IREO VAHAOLANA @ PETROLE LAFO
21. tovolahy007
(
17/06/2008 15:03)
salama!
Momba ny energie alternative dia mila fotoana be sy volabe ny @ io ra ny fahitako azy. Tsy maintsy mbola karohina io mantsy zany e, noho izany mila fotoana, mila vola. Ka ny tiako lazaina foana dia izao izaho zany dia mijery lavitra foana e, zany hoe "Long Run" hoy ry zareo vahiny fa tsy le "Short turn ka ra ny momba io energie alternative dia tsy ho antska @ zao fotoana izao intsony io fa efa ho an'ny generation manaraka. Isika mo midinika ny hoe inona no atao ampihena ny vidin'ny solika dia hoy aho hoe, hevitro ity a, ahenao ny fatrany fividinao na aza mividy intsony mitsy satria hoy ry zareo ekonomista, ra mbola betsaka ny mpividy nefa zavatra vidina vitsy eny antsena , dia ho lafo ny vidin'entana. Ny aty USA zao de efa mampiasa bisikleta ny olona satria tsy tia hividy solika, ny manambola aloha de tsy mivaky loha e,mividy foana ry zalahy fa ho an'ny sasany dia efa manova fomba fiainana mitsy @ zao, ahena ny fotoana ampiasaina fiara, mampiasa fitanterabahoaka toy ny Bus sy Metro ireo zay mila mandeha lavitra refa miasa, ho an'ny ireo akaiky toerampiasana kosa de mandeha tongotra na bisikleta.

23. patrick2002
(
17/06/2008 15:14)
tovolahy: marina izany fa efa privé izao ny mitantana ny fitsinjarana ny solika ao Mada fa tsy ny fanjakana intsony ,nefa mbola misy ny Regie de l'energie ao madagasikara ,ny asany dia manara-maso ny vidiny solika sy mijery raha en norme ny qualité-ny solika hamidy ao Mada na Tsia ,eo ambany fitantanany ministere de l.energie io service ray io .
Ny momba ny fampienana ny vidiny solika eny @ mpanjifa ,tsy hoe hamidy fatiantoka akory ny solika ,tsia fa ny hetra alaina aminy no hahena ,t@ 2000 dia efa ho 55% ny vidiny solika no hetra halainy fanjakana ,amin'izao tsy haiko ,ka anjarany mpitondra no mijery an'izany fa tsy izaho mihintsy satria tsy izay no asako ,tandremo anefa fa ny vahaolana raisina dia mba hampiakatra ny fari-piainany malagasy fa tsy hampiemotra ,sao diaq hoe hahena ny hetra @ solika ka rehefa avy eo tsy misy budget intsony ny fanjakana zay vao hiteraka inflation indray izany .

24. tovolahy007
(
17/06/2008 15:18)
patrick2002>ka izay anie ilay nolazaika rahalahy e,le vahaolana anie mety hisy e fa ny vokany no tsy tsara, dia io efa nolazainao io mo ilay izy hoe tokony jerena iany konefa sao tsy misy budget tsony ny fanjakana, hany ka tsy handray karama tsony ny mampianatra ny dokotera sy ny sisa, dia fatiantoka be.
Mankasitraka
Mankasitraka
25. Annie2006
(
17/06/2008 15:49)
tovolahy007:
salama e!
Ny fantatra kosa aloha ,marina fa ny Exxon no mitrandraka fa an'ny Malagasy ny zavatra trandrahina, noho izany dia misy ny vola azon'ny fitondrana Malagasy noho izany. Mba azonao omena ve hoe ohatrinona izany tax kely dia kely azon'ny madagasikara zany azafady. Ataoko fa tsara ho fantatry ny daolo be izany ka mba ahafahany mieritreritra sy mijery na rarina na tsy rariny kosa. Ny marina ko dia izao, na any @ faritra sasany toy ny ao Sudan, Nigeria dia mitovy ny zavatra ataon'ny Exxon aty Mada. Ary ra tsy hamokatra betsaka araky ny lazainao zany le any mada dia hoy aho hoe miomana fa mbola ho 10avo eny noho izao ny vidiny io solika io ary tsy hisy afaka hanao inona na inona fa dia manaraka izay onjany eny. Ny zavatra hitako, ny vidin'ny solika aty USA de misondrotra in 4 ao anatiny 1 volana, toy izany ko ve ny any Mada??
"marina fa ny Exxon no mitrandraka fa an'ny Malagasy ny zavatra trandrahina"...Siora ve ianao fa an'i Malagasy marina ny zavatra trandrahina? Io ange no mampihoraka ny vahoaka ami'nilay "varotra tanindrazana" satria mandohalika eo anoloan'ny Exxon ny fanjakana malagasy. Mihevitra ve ianao fa 5 miliara de dolara lanian'ireo EXXON ireo dia nohon'ny atsaram-bikan'ny malagasy sy ny bôgosité any fitondrana? ntsooo!
"Mba azonao omena ve hoe ohatrinona izany tax kely dia kely azon'ny madagasikara zany azafady"
Ndana jereo amin'ny tranokalan'ny "mission économique" ambassade de France à Antananarivo. dia ho hitanao ao ny données rehetra mikasika an'io satria tsy ara-potoana (à jour) ny tranokalan'ny Instat na ny governemanta.
"hoy aho hoe miomana fa mbola ho 10avo eny noho izao ny vidiny io solika io ary tsy hisy afaka hanao inona na inona fa dia manaraka izay onjany eny"
Ka azonao atao ange ny tsy manaraka ny onjany e. Io ilay "vahaolana" nolazaiko etsy ambony io. Fa ho hitanao fa tsy sahy ny mpitondra satria ny "hedrikedriny" no tsy maintsy ahena.
Farany: Ny energie alternative DIA TSY LAFO IZANY MIHITSY. Ary aza hampitahaina ny any ivelany satria "alternative" ny an'ny any ivelany (USA, France, UE...) satria efa manana angovo sy herinaratra hafa ry zareo (pétrole, nucléaire...) fa "renouvelable" kosa ny any Mada satria mbola TSY MISY ny angovo sy ny herinaratra ka tsy misy zavatra ho soloina (izay mahalafo azy).
Jerevo ao Maroc, Tunisie fa tena efa lasa lavitra ami'nio energie alternative na renouvelable io.
Tandremo (fa averiko ihany), ny "projet de société" an'i mpanohitra no nahitako an'ireo rehetra ireo.
26. xxx
(
17/06/2008 16:02)
Resaka fitrandahana solika madagascar :
Za kosa aloha @ mahamalagasy ana dia tsy manaiky an'izany ny saiko hoe amidy 90 moa ny baril teo dia mividy 140 za avy eo !
Raha izany, aleoko tsy trandrahana mihintsy aloha ny solikako raha tsy farafaharatsiny mahaloa ny karaman'ny mpidrandraka ny vidiny. Ny ao antanana aloha no ampirevena voalohany vao makany ivelany.
Tsy misy dikany amiko izany hoe trandrahana ilay solika nefa tsy misy tombony akory ho ahy fa trandrahana mba ho lany.
Raha tsy hoe angaha hoe efa tena tsy mahavidy solika intsony mihintsy fa tena potsitry ny trosa tanteraka ka voatery mivaropanana fatiantoka.
Ny tiako lazaina zany dia tsotra e, tsy ekena kosa raha mbola hitovy ihany ny fahatrana sy ny fijaliana taloha sy taorinan'ny fitrandraha solika. Hoe hitovy ihany ny nanana solika sy ny tsy nanana!!!
ka resaka fotsiny ny hoe tsy an'ny gasy ny solika, lafo ny mitrandra sns fa aleo hatory ao ny solika an'ny gasy raha tsy ho an'azy!!!! ary aleo hiakatra be any mihintsy ny vidin'ny pétrole mba hampiakatra ny sandan'ny pétrole an'ny gasy hitrandrahany an'azy.
tsy mpanao politika za ary tsy économiste fa gasy tsotra mpivaroboanjo tia tanidrazana ary miaro ny fanana keliny!

27. badboy
(
17/06/2008 16:25)
xxx >> Ekeko tanteraka! Isan'ny vahaolana koa izay ohatra! Maninona ny Arabie saoudite sy ny tariny afaka manao izay reviny dia ny gasy tsy maintsy milefitra???
tovolahy007 >> Narahako tsara daholo ilay hevitrao dia tsara ilay hevitra raha atao safibemantsina fa rehefa halalinina dia misy "données" tsy raisinao!
Lazainaohoe miakatra ihany koa ny vidin'ny solika any USA etc... nefa tsy manakana ireo olona hividy sy tsy dia mampijaly be azireo izany! Aza adino fa ny SALAIRE MOYENNE ao dago dia 50€ ary ny lasantsy 1litre dia 1.45€! Ny any ampitandranomasina rehetra, indrindra fa ireo firenena lehibe sy ireo mpitrandraka petrole tazhaka an'i Dago ohatrinona ny karama moyenne na ny SMIC???
Io no antony tsy maintsy hilana haingana indrindra ilay énergie alternative! Ianao anefa miainga sahady @ ilay hoe aleo ho an'ny génération manarak'izany fa tsy ho antsika! Ka tsy dieny zao ve d'efa tokony ho karakaraina ny @ io sa hiandry an'iza indray sa hiandry inona??? Izay ihany no mahatonga ilay tsy fivoarana satria misy banga be eo @ fahitana ny lavitra fa zatra loatra ilay mijery ny eo ampotomolotra! Ary raha toa ka tsisy hanao n'inon'iona dia na ilay génération ao aoriana tanisainao aza tsy ahita akory izany énérgie alternative izany!
Asehonao koa ilay hoe tokony hampiroboroboana tahaky ny ataon'ny firenena matanjaka ny fitaingenana bisikileta na ny fandehanana tongotra!! Aza tezitra ianao raha mihomehy aho satria tsy hitanao marina angamba hoe firy isanjaton'ny malagasy no mandeha tongotra ary firy no mandeha fiara! Manarak'izay ny olona miasa no afaka mandeha tongotra fa raha ny fitateran'enatan sy ny sisa tsy maintsy fiara! Ny entana tanterina anefa miakatra satria manaraka ny vidin'ny solika!
Mba mandalova matetika madagasikara ihany fa efa ela ianao zany no tsy tany!
;-) ;-) ;-) ;-)

28. Annie2006
(
17/06/2008 16:46)
Marina mihitsy izany: aleo tsy trandrahana aloha raha tsy miteraka tombontsoa hoan'ny malagasy sy madagasikara. Indrindra fa ilain'ny taranaka ireo harena ankibon'ny tany ireo afaka fotoana fohy satria efa tapitra daholo koa ny any ivelany any ka manahirana raha hitady indray rehefa avy eo.
Haveriko mazava fa "solika" brut (pétrole lourd) io trandrahiana ao madagasikara io ka mbola ho diovina (kanefa ao madagasikara ao tsy misy raffineria manadio azy) ka tonga dia ahondrana (sahala amin'ny lavanila sy kafe ihany izy io) ary 5 à 10 dolara ny baril iray. Kanefa i Madagasikara dia manafatra "solika" efa voadio (raffiné) amin'ny 140 dolara ny baril iray.
Mitovy amin'ny kafé ihany izy io: 1kg kafé ao madagasikara amin'ny tantsaha dia 0,20 dolara, kanefa ny iray tasy any eropa sy US dia 1,5 dolara. Io ilay "logique rentière" (économie de rente) izay tokony tsy hiankinana intsony fa miditra amin'ny "économie de marché" ka fanondranana "produit manufacturé" fa tsy "produit brut" no atao.
Izay indrindra no mahatonga anstika tsy tokony mihazakazaka manao varoboba ny firenena sy ny harena ankibon'ny tany satria ny "cobalt", "nickel" dia matière hanaovana an'ireny écran ordinatera, ecran plat ana Télvision plasma sy ny sisa ka io no mahamaika an'ireo sinoa, candianiana mividy mora sy mandroba ny harena any amintsika any. Zavatra azon'ny taranaka atao io afaka 10 na 15 taona. Kanefa mbola ho hisy tavela ihany ve ireny cobalt sy nickel ireny raha tonga dia TRONGISAN'i sheritt sy QMM ao????Sahala ami'nizany koa ny "bois de rose" izay tena ilaina amin'ny fanaovana fanafody na mikasika ny cancer izany na zavatra hafa. Kanefa efa mandeha koa ny varoboba anaovan'ny ao iavoloha azy.
Fantatry ny mpitondra fa efa tsy ho eo intsony izy raha afaka 15 taona ka tsy raharahany raha potika eo i madagasikara satria ny fara sy dimby no hibaby an'izany: tadidio fa efa 94 dolara isakin'ny olona iray ny vidin'ny trosa amin'izao fotoana izao ary raha azo ny trosan'i MAP dia hitombo 140 dolara isak'olona indray izany trosa izany ka ho lasa rahampitso 234 dolara. Kanefa ny "revenu" isak'olona dia 280 dolara isantaona. Izany hoe: amin'io 280 dolara io dia 234 dia lasa amin'ny trosa dia ho 46 dolara isantaona ihany no tena hiaian'ny gasy. Io koa no mampioraka anay hoe: hajanony ity trosa lava ity.
Noho izany: Misy ny vaha olana hafa hisorohana ny kirizy aratsakafo, ny kirizy avy @ fisondrotrin'ny vidin'ny solika, sy ny kirizy avy @ mondialisation, na globalisation. NY FAHAFAHAN'NY VAHOAKA tsirairay mamokatra no vaha olana amin'izany. Ka foano ny jadona, ny akamakama, ny Tiko tendankanina, libérer le secteur privé....
Raha mbola mihevitena ny fanjakana fa IZY IRERY IHANY ARY VOLANY IRERY IHANY no hampivoatra an'i madagasikara dia diso lalana izy. Manoro hevitra, mandamina ny tsy fihetezan'ny "tsena sy ny varotra", miaro ny tombotsoan'ny vahoaka sy ny fananan'ny tsirairay, mitandro ny fivoaran'ny saimbahoaka sy ny sisa no ilàna ny Fanjakana, FA TSY HIKIRAKIRA NY TOEKAREMPIRENENA (na dia i TIKO aza izany).
Ajanony ity fiheverana fa TSY MISY ZAVATRA MANEDHA RAHA TSY NY FILOHA IRERY IHANY (mividy 4x4 an'i depiote dia tsy ny fanjakana fa ny filoha, ny manome vola amin'ny tranboina à cyclone dia tsy ny fanjakana na ny vahoaka fa ny filoha, ny projet de societe dia tsy misy olonkafa fa ny filoha ihany, ny mitady, mangataka, mitondra sy milaza fa mirasa VOLA dia ny filoha irery, ny mandeha amin'ny radio, tele, dia ny filoha irery ihany, izany tsy misy olona manampanahy ao raha tsy ny filoha ihany. )
Fehiny: Tao amin'ny projet de société any mpanohitra no nahitako an'ireo hevitra maromaro ireo.

29. tovolahy007
(
17/06/2008 17:00)
Salama!
Ny tiko lazaina dia hoe ra izao no hitrandraka ilay energie vaovao dia isika izao izany tsy afaka ny hampiasa azy fa ny ao aoriana no ampiasa azy, asa ra azon'ny rahalahy ilay tiko lazaina, raha manomboka izao isika no hamorona azy ireo de tsy mbola ho @ heritaona na 2 taona dia afaka ho ampiasaintsika izany vokatra izany, noho izany tsy mbola tsy hampiova ny vidin'ny solika aloha zany hatreto .
Ny momba ny vidiny solika izao any mada dia ataoko ga efa voalazko teo fa tsy afaka ny ampitoviana velively ny vidiny ao Mada sy aty USA na eropa na canada, efa io nisy nilaza io ambony io ny antony .

30. tovolahy007
(
17/06/2008 17:06)
salama!
badboy>ka ilay izy anie dia izao ry akama e, ireo efa mandeha tongotra ireo anie tsy mimenomenona @ zay vidin"ny lasantsy e satria izy efa mandeha tongotra, fa ireo le efa hita fa tsy zaka izao ny vidiny le lasantsy no mbola tsy tia andeha tongotra fa mbola te hizesta @ 4x4 sy BMW. Ny tiko lazaina dia hoe, hoy ny lohahevitra hoe inona no atao mba ampihena ny vidin'ny solika?,dia amiko dia ireo no hitako ka dia ambarako.Mety misy manana hevitra afa any. Ary mbola averiko, fa ra manambola mo inona ny olana na ohatrinona azany vidin'ny lasantsy fa ho an'ireo tsy dia ampy vola dia ataoko fa io nolazaiko io ny hevitra mahomby

31. tovolahy007
(
17/06/2008 17:10)
badboy>vao avy tany aho rahalahy ary mbola ho any ndray @ Juin @ heritaona, satria ity resatsika sy dinika ampirahalahiana eto ity mihintsy ny antony ny diako any.
32. badboy
(
17/06/2008 17:23)
tovolahy007 >> Dia manatena anao zany ny tenako hitondra ilay hetahetako eo anivon'ireo mpiandraikitra hanosehana mafy ilay énergie alternative na dia tsy ho antsika aza fa ho an'ny ao aoriana!! ;-) ;-) ;-)
33. tovolahy007
(
17/06/2008 17:24)
Salama e!
Somary gaga ihany ny tena hoe ka dia vao maika amporisihina hividy ilay lasantsy foana ve zany ny olona izay mitondra fiara refa hiasa na hiantsena?Mamaha ny olana eo @ vidin'ny solika ve izany??Amiko dia refa hitako fa lafo ny mandeha mamonjy alipandihizana ohtara de aleoko tsy mandeha sitrany ahay mba ampiasaiko @ zavatra afa ilay vola. Momba ny entana tanterina ndray dia marina ny voalaza fa tsy afaka ny andeha tongotra izy ireo, fa aoka izay afaka hadeha tongotra mba andeha tongotra e, dia aleo ny entana iany no mba andeha fiara. Ny matanjaka aza mahay miafy sy mampihena ny fahazarany ,dia isika efa mafy ady ary ndray ve no mbola hizesta hoe zakanay foana io e.

34. tovolahy007
(
17/06/2008 17:31)
badboy>izay no tanjona e, efa misy ihany ny ezaka anie e, toy ny hoe fiara hybrid ohatra,saingy mbola tsy tena tonga lafatra izy io. Manamafy ny lazainao aho fa tsy misy afa tsy ny energie alternative ihany ny vahaolana saingy mila fotoana be hoy aho, efa eo ampitadiavana azy ny rehetra @ zao saingy tsy mbola ho atoato ny ahitana azy io, na izany azany dia tokony hafainaganina iany ny fikarohana. Faniriana ny ahy io ka dia ho hitantsika eo.
Mirary soa
Mirary soa
35. xxx
(
17/06/2008 17:46)
Raha izany resaka rehetra izany, dia investissement @ na industrie lourde no atao na tsy betsara aza ny capacité-any. Ka mamoaka produit au moins semi fini no tsara, ka sady mampiasa olona gasy zay no mampiakatra ny valeur ny entana amidy. (mitombo ny fampiasana gasy eto au lieu de olon-kafa any @ toerankafa any no velomina dia avy eo mba mety mampiakatra koa ny sandan'ny karama ny gasy au lieu de 300$/an ary ny devise tsy mivoka).
Tena impossible ve zany? Mampiakatra be loatra ny trosa ve ?
Aleo tantanan'ny fanjakana foana kosa aloha satria ny fanjakana no mitrosa, fa ny olana indray dia hoe tena tsisy olomarina, olomanga hitantana an'izany tsony zany ny gasy. tena grave zany ary tena mampalahelo ( ny azo atao angamba dia hoe misy CA sy PCA genre entreprise avec 51% part de l'état, dia misy commisaire aux comptes fanjakana), ary olona mpanambola nefa mpi-concurrent no atao ao. (Nofy re zao e!)
Ankoatran'izay, resaka energie alternative, resaka nucléaire sns, raha za aloha d hoe une chose à la fois no atao, na pétrole no atao au fond d avela any daholo ny fandaniana rehetra resaka énergie hafa , fa raha misy te hanao ny privé d aleo hanao fa tsy misy aide azo hanampiana an'azy fa réglémentena fotsiny.
Resaka cobalt sy ny sisa, aleo tsy manao varoboba fa possible miakatra be ohatran'ny pétrole ihany ny vidin'ireny avy eo, ary une fois manambola ange tsika mba mety afaka mis'investir sy manodina koa avy eo e.
Zany hoe ny fisian'ny pétrole zany tokony mihintsy ampiasaina hampandroso an'i mada, c le moment où jamais, aleo tsy maikamaika ary tsy miady antrano, ary koa aoka hisy compte mazava sy projet maty paika .
Possible koa anie hoe efa nanao étude tsara ko ange ny fanjakana fa tsisy claire amintsika d eo tsika no be resaka sy nofinofy eo e, ny décision ve tsy efa tapaka fa d resaka izany ny antsika ka atao.

36. badboy
(
17/06/2008 18:35)
xxx >> Iarahamahita fa tena manana ilay "huile lourde" Dago! Mila iadiavana mafy tokoa ny fahaizamangataka ny fampiakarana ny indemnité azon'ny fanjakana raha toa ka tsy ho sahy hanakana tanteraka ilay fitrandrahan'ny hafa!
Izany rehetra izany anefa tsy manakana ny fitrandrahana ilay énergie alternative satria tsy inépuisable ilay huile lourde na dia betsaka aza!! Noho izany tsy maintsy arindra miaraka ireo rehetra ireo! Nahoana no isika ihany no tsy afaka ny hanao ny ataon'ny hafa??? ;-) ;-) ;-) ;-)

37. LazaDaddy
(
18/06/2008 02:26)
ny fitantanana ny fampiasana angovo mihitsy no gaboraraka eto Madagasikara.
- Tokony jerana hoa misy ve ireo olona sady tsy vitan'ny hoe tsy mandoa "jiro" fa sady "mivarotra" ihany koa? Inoako fa misy ary betsaka izy ireo.
- Ahoana ny nahatonga ny "lavaka" ao amin'ny kaontin'ny Jirama?
- Na "tsy privatiser-na" aza i Jirama, maninona raha avela miditra mifaninana amin'io sehatra io ny "tsy miankina"? Jirama mantsy efa tsy afaka hanome fahafaham-po ny mpanjifa ihany...ohatra amin'izany ny tsy fahafahany mamatsy an'i Rio Tinto (QitFer).
badboy> raha tsy diso aho dia tsy azahoana tombony intsony ny Uranium eto Madagasikara raha tsy miha lafo koa ny vidiny.

38. rahiratra
(
18/06/2008 03:09)
Hoy badboy: "Dia manatena anao zany ny tenako hitondra ilay hetahetako eo anivon'ireo mpiandraikitra hanosehana mafy ilay énergie alternative na dia tsy ho antsika aza fa ho an'ny ao aoriana!!"
Rehefa avy namaky ny soratr'ilay any zamerika hoe: "vao avy tany aho rahalahy ary mbola ho any ndray @ Juin @ heritaona, satria ity resatsika sy dinika ampirahalahiana eto ity mihintsy ny antony ny diako any".
Ka ahoana mbola hitohy ve ra-badboy izany ny fanehoana hevitra izay tsy anao mihintsy fa efa resahan'ny Injeniera aty Madagasikara elabe io fa tsy hoe hetahetako eee hetahetako eee . Hiandry @ Juin @'ny herintaona ny resabe sa ahoana ? hahahahaha=)) =)) =))

39. xxx
(
18/06/2008 07:21)
Resaka energie alternative : ny tsy mbola mampiraika ana @ izy io anie d tsotra e, manana budget ohatrinona ny gasy @ resaka energie. ampy mahasehaka ny filana investissement ana pétrole et autre energie ve sa dia manosika antsika hitrosa fotsiny.
Ny fitrandrahana pétrole efa manomboka, raha zao tsika no goragora fa avezivezy any @ alternative ny saina dia lasa gabo raraka toy ny taloha rehetra fotsiny io, avela mandeha amin'izao selon ny volonté an'ny mpambola hafa, samy hafa ny tanjona, ny olona efa expert, Andriamanitra efa nanome fa tsika no adala. na betsaka aza ny pétrole tsy ny hafa re no hatavy e!
Resaka energie alternative, na ny tanana mandrosa aza anie ka mbola fanina tsisy tena hoe mahazo tombony amin'io e! na électricité, na biocarburant sns, mila investissement firy taona? nila subvetionéna à hauteur de combien par foyer? mila labo de recherche ohatran'ny inn niasa firy taona? mila terrain firy hectar? mila infrastructure ohatran'ny ahoana? firy taona vo tena rentable? sao dia ataon'ny olna fiécouléna ny produit lafo beany eo fotsiny indray!!!
Ny hevitro d izao, tsika tsy afaka ny hanao recherche, hatreto aloha dia ny sytème D qui s'adapte eto amintsika no mbola tsara trandrahana. Tsy misy mahamenatra izany!!! Tsika tsy afaka ny hanao grande infrastructure be ohatran'ny ahoana, ny lalana aza marary; pareil, ny fambolena ho hanina aza zara fa homana... ka dia hoe aleo mampiasa ny moyen misy eto @ tanana no adapténa, na ze technique efa rodé any ivelany no jerena ze mampandeha anazy aty. aleo miandry hoe efa avancée tsara ny technologie any ary koa oe efa à la portée antsika no mividy ireny vao tena mikofoka amin'izany.
Pour urgence, ze mpandany énergie goavana be loatra no aoka hitady fika hamatsiany ny énergie-any fa tsy ny sarababembahoaka no hitrosa ho an'azy. Ze mpanambola afaka mahavidy koa no aoka hividy, tsy maninona raha resaka douane sy taxe no hampihenana kely mba hamparisika ny olona hampiasa ireny.
Zany koa mbola mila miandry fivoriana iraisampirenena na afrikanina, zany hoe inn no azon-dry zareo atao satria tenenina tsika hampiasa énergie renouvelable sns tsy takabidy, nefa tsiaka victime ny fiakaran'ny pétrole zay ny tanana mandroso no tena mpandany sy mpahazo tombony aminy, ny antsika juste lé necessaire tsy voavidy.

40. badboy
(
18/06/2008 08:12)
LazaDaddy >> Efa mande be ny resaka fa mihavitsy koa ny uranium! Izay no mahatonga ny frantsay sy ny alleman mifofotra mafy @ ilay EPR2! Ka tokony ho poretina ireo mpitrandraka any ireo hametraka ilay centrale nucléaire civil!
xxx >> Ny olana ange dia io araky ny lazain'i LazaDaddy io eh! Tsy ny te hikaroka no tsy misy na ny hampiditra ilay énergie alternative fa ilay tsy fisokafan'ilay "marché de l'énergie"! Ka eo angamba no tokony ho trandrahana!
Ho an'ny namana rehetra : Aza gaga ianareo raha tsy mamaly aho raha tsy elaela, dia aza lazaina hoe mitsaoka adihevitra rehefa avy nametraka ilay izy, satria manomboka ny stage de sahirana! ;-) ;-) ;-)