Jeankely voaroaka, fangatahana fanazavana
1. rabingogilabanga
(
18/06/2008 10:52)
Hery:
kanota> mandefasa fitarainana dia teneno hoe i anona tsy nanaraka ny fitsipika voalaza teto manao hoe ....
Toa izany no nataon'olona an'i Jeankely ka tsy afa-manoatra aho
Asa , fa raha mieritreritra aho, dia toa mety angamba, raha
- Lazaina eto ny antony tena marina nandroahana azy
- de avela hanome ny heviny ny tsirairay
- de avela hanome ny heviny i Jeankely
- de avertissement no omena, na fanantonana(suspension)
Fa le mandroaka, satria i ranona mandefa fitarainana, hoy i Hery, :
-dia toa violent loatra.
-tsy hifankahitana eto, raha i ranona handefa fitarainana @ ranona , dia ho roasina tsi-1-1
-Ary i Hery na sefo aza, sy tompon'andraikitra @ le serasera, dia olombelona mety ho diso koa @ fitsarany.
Farany tsy Ie Jeankely no important eto, fa le izy sao mihatra na mahazo @ ny tsirairay amintsika namana serasera eto any aoriana any, no olana
asa, fa mba mi-apporter ny anjara birikiko @ le debat aho, fa tsy misy raha haiko loatra
novalian'i tsoraka ny 20/06/2008 16:24
2. rabingogilabanga
(
18/06/2008 10:56)
Hoy i Hery:
kanota> mandefasa fitarainana dia teneno hoe i anona tsy nanaraka ny fitsipika voalaza teto manao hoe ....
Toa izany no nataon'olona an'i Jeankely ka tsy afa-manoatra aho
Asa , fa raha mieritreritra aho, dia toa mety angamba, raha- Lazaina eto ny antony tena marina nandroahana azy
- de avela hanome ny heviny ny tsirairay
- de avela hanome ny heviny i Jeankely
- de avertissement no omena, na fanantonana(suspension)
Fa le mandroaka, satria i ranona mandefa fitarainana, hoy i Hery, :
-dia toa violent loatra.
-tsy hifankahitana eto, raha i ranona handefa fitarainana @ ranona , dia ho roasina tsi-1-1
-Ary i Hery na sefo aza, sy tompon'andraikitra @ le serasera, dia olombelona mety ho diso koa @ fitsarany.
Farany tsy Ie Jeankely no important eto, fa le izy sao mihatra na mahazo @ ny tsirairay amintsika namana serasera eto any aoriana any, no olana
asa, fa mba mi-apporter sy mi-cadrer aho @ le anjara birikiko @ le debat , fa tsy misy raha haiko loatra

3. kanota
(
18/06/2008 11:06)
Niresaka aho kanota fa tsy nisy fitarainana nataon'i Jeankely fa nilaza fotsiny aho hoe anisany tiany ary fandaniany andro ny serasera ka mety nalahelo izy ka niteny tamiko. Tsy midika fitarainana izany tompoko. Zavatra hafa koa ilay mitaraina sahala ny efa nataon'ny sasany any ambadika any. Izay lasa aleo izy andeha fa azony atao hoy ny sasany no misisika amin'ny solon'anarana hafa raha mbola tia hi-serasera.
4. badboy
(
18/06/2008 11:08)
rabingobilabanga >> Be ny namana nitaraina t@ nataon'i JK! Tsy nampitsahatra ny fanaony izany fa notohizany hatrany ary n'aiza n'aiza alehany di amitovy foana ilay fihetsika! Efa ela dia ela ilay fitaraianan ary efa niverimberina imbedebe vao notsoahandrahery izy!
Tsisy afatsy jk no manana io toetra io ka aza matahotra ianao hoe ho voaraoka koa ny hafa! ;-) ;-)
Ary raha toa ka malahelo an'i jk ianao dia jereo "rahiratra, kanota" fa efa nitsangana t@ maty @ anarana vao² ny tenany! ;-) ;-)

5. kanota
(
18/06/2008 11:14)
Sao marary ianao ry badboy fa efa ela talohanao no naha-kanota an'i kanota. Jereo ny taona nidiran'i kanota raha vao tamin'ny naha-vizana an'i Jeankely.
6. hery
(
18/06/2008 11:32)
rabingobilabanga> Efa hitanao ve aloha ilay fitsipika resahina eto?
Raha sanatria ka tsia dia http://forum.serasera.org/?rub=dinika/policy
Isika rehetra dia samy manana ny fomba fampitany hafatra... zaran'ny olona aza ianao voasakana dia amin'izay tsy tafita ny hafatrao. Koa maninona no mbola aseho ihany hoe mendrika sakanana?
Raha mila fanazavana fanampiny (nahoana moa no hila?) dia manorata manokana aty amiko :-)

fitsipika:
Ny hafatra manohintohina ny fifandraisana amin'ny ompa, fanenjehana bontolo, fanaratsiana mivantana na ankolaka mihatra amin'ny namana mpikambana (amin'ny fampisehoana solonanarana), na ny tomponandraikitra, na olona hafa ka handraisana fitarainana dia hoesorina ary mety hiafara amin'ny fanesorana tsy ho namana ny mpikambana nanoratra azy.
Isika rehetra dia samy manana ny fomba fampitany hafatra... zaran'ny olona aza ianao voasakana dia amin'izay tsy tafita ny hafatrao. Koa maninona no mbola aseho ihany hoe mendrika sakanana?
Raha mila fanazavana fanampiny (nahoana moa no hila?) dia manorata manokana aty amiko :-)
7. tsoraka
(
18/06/2008 11:34)
Tairo ny resaka pilitiky fa sady tsy mpitondra no tsy inona i JK ka ahoana no ato no anaovana resaka lava e ? Sao havan-dra8 koa JK ve ?
8. rabingogilabanga
(
18/06/2008 12:41)
Misaotra ny tsi-1-1 (Hery sy Badboy), nanome fiatomboham-panazavana (debut d'explication).
tohizo (ary hianatra ny ataonareo koa aho) ilay fihetsika calme, fa tsy mitratrevatreva mamaly
ho an'-i badboy: Fa inona ilay toetra notohizan'ny Jeankely e! satria tsy ny fisian'ny namana maro mitaraina no mahamarina izany.
ho an'i Hery: Ny tsara @ le hilazana azy eto dia mba hahitahan'ny olona rehetra ny ratsy, @ alalan'ny ohatra concret (par l'exemple même)) , satria na misy ny fitsipika, dia theorie ihany iny, fa ny fait no tena exemple tsara sy mananatra ny olona.
I kanota sy tsoraka moa, tsy haiko na jeankely na tsy izy (araki'ny filazan'ny Badboy), fa raha izao famalinao izao, toa mitovitovy ihany ny speech, ny ananreo sy jeankely
fa le hoe maniratsira mpitondra indray, toin'ny ataon'ny hafa, dia normale iny @ tany mandroso, satria homme Public izy ireny (Jereo ohatra ny ataon'ny guignol an'i Sarkozy sy chirac, , sy ry michaêl moore an'i bush)
tsy maha Ravalo azy (homme Privée, satria tsy misy miteny ny vadiny na ny zanany eto), fa maha Homme Public azy (ny relation-ny @ vahoaka, sy ny asa maha prezida azy)

9. badboy
(
18/06/2008 13:34)
rabingobilabanga >> Taraiky be enao zany : manompa, mandrahona ho faty, manao fanaratsiana mivantana ny mpikambana.... Ireo izy daholo ary efa tonga hatrany @ hoe "raha hitako eny anekakelatrano tonga de "TSATOHAKO NY ANTSY"! Ny ompa mangony fotsiny!
Ary tsisy ifandraisany @ ilay manohana an'iza na iza, jereo kanota tsy voatsoka nefa mitovy firehankevitra aminy (satria izy ihany) na koa i ronaldo09, fa ilay fomba fiseraserana tsy aradalàna no nahatonga ilay izy! Izaho tsy mpiandraikitra eto fa mpiserasera nahita ny nataon'i jk! Ary rariny raha toa ka voafafa izy!
;-) ;-)

10. rabingogilabanga
(
18/06/2008 13:56)
raha io teneninao io no marina ra-badboy, dia d'acc @ mpiandraikitr aho.
Miaiky aho fa taraiky tokoa, ary dia mendrika le sazy.
Ny angatahiko fotsiny, satria tsy voatery haharaka isan'andro ny forum eto ny naman isan'isany dia mba lazaina mazava fotsiny ny antony, satria sûr fa tsy izaho irery no taraiky.
sahala any @ tribunal ( eo imason'ny be sy ny maro):
-lazaina ny antony iampangana ilay olona
-avela hiaro-tena izy
-dia saziana( avertissement, na suspension, na exclusion mihintsy(proportionnalié de sanction)
Tsy handany fotoana izany,satria tsy isan'andro akory no misy ny voaroaka eto @ serasera , sady anatra velona (par l'exemple concret), ho an'ny tsi-1-1,

11. notron
(
18/06/2008 15:13)
Andeha ataontsika ary hoe i jeankely ihany no jeankely fa tsy mampiasa ps hafa izy. Izaho manokana dia te haheno ny hevitr'i jeankely mba hialana @ feon-dakolosy tokana ka raha misy namana manana fifandraisana aminy dia mba ento ary ampitao eto ny heviny.
Tsy mankasitraka ny fanalana azy noho ny heviny na ny firehan-keviny aho satria na mpomba an'i Ra8 100% aza izy dia tsy fahadisoana velively izany.
Mamporisika ny tompon'andraikitra kosa anefa aho hanao izany raha misy fitsipika nodikaina. Indrindra raha sanatria manohintohina ny namana hafa no nataony.
Misaotra antsika rehetra mandray ary mamaly hevitra am-pitoniana sy am-panendrena.

12. tsoraka
(
18/06/2008 15:20)
Izaho koa tsy nahita izany "raha mifanena any @'ny elakelatrano hitsatoka antsy izany" fa ilay andro nanoratany azy sy ilay soratra aseho ny olona fa tsy ny "interpretation"-nao. Ny resaka speech tsy haiko ny momban'iny aloha. Ny akama miray speech koa angamba. Tsy voatery ianareo mitovy atidoha ihany no mifanaraka fa samy maneho ny manitikitika azy.
13. lizabeth
(
18/06/2008 17:38)
tsoraka:
Izaho koa tsy nahita izany "raha mifanena any @'ny elakelatrano hitsatoka antsy izany" fa ilay andro nanoratany azy sy ilay soratra aseho ny olona fa tsy ny "interpretation"-nao. Ny resaka speech tsy haiko ny momban'iny aloha. Ny akama miray speech koa angamba. Tsy voatery ianareo mitovy atidoha ihany no mifanaraka fa samy maneho ny manitikitika azy.
eny hoa ! tena nisy tokoa ve izany ? ny fahitako eto dia samy mahery vaika daholo ihany indrindra resaka politika...fa ahoana marina ?! tena nisy ompa tokoa ve ? samy manana ny ataony hoe ompa mantsy eto ! ny sasany raha vao tenin-dRa8 dia efa ompa...!!! rehefa Ra8 no tevatevaina dia rariny loatra ho an'ny sasany... ! normal hoy ny sasany ! samy manana ny valeur-ny io fa ny tiako lazaina dia ohatran'ny katsaka ambony lapoaly ny fahitako ny eto ka izay tsy mahataty mipitika fa inona koa ity hoe mitaraina ity...!? ny ahy aloha indraindray misy mandreraka ahy fa tsy iny no atao makarary andoha eo ! olona tsy fantatra akory...! sa izaho no diso fa mifankahalala tarehy sy trano avy ny eto ? efa hitako ihany ny famalin'i Jeankely fa mbola tsy nahita ompa aho, ny manindrotsindrona sy manambany olona dia samy manao daholo na dia i Hery aza...!
14. naughtyboy
(
18/06/2008 18:22)
tsy azo ekena na tsy nanaraka enao zany na mety tsy lasibatrany de tsy mbola nahita fa za de miteny fa sady manompa ny hafa no manompa ny tenany ka simba daoly ny resaka lalovany,amiko manokana efa ao reo tomponan'andraikitra nanao ny asany ka za miresaka zao no vavolombelona @ toetra marikicy nasehony ty J.K ty
16. kidoropamba
(
18/06/2008 18:48)
Na Jeankely na tsy Jeankely, Mitohy ny lalantsika.
God save Ravalomanana. ^:^
God save Ravalomanana. ^:^
18. penguin
(
19/06/2008 01:07)
Hatrany amin'ny sehatra fivavahana aza misy teniratsy koa inona no mahagaga. Nisy bandy nahashy nilaza nivantana tamin'ny andron'ny fanjerana an'i Radidy hoe "laozan'ilery manatsotra volo fotsiny fa tsisy ataony". Ilay bandy lasa nalaza nefa ompa izay amin'ny sasany ary zava-misy izay amin'ny hafa. Ny ompa na teniratsy misy ny ankolaka ary misy ny mivantana ka samy ratsy ihany izany. Tsy mitovy koa ny hoe katsaka anaty lapoaly izay tsy matanty mipitika sy ny apitika fa aza afangaro ry namana. Manampy izay i JK angamba tsy nandefa fitarainana fa ny akamany sy mitovy fijery aminy no miresaka koa aza afangaro koa izay. Rehefa mitovy fijery dia olona iray ihany hoy ny sasany. Fa ahazoana karamabe ve eto no anaovana solon'anarana mihoatra ny dimy na enina na folo? Mba lazao ny sasany ary mba hakany ny saosiny.
19. lizabeth
(
19/06/2008 09:45)
penguin:

Fanontaniana ny ahy ange satria izaho tsy nahita (izaho koa tsy mpandalo matetika fa mpamaky ny hafany eto). Raha tena ompa teny ratsy dia manaiky aho hoe tsy misy ambiguïté fa tsy mety izany. Fa raha hoe fomba firesaka sy fahasiahana dia angamba relatif be. Ka raha io faharoa io no hitarainana dia izay ilay antsoiko hoe “katsaka ambony lapoaly…” fa raha teny ratsy, tsy mila miandry fitarainana akory izany.
20. penguin
(
19/06/2008 11:20)
Ka efa hoe tsy nitaraina taminao izy fa efa dila fotsiny. Ny mitovy fijery aminy mitranga ihany koa ary voalaza ho izy ihany daholo ka asa re ny hisisihany sy ahafahany mizara olona maro na lasa vadin'olona maro koa izany. :-D :-D :-D