IREO VAHAOLANA @ PETROLE LAFO
1. badboy
(
17/06/2008 06:30)
Betsaka no andefa hevitra @ vahaolana @ pétrole lafo indrindra fa ny énergie alternative! Inona no mahatonga ilay izy tsy tanteraka??? ;-) ;-)
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 03:04
2. rabingogilabanga
(
17/06/2008 07:55)
zavatra vitsivitsy no azo lazaiana:
-ny momban'ny petrole lafo, dia toin'ny fahafatesana ihany io[/b], samy tsy mahita vaha-olana, na ny firenena vaventy , na ny madinika, ny maha-samy hafa azy dia:
-ny firenena vaventy 80 na 90 taona vao maty
-ny firenena madinika 60 eo ho eo dia lasa
[b]ny petrole any @ tany mandroso:
-Gestion de crise na petrole no ataony, gestion ny inflation, prevision ny penurie, rationnalisation ny consommation: hany ka
-europe: Ny euro ambony nohon'ny dollars dia afaka mi-amortir ny choc petrolier
-etazonia, chine, Japon: ny devise betsaka miditra, nohon'ny balance de payement excedentaire, dia afaka ahazahoany petrole betsaka
-ny antsika gasy, sady ambany ny sandambola, no tsy miditra ny devizy, no tsy misy ny gestion de crise na choc petrolier.
-Ny tsi-1-1 ny any andafy no mikolay @ le vidiny , na dia izany aza mahavidy ihany, ary ny firenena kosa @ ankampobeny mahavidy petrole (tsy misy delestage any adafy),
-
Ny energie alternative:
na ny vaventy koa mitady alternative @ petrole(ex: hydrogène, energie verte...), saingy zavatra roa lehibe no manakana:
-ny maîtrise ny technologie
-ny rentabilité(rapport avantage @ le coût de production)
Ireo roa ireo samy tsy voafehintsika gasy

3. Jeankely
(
17/06/2008 08:01)
Mba ho hitako eo ary ilay hoe mametraka fanontaniana ary manome valiny. Satria hivoaka ny "badboy's thesis". :-D :-D :-D
4. celesy
(
17/06/2008 08:07)
Mbola sahirana mameno paosy aloa izay vao minjery ny mandinika nefa ny sahirana dia sahirana hatrany
5. Jeankely
(
17/06/2008 08:21)
Mbola miandry ny these-n'i badboy eeee. Alefa ho an'ny firenena rehetra satria toa mivanaka sy koditra daholo ny mpitondra @ firenena rehetra saingy badboy mahita ny fanala hidiny :-D :-D :-D .
6. badboy
(
17/06/2008 08:39)
rabingobilabanga >> Ary maninona moa raha mangataka miala @ ilay "traité de non prolifération des armes nucléaires" ka mangataka tahaka ny hafa ilay "énergie nucléaire civile"?? Ambonin'izay Dago efa manana ireo toerana fitrandrahana "uranium" ka tokony tsy dia ho sahirana loatra!
Mety ho lafo ilay mametraka ilay izy saingy araraotina ireo mpitrandraka ny "uranium" mba hanampy ny "financement" an'ilay complexe nucléaire! Ny frantsay sy ny allemana manko izao mis'investir mafy mihintsy @ ilay "EPR2"!
;-) ;-) ;-)

7. kanota
(
17/06/2008 08:50)
Aiza e ?? Mitorajofo an sady milaibe :-D :-D :-D . Ho avin'ny firenena marina ity kah :-D :-D :-D
8. Annie2006
(
17/06/2008 11:45)
badboy:
Betsaka no andefa hevitra @ vahaolana @ pétrole lafo indrindra fa ny énergie alternative! Inona no mahatonga ilay izy tsy tanteraka??? ;-) ;-)
Tsotra ny valinio: Tsy fisian'ny fahavononana ara-politika. io ilay fitiavana midrikina amin'ny centralisation du pouvoir (fangoronampahefana". F'agaha ny mpitondra sy ireo izay lazaina fa elita mila ny fandrosoan'i Madagasikara? Hanandevo ny sasany ihany no ao antsainy.
Izao dia dradradradina ny decentralisation kanefa na ny ministera miandraikitra ny decentralisation aza dia...voafatotra amin'ny prezidansa. tsssss!
Tsy ataon'ireto kanosa ireto ny "energie alternative" satria mivoatra tampoka ny any amin'ny region dia sarotra amindry zalahy ny manao ampihimamba ny harena any.
Tsotra ange io e.
10. Annie2006
(
17/06/2008 12:15)
rahiratra:
Kanefa ry zalahy avy any @ region ihany ve no mihinana ny azy?
Mihinana ny inona?
Ohatra vitsivitsy:
- Ny tombombarotry secren, lasa any amin'ny renivohitra
- ny mpiasampanjakana: 58% ao andrenivohitra ary ny 46% (amin'ny 42% sisa) any amin'ny renivohimparitra 5.
- Ny dokotera: 70% ao andrenivohitra daholo
- 80% ny tantsaha kanefa ny sekoly mikirakira ny fambolena dia roa ihany ary ao andrenivohitra ao koa. (Tamin'ny andron'ingahy Tsiranana ihany no mba nisy lycée agricole tany ambanja sy manakara..)
- Ny vola sy hetra azo amin'ny lavanila, kafe, jirofo sns... dia lasa any andrenivohitra any dôlidoly. (nisy ben'ny tanana iray izay nianakendry mba nanao ristourne amin'irony vokatra ireno mba hoan'ny faritra misy azy kanefa dia nahantona tamin'ny asany...)
Maro ny ohatra amin'izany.
Raha tsy sahy mametraka politikan'ny decentralisation mazava ny mpitondra dia nofinofy foana ny fandrosoana izany ary mbola:
- 20% n'ny orin'asa malagasy foana no mandoa ny ampahan'ny 70% ny hetra
- 80% foana ny secteur informel
- 80% foana ny tantsaha mahantra
- 10% foana ny mpanana
sy ny sisa.
Ary raha milaza io aho dia amin'ny fijery "objective" fa tsy misy fitongilanana sy fijery mivilana ataon'ny sasany.
Esory ao amin'ny prezidansa ao ny ministeran'ny decentralisation ary apetraho tsara ny "autonomie" des collectivités locales dia ho hitantsika eo ny fandehany.
Ka mitovy amin'izany koa ny olana eo ami'nny energie alternative satria mifandraika tsara amin'ny fandrosoan'i Madagasikara io angovo voalaza io.
Tao amin'ny "projet de société" an'ny mpanohitra no manazava tsara ny amin'io.
11. kanota
(
17/06/2008 13:47)
Angaha tsy olona avy any @ region ireo mpiasampanjakana sy ireo mitokona ao andrenivohitra ireo moa ? Sa koa avy any andanitra ireo ?
12. tovolahy007
(
17/06/2008 14:17)
Salama daolo!
Ity resaka ity de efa nisy mba nanambara ny heviny ary @ lohahevitra 1 ary. Misy ny sasany de manao torapo be fotsiny , aoka ny vahaolana no lazaina fa tsy ny hanao litania foana hoe ny mpitondra io no tena fositra e, za tsy miaro ny mpitondra ary tsy mitsipaka ny panohitra ko, fa averiko ndray fa na ireo mpanohitra no ho eo na ny mpitondra ankehitriny dia ho sarotra @ izy ireo foana ny ahita vahaolana @ resaka vidin'ny solika. Ny vahaolana hitako dia izao,trandrao haingana io solika lazaina fa misy ao Mada io sitrany ahay mba mihena ny vidiny fa ra mbola hanafatra solika foana aloha dia miomana fa dia mbola ho lafo noho izao ny vidin'io.
Efa io lazain'ny Rabingo> io ny marina
Rabingo>mba alefaso ary @ ilay hevitra 1 manao hoe "mahita vahaolna @ fisondrotry ny solika ve ny mpanohitra" ary io lazainao io fa misy olona manao fampitaha be fahitany ko any, milaza hoe fa maninona ny solika aty USA, canada , Eropa no mora fa maninona ny any Mada no lafo be?? Mba angatahiko io lazainao etsy ambony io mba alefaso any baina fa tena io no marina, tsy afaka ny hitovy mitsy ny vidiny solika any Mada sy USA na Canada zany

13. Annie2006
(
17/06/2008 14:18)
kanota:
Angaha tsy olona avy any @ region ireo mpiasampanjakana sy ireo mitokona ao andrenivohitra ireo moa ? Sa koa avy any andanitra ireo ?
Resaka salan'isa (instat sy MADIO -ancien Orstom - 2004):
92% mponina ao andrenivohitra dia avy ao andrenivohitra ihany
lasa 98% izy raha mponina ao amin'ny faritany antananarivo no raisina.
Ny mpiasampanjakana dia manaraka io salan'isa io ihany koa: 94% dia avy ao andrenivohitra ao ihany.
Io "fihevitry" kanota io dia mamamly avy hatrany ny fanontaniana voalohany etsy ambony: Fotopisainana tena ambany dia ambany satria mbola voafehin'ny "repli identitaire" kanefa tena resaka ny olana misy no lazaina. Noraisin'ingahy rainy ho fanavakavahana indray ilay resaka kanefa io NO OLANA misy ao madagasikara ao ka mahatonga an'io firenena io tsy mety mandroso.
Arosoy ny decentralisation mba ahafahan'ny tsirairay mivoatra sy mba tompon'andraikitra amin'izay vokatra misy ao aminy fa tsy avangongo ao andrenivohitra ny fahefana (politika, ekonomika, sy ny sisa) rehetra. Aza tendrena intsony ny sefo de rézion, aza atao halabato ny fifidianana depiote, senatera,; maire, apetraho tsara ny système de fiscalité locale mazava, apetraho ny "principe de subsidiarité", ny principe d'expérimentation, ahenao ny lanjan'ny "déconcetration" fa ny decentralisation no ataovy mibahantoerana, sy ny sisa....
Ny energie alternative dia mifandraka tsara amin'ny any anindran-tany satria misy rivotra (éloienne), masoandro (solaire) ary renirano (micro-hydraulique) any...
Tao amin'ny "projet de société" an'ny mpanohitra no misy ireo voalazako io.
15. Annie2006
(
17/06/2008 14:24)
tovolahy007:
Salama daolo!
Ity resaka ity de efa nisy mba nanambara ny heviny ary @ lohahevitra 1 ary. Misy ny sasany de manao torapo be fotsiny , aoka ny vahaolana no lazaina fa tsy ny hanao litania foana hoe ny mpitondra io no tena fositra e, za tsy miaro ny mpitondra ary tsy mitsipaka ny panohitra ko, fa averiko ndray fa na ireo mpanohitra no ho eo na ny mpitondra ankehitriny dia ho sarotra @ izy ireo foana ny ahita vahaolana @ resaka vidin'ny solika. Ny vahaolana hitako dia izao,trandrao haingana io solika lazaina fa misy ao Mada io sitrany ahay mba mihena ny vidiny fa ra mbola hanafatra solika foana aloha dia miomana fa dia mbola ho lafo noho izao ny vidin'io.
Efa io lazain'ny Rabingo> io ny marina
Rabingo>mba alefaso ary @ ilay hevitra 1 manao hoe "mahita vahaolna @ fisondrotry ny solika ve ny mpanohitra" ary io lazainao io fa misy olona manao fampitaha be fahitany ko any, milaza hoe fa maninona ny solika aty USA, canada , Eropa no mora fa maninona ny any Mada no lafo be?? Mba angatahiko io lazainao etsy ambony io mba alefaso any baina fa tena io no marina, tsy afaka ny hitovy mitsy ny vidiny solika any Mada sy USA na Canada zany
aza manantena an'io solika misy ao mada io enao. Ny antony?
1. solika ahondrana ary "brut" io mivoaka ao madà io fa tsy ilay solika hafarana 140 dolara ny baril.
2- Ny mpandraharaha vahiny no mikirakira an'io ka an'azy ( fa tsy an'i madagasikara) ny tombonstoa satria ny hetra kely dia kely no azon'ny madagasikara amin'io.
salan'isa:
- solika hafaran'ny madagasikara (@ 140 dolara ny baril: 15.000 baril isan'andro)
- solika vokarin'ny madagasikara: 90 baril isan'andro.
Tsy misy fahefana mahafehy ny fitrandrahana solika ao madagasikara ao ka mipetraka ny fandrobana ny harena ataon'ny Exxon.
Ny fanjakana malagasy dia tsy manana anjara mihitsy ao amin'io fitrandrahana io.
Ka raha hiankina amin'io ianao dia andraso eo i Paoly.
16. patrick2002
(
17/06/2008 14:32)
tovolahy: matoa izaho mametraka io fanontaniana io dia mba te hisarika ny sainy rehetra fa misy ny vahaolana araky ny polittique energetique harahiny firenena tsirairay ,betsaka ny vahaolana fa izy governemanta no mahita izay metimety kokoa satria izy no manana ny statistique amin'izany ,misy ny ministere de finance ,sy ministere ny economie ary ministere ny energie ao Madagasikara anjaranireo no mikaondoha hitadiavana vahaolana ,ary mba vahaolana hitondra fandrosoana ,fa tsy vahaolana hampiemotra ny firenena indray sahala ny t@ revolisiona sosialista, nasiana subvention ny vary nefa nanjary nilahatra vary @ 2 maraina ra-malagasy .
17. tovolahy007
(
17/06/2008 14:35)
salama e!
Ny fantatra kosa aloha ,marina fa ny Exxon no mitrandraka fa an'ny Malagasy ny zavatra trandrahina, noho izany dia misy ny vola azon'ny fitondrana Malagasy noho izany. Mba azonao omena ve hoe ohatrinona izany tax kely dia kely azon'ny madagasikara zany azafady. Ataoko fa tsara ho fantatry ny daolo be izany ka mba ahafahany mieritreritra sy mijery na rarina na tsy rariny kosa. Ny marina ko dia izao, na any @ faritra sasany toy ny ao Sudan, Nigeria dia mitovy ny zavatra ataon'ny Exxon aty Mada. Ary ra tsy hamokatra betsaka araky ny lazainao zany le any mada dia hoy aho hoe miomana fa mbola ho 10avo eny noho izao ny vidiny io solika io ary tsy hisy afaka hanao inona na inona fa dia manaraka izay onjany eny. Ny zavatra hitako, ny vidin'ny solika aty USA de misondrotra in 4 ao anatiny 1 volana, toy izany ko ve ny any Mada??

19. tovolahy007
(
17/06/2008 14:45)
salama e!
patrick2002> marina izany, ny fahitako azy dia izao e, azon'ny fanjakana atao ve ny mametra ny vidin'ny solika??Ny hilazako izany dia izao efa tsy SOLIMA tsony izao no mitantana an'io solika io fa efa privee. Tsy maintsy hijery ny tombony ho azy ry Jovena sy forongony. Manaraka izany, ra afaka ny hampihena ny vidny solika ndray ny fanjakana malagasy ary, dia amiko, dia hoy aho hoe, ra mividy zavatra 1000 Ar isika ohatra, de nefa amidintsika 200 Ar, mahazo tombony ve isika sa matiantoka, mazava ho azy fa matiantoka,ary io toe-javatra io no niainana t@ andron'ny Solima dia izao isika no misolo vaika ny ankalana mandoa io vola be zay tokony ho tena vidiny solika io. Ka raha izao zany ny fandehany amiko dia tsy mbola izao aloha no ho mora ny vidiny solika ,ary ny fanjakana dia tsy ahita atao @ io ra tsy hoe angaha mandeha any Lybia mangataka @ Kadafi . Enao mo niteny hoe tsy maintsy misy vahaolana saingy tsy maintsy jerena ny vokany na tsara na ratsy, dia hoy aho hoe, raha ampihena ny vidin'ny solika tompoko ka hivarotra azy @ vidiny ambany nefa mividy azy @ vidiny midangana be, de hoy aho hoe na inona na inona dia ratsy foana izay vokany eo. Mety ho tsara ho antsika @ zao ilay vokatra fa kosa ireo taranantsika ao aoriana di ho bokan'ny trosa.
Mirary soa