TENA MPAMOSAVY

61. xxx ( 02/07/2008 19:45)
raha manaiky an'io teniko io ianao dia midika fa tsy misy dikany fanafody gasy na voyante na ny astrolojia,fa fandrebirebena sady ny olona faible ihany no tratra amin'io,ny tenanay koa mba teo niala ary efa kopy maintenant fa fisolokiana no betsaka.Izahay mipetraka any @ faritra be mpamosavy any dago fa mbola tsy natahoatra an'ireny aho,ny atoandro dia resahanao izy dia hitanao hoe olona faible ara psikolojia,mora hoan'i ry kaky no manipuler azy,asa rehefa nisy naheno le tantara t@ radio hoe ny tanin'ny mpamosavy le mandeha @ 1sy fahefany taloha,fa tena marina iny .
62. endrika01 ( 04/07/2008 10:01)
xxx:
raha manaiky an\'io teniko io ianao dia midika fa tsy misy dikany fanafody gasy na voyante na ny astrolojia,fa fandrebirebena sady ny olona faible ihany no tratra amin\'io,ny tenanay koa mba teo niala ary efa kopy maintenant fa fisolokiana no betsaka.Izahay mipetraka any @ faritra be mpamosavy any dago fa mbola tsy natahoatra an\'ireny aho,ny atoandro dia resahanao izy dia hitanao hoe olona faible ara psikolojia,mora hoan\'i ry kaky no manipuler azy,asa rehefa nisy naheno le tantara t@ radio hoe ny tanin\'ny mpamosavy le mandeha @ 1sy fahefany taloha,fa tena marina iny .
Tsy ny olona faible ara-psycho rery no mandeha any @reny voyante ireny fa na ny olona miseho ho tena mahavita azy aza,sy matanjan-tsaina.Misy moa ny sasany mitady solution rapide de misy mahazo valiny rapide.Ohatra 1 ity a,tsy any Dago fa an-dafy.Very ny portefeuille n\'ity tovolahy nisy vola tsy latsaka ny 400euro,miampy ny carte bancaire,ny cin,mombamomba azy manontolo,efa nialany neninana;tany an-dalana no very,asitrika @paosy afara de tsy heno ny nilatsahany,fa ny fotoana ni-telephoneny voyante no ela,fa par maggie,tonga dia teo ambony fandriana no nitombona,tsy tsahotsaho zany fa tena hita-maso.Tsara raha hoatr\'izay le cas;fa ny tena mahadevoly ny sasany @reny de le manao sabottage ny namana,nohon\'ny fialonana,mampiasa an reny hitsikilovana ny fiainan\'ny hafa hatr@tsinay mainty.Andraso fa hitantaraiko tantara iray:D
63. xxx ( 04/07/2008 10:19)
olona tahaka ahy sy ianao ihany ireny milaza ny azy hoe voyante ireny,mety ho marina ny teninao,izaho koa efa nahita cin,carte bleu saingy nateriko tany @ polisy,io le teniniko testy aloha hoe misy foana ny coincidence,tsy misy zavatra tongatonga hoazy izany,si non ny problem tahaka ny zavatra nolazainao io efa voa resoudre daholo,ilaina ny fandehanana any @ voyante mba hampitombo ny confience ,question de psikolojika izany
64. endrika01 ( 05/07/2008 20:47)
Ka ny an le tovolahy nisy nametraka teo ambony fandrinany fa tsy tany@polisy,herin iza ary nametraka an le izy teo?
65. tsiambaratelo ( 11/09/2008 17:04)
ni81:
Olona mpifanolo-bodirindrina taminay no maty mihitsy fa hoe notaingenan\'ny mpamosavy. Mpiasa tao Nanisana ilay rangahy ary rehefa avy manao tournée dia entiny mody eo an-tanàna ny fiara. Matory ao anatiny izy satria sao misy olona mitady hangalatra hono ka tsy ho henony raha any an-tranony izy. Nisy nanetsika hono ny fiara, ary tonga izy dia nivoaka ary nosoavalian\'ilay mpamosavy. Tsy nitonona ny anaran\'io izy fa nolazainy hono hoe raha miteny @ olona ny anarako ianao dia ho faty. Tsy nilaza tokoa izy kanefa dia maty ihany nony afaka herinandro satria nanomboka teo izy dia tsy afaka nitsangana intsony fa nalemy daholo ny vatany manontolo. Fa heno siosion-dresaka ihany fa fantary ny fianakaviany io ramatoa mpam\'s io.
Fa angaha ireny mpamosavy ireny tsy matahotra baiboly na La croix;ny zandriko t@zany tratra alina avy niasa de tsy nisy mpitsena.De izy irery no nanivatsiva t@lalana makany @zaobaviko fa we any assuré kokou nohony mody any aminay.Nifanena t@mpamosavy we izy,zany we izy no nahita azy mialoha,de notsoloviny t@lamp de poche de lasa niverina nitsoaka be nanivatsiva tanimbary le rafotsibe,sady miboridana be mangirana be.Le izy olona eo an-tanana ihany!Fa vao tonga ny @8ora alina de efa mivoaka we le mpamosavy,ny zaobaviko hono no tena ampijaliany hozizy ny anadahiko.Tsindriny avy ao ivelany trano we,de tsy afaka mihetsika eo ambony fandrina sady tsy afaka miteny!Nefa ny vadiny tsy maninona.De asiany vadiny mivavaka sady miatsoatso forcer we mialà any ry satana devoly be @anaran Andriamanitra Ray!Ny aza tratrany ihany!:-P
66. tsiambaratelo ( 11/09/2008 17:04)

67. Mateyous ( 01/10/2013 12:15)

endrika01:

Vehivavy nivoaka alina.Tratra nitaingina fameloman-dakolosim-piangonana.46taona no tratran ny fokonolona nitsangana teny @toerana fameloman-dakolosy mipetraka eo ivelan\'ny fiangonana,ny Alarobia herin ny anio,t@ 3ora maraina,tany Marovana Maroantsetra.Akanjo mandry no nanaovany t@io. Monina eny @manodidina izy.Rehefa nanotaniana izy ny antony nandehanany teo dia nilaza fa hamelona lakolosy hono,hiantso mpivavaka,nitondra voninkazo koa izy,t@ io,tsy namaly izy raha nolazain\'ny fokonolona hoe mpamosavy.Amin ny maha olona teo @tanana azy dia mbola nitandro ny fihavanana ireo fokonolona ka tsy nitondra azy tany @mpitandro ny filaminana , notapahana teo no eo ny volon io vehivavy io.Nanomboka t@zay dia tsy hita tao @io tanàna io intsony izy. (Gazetiko anio 18/06/08)
68. mpisotrtoaka ( 27/01/2015 07:41)
Ny mpamosavy dia ts izay mivoaka alina akory fa izay mamorika sy manome mosavy ny manodidina azy ! Olona faly manao ratsy amin'ny manodidina !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5418