IREO VAHAOLANA @ PETROLE LAFO

41. xxx ( 18/06/2008 09:25)
bad boy >> Ny olana ange dia io araky ny lazain'i LazaDaddy io eh! Tsy ny te hikaroka no tsy misy na ny hampiditra ilay énergie alternative fa ilay tsy fisokafan'ilay "marché de l'énergie"! Ka eo angamba no tokony ho trandrahana!

za nga no tsy maharaka mihintsy na nareo efa manana hevitra tiana hiavaina oe sokafy ny tsenan'ny angovo dia tsy henonareo tsony lé fizohinkevitra. Tokony atao hoe ny titre : ouverture du marché de l'énergie, amin'izay za tsy fanina mieritreritra pétrole

Mba tsy hampalava ny resaka tsony sy ho fehin'ny resaka pétrole dago, tsy mahavita fikarohana goavana ny amin'ny énergie altrnative ny gasy, tsisy vola ny ho amin'izany.
Ny vidina énergie alternative mbola lafo be, na ny olona any @ tany mandroso ary mividy ohatrinona mitrosa firy taoana, subvention ohatrinona sns, firy ny gasy mahazo 1000€/mois, raha any andafy ianao no miasa, raha smig ny karamanao dia adinoy any zany fa resaka fotsiny, maika fa 300$/an.. :(

Mila azavaina koa ilay hoe tsy misokatra ny tsena, il est interdit d'importer un photovoltaique à mada ve? sa ve ny tianareo d s'investir hanao plaque solaire firy hectar i dago sa hoe hanafatra éolienne? tsara marihana fa usa ary vokatry ny fananany pétrole sy ny tsy te handaniana vola hanaovana recherche d zao vao manao contrat hanao parc eolienne any aminy, tanana be io ary mba ahafahany manana mot à dire ka tsy ho ritra ny pétrole-any!

Conclusion, aleo aloha hilatsaka ny coût-any autre source, hita ny efficacité sinon on s'efforce @ fitrandrahana pétrole efa mandeha!!!! @ zao anie ka ze manana pétrole mbola tomponteny farany e! pareil aiza ny uranium fa mbola ho tomponteny farany ihany koa ireny un jour!

ze te hanana source d'énergie hafa any antranony aleo hanana, ary ny grande entreprise mpitroka energie be loatra d aleo koa hividy satria amin'ireny ihany no rentable ny autre source d'énergie!!! si un jour ils en ont trop, on verra hoe hividy aminy ve ny jirama avy eo fa pour le moment on a d'autre prioritaire urgent et grave : "notre pétrole!"
42. kanota ( 18/06/2008 11:24)
Fanampin'izay mila vitaina haingana ny "STAGE" fa miandry ny firenena ry badboy :-D :-D :-D . Ary ataovy stage momban'ny "énergie alternative" sao misolantsolana amin'ny tsy angadin'ny tena :-D :-D :-D
43. tovolahy007 ( 18/06/2008 14:20)
Salama e!
Tsara daolo le hevitra miainga ary tena mahaliana daolo, aoka ny manana maso mba ahita ary ny manan-tsaina mba hisaina ireo zavatra lazaintsika eto ireo satria mahasoa sy vahaolana tsara daolo izy ireo. fa ity mba misy hevitro iray e, i Madagasikara ve tsy afaka ny mifampiraharaha na mba mangataka hevitra ohatra any @ dry zareo Brezilien, satria ny any dia efa ethanol doly no miasa @ fiara rehetra, io dia azo avy @ fary aodina. Madagasikara mantsy toa mba toerana afaka mamokatra fary betsaka iany dia mba io no asiana hevitra. Hevitra iany ny ahy hoy aho.

Mankasitraka
44. kidoropamba ( 18/06/2008 18:49)
resabe daholo izany. Asa fa tsy kabary.
God save Ravalomanana. ^:^
45. xxx ( 18/06/2008 19:38)
Bonne idée lé resaka fary, mandeha hanaovana energie ny fary ary efa manana expérience @ exploitation-any ny gasy.
Mahazo éthanol sy électricité, sucre, ny reste zezika, zany hoe perte minim!
Mila manao étude tsara dia hita eo ny rentabilité-any. mila rano ihany aloha ny fambolena an'azy ka mila jerena hoe aiza no hambolena fa hevitra à ne pas écarter io raha hanao énergie alternative pratique any mada.
46. penguin ( 19/06/2008 01:19)
Hoy kanota hoe: 'Ary ataovy stage momban'ny "énergie alternative" sao misolantsolana amin'ny tsy angadin'ny tena'. Tsara be ka vitao haingana badboy ho fantatry ny maro ny tena maha favy anao a. =)) =)) =))
47. kidoropamba ( 19/06/2008 10:40)
Efa tarabe ianareo. Ny filoha hajaina Ravalomanana dia efa nanomboka amin'ny ethanol, nametraka ny eolienne sy ny energie solaire. wawawa fotsiny ny anareo. Asa fa tsy kabary lava reny io.

Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
48. badboy ( 19/06/2008 10:42)
Otran'ny hoe henon'ny mpitondra zany ilay hevitra! Mahafinaritra! Mila tohizana fa tena mety!! ;-) ;-)


Planification
Des communes à électrifier



Le programme Planification d’une électrification rurale durable pour une réduction de la pauvreté (Pepse) vise à électrifier 73 communes rurales, à savoir Anosy, Androy, Atsimo Andrefana, Menabe, Ihorombe, Haute Matsiatra, Atsimo Atsinanana, Amoron’i Mania, Vatovavy Fitovinany.
«Ce choix repose notamment sur le faible taux d'accès à l'électricité, variant entre 1 à 6 %», a affirmé Rodolphe Ramanantsoa, directeur de l'Agence d'exécution d'électrification rurale (ADER).
Microcentrales
C'était hier et avant-hier à Iavoloha, lors de la présentation des résultats des études de faisabilité au National Leadership Institute of Madagascar. Les projets ont été présentés aux partenaires et bailleurs de fonds. Quarante-et-une communes seront concernées par l'énergie solaire et 23 par l'éolienne. Des microcentrales hydrauliques seront installées dans les neuf communes.
« Dans certaines régions, les travaux devront commencer cette année », a annoncé Hary Andriantavy, le secrétaire exécutif de l'agence. Au total, 26 000 abonnés et 1 050 000 personnes seront bénéficiaires du projet.

Lantoniaina Razafindramiadana
Date : 19-06-2008
49. kidoropamba ( 19/06/2008 10:49)
Miteniteny fahatany ny mpanao gazety. 1000 communes rurales fa tsy 73 fotsiny no atao an'io. Tsy fitiavana an'i Filoha fotsiny no ilazana zavatra tsy maripototra sahala amin'izao. Be fialonana. Mpanao sabotazy.

Ravalomanana Ihany, Ravalomanana Hatrany

God Save Ravalomanana
^:^
50. penguin ( 19/06/2008 11:38)
Tandremo koa fa tian'i badboy aseho fa avy aminy indray koa no nahatonga izany. Ny stage-nao aza toa tsisy hifandraisana amin'izany koa misolantsolana. Ny projet rehetra angaha tsy efa ela fa vao nihaino ny tany anaty sainao namaky boky ?
51. naughtyboy ( 19/06/2008 23:17)
shutt it you fucking idiot ,u
U'r not the best person to defend ur fucking poor opinion so fuck uorself is that clear enough ,you get what you deserve :D :D
52. penguin ( 20/06/2008 03:08)
Fuck = teny madio = naughtyboy = tsy manopa hoy Hery sefon'ny serasera =)) =)) =)) =))
53. rakapy ( 20/06/2008 03:32)
Azo sasana daholo ireo teny ireo de madio avy eo :-D :-D :-D :-D
54. tsoraka ( 20/06/2008 03:34)
fucking rakapy =)) =)) =))
55. tovolahy007 ( 20/06/2008 14:33)
naughtboy>i can't believe that you do something stupid like this. I thought that you are a person with a good personality but i really disappointed. you act like an animal.
56. kanota ( 21/06/2008 01:30)
Olona milay ireny ra-zoky a. Efa miteny aminao ny akama fa manana fironana ny serasera. Milamina ary madio miampy fahalalana ary koa any amin'ny toerana tsy hainy tsindriana (USA) no misy anao ka mbola miandry izy. Na hisolelaka sahala ilay iray milaza hoe mba ento ny hevitro nefa hevitra nindramina ary efa hain'ny olona firitaona lasa toy ny an'i badboy. Ry naughtyboy indray dia tena faran'izay mahay ary mitifitra ny rehetra fa nohon'ny voan'ny fanontaniana ny PhD hananany dia lasa nipoaka ny lohany. =)) =)) =))
57. rakapy ( 21/06/2008 01:42)
Efa mitsoraka @ poteaux ireny Ra tovolahy a! :-D :-D :-D
Tsy misy azony anie ireo Anglisy soratanao ireo fa dia ilay opa no mba hitany @ boky sy ny film de iny no ampihariny :-D :-D :-D :
58. penguin ( 21/06/2008 05:58)
Izay hay kosa aloha no ampiasaina ary manampy ny akama izahay amin'izany. Ny loza dia ny tompon'andraikitra na teknisianina efa mila izao hoe ity no halehako any ary mbola hiverenako any no hisolelahana ka asa raha avy any amin'ny mpanohatra koa izany. Ra-solelaka mianakavy vao voatsindry dia mitomany hibotsina nefa miparitaka. =)) =)) =))
59. rakapy ( 21/06/2008 06:11)
Petrole no resaka ka ompa no mandeha :-D :-D :-D de hoe hampandroso an'y Madagasikara sy manohana ny filoha no hono ry pinguin sy ny akamany:-D :-D :-D
60. penguin ( 21/06/2008 06:32)
Penguin sy ny akamany tsy mbola nilaza nanao hiraka ho any Madagasikara sahalan'i tovolahy007 hisolelahanareo io. Vakio tsara ny zavatra resahany fa mbola niteny izy fa hiverina any amin'ny Juin herintaona ka iza no tompon'andraikitra mifandray amin'ny any ? Mijery nefa tsy mahita fa milelaka 7mbenana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095