IREO VAHAOLANA @ PETROLE LAFO

61. rakapy ( 21/06/2008 06:41)
Tena hita hoe olon'i ra8 mihintsy itony. tsy misy fantany afatsy ny 8mbenana :-D :-D :-D
62. LazaDaddy ( 21/06/2008 20:32)
naughty naughty naughty!
63. kanota ( 22/06/2008 02:47)
Avohay amin'izay ary ilay valin'ny stage e. Ny manao stage any frantsa afaka manome vahaolana ny mpitondra eto Madagasikara mantsy satria tsy nisy nianatra andafy ny mpitondra na iray aza. Ry badboy sy naughtyboy sy rakapy ihany no mahita andafy. Avy eo mody mivadika kidoropamba. Vasokabe ooooo
64. LazaDaddy ( 23/06/2008 00:44)
badboy:
IREO VAHAOLANA @ PETROLE LAFO
ny fiaran-drafotsy r'ise indramina dia avereno isaky ny ritra ny lasantsy a :-D Raha tsy izany asaivo alainy sy ateriny isan'andro ise => "quality time" :-D
65. kanota ( 23/06/2008 01:58)
Avohay ny valin'ny stage oooo
66. naughtyboy ( 29/06/2008 15:03)
tovolahy > what you read is not what you should describe the others, but that's your opinion ,you're far from knowing me as a person to judge my acting as an animal.Acting is a word that you've used means not necessarily true so I've had used the other's language(razanety ) to avoid some sort of misunderstanding in our communication and in order for her to know that what goes around comes around , SORRY for the harsh but I'aint take no shit for nobody they will get back what they deserve.
Other than that, I owe a lot of apologize to all mpiserasera for my way of communication but all the bad stuffs was only adressed to 1 person only (razanety) nobody else..so whatever ^:^ ^:^
67. naughtyboy ( 29/06/2008 15:22)
rakapy > diso de diso fisaka ny marina ozy ny fiteny fa ty misy hafatra ra te ny halaliny rano e .You're more than welcome to come around the table and I'll teach you some proper english chit chat =))
68. tsimati ( 30/06/2008 03:04)
Ataon'i naughtyboy mahamay an. tsy mahalala andra-karbonetra ve e? efa nibotsina indray izy io ary aiza no hifarany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1377