Porno Stick
7. sakaizakely
(
13/06/2008 21:01)
kiadi:
ninan'ny nem vô mafana ny france an'i rajou zandrin'i orona
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
tapaka otran'ny fil anaty lohandrajou ny tsinaiko tamin'iny ry kiadi
tena tsy mangôdy fa zéro manatody mits reo bleu bleu fahatany reo, tokony ahongana any, efa 10 taona zao tsy nahatafita intsony
tsisy ilàna anazy :evil: :evil: :evil:
11. karinah
(
13/06/2008 22:01)
rajo: ny tsy hakàko an'les bleus rehefa lalao otran'izao, d'abord misy an'italy izay tohanako mazava o azy! :wink: faharoa vahiny no bedebeee ao am les bleus! tssssss :-D
13. ainaheri
(
14/06/2008 04:54)
Aza tohanana tsony rajou aa,ny marimarina koukou d mivdana mouchoirs a jeter maro² refa manao @ italie izy,sady akopakopaka(byebye) no fafana ihany ny ranomaso lol
18. onjah
(
15/06/2008 11:01)
simplex:
pays-bas na spain :P
ze 1 tsy resy @ ireo @ demi-final ;-)
Ekipa iray ihany lesy no alaina ra simp a :-) f'angaha reven'ialahy indray ny ekipako ltia :-) aza hitako ka masimbava indray ilay :evil: ity ka raraka eo tokoa ny ekipako. :-) :-) :-)
19. ainaheri
(
15/06/2008 11:36)
Ralay:
ainaheri> Mety hahazo kil bdb elà fa manaova bizna mosoara =)) =))
Hevitra tkou zany klé =))=))=))=)) Sady ny ahy amidiko mora klé :-D :-D :-D :-D