Bibiolona

41. niryna ( 24/06/2008 23:25)
xxx:

sary trucage ireo ,raha ny clonage mety ho possible fa izao kosa aloaha mba hainay ihany no manao an'izao eh.Mila manana logiciel photo fotsiny dia vitako io :-D :-D :-D
fa le tena biby olona resaka fotsiny

hi,hi, tsy manda an'izany aho mpaka sary ihany koa oops. Misy ny atao hoe sandwitch na multiple exposure ka afaka afangaro kanefa tena misy tokoa ny olona manambady biby raha tsy izany ve voararan'ny soratra masina.Efa hatrin'ny ela no nisy .
42. xxx ( 25/06/2008 12:29)
tsy lavina ny olona manambady biby f'efa nahita ve aloha ianao juste na t@ journal na reportage,ny sovaly nanambady olona izany impossible manaomeha bibiolona,sa hoe isika gasy koa mantsy malaza mahita volana oalohan'ny biby izay ihany :roll: :roll: :roll:
43. niryna ( 25/06/2008 17:55)
xxx:

tsy lavina ny olona manambady biby f'efa nahita ve aloha ianao juste na t@ journal na reportage,ny sovaly nanambady olona izany impossible manaomeha bibiolona,sa hoe isika gasy koa mantsy malaza mahita volana oalohan'ny biby izay ihany :roll: :roll: :roll:

hi,hi, mivoaha toa anaty xxx ao aloha e.
Taranak'alika no efa henoko ary mbola kely aho saingy notenenin'i mamanay hoe taranak'alika ireo olona ireo
Nisy razambeny nanambady alika ary niteraka zaza ka voloina be toy ny alika ilay zazza saingy tsy naharitra fa maty.
xxx tsy ny gasy ihany no be anganoangano sy manambadimbady biby fa betsaka ary itan'ny masonay izany a,tsy ho voatery tsy mino maty raha tsy avy mandevina
44. xxx ( 26/06/2008 09:19)
mety marina ny anao ,raha dinihana toa mampahaizana be daholo ny gasy sady mahay manao invetion , saingy indrisy tsy invetion ho entina mampandro fa mampihemotra
45. sandman ( 26/06/2008 13:26)
Tsy misy ny bibiolona fa personazy imaginaire noforonin'ny europeana fahiny any anaty mytholojia.
Momba ny tantara any Madagasikara indray dia misy ifandraisany amin'io ihany koa rehefa nisy olona nahita sary mytholojika mitarehina bibiolona nentin'ireo europeana tany fahiny dia nihitatra ny sainy ka nihevitra fa tena misy izy io.
Matetika vazaha mpanjanaka lahy asthmatika mivoaka maka rivotra amin'ny alina mitaingintsoavaly, manaraka tamboho ka ny tapany ambony fotsiny no hita ary ny feon'ny tongotsoavaly fotsiny no heno no nadiakan'ny olona hoe bibiolona.
46. niryna ( 26/06/2008 21:34)
sandman:

misaotra sandman a> mety mitombona izany k'ty !!! :roll:
fa maninona izy no amin'ny alina vao mivoaka? na ny alika eian'ny tanana aza anie tsy misy mivovoha e ?
47. Koditra ( 27/06/2008 13:56)
xxx:
tsy lavina ny olona manambady biby f'efa nahita ve aloha ianao juste na t@ journal na reportage,ny sovaly nanambady olona izany impossible manaomeha bibiolona,sa hoe isika gasy koa mantsy malaza mahita volana oalohan'ny biby izay ihany

lé izy kosa nge tsy mbola nisy niteny hoe efa nahita maso e, ny fanontanian'ny niryna ery @ farany ambony manao hoe " Efa naheno tantara mitovy an'izany ve hianareo ? " dia samy mamaly izany ny tsi11 zay tantara henony (honohono fa tsy hitany), matoa mahafantatra an'izay voambolana bibiolona izay daholo ny olona dia samy efa naheno honohono daholo izany fa mety ho tantara samihafa fotsiny.

Tena marina tokoa fa tsy mampino ilay izy.
48. xxx ( 30/06/2008 10:58)
isika gasy raha vao ntanatarina zavatra iray dia mora miapita iny zavatra iny ary tsy mitsahatra mitombo foana arakaraka ny hitanataraina azy,ny farany moa dia misy sahy miteny mihitsy rehefa avy no tantaraina azy dia hoe ny dadabeanay mihitsy anie no nahita azy io hono eh :-D :-D :-D ,ny tsaho sy ny honohono aloha dia specialité antsika mihitsy io
49. xxx ( 30/06/2008 11:16)
any atsimon'i tsitsiva any hono misy bibiolona,fa a partir 5h dia tsy mivoaka ny olona na ny aliaka aza tsy sahy mivoaka,tena maharesy lahatra ve izany preuve izany hoe tena bibiolona marina ? misy ary moa dia milaza ao tana ao hoe mihinana alika le izy dia migodogodona be amin'ny alina.Raha ny resaka fanatra aloha dia hoe le bibiolona soavaly ny tapany ambany ary olona no lohany,biby goavana be izany ve dia ho tsy misy olona ahita na ny iray aza sa mety manjavona kosa angamba le izy raha vao jerena eh :-D :-D :-D :-D :-D
50. xxx ( 30/06/2008 11:22)
ary le bibiolona ve hono miteny gasy sa moana ,ary rehefa mandeha ve hono le bibiolona dia mba migodogodona be ohatran'ny soavaly ihany sa mitsaitraika,ho an'izay efa naheno an'le honohono indray no hipetrahan'ny fanontaniana fa tsy le mbola nahita maso :lol: :lol:
51. niryna ( 01/07/2008 01:11)
Koditra:

xxx:
tsy lavina ny olona manambady biby f'efa nahita ve aloha ianao juste na t@ journal na reportage,ny sovaly nanambady olona izany impossible manaomeha bibiolona,sa hoe isika gasy koa mantsy malaza mahita volana oalohan'ny biby izay ihany

lé izy kosa nge tsy mbola nisy niteny hoe efa nahita maso e, ny fanontanian'ny niryna ery @ farany ambony manao hoe " Efa naheno tantara mitovy an'izany ve hianareo ? " dia samy mamaly izany ny tsi11 zay tantara henony (honohono fa tsy hitany), matoa mahafantatra an'izay voambolana bibiolona izay daholo ny olona dia samy efa naheno honohono daholo izany fa mety ho tantara samihafa fotsiny.

Tena marina tokoa fa tsy mampino ilay izy.

izany indrindra ,misaotra koditra nanazava an'i xxx iray izay e

:-* :-*
52. niryna ( 01/07/2008 01:15)
xxx:

isika gasy raha vao ntanatarina zavatra iray dia mora miapita iny zavatra iny ary tsy mitsahatra mitombo foana arakaraka ny hitanataraina azy,ny farany moa dia misy sahy miteny mihitsy rehefa avy no tantaraina azy dia hoe ny dadabeanay mihitsy anie no nahita azy io hono eh :-D :-D :-D ,ny tsaho sy ny honohono aloha dia specialité antsika mihitsy io

mitombona izany fa saiky mahavariana ahy dia ilay fiteny hoe isika gasy ,fa angaha ny vazaha tsy mba minomino ? Aty aminay feno ! (rumor no ilazana ny fampielezan-tsaho:arrow: ny dikany tsy ny gasy ihany) :roll:
53. niryna ( 01/07/2008 01:16)
xxx:

any atsimon'i tsitsiva any hono misy bibiolona,fa a partir 5h dia tsy mivoaka ny olona na ny aliaka aza tsy sahy mivoaka,tena maharesy lahatra ve izany preuve izany hoe tena bibiolona marina ? misy ary moa dia milaza ao tana ao hoe mihinana alika le izy dia migodogodona be amin'ny alina.Raha ny resaka fanatra aloha dia hoe le bibiolona soavaly ny tapany ambany ary olona no lohany,biby goavana be izany ve dia ho tsy misy olona ahita na ny iray aza sa mety manjavona kosa angamba le izy raha vao jerena eh :-D :-D :-D :-D :-D

ka jereo izany izy fa na ny alika aza anie tsy mivovo noho ny
tahony e :D :D
54. niryna ( 01/07/2008 01:20)
xxx:

ary le bibiolona ve hono miteny gasy sa moana ,ary rehefa mandeha ve hono le bibiolona dia mba migodogodona be ohatran'ny soavaly ihany sa mitsaitraika,ho an'izay efa naheno an'le honohono indray no hipetrahan'ny fanontaniana fa tsy le mbola nahita maso :lol: :lol:
mety mahay teny anglisy izy raha amerikana ny tompony an ! :D
na tenenany frantsay koa raha vazaha ary mahay teny baiko izy fa tsy miteny hoe omeo ran'akoho aho ho sotroiko :D
Toy ireny alika baikona ireny angamba sa ahoana hoy xxx :D te ahita bibi :D olona mafy aho izany :roll:
55. xxx ( 01/07/2008 03:40)
mahafinaritra ny miresaka anao ry niryna,ianao ihany no miteny hoe mbola tsy nisy nahita maso le biby,nefa avy ianao indray miteny hoe miteny anglisy le izy raha amerikana no tompony,mahery ianao ka.Dia mbola manantena anao hitantara anganoangano eto aloha izaho eh
56. xxx ( 01/07/2008 04:05)
tena mahagaga hoe ny tsaho sy ny honohono,ary ny anganoangano eto tena misy maromaro eto mihevitra fa misy,ary rapeto koa izany m i existe ,raha tsy izany ve misy ny atao hoe ambohidrapeto :-D :-D :-D
@ izao vanin'andro izao mbola misy mino an'izany,
57. xxx ( 01/07/2008 15:32)
any pyrené atlantique iny koa hono misy bibiolona,fa mihinan'ondry le izy dia maraina karkasy ondry efa nisy nihinana sisa.tena nivoaka tele mihitsy le fatin'le ondry sisa tsy laninle bibiolona an :-D
58. niryna ( 01/07/2008 16:53)
xxx:

mahafinaritra ny miresaka anao ry niryna,ianao ihany no miteny hoe mbola tsy nisy nahita maso le biby,nefa avy ianao indray miteny hoe miteny anglisy le izy raha amerikana no tompony,mahery ianao ka.Dia mbola manantena anao hitantara anganoangano eto aloha izaho eh

hi,hi xxx koa mampihomehy ahy ofa maninona anefa no miafina ao anaty latabatra ao e.Hoy aho hoe mety mahay teny anglisy izy,toy ny alika aty izaho azo tenenina teny gasy izy ary azo baikona teny angilsy na azo atambatra dia mahay izy. sa ?
59. niryna ( 01/07/2008 17:01)
xxx:

any pyrené atlantique iny koa hono misy bibiolona,fa mihinan'ondry le izy dia maraina karkasy ondry efa nisy nihinana sisa.tena nivoaka tele mihitsy le fatin'le ondry sisa tsy laninle bibiolona an :-D

aiza re i xxx anankiray eo ambony ahita an'ity e.
ny azy mantsy ilay bibiolona soavaly iny no tena tsy matiny lolo fa ireo hafa tsy mampaninona azy.
io izao misy iray
60. niryna ( 01/07/2008 17:03)
Dia ity koa mbola misy saingy olona sy zava -maniry
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0978