Mpivoaka alina
1. xxx
(
17/06/2008 07:26)
Manoratra dinika aho eto, d'efa maro indray reo mandray anjara saingy @ alina daholo nareo vô tonga fa de nahoana kay ? Sa mi-profite le connexion gratuit ?
Malalaka ny fanehoan-kevitra ho an'ny rehetra
Malalaka ny fanehoan-kevitra ho an'ny rehetra
novalian'i niryna ny 18/06/2008 17:17
3. ni81
(
17/06/2008 10:53)
Manoratra dinika aho eto, d'efa maro indray reo mandray anjara saingy @ alina daholo nareo vô tonga fa de nahoana kay ? Sa mi-profite le connexion gratuit ?Eo vao manana fotoana malalaka tsara matetika; ny anay ny connexion dia mitovy foana na alina na antoandro na mitatao vovonana ny sarany aloha.
Malalaka ny fanehoan-kevitra ho an'ny rehetra
6. ainaheri
(
17/06/2008 14:34)
Hay ve mora ny connexion ny alina ee,ra izany no izy anao mpamosavy ndray zany za kle :-D :-D :-D
8. tess
(
17/06/2008 15:39)
xxx:
Manoratra dinika aho eto, d'efa maro indray reo mandray anjara saingy @ alina daholo nareo vô tonga fa de nahoana kay ? Sa mi-profite le connexion gratuit ?
Malalaka ny fanehoan-kevitra ho an'ny rehetra
izaho manokana alou ny alina vao malalaka e!
ny la journée miasa de avy miasa metsena de mody de mahandro kaly de miskafo de mampirina de mikarakara de zay vao miditra eto
:-P izany hoe miditra ihany antenantenany alou e! :-D
10. Koditra
(
17/06/2008 15:51)
Alina vao malalaka kokoa ny fotoana, refa izny dia mande araka ny voalazan'ny pissoa ny inspiraka.
Ankoatran'izay, raha ny cas eto Madagasikara manokana dia haingana kokoa ny connection miohatra @ tontolo andro, no sady mora kokoa.
Ankoatran'izay, raha ny cas eto Madagasikara manokana dia haingana kokoa ny connection miohatra @ tontolo andro, no sady mora kokoa.
14. ikaretsaka
(
17/06/2008 16:37)
xxx:
Manoratra dinika aho eto, d'efa maro indray reo mandray anjara saingy @ alina daholo nareo vô tonga fa de nahoana kay ? Sa mi-profite le connexion gratuit ?
Malalaka ny fanehoan-kevitra ho an'ny rehetra
fuseau horaires... alina any, atoandro aty
:-D
15. ari.malala
(
18/06/2008 08:05)
za kou naika hamaly otran'ika sy sff:-D :-D fa misy olana be amin'i xxx nga ny fidiran'ny olona eto amin'ny alina? :-D :-D sa hoe ny atoandro iany no tokony hamaly dinika eto ny namana? :-D :-D :-D :-D :-D
16. RATOVOARY
(
18/06/2008 08:33)
Noheveriko ho inn ndray ty dinika ty kay zvt tssss.....:-D :-D :-D Mampmé be le dinikao raxxx. Tsy ary hitovy ny fahafahan'ny tsirairay ary araka ny vôlazan'ny namana etsy ambony hoe ny alina any aminao atoandro any amin'ny sasany. :-D :-D :-D
17. mbaliana
(
18/06/2008 14:52)
fa anga tsy maintsy maintsy mivoaka @ alina vao afaka mi-connecter....??? :roll: :roll: :-D :-D :-D :-D .. tsy mifanaraka koa le titre sy le sujet .. tsy hoe mpiditra amin'ny alina ve no tokony ho izy e !
18. niryna
(
18/06/2008 17:17)
xxx:
Manoratra dinika aho eto, d'efa maro indray reo mandray anjara saingy @ alina daholo nareo vô tonga fa de nahoana kay ? Sa mi-profite le connexion gratuit ?
Malalaka ny fanehoan-kevitra ho an'ny rehetra
boribory tokoa ny tany,ny sasany matory,ny sasany mifoha dia toy izany koa ny connection eto.Saingy toa eritreretin'ny tena hoe mifoha koa ny olona na tsy misy mi=connect aza :D