Safotra rehefa alaina ra
1. niryna
(
18/06/2008 17:22)
Efa nahita olona matahotra alaina ra ve hianareo na raha vao mahita ra dia torana.
Mety hoe nisy zavatra nahazo azy ve tany aloha tany ohatra sa phobia koa io.
Iza no efa nahita experience tamin'izany dia inona no nataony mba tsy aha torana ilay olona sa dia vononina foana ny alcohol ?
misaotra antsika mifanatsafa sy mifampitolaky ny hehy eto
ba mamikely ho antsika rehetra e
(l) niryna

novalian'i niryna ny 21/06/2008 16:28
3. niryna
(
20/06/2008 03:52)
ikaretsaka:ie azo tononina hoe phobia koa ilay izy angamba o.Misy olona isaky ny alaina ra izy dia torana foana hono.Notsindromin'ny infirmier tsy nisy hindrafo angamba izy raha tsy diso ny fitantarany dia isaky ny tsindromina tonga dia safotra foana :cry:
hemophobia ve no tian'i niryna lazaina..
tandremo fa mety ho genetique io an....
Toa tsy iray ihany no nahenoko an'io ka izany no mahatonga ahy manontany
4. ari.malala
(
20/06/2008 08:00)
za anisan ts matanty mahita ra fa ts we nisy zavatra nihatra tamko manokana fa ts zakako ftsn, eny na d ny rà refa am periode de menstruation aza d ts zakako ny maita azy :? ( misalebolebo b t handoa ah d fanina mints alou) d ndremande za nanao donneur de sang fa nisy havanay nodidiana, d nakimpy mints ny masoko vao vita ny fakàna rà, refa mila alaina rà fa atao analyse d ahodina ny maso. Ny ana zany ts ilay tsindronina no mampanin ana fa le mahita ilay ra mints no mampiteraka malaise amiko
5. ari.malala
(
20/06/2008 08:03)
Fa izaho kosa anefa efa safotra nitsindrona hept-a-mil ( ts haiko izay nitranga fa natao intramusculaire ilay izy, tsy 2cc akory hono no tafiditra hoy ilay dokotera d ts nahatsiaro tena ah)
7. niryna
(
21/06/2008 16:22)
ari.malala:
za anisan ts matanty mahita ra fa ts we nisy zavatra nihatra tamko manokana fa ts zakako ftsn, eny na d ny rà refa am periode de menstruation aza d ts zakako ny maita azy :? ( misalebolebo b t handoa ah d fanina mints alou) d ndremande za nanao donneur de sang fa nisy havanay nodidiana, d nakimpy mints ny masoko vao vita ny fakàna rà, refa mila alaina rà fa atao analyse d ahodina ny maso. Ny ana zany ts ilay tsindronina no mampanin ana fa le mahita ilay ra mints no mampiteraka malaise amiko
misaotra aky nizara
:-* .Izaho aloha tsy matahotra ary manome ra foana fa raha mody any amintsika dia tsy mahazo raha tsy afaka herintaona fa misy otrik'aretina hono :cry: kanefa aho mbola te hanome foana.
Misy olona maro no itako sarotahotra amin'io ra io na mijery TV misy fandidiana ireny fotsiny aza.
Ny ahy indray tamin'ny mbola kely(16 ans tany) nahita olona niteraka ,latsaka teo an-dalana ilay zaza,ny nenitoako no namoaka azy ,fa tena natahotra aho sady kiriko ,toa biby izany ilay zaza nivoaka tao :wink:
8. niryna
(
21/06/2008 16:24)
ari.malala:
Fa izaho kosa anefa efa safotra nitsindrona hept-a-mil ( ts haiko izay nitranga fa natao intramusculaire ilay izy, tsy 2cc akory hono no tafiditra hoy ilay dokotera d ts nahatsiaro tena ah)
io anie hoy aho no lazaiko,angamba misy tahotra ao o.Misy namako izay izaho foana no miaraka azy any @ doko fa raha vao alaina ra izy dia torana,tsy miteny izy fa tonga dia maina fotsiny ny molony.Efa fantatro ilay izy satria mpitranga dia teneniko mialoha ny infirmiere hanoma alcohol atao eo amin'ny orony
:cry:
9. niryna
(
21/06/2008 16:28)
ikaretsaka:
mila manambady mpivaron-kena aby nareo izany
:D :D izaho tsy hanambady mpivaron-kena ry ika :D efa manan-tompo aho.Izy no asiko mamono akoho fa tsy vitako ny mamono aim-biby. :D
Ny vatako kosa dia mahery be ny anati-corp na anti-body angamba no filaza azy fa raha toranina izany aho tsy ampy tsinjondra iray .Nantsoin'ny dokotera ny rams-ko fa mahery be hono ny vatako kanefa efa nasiana tsindrona fanindroany nefa mbola tsy torana ihany ,sady afaka manontany aho amin'io an..izay vao torana .... dia vetivety dia miverina indray ny aiko ..