TENA MPAMOSAVY

41. endrika01 ( 20/06/2008 06:22)
niryna>mampahatsiaro ahy ramatoa mpiloloha sobika,mitety vomanga avy eny Ambanivohitra zay lay we mpivarotra! Io ramatoa io,isaky ny Alarobia dia mandalo foana,mivarotra vomanga galona ,lay somary misy loko mena2 sa voloparasy tsy tadidiko tsony! Ny zanany ao am-babeny ao foana!T@io Alarobia farany nitondrany vomanga io,de tsy hita tsony izy!Nandrasana haka ny vola farany volana tsy tonga! 2taona taty aoriana vao hita! Angah tsy looozaaa!maty ny zanany!T@andro voatonona io,nifanena tao @ arabe izy sy mama;i mama avy nividy vary dia nomen\'ilay ramatoan-doza taratara @papanay izay(mpivarotra)biscuits 18 p t Beurre iray paké. Nomen\'i mama ny zanaka lay ramatoa!Raha ny filazany dia nanao dithé izy de nalemeny tao lay bisiky de nomeny ny zanany,de maty ny zanany kely vao 2taona! Tsy narary,tsy narikoditra!De hay izy tsy nipitrapitra iny tsony!Nakahala an i mama tanteraka!Dia nanazava teo i mama,de niara-nitomany nifamihana teo ry zareo!Tao anatinio 2taona io i mama dia nivonto nify be mintsy tena hita we niholana mintsy ny vavany! Masera nitondra rano hatrany Lourdes any France no nanao massage ny valanoranony,de akotsana tao am-bava,tsy afaka nisakafo fa ranona la soupe. Herinandro taoriany massage de nihaina nihaina,de sitrana!De nifindra lay mpivarotra!Saika maty doly zany zay,ankizy tao an-trano raha nihinana lay biscuits;de saika maty i mamanay raha tsy nisy lay Masera;zay anefa de nividy entana tao @io ramatoa io foana izy mou de faran\'izay sariaka kanjo indrisy!:D:D:D
42. endrika01 ( 20/06/2008 06:22)

43. endrika01 ( 20/06/2008 06:23)

44. endrika01 ( 20/06/2008 06:35)
Tena ialan
45. fahamarinana ( 20/06/2008 06:43)
:arrow: :-D :-D naika tsy hihomehy aho fa tsy nety e,in-4 be zao ,sao dia nisy mpam's ary teo akaiky teo ? (l)
46. endrika01 ( 20/06/2008 07:06)
Hey,zah aza efa nandefa we tena ialana tsiny lay fiverimberenana be,@zay mbola tsy feno ndray fa tapaka ndray:-D
47. ari.malala ( 20/06/2008 08:23)
:-D :-D :-D
48. endrika01 ( 20/06/2008 08:36)
Inona wa no itiavan\'ireny mpamosavy ireny milalao faty e?Refa lay misy fiandrasam-paty ireny mantsy betsaka iany zay reko mitantara angano zay,fa we nisy mpam s é,novonoiny ny jiro é,nohetiny nitsoaka ny razana é sns...:-D:-D:-D
49. belakely ( 21/06/2008 01:19)
resaka henoko izy ity an! tsy hoe mpams aho akory fa ny tena antony hono dia mampitovy ny tenany @ maty hono izy ireny dia izao no mba vavaka ataony: "he tsinontsinona ny hatsaran-tarehy, ny fahaizana, ny fananan-karena,... fa rehefa maty dia ho toy izao ihany , ho lo, ho lasa vovoka,....."
dia izay!!!!!!!!!!!
50. endrika01 ( 21/06/2008 04:41)
Dia izay zany no itiavanjareo faty!Ny olo-miandry faty anefa mivarahotsa
51. endrika01 ( 23/06/2008 14:57)
Raha ireo zany no fombafombany mpamosavy,dia tsy mpamosavy mintsy lay ramatoa io,fa nohentiny Angelikeliny hivavaka:-D:-D:-D
52. niryna ( 23/06/2008 16:50)
endrika01:

Inona wa no itiavan'ireny mpamosavy ireny milalao faty e?Refa lay misy fiandrasam-paty ireny mantsy betsaka iany zay reko mitantara angano zay,fa we nisy mpam s é,novonoiny ny jiro é,nohetiny nitsoaka ny razana é sns...:-D:-D:-D

Angamba izy irery tia misari-zoro sy tia mitsakatsaka ary tena tia faty e.

Nisy ramatoa izay,mangaringarika be izy rehefa mandeha,izahay andeha hianatra mandeha vao maraina dia mifanena azy andeha hody mitondra lovia mikotsina,tsy misy sakafo intsony.dia hoy ny olona eo amin'ny tanana hoe avy namahana vorondolo sy tararaka tany lavitra tany izy e,dia andeha hody.Isan'andro isan'andro izany a,fa matahotra ny tena mifanena azy satria mangaringarika izy no fantatry ny tena ho mpamosavy hono.
Dia nisy olona iray ihany koa,ilay noresahiko maty nalemy ny ilany,nomen'ny fianakaviana notazainy hono ny zanany lahy dia narary ilay zaza ary magana be ny vato filahiany ary dia maty ilay zaza(nopotseriny hono hoy ny fianakaviana ary izay no nahafaty ilay zaza )

Dia nisy iray indray ,reraka teo am-piandrasam-paty hono ny olona dia efa madiva maraina iny(roa maraina),nisy nibata teo an-jorotrano ny faty.

Farany,manao kotization( hono izy ireny fa raha misy tratra dia iny no anomezana ilay olona nahita azy raha tsy miteny.
Dia nisy rangahy mpanankarena izay vao aingana no maty.Mpanao birika no asany efa na manankarena aza izy dia tsy mikiraro fa mandeha tongotra sy manao malabary.Dia nolazainy hoe nifanena tamin'ny mpamosy izy ary fantany ilay olona ka nomeny vola iray siny hono izy ary nifanaraka izy fa tsy hilaza ny anaran'ilay olona ,ary dia tsy niteny mihitsy izy mandra-pahafatiny.Ny tantara no fantatry ny olona fa ilay mpamosavy nanome vola tamin'ny siny tsy noteneniny

53. endrika01 ( 23/06/2008 20:47)
Tsy sahiny nosoavalina angamba lay rangahy,de tsy mitondra malheur zany le vola ry niryna
54. niryna ( 24/06/2008 02:44)
endrika01:

Tsy sahiny nosoavalina angamba lay rangahy,de tsy mitondra malheur zany le vola ry niryna

asa aky fa araky ny tenin'ny ankizy hoe misy mahery vitana dia tsy ataony na inona na inona.Ka anisany nahery vitana koa angamba izy.
Ka inona tokoa no dikan'izany hoe mahery vitana izany e ?
55. endrika01 ( 28/06/2008 12:58)
niryna>tsy haiko ankia fa angamba misy namana hafa mety
mahalala.
zao zah vao lasa eritreritra we,angamba teo @manodidinana
ny tranon'akohonay taloha ela be,natao ny reny fanafenana ny tahiriny
fa refa mampiditra akoho ao zah t@ mbola kely ,de mahita vola ,ariary 4
be de be miraraka eo akaiin'ny grillage eo foana,isan'andro io

zah no mampiditra akoho,de zah kounkou no mamoaka azy ireo tao.
nividiananay ramanonaka fa tsy niteniteny t@ Rad,hi hi hi,taloha zany,
t@ mbola adala kely!!! :-D :-D :-D
56. xxx ( 30/06/2008 11:36)
etsy ambony etsy misy miteny hoe nisy mpamosavy tratra teny 67ha t@ izy mbola kely izy ,mahavariana an ,f'angaha tsy niasa ny fanafodiny no tratra le mpams,soa mantsy mba sdf no tratry natory teny antatatra teny dia hoe mpms mihositra menaka :-D :-D :-D :-D :-D :-D no sady efa betsaka ny marary saina
57. xxx ( 01/07/2008 09:45)
Tsy miteny mihitsy aho hoe ny mpamosavy tsy misy,misy tokoa saingy rehefa ao anatiny fahakiviana tanteraka ianao mety tsy mahita vady ohatra dia manantona mpiaiza dia manipuler eo,manaova an'izao sy izao dia manao misy aza manatitra zavatra eny ampasana mihitsy,dia lasa mpamosavy nefa sans effet akory ny zavatra ataony ,fa juste mampiakatra ny finoany fotsiny hoe ahazo vady avy eo.
58. niryna ( 01/07/2008 16:51)
xxx:

dia efa naheno ve hianareo hoe na nahita hoe ity vehivavy ity naka ody dia lasa nahita vady,tsy ho amosaviany ao ilay rangahy farany?
dia hoy xxx iray eo ambony hoe angaha tsy nandaitra ny fanafody no tratra maraina,tsy nandaitra izany matoa tratra kou.Misy fetrany ny .heriny fa tsy mitovy ny herin'ATra .Izay no fahafantarako azy

59. xxx ( 02/07/2008 11:23)
mety ho marina izany,ny fomba fiasan'ny ireny milaza azy ho mahay ireny anie mazava tsara hoan'ny olona misaina eh,raha positive le zavatra nangatahina dia hoe niasa le herin'ny maizina fa rehefa negarive dia hoe nisy nanota fady tao na hoe mila manao an'izao sy izao en plus dia efa vola ho azy izay, fetsy ianie ireny milaza ny tenany ho mpiaiza ireny,io no fitadiavambolany saingy mbola betsaka tsy micomprendre,jereo tsara fa maka renseinement tsara ireny voyante ireny vao miteny ny solution,ary ny olona faible mentalité ihany no tratrany @ io jereo tsra ireny sans aucun doute fandaharan'ny TF1 hoan'ny olona mipetraka eto france ,ho ahy aloha tsy dia magaga eh
60. niryna ( 02/07/2008 17:17)

ka izany no antony tsy tokony hitonantonana any amin'ireny
Matoa izy ireny mbola tsy nanankarena foana hatramin'izao dia mbola mitady ny hamitaka olona hatrany izy fa izay tsy manana an'Atra na tsy mino ny herin'Atra ihany ry xxx no mandeha any fa raha manana an'Atra izy,mino ny asa tamin'ny fiainany dia tsy andian'ny toerana toa ireny mihitsy fa marivo saina izy ka mitady ny vahaolona aingana ary dia miafara amin'ny fisalasalana be ihany avy eo.Asa aloha fa izay no fieritreretako azy e.
Ny olona mitady vahaolona aingana no mandeha amin'ireny ary tsy mino ny asan'Atra dia mitsakatsaka maketsy sy mankaroa.Mafy koa anie ny mahazo azy e satria tsy manana fahatokisantena izy,tsy sahy mizara ny mahazo azy amin'ny hafa izy fa mihevitra fa mahavita tena dia may ny amaha ny olana aingana ao amin'ny fiainany ary very fanantenana sy tsy manana fiadanantsaina sy fifalian-tsaina izy e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7874