TENA MPAMOSAVY
21. tess
(
18/06/2008 15:34)
de inona anefa no hataony mandrintra ny alina rehefa mivoaka iny e! toa hoe misovaly izay olona tratrany...????? revy mpams koa izany an! :-D
22. ni81
(
18/06/2008 16:38)
Taloha nisy gazety atao hoe: ZAVA MISY tany dago. Dia io gazety io (asa aloha na manao izay ahalafosany ny gazetiny izy ireo) namoaka resaka momban'ny tantaran'ny olona sasany izay nivoaka namosavy. Ramatoa izay no nitantara fa namosavy izy taloha satria naka ody fitia hono. Dia rehefa alina hono dia ohatran'ny misy olona miantso hoe "andao retsy e", dia lasa ary tsy fantan'ny vadiny miara-matory aminy eo akaiky eo akory hoe tsy eo ange izy.
23. fasaly
(
18/06/2008 17:17)
de inona fotsiny wa ho ataonh any ivelany any hono....mitaingina fasana sa maninona ts yazoko mihitsy.... hihihihih miaritra ny trèffle anh ivelany fotsiny zany refa mpams
24. rapala
(
18/06/2008 17:25)
sarotra ny mandainga fa mbola tsy nahita ary tsy mbola naheno hoe nisy mpams tary fa hono, lavita be daholo, ka manontany tena zah hoe tena misy tokoa ve izany? sô dia ireny olona matory d mifoha ireny d mandende, sleep walking (hoy ny vahiny) kosa aza? Tsy mahatsiaro tena ireny e fa @ alina d mivôka ny trano.
Nisy niesy keliko izay nanao an'io mihintsy fa raha hainy namoha ny varavarana d lasa mihintsy izy, hande hianatra hono izy, d nony tsy vôvoany ny varavarana d lasa niakatra natory izy...ka raha izany izy tafavôka ny trano d hoe mpamosavy iny zazakely iny ve?

25. endrika01
(
18/06/2008 19:57)
mbaliana-rapala>tena le matory manonofy marina angamba !Tsy namaly izy r
26. karinah
(
18/06/2008 21:21)
endrika01> an3 tena tsy matahoatra aky zah ah, fa isakin,ny manofy azy aho de tena tezitra be sady te hiantso ny oul eran'ny trano fa tsy afaka, fa miraikitra be ny feoako!! de rehefa itako am atoandro izy de menabe ny masony, de otran'ny mahamahana be zany izy fa diridiriko be...hihihihihi !
27. karinah
(
18/06/2008 21:25)
de ireny pams ireny anie hono rehefa alina de oentin-javatra mivoka sns, fa tsy sitra-pony lay izy, de efa manana groupe mihintsy hony ry zareo! de manao rakitra isan-kariva de rah sendra misy tratsar de omena le oul nahtratra le rakitra de sady ferany le oul tsy iteniteny! ^^
28. karinah
(
18/06/2008 21:29)
endrika01:tess>tratr andro ngambany de lasa ny herin\'ny odiny.Izy ireny misy tsy mba nieritreritra ny hivoaka alina,fa mety we nandray tanana na olona efa hiala aina ho faty,io olona io anefa mpam\'s fa lay nandray tanana tsy nahalala. Na le mpitady ody fitia ireny;mpiara-nianatra tamiko no nitantara refa le récré iny,fa ny cousine 22taona fotsiny de mande refa @sasak\'alina!De zay 3vavy tsy nino.De nande natory tany !Refa misasakalina iny izy lasa hatreo am-baravarakely,tsy hay we hoaiza. De nidinay ny varavarakely!:D
[quote=tess] teny am 67ha nisy mpamosavy tratra tamzà mbola kely nipetraka teny....dia tonga ilay mpiasan\'ny fokotany vao maraina nampaneno lakolosy eraky ny cite hoe izay hijery misy mpamosavy tratra aao am fokotany...de mbola lasa tany hijery anzany mpamosavy izany ... he he hehehe! miboridana mangirana ny menaka mipararetra mangovitra ny hatsika nampalahelo be ny nijery azy....ny vorondolo mbola mihantona mitaingina poto :-D
-----------------------------------------------------------------------------------------
endrika01> tena marina ve zany?????? njenestoooooooooooooooo...
:{ :{ :{ :{ :{
29. tess
(
18/06/2008 21:30)
de inona wa no ataony zareo refa mivoaka izany, ny mpams ny tiko lazaina....?
31. belakely
(
19/06/2008 03:47)
le tany fianarantsoa ndray mikotrokotroka varavarana no ataony, sendra avy be ny orana t@zay, dia nanontany an'i mamany ilay ankizy tao an-trano rehefa avy ve ny orana mama dia mbola misy mpams ihany?
Dia namaly ilay tao ivelany hoe ataoko manao sarotro....
Dia tena mpams marina ve? mbola kely anay t@zany
Dia namaly ilay tao ivelany hoe ataoko manao sarotro....
Dia tena mpams marina ve? mbola kely anay t@zany
32. endrika01
(
19/06/2008 06:56)
Karinah>zah aloha tsy niombon-kevitra t@izy 2vavy e,we hande hamosavy lay cousininy,fa ny tao an-tsaiko we asian\'ny bandy ny fanainga lavitra!Nanao ny akanjo mandriny izy,t@io andro nihidy io ny varavarakely,nipetraka tao an-davarangana izy.(mbola tantara be)
33. endrika01
(
19/06/2008 06:57)
Karinah>zah aloha tsy niombon-kevitra t@izy 2vavy e,we hande hamosavy lay cousininy,fa ny tao an-tsaiko we asian\'ny bandy ny fanainga lavitra!Nanao ny akanjo mandriny izy,t@io andro nihidy io ny varavarakely,nipetraka tao an-davarangana izy.(mbola tantara be)
35. ari.malala
(
19/06/2008 07:36)
:-D :-D :-D :-D fa mampanin ny andro alakamisy? :-D :-D :-D :-D :-D
36. xxx
(
19/06/2008 07:57)
Tany M/car nisy boky 3 novakiako,
- Firy no nifanena t@ mpamosavy
- Efa namosavy aho
- (tsy tadidiko ny titre n'ilay iray farany)
asa raha mbola misy ireo boky ireo izao , fa efa t@ 1978 tany ho any no namakiako azy, an'i bebe-nay ilay izy. Mitantara resaka mpamosavy , témoignage n'olona nahita sy namosavy, tena nahavariana ahy mihintsy.
Tany @ cité Universitaire koa nisy sipa nolazain'ny ankizy fa mpamosavy fa tsy haiko aloha ny fahamarinany e. Ny hopitaly koa tena tian'izy ireny

37. endrika01
(
19/06/2008 12:54)
Mba atongilangilano ihany ny sofina,refa le misy mitakoritsika ireny!Fa mazana izy ireny misy mystery!Ny efa henoko de we,le sipa na ramatoa mpamonjy mpanao ody gasy ireny,ka kikisanjareo ny hohony(tsy haiko na tongotra na tanana)dia na hoela na ho haingana dia tsy maintsy mivoaka alina:-D:-D:-D
38. niryna
(
20/06/2008 04:19)
tess:
de inona wa no ataony zareo refa mivoaka izany, ny mpams ny tiko lazaina....?
ka samy variana mitantara daholo fa samy tsy misy mahalala ka =))
Maro koa ny tantara efa henoko fa mbola tsy nifanena aho saingy efa nahita zizay eritreretin'ny olona hoe mpamosavy hono io olona io.
ny dadako no nitantara fa nisy ankizy hono t@ mbola kely mazan-doha dia niorakorako hoe tsy matahotra mpamosavy.Indray andro hono izy io nivoaka alina ary tratran'ny mpamosavy dia nasiany nitaingina azy nanodidina ny tranony."tandremon-tena ny mandeha alina intsony hoy ilay mpamosavy "
Nisy fianakaviana koa tia mandeha ball ireny dia tratra alina ary tsy naninona izy fa vao nihidy ny varavarana hono dia nisy nandondona .
Nisy ramatoa izay koa toa jerena hoe tsara fanahy be izany izy an,arahabainy daholo ny olona dia ataony Mme daholo eo imaso fa rehefa mihodina dia tonony amin'ny anarany. Hoy ilay mpiray fokontany taminay hoe isaky ny alina dia mikiky zavatra izany foana izy ary mamoha trano kanefa tsy miverina raha tsy efa elllla be e.
Dia rehefa maty hono izy ireny dia ny tampany ambany no maty voalohany dia afaka tapa-bolana any vao maty indray ny ambony.Izany hoe mijalijaly be izy vao maty.Dia toa izany hono no nahazo ity ramatoa.
Ary t@ mbola velona izy hono,hoy ihany ilay mpilaza dia nisy vorondolo sa tararaka ?? niditra ny tranony,raha sendra teo amin'ny fivorian'ny fokonolona iny.
Ny zavatra nitranga iray koa dia nisy olona nintondra akoho namidy tao amin'ny nenitoanay,mbola tsy nohaniny ilay izy ,ary akoho salama tsara fa nony maraina ny andro maty nitsitra tery ilay akoho ..
Dia lasa ny sainy hoe iza azy iny olona nitondra akoho iny? ary naninona no maty ? voan'ny barika ve? raha nihinana an'iny izany izahay mianakavy hoy izy dia mety narary na maty !
39. endrika01
(
20/06/2008 06:21)
niryna>mampahatsiaro ahy ramatoa mpiloloha sobika,mitety vomanga avy eny Ambanivohitra zay lay we mpivarotra! Io ramatoa io,isaky ny Alarobia dia mandalo foana,mivarotra vomanga galona ,lay somary misy loko mena2 sa voloparasy tsy tadidiko tsony! Ny zanany ao am-babeny ao foana!T@io Alarobia farany nitondrany vomanga io,de tsy hita tsony izy!Nandrasana haka ny vola farany volana tsy tonga! 2taona taty aoriana vao hita! Angah tsy looozaaa!maty ny zanany!T@andro voatonona io,nifanena tao @ arabe izy sy mama;i mama avy nividy vary dia nomen\'ilay ramatoan-doza taratara @papanay izay(mpivarotra)biscuits 18 p t Beurre iray paké. Nomen\'i mama ny zanaka lay ramatoa!Raha ny filazany dia nanao dithé izy de nalemeny tao lay bisiky de nomeny ny zanany,de maty ny zanany kely vao 2taona! Tsy narary,tsy narikoditra!De hay izy tsy nipitrapitra iny tsony!Nakahala an i mama tanteraka!Dia nanazava teo i mama,de niara-nitomany nifamihana teo ry zareo!Tao anatinio 2taona io i mama dia nivonto nify be mintsy tena hita we niholana mintsy ny vavany! Masera nitondra rano hatrany Lourdes any France no nanao massage ny valanoranony,de akotsana tao am-bava,tsy afaka nisakafo fa ranona la soupe. Herinandro taoriany massage de nihaina nihaina,de sitrana!De nifindra lay mpivarotra!Saika maty doly zany zay,ankizy tao an-trano raha nihinana lay biscuits;de saika maty i mamanay raha tsy nisy lay Masera;zay anefa de nividy entana tao @io ramatoa io foana izy mou de faran\'izay sariaka kanjo indrisy!:D:D:D
40. endrika01
(
20/06/2008 06:22)