly, ary dia niafina teo ambodin'ilay hazo izy, ary indro tazany olona ny tapany ambony ary soavaly ny tapany ambany. Vao lasa ilay bibiolona dia nitsoriaka niverina tany an-tranony haingana dia haingana izy nitantara ny zavatra hitany.

Tsy dia tsaroaka koa hoe t@ taona firy no nisy gasy mpanoratra boky bandes dessinées, ary tao anatin'ny iray t@ ireo boky ireo dia nisy tantara misy resaka bibiolona. Notantarainy tao fa mifefy anaty tamboho be ilay toerana misy azy io ary rà no fisotrony. Maro ny mpikambana nanompo io biby io hono, ary miara-mivory izy ireo manao ilay PACTE @ alina.
Dia maro tokoa ny olona no nilaza tato aoriana fa tena nisy ilay tantara fa teny IVANDRY teny misy tanàna mifefy mitovy @ ilay voalazany tao mihitsy ary olona mpanankarena maro isan-tsokajiny tao dago hono ireo mpikambana tao ireo. Tsy nahita maso ny tena fa hono avokoa ireo rehetra ireo an.

ka izay hono no nahatonga ny olona niteny hoe mpakara ilay olona.Nisy fianakavianay nitady asa tao amin'ilay olona mpaka-ra izany hono fony mbola kely izahay,tadidiko fotsiny izy natory tao aminay ary avy any ambanivohitra lavitra be.Noteneniny tamin'ny fianakaviana iray hoe andeha hitady asa izy,dia nolazainy ilay toerana,ity iray tsy nahalala ny tantaran'ilay mpaka ra ary dia nandeha tany ny fianakaviana ,maromaro ary nilaza ilay olona fa tonga teo tokony izy saingy tsy misy asa.Mandrak'ity ny androany,tsy ita maty,tsy hita velona,tena nalaiky narary mihitsy ny mamany (zanaka 23 taona ve dia anjavona fotsiny ? )

Toa tsy nisy nahita lay tantara ny namana fa toa samy mitantara fotsiny aby.Sa misy mahalala ihany angamba fa raha vao mitantara de gli am-bavany saka:-P
76. endrika01 ( 08/10/2008 16:14)
francoB:

Lé resaka finoahana aloha sao tsy mety ny ampidiran'azy @lé adihevitra fa samy manana ny azy io, ary misy koa aza ny tsy mpino. Fa lé sary betsaka ny mampiomehy :lol: :lol: fa tsy mampataotra tsony, satria hitabe mitsy lé fanamboarana @lé izy (lé bibiolona vehivavy ohatra, hita be lé "calque" fa vehivavy mijoro any @beach no basen'io). Aoka tsy ho adinotsika ny efa betsaka ny softwares fanaovanan'zany e!
Ary lé hoe olona sy zava-maniry kosa d laviko tanteraka satria efa nandeha t@ DHC(chanel TV iray aty US) io resaka io t@ febroary, ary nisy profesora "dermatologist" tao @ University of Maryland no nanadiady momban'io tranga io ka nanambara fa infection io. Notsaboiny ary io zalahy io, ary nisy fiatsarany tokoa saingy tsy nanaraka ny fitsaboana intsony izy fa hoy izy hoe manjary tsy mahazo vola @circus intsony izy raha sitrana eo(mampiseho an'io fahasamponany io any @circus manko no fidiram-bolany).Mampalahelo tokoa lé toe-tsaina kanefa atao akory moa refa izay no tiany!

Ny bibiolona tena misy,fa ny gasy saritahotra ny hilaza eto,efa nanao fati-dra ny sasany de mataotra sao fongana ny akohonana!
77. endrika01 ( 08/10/2008 16:17)

78. danousch ( 07/02/2012 08:43)
Raha mijery tsara isika : ny teny hoe "bibiolona" dia teny roa natambatra, izany hoe biby sy olona.
Ireny resaka ireny dia miainga avy @ eritreritry ra-olombelona avokoa hatreto, marina fa tsy ilaozan'izay tsy hisy hanao fanandramana hanakambana ny biby sy ny olona any ho any (na gasy na vazaha), nefa izany dia tsy azo hatao raha tsy efa mahazo alalana mazava tsara @ fanjakana misy azy, nefa koa ny fanjakana tsy hamela n'iza n'iza hanao izany.
Raha avadika @ teny vahiny ny ataotsika hoe bibiolona dia "monstre" @ frantsay na "monster" @ anglisy, ery rehefa mandinika tsara isika dia tsy mbola nisy teto ambonin'ny tany ireny zavatra ireny fa imagination'ireo dessinateur (peintre, infographe) na ireo mpikaroka, fa mba saintsaino tokoa moa hoe tena misy ireny (toy ireny alika sy saka, ny omby , soavaly sns.. mameno ny tanàna) , fa tsy afaka mivoaka ny trano intsony isika na atoandro na alina, fa dia hiriaria eran'ny tanàna izy ireny ary handrapaka izay mifanojo aminy.
Eto aho dia te hisarika ny saitsika rehetra fa fandrebirebena sain'olona daholo ireny, matoa isika mbola tsy nahita mivantana ilay atao hoe "bibiolona", dia mbola honohono izany.
Biby ve ho olona e ?
79. O.C.A ( 11/03/2015 10:45)

endrika01:

Zah kounkou efa nandre io resaka bibiolona io!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6653