Jeankely voaroaka, fangatahana fanazavana

21. patrick2002 ( 19/06/2008 14:01)
raha ny momba an'i jeankely indray dia hita fa vehivavy manana probleme psychologique ity vehivavy ity ,tena tsy mendrika ,izao no nahita ny ompa nataony tato ,fa efa nofafany tompon'andraikitra aloha ilay dinika ,tena hita fa vehivavy tsy milamina ny sainy ,iza no tsy mahazo aminy ato raha vao tsy mifanaraka ny heviny ny anao (manohitra fitondrana) ,tena tsy misy fanajana nefa mba renim-pianakaviana ihany :-@ :-@
Io indray izy io mivadika ps kanota penguin sns aleho fa ho hita eo ihany anie ra jeankely be kanota eh!
Izao manokana dia mahafantatra ny fomba famaliny eto.
22. kanota ( 19/06/2008 16:34)
Tsy afa-bela ianao fa aza be resaka e.
23. patrick2002 ( 19/06/2008 21:05)
alefaso ny kanotanao jerena eh! efa mitapy miasa @ zone franche any Indonesie ve ka mideprime-oh .
omeo lahiny omeo lahiny fa ho lasa adala.
=)) =)) =))
24. naughtyboy ( 19/06/2008 21:26)
kanota tsy mila ozatra any ambany sy ambony de tsisy hafa @ lalimanga :-D
25. penguin ( 20/06/2008 03:11)
Fuck = teny madio = naughtyboy+patrick2...= teny mihaja hoy ny sefon'ny serasera
26. tovolahy007 ( 20/06/2008 14:23)
Salama e!
Mba misy tora-po ity ho an'ny mpandrindra ny serasera. Ary @ lohahevitra manao hoe:"Inona ny vahaolana entina mampihena ny vidin'ny solika" ary dia misy olona manompa ankitsirano zao. Ary ny tena olana dia tsy asiany ny anaran'ny olona tiany ompaina ilay izy ka toa lasa ho an'ny mpisera rehetra. Ny tiko lazaina dia izao, iny i jeankely nandika lalana, mendrika azy ny nanesorana azy tsy ho pikambana, fa aoka kosa koa izay hafa mandika ny lalana ho esorina ko fa tsy ny hafa omena ny daka fa ny sasany kosa omena safosafo nefa samy manao ny tsy mety daolo. Asa na heveriny fa izy rery angaha no mahay io fiteny ampiasainy io ka dia tsy asiany sira ??? Somary mahatezitra ilay izy ka ialana tsiny e, tsy fanajana izany amiko, alao daolo zay manao ny tsy mety eto ,eny fa na izaho ko aza,refa manao ny tsy mety de mahazo sazy doly. Ny tena mampalahelo dia izy mba milaza ny tsy mety hataon'ny hafa indray no lasa manaraka ny adalan'ny sasany ko.
Ka aiza ianao ry Hery raiso ny andrakitra fa ra tsy handray ny andrikitrao ianao de tena misy marina ilay fiangarana eto ra izany sy ny akamakama,ataoko fa tsy mendrika ity serasera ity izany.
Mankasitraka
27. tsoraka ( 20/06/2008 16:24)
Aleo andeha amin'izao fa ny seraseran'ny fanjakana no azo anehoana tsikera ra-zoky e. Misy tompony ity ary manana firehana ny tompony noho izany izay firehan'ny tompony no arahina ary ankoatr'izay miala. :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0407