Bibiolona

1. niryna ( 20/06/2008 04:28)
Efa naheno tantara ve hianareo fahiny hoe "bibiolona"?
Fahiny tany ambanivohitra rehefa alina be iny ny andro ,tsy misy jiro sy tsy mba sahy mijery moa izahay fa dia maheno zavatra mandehandeha eraky ny latrano ary toa mifatotra rojo be no fahenoanay azy.Dia nanono olona iray mpanan-karena izay ny teo an-tanana fa mitahira bibiolona hono izy io ka ra-na biby(akoho na vorona na olona )hono no hohaniny.
Efa naheno tantara mitovy an'izany ve hianareo ?
Jereo ity ,tena misy ve io sa angano angano ?

Iza no nandoko ny volon'io sa tena volony io ? Ary toa tsy misy ratsana ny -tanany iray ?


(l) niryna
novalian'i O.C.A ny 11/03/2015 10:45
2. ni81 ( 20/06/2008 05:22)
Tena efa naheno izany resaka bibiolona izany tokoa tany dago taloha.
Ny olona fahiny dia tsy nanao gabone fa any an-tsaha no mivoaka izy ireo. Sendra nivoaka tokoa hono ity reniben'ny renibe-ko indray hariva efa maizina dia t@ izy nitingitingina iny mihitsy hono dia nandre feon-tsoavaly, ary dia niafina teo ambodin'ilay hazo izy, ary indro tazany olona ny tapany ambony ary soavaly ny tapany ambany. Vao lasa ilay bibiolona dia nitsoriaka niverina tany an-tranony haingana dia haingana izy nitantara ny zavatra hitany.

Tsy dia tsaroaka koa hoe t@ taona firy no nisy gasy mpanoratra boky bandes dessinées, ary tao anatin'ny iray t@ ireo boky ireo dia nisy tantara misy resaka bibiolona. Notantarainy tao fa mifefy anaty tamboho be ilay toerana misy azy io ary rà no fisotrony. Maro ny mpikambana nanompo io biby io hono, ary miara-mivory izy ireo manao ilay PACTE @ alina.
Dia maro tokoa ny olona no nilaza tato aoriana fa tena nisy ilay tantara fa teny IVANDRY teny misy tanàna mifefy mitovy @ ilay voalazany tao mihitsy ary olona mpanankarena maro isan-tsokajiny tao dago hono ireo mpikambana tao ireo. Tsy nahita maso ny tena fa hono avokoa ireo rehetra ireo an.
3. fahamarinana ( 20/06/2008 06:39)
niryna:
Jereo ity ,tena misy ve io sa angano angano ?

:arrow: ahoana no fahitan'ny niryna azy ? raha tena izy dia lasa taranaky adama sy eva koa ireny zany ?
Raha tsia dia angano angano . :) (l)
4. endrika01 ( 20/06/2008 06:45)
Zah kounkou efa nandre io resaka bibiolona io!
5. endrika01 ( 20/06/2008 06:48)
Zah kounkou efa nandre io resaka bibiolona io!
6. tslem ( 20/06/2008 06:50)
niryna:

tsy mba sahy mijery moa izahay fa dia maheno zavatra mandehandeha eraky ny latrano ary toa mifatotra rojo be no fahenoanay azy.


Zah koa tam mbola kely efa naheno an'io lazain'i niryna io mihitsy,dia zahay moa zany tsy sahy nivoaka na dia hitsirika eo ambaravarankely aza fa natahotra,fa tena heno mintsy izy oe mitaritarika rojovy be.Fa ny tsy haiko oe olona nampitahotra ve sa mpamosavy sa inona?asa am zao fotoana izao raha mbola maheno an'ilay izy ny olona any na tsia.


7. xxx ( 20/06/2008 07:58)
kely saina sy ny minomino foana ihany no mino izany.mbola ao koa ny resaka matotoa,zazavindrano,ny lolo sy ny sisa maro tsy tamby isaina.Gaga hatramin'ny vazaha naheno fa misy ny biby olona,tonga hatrany hatramin'ny mpanao reportage nefa dia resaka honohono ary izay indrindra no tena specialité ny gasy.Manohatra io olona mitantara io hoe nahita marina an'ilay bibiolona nefa rehefa tena fotorona hay tsy nahitakoa fa lazan'olona dia toy izany hatrany dia mitatra le feo.
8. endrika01 ( 20/06/2008 18:53)
Zao aloha raha misy avy ao akaikina Antsirakely le aty andrefana STAR ao A/be de mety hiteny eto izy we tsy marina izany!Na marina izany!Fa le olona nitantara,nipetraka tany A/be efa any Ste Marie zao ry zareo,dia nitantara we ao @reo Frere le manao akanjo rebareba be isanandro le avy eo andrefany star ny lalana makany de ry zareo le mifefy tamboho be ao,refa @alina mamoaka an zany biby lehibebe nohony sarakely izany,,mitarika rojobe,misy garde mpanaraka,manao akanjo vy...(...)de rangahy mpiasa tao @Mélia A/be koa nitantara fa nifanena t@Bibiolona,nifanojo lalana, vao teny @200m we izy dia tsy afa-nihetsika fa nisy hery hafa2 be avy @mason\'ilay olonabiby,hitan reo namany avy aty @sapanana de nosotoniny,de nitsoaka nirifatra,tsy azo atao hoy izy ny mifanojo na mijery an le zvt fa tonga de tsy afaka mihetsika(...)
9. xxx ( 20/06/2008 19:28)
fa io sary io ve tsy montazy e??? sa bibiolona moderne? ! :-D :-D
10. rakapy ( 20/06/2008 22:49)
O ry reto an! tena marina io ! io no atao hoe Maria renin'i jesosy :-D :-D :-D
11. xxx ( 21/06/2008 10:42)
izay efa nahita maso fa tsy lazalazan'olona miteny eto fa raha mbola tsy nahita aza be resaka fa mandrary mampangainga olona fotsiny.Mbola tsy henonareo angaha ny ohabolan'ny taolo hoe aleo mifanena @ mpmosavy toy izay mpandaingy
12. niryna ( 21/06/2008 16:34)
ni81:

Tena efa naheno izany resaka bibiolona izany tokoa tany dago taloha.
Ny olona fahiny dia tsy nanao gabone fa any an-tsaha no mivoaka izy ireo. Sendra nivoaka tokoa hono ity reniben'ny renibe-ko indray hariva efa maizina dia t@ izy nitingitingina iny mihitsy hono dia nandre feon-tsoavaly, ary dia niafina teo ambodin'ilay hazo izy, ary indro tazany olona ny tapany ambony ary soavaly ny tapany ambany. Vao lasa ilay bibiolona dia nitsoriaka niverina tany an-tranony haingana dia haingana izy nitantara ny zavatra hitany.

Tsy dia tsaroaka koa hoe t@ taona firy no nisy gasy mpanoratra boky bandes dessinées, ary tao anatin'ny iray t@ ireo boky ireo dia nisy tantara misy resaka bibiolona. Notantarainy tao fa mifefy anaty tamboho be ilay toerana misy azy io ary rà no fisotrony. Maro ny mpikambana nanompo io biby io hono, ary miara-mivory izy ireo manao ilay PACTE @ alina.
Dia maro tokoa ny olona no nilaza tato aoriana fa tena nisy ilay tantara fa teny IVANDRY teny misy tanàna mifefy mitovy @ ilay voalazany tao mihitsy ary olona mpanankarena maro isan-tsokajiny tao dago hono ireo mpikambana tao ireo. Tsy nahita maso ny tena fa hono avokoa ireo rehetra ireo an.


ka izay hono no nahatonga ny olona niteny hoe mpakara ilay olona.Nisy fianakavianay nitady asa tao amin'ilay olona mpaka-ra izany hono fony mbola kely izahay,tadidiko fotsiny izy natory tao aminay ary avy any ambanivohitra lavitra be.Noteneniny tamin'ny fianakaviana iray hoe andeha hitady asa izy,dia nolazainy ilay toerana,ity iray tsy nahalala ny tantaran'ilay mpaka ra ary dia nandeha tany ny fianakaviana ,maromaro ary nilaza ilay olona fa tonga teo tokony izy saingy tsy misy asa.Mandrak'ity ny androany,tsy ita maty,tsy hita velona,tena nalaiky narary mihitsy ny mamany (zanaka 23 taona ve dia anjavona fotsiny ? )
13. niryna ( 21/06/2008 16:37)
ni81:


Tsy dia tsaroaka koa hoe t@ taona firy no nisy gasy mpanoratra boky bandes dessinées, ary tao anatin'ny iray t@ ireo boky ireo dia nisy tantara misy resaka bibiolona. Notantarainy tao fa mifefy anaty tamboho be ilay toerana misy azy io ary rà no fisotrony. Maro ny mpikambana nanompo io biby io hono, ary miara-mivory izy ireo manao ilay PACTE @ alina.
Dia maro tokoa ny olona no nilaza tato aoriana fa tena nisy ilay tantara fa teny IVANDRY teny misy tanàna mifefy mitovy @ ilay voalazany tao mihitsy ary olona mpanankarena maro isan-tsokajiny tao dago hono ireo mpikambana tao ireo. Tsy nahita maso ny tena fa hono avokoa ireo rehetra ireo an.

marina izany,Ivandry, toerana teny akaikin'ny tanimora,ary tany atsimotsimo lalana mankany Andoharanofotsy ..Ireo no mba henoko ary lay akaikin'ny Tanimora no nandehan'ny fianakaviana(mba sahy koa ry zareo,zara tsy nataon'ny telomoka tany aza ! )


:roll:
14. niryna ( 21/06/2008 16:52)
fahamarinana:

[quote=niryna]Jereo ity ,tena misy ve io sa angano angano ?

:arrow: ahoana no fahitan'ny niryna azy ? raha tena izy dia lasa taranaky adama sy eva koa ireny zany ?
Raha tsia dia angano angano . :) (l)
ireto koa misy karazana .

http://www.boingboing.net/mog.jpg


http://www.whynotnews.eu/images/wq2.jpg

http://www.whynotnews.eu/images/wq1.jpg
http://rvtravel.com/blog/chuck/uploaded_images/jake-754862.jpg
15. niryna ( 21/06/2008 16:58)
xxx:

kely saina sy ny minomino foana ihany no mino izany.mbola ao koa ny resaka matotoa,zazavindrano,ny lolo sy ny sisa maro tsy tamby isaina.Gaga hatramin'ny vazaha naheno fa misy ny biby olona,tonga hatrany hatramin'ny mpanao reportage nefa dia resaka honohono ary izay indrindra no tena specialité ny gasy.Manohatra io olona mitantara io hoe nahita marina an'ilay bibiolona nefa rehefa tena fotorona hay tsy nahitakoa fa lazan'olona dia toy izany hatrany dia mitatra le feo.

:D misaotra xxx nizara a
16. niryna ( 21/06/2008 17:02)
fahamarinana:

niryna:
Jereo ity ,tena misy ve io sa angano angano ?

:arrow: ahoana no fahitan'ny niryna azy ? raha tena izy dia lasa taranaky adama sy eva koa ireny zany ?
Raha tsia dia angano angano . :) (l)

fahamarinana ilay taranak'i Adama sy Eva dia olona lahy sy vavy ary avy amin'ny lahy no nakan'Atra ny vavy. Kanefa na ao anaty baiboly aza aky(Lev 17-18-19) misy resaka mamoa fady betsaka(rarana ny fiarahan'ny lahy sy lahy,vavy sy vavy,olona sy ny biby, sns..)ary dia vao maika nataon'ny olona,nivoaka sampona izany ny zavatra roa tsy mitovy ary matetika tsy miteraka saingy misy ihany.
Ny mpamboly izao natao ny famotorana aty aminay dia hoe 65 % hono manambady ny biby fiompiny(ondry,osy,sns) :evil: :evil:
17. niryna ( 21/06/2008 17:04)
tslem:

niryna:

tsy mba sahy mijery moa izahay fa dia maheno zavatra mandehandeha eraky ny latrano ary toa mifatotra rojo be no fahenoanay azy.


Zah koa tam mbola kely efa naheno an'io lazain'i niryna io mihitsy,dia zahay moa zany tsy sahy nivoaka na dia hitsirika eo ambaravarankely aza fa natahotra,fa tena heno mintsy izy oe mitaritarika rojovy be.Fa ny tsy haiko oe olona nampitahotra ve sa mpamosavy sa inona?asa am zao fotoana izao raha mbola maheno an'ilay izy ny olona any na tsia.

----------------------------------------------------
sady amin'ny alina be,tsy misy jiro no heno ilay rojo vy mikisakisa e,tsy indray mandeha fa aman-taonany maro .

:roll:
18. niryna ( 21/06/2008 17:10)
xxx:

kely saina sy ny minomino foana ihany no mino izany.mbola ao koa ny resaka matotoa,zazavindrano,ny lolo sy ny sisa maro tsy tamby isaina.

angaha hianao tsy mbola nahita trano namidy dia miala foana ny olona mividy azy fa misy olona many dehande na mipoitra eny amin'ny an-davan'andro eny.Dia ho adala daholo izany ny olona nandany vola nividy trano kanefa niala?
hitsikitsika tsy mandia foana fa ao ra.
Ny olon-drano indrays efa nisy namana nitantara fa tsy hoe vazimba dia fohikely,olona mitovy amintsika hoy ry zareo ,dia nanonona toerana izy ary mandeha any anaty rano mandritra ny ora lava be maka crevette sa inona moa izy izay.
Misy ny herin'ny maizina ary misy koa ny angano angano . Izay no fahalalako azy .Tsy hitanao izany piano manenano azy amin'ny alina izany.Ankizy kely mijarika eo akaik'i xxx :D :D dia nanjavona indray
19. niryna ( 21/06/2008 17:10)
endrika01:

Zah kounkou efa nandre io resaka bibiolona io!

dia ahoana no filazan'ny olona azy ?

20. niryna ( 21/06/2008 17:16)
xxx:

izay efa nahita maso fa tsy lazalazan'olona miteny eto fa raha mbola tsy nahita aza be resaka fa mandrary mampangainga olona fotsiny.Mbola tsy henonareo angaha ny ohabolan'ny taolo hoe aleo mifanena @ mpmosavy toy izay mpandaingy
ka ilay mpandainga angaha hita hoe lainga ilay izy ?


:D



ahoana izao io biby hafahafa io ?

Ny antsasany olona ny antsasany alika ,toa mifoka sigara ilay izy ? :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5587