TENA MPAMOSAVY
1. endrika01
(
18/06/2008 04:56)
Vehivavy nivoaka alina.Tratra nitaingina fameloman-dakolosim-piangonana.46taona no tratran ny fokonolona nitsangana teny @toerana fameloman-dakolosy mipetraka eo ivelan\'ny fiangonana,ny Alarobia herin ny anio,t@ 3ora maraina,tany Marovana Maroantsetra.Akanjo mandry no nanaovany t@io. Monina eny @manodidina izy.Rehefa nanotaniana izy ny antony nandehanany teo dia nilaza fa hamelona lakolosy hono,hiantso mpivavaka,nitondra voninkazo koa izy,t@ io,tsy namaly izy raha nolazain\'ny fokonolona hoe mpamosavy.Amin ny maha olona teo @tanana azy dia mbola nitandro ny fihavanana ireo fokonolona ka tsy nitondra azy tany @mpitandro ny filaminana , notapahana teo no eo ny volon io vehivavy io.Nanomboka t@zay dia tsy hita tao @io tanàna io intsony izy. (Gazetiko anio 18/06/08)
répondu par mpisotrtoaka le 27/01/2015 07:41
3. ni81
(
18/06/2008 05:15)
Aiza koa no hisy mpamosavy hanao akanjo mandry!Fa ahoana no tokony ho izy rehefa mpamosavy? :-D :-D :-D :-D
4. fahamarinana
(
18/06/2008 05:37)
:arrow: za aloha ry reto mbola tsy nifanena sady tsy mahay na miakanjo ireny na tsia!!!! :-D (l)
5. endrika01
(
18/06/2008 06:18)
ni81:Ny notantaraina anay dia malama be feno menaka hono ireny!Sady mitanjaka be!Efa nahatratra ny fokonolona teny Ambanivohitrany Dadanay.Nokaravasina t@ rambon\'omby natao karavasy!Refa tratra ariva ry zareo dia mitondra voanjobory mainty loko,sy karavasy hoditra!Fa sakanan\'ireny mpamosavy ireny foana ny mpiasa mirava alina,dia asiany mandady mitondra azy hoatrany mitaingina soavaly ,sady haroniny ny vavan-dreo;de nofaiziny fokonolona,de we dorana,de tsy may,satria nanjavona! Tantara marina!
Aiza koa no hisy mpamosavy hanao akanjo mandry!Fa ahoana no tokony ho izy rehefa mpamosavy? :-D :-D :-D :-D
6. ni81
(
18/06/2008 06:50)
Olona mpifanolo-bodirindrina taminay no maty mihitsy fa hoe notaingenan'ny mpamosavy. Mpiasa tao Nanisana ilay rangahy ary rehefa avy manao tournée dia entiny mody eo an-tanàna ny fiara. Matory ao anatiny izy satria sao misy olona mitady hangalatra hono ka tsy ho henony raha any an-tranony izy. Nisy nanetsika hono ny fiara, ary tonga izy dia nivoaka ary nosoavalian'ilay mpamosavy. Tsy nitonona ny anaran'io izy fa nolazainy hono hoe raha miteny @ olona ny anarako ianao dia ho faty. Tsy nilaza tokoa izy kanefa dia maty ihany nony afaka herinandro satria nanomboka teo izy dia tsy afaka nitsangana intsony fa nalemy daholo ny vatany manontolo. Fa heno siosion-dresaka ihany fa fantary ny fianakaviany io ramatoa mpam's io.
7. endrika01
(
18/06/2008 07:17)
Zah ndray tsy nahita fa saika namoha varavarana an reny mpamosavy ireny! Zah moa no lehibe indrindra t@ ankizy tao an-trano,papanay @ 11h30\'alina foana vao tonga refa miasa alina,de zah no mamoha lay varavaram-be ao an-davarangana mihazo ny tohatra. Fomban ny papanay lay mandona tokana signale we izy zay;kay t@io alina io izy tsy nody fa nisolo toerana ny namany narary. De nisy nandona tokana te tamy zah hamoha,vao tafavoaka ny varavarany efitranoko ho ao andavarangana aho dia fanina be;hoatran\'ny nivoraka be ny lohako,sady nitsangam-bolo aho no tsy afaka nandroso tsony.Tena vahotra be ny tongotro 16 taona aho t@zay! Hoatrany nisy hery nanosika ahy tsy nahafahako namindra!Tonga de nalemy be zah 1min taorian\'io,zah we ande hanao signe d croix iny!Tsy afaka,nivavaka aho,ny lelako @zany miraikitra be tsy afaka mihetsika... Nandady niditra tao @efitranoko aho,hadinoko tany ny raiko.:D
8. ari.malala
(
18/06/2008 08:39)
Ny mpiaramiasa taminay efa nifanena tamin'ireny mpamosavy ireny fa miboridana b d misavoritabolo hono sady mihosomenaka be :?
endrika01, tena marina mints io hoe refa mandalo izy ireny d mivoraka b ny loha sady tsy tafahetsika! t@ nipetrahanay taloha iva kely ny tambohonay, d indray alina tena taitra ah fa mis mandende any antokotany fa tsy afaka mihetsika na miteny aza ts afaka fa mivoraka b ny loha...

9. karinah
(
18/06/2008 08:53)
Tamin'izahay nipetraka ambany rihana koh de manofy pam's fona aho!! de te hiantso hono ah oe misy pam's io ambadika ny varavarana io, fa tena tsy afaka miantso zah, fa miraikitra be ny lelako, de sady mivoraka be zah, alaiko nofy ohatran'izany le izy, de matetika oul fantatro ary oul 1 ihany, Rtoa nipetraka teo akaikinay, iray tokontany taminay le izy!! hummmmmm :{ :{ :{
10. tess
(
18/06/2008 10:08)
teny am 67ha nisy mpamosavy tratra tamzà mbola kely nipetraka teny....dia tonga ilay mpiasan'ny fokotany vao maraina nampaneno lakolosy eraky ny cite hoe izay hijery misy mpamosavy tratra aao am fokotany...de mbola lasa tany hijery anzany mpamosavy izany ...
he he hehehe! miboridana mangirana ny menaka mipararetra mangovitra ny hatsika nampalahelo be ny nijery azy....ny vorondolo mbola mihantona mitaingina poto :-D
he he hehehe! miboridana mangirana ny menaka mipararetra mangovitra ny hatsika nampalahelo be ny nijery azy....ny vorondolo mbola mihantona mitaingina poto :-D
11. endrika01
(
18/06/2008 13:07)
endrika01:Mety mba anisan le nanonofy nitsangana angamba izy!:-P
.Akanjo mandry no nanaovany t@io. Monina eny @manodidina izy.Rehefa nanotaniana izy ny antony nandehanany teo dia nilaza fa hamelona lakolosy hono,hiantso mpivavaka,nitondra voninkazo koa izy,t@ io,tsy namaly izy raha nolazain ny fokonolona hoe mpamosavy.
12. endrika01
(
18/06/2008 13:24)
ni81:
Olona mpifanolo-bodirindrina taminay no maty mihitsy fa hoe notaingenan'ny mpamosavy. Mpiasa tao Nanisana ilay rangahy ary rehefa avy manao tournée dia entiny mody eo an-tanàna ny fiara. Matory ao anatiny izy satria sao misy olona mitady hangalatra hono ka tsy ho henony raha any an-tranony izy. Nisy nanetsika hono ny fiara, ary tonga izy dia nivoaka ary nosoavalian'ilay mpamosavy. Tsy nitonona ny anaran'io izy fa nolazainy hono hoe raha miteny @ olona ny anarako ianao dia ho faty. Tsy nilaza tokoa izy kanefa dia maty ihany nony afaka herinandro satria nanomboka teo izy dia tsy afaka nitsangana intsony fa nalemy daholo ny vatany manontolo. Fa heno siosion-dresaka ihany fa fantary ny fianakaviany io ramatoa mpam's io.
Angamba tsy niatsoan'ny havany Mompera na Pastera na mpianandry nametra-tanana azy!Tena very hasina mintsy raha tratran reny!
13. endrika01
(
18/06/2008 13:38)
ari.malala:t@io ankia teny zah no tratra fa tsimba hono hono,de nanomboka t@io de tsy mba miditra an-tranon\'olona misy saka mintsy zah,hi hi hi de zao efa lehibe zao,somary miditra kely ihany!Raha tsy misy saka mainty=))
Ny mpiaramiasa taminay efa nifanena tamin\'ireny mpamosavy ireny fa miboridana b d misavoritabolo hono sady mihosomenaka be :? endrika01, tena marina mints io hoe refa mandalo izy ireny d mivoraka b ny loha sady tsy tafahetsika! t@ nipetrahanay taloha iva kely ny tambohonay, d indray alina tena taitra ah fa mis mandende any antokotany fa tsy afaka mihetsika na miteny aza ts afaka fa mivoraka b ny loha...
14. endrika01
(
18/06/2008 13:41)
ari.malala:
Ny mpiaramiasa taminay efa nifanena tamin'ireny mpamosavy ireny fa miboridana b d misavoritabolo hono sady mihosomenaka be :?
endrika01, tena marina mints io hoe refa mandalo izy ireny d mivoraka b ny loha sady tsy tafahetsika! t@ nipetrahanay taloha iva kely ny tambohonay, d indray alina tena taitra ah fa mis mandende any antokotany fa tsy afaka mihetsika na miteny aza ts afaka fa mivoraka b ny loha...
t@io ankia teny zah no tratra fa tsimba hono hono,de nanomboka t@io de tsy mba miditra an-tranon'olona misy saka mintsy zah,hi hi hi de zao efa lehibe zao,somary miditra kely ihany!Raha tsy misy saka mainty=))
15. endrika01
(
18/06/2008 13:57)
karinah:De tsy natahotra azy ve ndry?Mody faninanina sy manjoko hono izy ireny @atoandro,fa @alina matanjaka be.
Tamin\'izahay nipetraka ambany rihana koh de manofy pam\'s fona aho!! de te hiantso hono ah oe misy pam\'s io ambadika ny varavarana io, fa tena tsy afaka miantso zah, fa miraikitra be ny lelako, de sady mivoraka be zah, alaiko nofy ohatran\'izany le izy, de matetika oul fantatro ary oul 1 ihany, Rtoa nipetraka teo akaikinay, iray tokontany taminay le izy!! hummmmmm :{ :{ :{
16. endrika01
(
18/06/2008 13:59)
karinah:
Tamin'izahay nipetraka ambany rihana koh de manofy pam's fona aho!! de te hiantso hono ah oe misy pam's io ambadika ny varavarana io, fa tena tsy afaka miantso zah, fa miraikitra be ny lelako, de sady mivoraka be zah, alaiko nofy ohatran'izany le izy, de matetika oul fantatro ary oul 1 ihany, Rtoa nipetraka teo akaikinay, iray tokontany taminay le izy!! hummmmmm :{ :{ :{
De tsy natahotra azy ve ndry?Mody faninanina sy manjoko hono izy ireny @atoandro,fa @alina matanjaka be.
17. xxx
(
18/06/2008 14:17)
Ny Mpamosavy raha ao an-trano enao de tsindriany @ odiny fotsiny d'efa tsy afa-mikofoka. Raha mifanena aminy @ alina indray de tena ataony mandraingiraingy mihitsy, indrindra fa raha mamomamo toaka izay.
Fa misy hono araka ny filazan'ny Dadabenay oul tsy sahin-dry zareo atao n'inon'inona mihtsy raha mifanena aminy, na hono mahery vintana na koa matanja-tsaina noho izy ka tsy voatsindrin'ny odiny.Misy oul zay tsy mataho-mody na @ firy alina aza fa de tsy ataony n'inon'inona mihtsy nefa de malaza be Mpamosavy any aminay any sady koa masika pam's. ( Rodorodon'i Mahasolo e!) :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

18. endrika01
(
18/06/2008 14:25)
tess:tess>tratr andro ngambany de lasa ny herin\'ny odiny.Izy ireny misy tsy mba nieritreritra ny hivoaka alina,fa mety we nandray tanana na olona efa hiala aina ho faty,io olona io anefa mpam\'s fa lay nandray tanana tsy nahalala. Na le mpitady ody fitia ireny;mpiara-nianatra tamiko no nitantara refa le récré iny,fa ny cousine 22taona fotsiny de mande refa @sasak\'alina!De zay 3vavy tsy nino.De nande natory tany !Refa misasakalina iny izy lasa hatreo am-baravarakely,tsy hay we hoaiza. De nidinay ny varavarakely!:D
teny am 67ha nisy mpamosavy tratra tamzà mbola kely nipetraka teny....dia tonga ilay mpiasan\'ny fokotany vao maraina nampaneno lakolosy eraky ny cite hoe izay hijery misy mpamosavy tratra aao am fokotany...de mbola lasa tany hijery anzany mpamosavy izany ... he he hehehe! miboridana mangirana ny menaka mipararetra mangovitra ny hatsika nampalahelo be ny nijery azy....ny vorondolo mbola mihantona mitaingina poto :-D
19. endrika01
(
18/06/2008 14:39)
xxx:xxx>ny vehivavy bevohoka sendra tafody alina,hono tsy mba ataon\'izy ireny n\'inon\'inona,fa dia arahina hatrao afara,ohatrany we ateriny zany e,mandram-pahatongany any @alehany! Nandritra ny 28taona hodiany Dadako alina,refa torony ny mirava @alina,mbola tsy nisy na mpams 1 aza,nanao soavaly azy!Mitondra tehina kinangala lava be foana izy!Isaky ny mirava alina:D
Ny Mpamosavy raha ao an-trano enao de tsindriany @ odiny fotsiny d\'efa tsy afa-mikofoka. Raha mifanena aminy @ alina indray de tena ataony mandraingiraingy mihitsy, indrindra fa raha mamomamo toaka izay. Fa misy hono araka ny filazan\'ny Dadabenay oul tsy sahin-dry zareo atao n\'inon\'inona mihtsy raha mifanena aminy, na hono mahery vintana na koa matanja-tsaina noho izy ka tsy voatsindrin\'ny odiny.Misy oul zay tsy mataho-mody na @ firy alina aza fa de tsy ataony n\'inon\'inona mihtsy nefa de malaza be Mpamosavy any aminay any sady koa masika pam\'s. ( Rodorodon\'i Mahasolo e!) :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
20. mbaliana
(
18/06/2008 15:09)
ehivavy nivoaka alina.Tratra nitaingina fameloman-dakolosim-piangonana.46taona no tratran ny fokonolona nitsangana teny @toerana fameloman-dakolosy mipetraka eo ivelan'ny fiangonana,ny Alarobia herin ny anio,t@ 3ora maraina,tany Marovana Maroantsetra.Akanjo mandry no nanaovany t@io. Monina eny @manodidina izy.Rehefa nanotaniana izy ny antony nandehanany teo dia nilaza fa hamelona lakolosy hono,hiantso mpivavaka,nitondra voninkazo koa izy,t@ io,tsy namaly izy raha nolazain'ny fokonolona hoe mpamosavy.Amin ny maha olona teo @tanana azy dia mbola nitandro ny fihavanana ireo fokonolona ka tsy nitondra azy tany @mpitandro ny filaminana , notapahana teo no eo ny volon io vehivavy io.Nanomboka t@zay dia tsy hita tao @io tanàna io intsony izy. (Gazetiko anio 18/06/0
Sao mba olona nanonofy kosa ry zareo io... misy anie le somnambule ireny tena mivoaka ny trano dia manao ny asany andavanandro e (mande mankany antsena na any amin'ny biraony ... olona miakanjo ecc..dia maninona koa no notapahina ny volony??.. menatra zao izy dia nifindra toerana .. fa anga ny mpamosavy zany ho mety tratran'ny fokonolona .. sady amin'izay fiangonana (toeram-pivavahana) no nahitana azy fa tsy mba hoe fasana ... nampalahelo le olona