mipeka base de donnees

1. sitlo ( 14/06/2008 08:31)
Tia hanana ny base de donnees an'ito site ito aho: http://firaketana.org/bins/homePage dia nanao fika hoe fohana amin'ny httrack aloha ny pejy rehetra. Dia avy eo ...

Nieritreritra aho hoe mety ilay fika. Fa nony tena nataoko dia efa ora vitsivitsy izay mbola tsy vita foana ny mi-telecharger azy. Efa fichier 10000 izay no azoko.

Ny fanontaniako dia sao dia manao boucle infinie ilay httrack? Efa nisy nanandrana ve? sa sao dia misy mahita fika hafa?

:°)
novalian'i sitlo ny 15/06/2008 02:47
2. tsitam ( 14/06/2008 09:24)
sao dia voararan'ny lalàna izany zavatra ataonao izany ry zanako? :/
3. Jeankely ( 14/06/2008 09:54)
Ilay fitenenana hoe MIPEKA dia tsy mety ary tsy ara-dalàna na oviana na oviana. Ny Malagasy sasany dia ny zavatra sahala izany no heveriny hampalaza azy ary koa FAMPAHALALANA SY TOROHEVITRA ho an'ny hafa. Izany fisainana izany dia anisany tsy nampandroso fa tsy ny fitondram-panjakana ihany. Ny zavatra atao hoe MIPEKA dia zava-miafina noho izany na samy mipeka aza tsy atao fampianarana. Raha nanao fisarihana ny ankizy na tanora Malagasy eraky ny faritra ohatra ny Fanjakana saingy hadinoko ny fiantsoana na anaran'ilay tetikasa dia ny hany ambetindresaky ny zaza dia hoe: Mba mahita fifandraisana na ahita vady vazaha ny tena marina. Marobe nefa ny zavatra tovozina amin'ny Internet koa anisany io fa tsy ny vaindohan'ny Internet akory.
Mba hevero ihany ny fampitana zavatra fa tsy hoe izay hitako dia zaraiko sahalan'ny fanomezana avy @'i EVA.
Lazao indray fa tonga i Jeankely sy ny fampiresahany. Dia ataovy mahay mipeka ny olona ary aza gaga raha samy mpipeka daholo. Fisarihana ary famelarana azy hanana "Initiative, Innovation, Creation sns" angamba no tokony himasoana.
4. xxx ( 14/06/2008 09:59)
=)) =)) =)) =)) =))
5. xxx ( 14/06/2008 10:00)
mba marina indray aloha ny voalazan'i jeankely. :-D
6. kiadi ( 14/06/2008 11:28)
misena lesy elah ty ry jk an!=))=))=))=))
7. Jeankely ( 14/06/2008 12:19)
Inona no sena ? Rehefa lasa andafy mitondra ary mizara ny soa. na mitazona sy manitatra rehefa tsy tia hizara. ilay fitenenana hoe MIPEKA ny vadi'olona ve mety? ianareo arakaraky ny ahaizana vao ahitana sena avy eo tezitra rehefa omena maharary.
8. ikotoleta ( 14/06/2008 13:34)
:arrow: httrack tsisy boucle infini
:arrow: mipeka = mitifitra = minono = mitroka base de donnees ;-) :^) :-D :-P :°) :idea: :wink: :lol: 8) :) :D
9. Jeankely ( 14/06/2008 14:04)
Ampianaro mitroka ary aza gaga raha ny havana na ny an'ny tena voanono sy voatroka @'ny manaraka. Fianakaviana sy taranaky ny ny mpipeka ary samy mifampipeka sy voapeka :-D :-D :-D
10. kiadi ( 14/06/2008 14:59)
tsy mùahazaka fiainana ampitan-dranomasina ra jk! :-D :-D :-D :-D
11. Jeankely ( 14/06/2008 15:34)
Zah eto Madagasikara ry leiry e. Tsy fantaro akory izay nivoaka ranomasina. :-D :-D :-D :-P :-P . Ilay mipeka sy mitroka dokafana aloha.
12. sitlo ( 14/06/2008 16:45)
jeankely> izaho sy izao ataoko izao marina angamba no tsy mampandroso ny firenena :-D

ikotoleta> enga anie, efa feno adin'ny 10 mantsy izay mbola tsy hay ihany hoe rahoviana. Ny atahorako amin'ny maha-boucle infinie azy dia: raha tsy mitovy ny adiresin'ny pejy iray raha nalaina avy amin'ny rohy samihafa, dia tsy haiko raha raisin'ny httrack ho pejy samihafa.

Ohatra: forum.serasera.org sy serasera.org/forum sy forum.serasera.org/? ary forum.serasera.org/?rub=dinika/topic dia pejy iray ihany fa adiresy samihafa. Dia ny atahorako dia sao dia alain'ny httrack ho pejy 4 dia alainy daholo.

tsitam> hoy izy eo amin'ny page d'acceuil "... Le site est mis gratuitement à la disposition du public dans le monde entier par le web ..."

;-)
13. ikotoleta ( 14/06/2008 19:41)
:arrow: alainy httrack pejy 4 ireo

ho any Jeankely:
- PEHO ny 5 ary
:arrow: oka iany legona a :D :) :o 8) :lol: :x :P :twisted: :roll: :wink: :idea: :?: :!: :°) :-P :-D :{ :^) ;-)
14. sitlo ( 15/06/2008 02:47)
ouhoooo vita ihany ilay izy fa misaotra aminareo teo amin'ny vazivazy nandritra ny telechargement.

Adiny 17 ve rangaha, dia ny fichiers temporaires 2GB nefa nony vita dia 250Mb fotsiny.

six
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1808