Bibiolona
22. endrika01
(
21/06/2008 20:20)
niryna>zah naheno fa tsy mbola nahita maso;na eo @toerana nanorenanay trano aza anié,lazain ny manodidina fa misy soavaly fotsy be migalôpy foana é.Tany efa voavidy ve ho hariana,mipetraka ao ny fiamak s,ry zareo mpivavaka be!(lolo hono le soavaly fotsy,):D
23. endrika01
(
22/06/2008 09:50)
niryna:
fahamarinana:
[quote=niryna]Jereo ity ,tena misy ve io sa angano angano ?ireto koa misy karazana .
:arrow: ahoana no fahitan'ny niryna azy ? raha tena izy dia lasa taranaky adama sy eva koa ireny zany ?
Raha tsia dia angano angano . :) (l)
http://www.boingboing.net/mog.jpg
http://www.whynotnews.eu/images/wq2.jpg
http://www.whynotnews.eu/images/wq1.jpg
http://rvtravel.com/blog/chuck/uploaded_images/jake-754862.jpg
niryna>mampalahelo lay izy!
24. Koditra
(
22/06/2008 14:10)
Za ndray alo dia resaka honohono daholo no henoko ary izay nitantara dia mbola resaka honohono koa no nahenoany.
Ny tsy azoko fotsiny dia ny hoe mila ra na mila fo ilay izy, raha ny honohono faheno matetika mantsy dia ny hoe tapany ambony olona dia ny tapany ambany soavaly (mitovy @lay sary voalohany nasehon'ny niryna io), raha ny tokony ho izy izany, araka ny eritreritro oa, na izy mihinana izay fihinan'ny olona (vary, laoka, mofo, sns), na izy mihinana izay fihinan'ny soavaly, na izy roa mitambatra fa tsy hoe mila Ra izany. Dia otran'izay ihany koa ireo karazana bibiolona hafa nasehon'ny niryna antsary ireo.
Tsy haiko aloha e.

25. Koditra
(
22/06/2008 14:14)
niryna:
Ny mpamboly izao natao ny famotorana aty aminay dia hoe 65 % hono manambady ny biby fiompiny(ondry,osy,sns)
niryna ve miompy saka na alika ao atrano? Amidio any tsy misy hatakandro fa saro-piaro be za, tsyhaitsihay zay any aoriana any knou :lol:
26. endrika01
(
23/06/2008 14:47)
Ny any amin-dry ry Zareo namako mipetraka any atsimony TRITRIVA any A/be any misy ary tena misy ny biby mihinan\'olona.Any @tanàna atao hoe SAHANTANY! Mampisasaka ny lalana makany BEMAH. Isaky ny harivariva @5ora any!Dia efa tapitra manidy trano avokoa ny olona,tsy tahotra dahalo io fa lay biby antsoiny we TOKAN-DIA.Tsy honohono,fa raha te hahalala misimisy ianareo dia mandehana any,mila olona maromaro miaraka,raha te hijono anizy io,dia refa harivariva mihilana masoandro iny!Raha henjehiny hono dia tsy azo atao ny miakatra fiakarana fa fidinana,lava volo be le biby,manakona ny masony.Fa ny fanamboloany no malady!@zao tsika miresaka izao tsy haiko raha mbola velona any reo biby!:-w:-w:-w
27. niryna
(
23/06/2008 15:12)
endrika01:
Zao aloha raha misy avy ao akaikina Antsirakely le aty andrefana STAR ao A/be de mety hiteny eto izy we tsy marina izany!Na marina izany!Fa le olona nitantara,nipetraka tany A/be efa any Ste Marie zao ry zareo,dia nitantara we ao @reo Frere le manao akanjo rebareba be isanandro le avy eo andrefany star ny lalana makany de ry zareo le mifefy tamboho be ao,refa @alina mamoaka an zany biby lehibebe nohony sarakely izany,,mitarika rojobe,misy garde mpanaraka,manao akanjo vy...(...)de rangahy mpiasa tao @Mélia A/be koa nitantara fa nifanena t@Bibiolona,nifanojo lalana, vao teny @200m we izy dia tsy afa-nihetsika fa nisy hery hafa2 be avy @mason'ilay olonabiby,hitan reo namany avy aty @sapanana de nosotoniny,de nitsoaka nirifatra,tsy azo atao hoy izy ny mifanojo na mijery an le zvt fa tonga de tsy afaka mihetsika(...)
misaotra endrika a .
HS kely ity a
maro ny zavatra tsy takatry ny saintsika ary ny herin'ny maizina.Hianareo ve tsy efa naheno fahiny hoe ny tanora miantso esprit ? Fanahy,tsy fantany hoe fanahina inona na fanahina inona fa dia hoe hoy ny olona mpitantara io (ny zanany mihitsy no nitrangan-javatra ).Nifamihana tanana hono ry zareo,tsy aiko tsara ilay tantara ary dia misy soratsoratra (spells no hiantsoana azy @ teny anglisy) ary dia nanao boribory eo dia miantsoantso esprit es tu la eo,dia izay zavatra nanontaniany dia misy soratra ho azy :evil:
Dia tonga ny toron'ity rakalakely dia nanontaniany hono raha hoe hiteraka izy rahatrizay,dia "tsia no valiny ".Nanao ny tsy fanao ilay tovovavy ary dia niteraka tsy nanambady :oops: .Tadidiko aho noentin'ny zaobaviko namangy tany fa mbola kely aho ary rehefa avy namangy ilay tera-bao izahay dia notantarainy ahy io ...
Mety hoe misy ny minomino foana ry xxx eo ambony a,kanefa koa betsaka koa ny zavatra herin'ny maizina tsy azo akaharina fa mety ahitan-doza .
28. niryna
(
23/06/2008 15:15)
xxx:
izay efa nahita maso fa tsy lazalazan'olona miteny eto fa raha mbola tsy nahita aza be resaka fa mandrary mampangainga olona fotsiny.Mbola tsy henonareo angaha ny ohabolan'ny taolo hoe aleo mifanena @ mpmosavy toy izay mpandaingy
:D :D ka ny anaran'i xxx aza afenina ka iza no hino an'izany :D :D
30. niryna
(
23/06/2008 16:19)
endrika01:
niryna:
fahamarinana:
[quote=niryna]Jereo ity ,tena misy ve io sa angano angano ?ireto koa misy karazana .
:arrow: ahoana no fahitan'ny niryna azy ? raha tena izy dia lasa taranaky adama sy eva koa ireny zany ?
Raha tsia dia angano angano . :) (l)
http://www.boingboing.net/mog.jpg
http://www.whynotnews.eu/images/wq2.jpg
http://www.whynotnews.eu/images/wq1.jpg
http://rvtravel.com/blog/chuck/uploaded_images/jake-754862.jpg
niryna>mampalahelo lay izy!
Betsaka aky ny sampona ary efa naheno ve indry hoe tao amin'ny HGR nisy zazakakely feno maso ny vatany ary tsy nisy tongotra ?
31. niryna
(
23/06/2008 16:24)
Koditra:
Za ndray alo dia resaka honohono daholo no henoko ary izay nitantara dia mbola resaka honohono koa no nahenoany.
Ny tsy azoko fotsiny dia ny hoe mila ra na mila fo ilay izy, raha ny honohono faheno matetika mantsy dia ny hoe tapany ambony olona dia ny tapany ambany soavaly (mitovy @lay sary voalohany nasehon'ny niryna io), raha ny tokony ho izy izany, araka ny eritreritro oa, na izy mihinana izay fihinan'ny olona (vary, laoka, mofo, sns), na izy mihinana izay fihinan'ny soavaly, na izy roa mitambatra fa tsy hoe mila Ra izany. Dia otran'izay ihany koa ireo karazana bibiolona hafa nasehon'ny niryna antsary ireo.
Tsy haiko aloha e.
ka carnivore moa no filaza ny biby mihinana hena ? dia mihinana ondry,omby,olona ....dia ny ankizy na olona very tsy hita intsony izany mety possible nataony kitoza :D na tonga dia hohaniny amin'izao :roll:
32. niryna
(
23/06/2008 16:29)
Koditra:
niryna:
Ny mpamboly izao natao ny famotorana aty aminay dia hoe 65 % hono manambady ny biby fiompiny(ondry,osy,sns)
niryna ve miompy saka na alika ao atrano? Amidio any tsy misy hatakandro fa saro-piaro be za, tsyhaitsihay zay any aoriana any knou :lol:
hi,hi,tsy manana aho fa nanana trondro ary io trondro io dia maka vatokely dia afindrany amin'ny zoron'ilay fitoerany havia dia avy eo indray raofiny amin'ny vavany ny vatokely dia afindrany amin'ny ilany havanana indray,dia toy izany foana no ataony.
Kodita tena marina ity fa ny alika vavy no tena ahitana azy hoe vadian'ny olona,mibotsona marikoriko be mihitsy ny eo akaikin'ny rambony ary indrindra ireny mpanelaka ireny no tena mitondra azy mandehandeha ary misy toerana irayl izay feno azy ka sendra nandalo an'il ay tanana izahay dia izany no notenenin'ny namanay. Feno azy e,ary marikoriko be ny mijery ny fitombenany ..
33. niryna
(
23/06/2008 16:31)
endrika01:
Ny any amin-dry ry Zareo namako mipetraka any atsimony TRITRIVA any A/be any misy ary tena misy ny biby mihinan\'olona.Any @tanàna atao hoe SAHANTANY! Mampisasaka ny lalana makany BEMAH. Isaky ny harivariva @5ora any!Dia efa tapitra manidy trano avokoa ny olona,tsy tahotra dahalo io fa lay biby antsoiny we TOKAN-DIA.Tsy honohono,fa raha te hahalala misimisy ianareo dia mandehana any,mila olona maromaro miaraka,raha te hijono anizy io,dia refa harivariva mihilana masoandro iny!Raha henjehiny hono dia tsy azo atao ny miakatra fiakarana fa fidinana,lava volo be le biby,manakona ny masony.Fa ny fanamboloany no malady!@zao tsika miresaka izao tsy haiko raha mbola velona any reo biby!:-w:-w:-w
io izany ry xxx misy fa tsy lazan'olona fotsiny na honohono fa dia mandehana mankany i xxx manao ny famotorana
:D :D
misaotra aky endrika a
34. fahamarinana
(
23/06/2008 16:33)
:arrow: raharaha koa ny any aminareo zany ry niryna,marina moa !!! Tena mbola tsy nahita aloha aho na nandre no tsy nanontany koa.. (l)
35. niryna
(
23/06/2008 17:06)
fahamarinana:
:arrow: raharaha koa ny any aminareo zany ry niryna,marina moa !!! Tena mbola tsy nahita aloha aho na nandre no tsy nanontany koa.. (l)
feno zavatra tsy fahita aky fahamarina any dago a.
Tsy vitan'ny hoe ireo voalazan'ny olona fa na ny vehivavy manakana fiara eny amin'ny arabe,tovovovy tsara tarehy izany,vao mijanona hono ny lahy dia ataony daholo izay tiany isarihana ilay lahy dia izay,potika ny tokantrano...maro ny herin'ny maizina fa ny aty aminay indray dia ireny olona hafahafa ireny(mpamaky tanana,mpijery kristal,mpijery ny hoe momba anao ireny ) no mikopa tanana rehefa mandalo eo aminy ny olona hi,hi,tsy mahazo kill
:D
36. endrika01
(
23/06/2008 21:09)
niryna:niryna>tao @Hopitaly 1 zay koa,teraka lay vhv dia bibilava nanana lohan-jaza,dia nataony dokotera sefo tao anaty bocal ngeza be lay zaza biby,ho seporina hovonoina,9 volana no nitondrany azy ambohoka,rifatra nijery tany daholo ny vhv tao an-tanana.T@zay de nalaza be we,ho tonga ny farandro:D:D:D
endrika01:Betsaka aky ny sampona ary efa naheno ve indry hoe tao amin\'ny HGR nisy zazakakely feno maso ny vatany ary tsy nisy tongotra ?
niryna:niryna>mampalahelo lay izy!
fahamarinana:
[quote=niryna]Jereo ity ,tena misy ve io sa angano angano ?:arrow: ahoana no fahitan\'ny niryna azy ? raha tena izy dia lasa taranaky adama sy eva koa ireny zany ? Raha tsia dia angano angano . :) (l)ireto koa misy karazana . http://www.boingboing.net/mog.jpg http://www.whynotnews.eu/images/wq2.jpg http://www.whynotnews.eu/images/wq1.jpg http://rvtravel.com/blog/chuck/uploaded_images/jake-754862.jpg
37. niryna
(
24/06/2008 02:30)
endrika01:misaotra aky endrika nahatady tantara a,io koa izao misy iray ry xxx a,aiza ary xxx izay e :D
niryna>tao @Hopitaly 1 zay koa,teraka lay vhv dia bibilava nanana lohan-jaza,dia nataony dokotera sefo tao anaty bocal ngeza be lay zaza biby,ho seporina hovonoina,9 volana no nitondrany azy ambohoka,rifatra nijery tany daholo ny vhv tao an-tanana.T@zay de nalaza be we,ho tonga ny farandro:D:D:D
efa naheno hoe taran'alika ve endrika ?
Ny biby maro moa dia misy mampivady toy ireto
soavaly sy zebre no natambany dia lasa an'io.
38. niryna
(
24/06/2008 02:32)
Jereo koa ity fa ny vatany toa ondry kanefa ny bikany soavaly malemilemy
39. niryna
(
24/06/2008 02:41)
mijery an'ity no tena tsy tiako indrindra .Ny vatany alika kanefa ny lohany olona :roll:
40. xxx
(
24/06/2008 11:16)
sary trucage ireo ,raha ny clonage mety ho possible fa izao kosa aloaha mba hainay ihany no manao an'izao eh.Mila manana logiciel photo fotsiny dia vitako io :-D :-D :-D
fa le tena biby olona resaka fotsiny
fa le tena biby olona resaka fotsiny