Tsy digniko

1. manakana101 ( 10/06/2008 19:09)
Mba mangataka ny tononkiran'i North & Center, tsy digniko e!
novalian'i endrika01 ny 11/06/2008 20:49
2. jemimah ( 10/06/2008 19:29)
kotrobaratra aloa ny ittre fa tsy zany tsy digniko zany
3. Belami ( 10/06/2008 20:08)
ny tsy hahita anao , anätiny andro maro ô :-D :-D
4. sakaizakely ( 10/06/2008 20:12)
tiako ko igny vazo igny ka
5. ni81 ( 10/06/2008 20:19)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/kotrobaratra/video/x40pjs_bruno-raisinerakotrobaratra_music
6. Belami ( 10/06/2008 20:28)
ni81:

http://www.dailymotion.com/relevance/search/kotrobaratra/video/x40pjs_bruno-raisinerakotrobaratra_music


ary mba aiza wa le pitr oaka nangatahiko tsy omenao miitsy
:!: :!:
7. ainaheri ( 10/06/2008 21:08)
KOTROBARATRA

Tsy digniko arô
tsy digniko edy
Ny tsy ahita anô
Agnaty andro maro²
Jeri² anô mafy
arô za malalako oo
(Izegny no mahatonga zaho
mamangivangy anô matetika

Mafy ny herim-pitia arô
Itanô fa na de maizigny ny andro ooo
Ny kotro-baratra aaaa
arahin'oragnandroooo
Tsy ataoko sakana
na tsy andeha atô ee
Foton'ny tsy tantin'ny foko ooo
f'aminô fogna ny eritreritrooo
iéééééééeeeee
Itanô fa na de maizigny ny androoooo
Ny kotro-baratra aa
arahin'oran'androooo.....
..............

(Fitiavako anao donko
efa dila loâtra arooooo
izaho koâ tsy nahita anô
karaha mararirary
Nefa aretiko io
tsy maivan-dokotera aaa
Tsisy olon-kafa eky eee
f'anao reky fagnafodin'ny aignikooooo)2fois

Mafy ny fitiavako anao arôooo
itanao fa na de maizigny ny androoooo
Ny kotro-baratra aaaa
arahin'oran'androooo
Tsy ataoko sakana
na tsy andeha atô ee
Foton'ny tsy tantin'ny foko ooo
f'aminô fogna ny eritreritrooo
iéééééééeeeee
Itanô fa na de maizigny ny androoooo
Ny kotro-baratra aa
arahin'oran'androooo.....
..............

Azafady ra misy diso lol
8. ni81 ( 11/06/2008 05:37)
ary mba aiza wa le pitr oaka nangatahiko tsy omenao miitsy
Inona izany fa tsy dia azoko loatra :roll:
9. MTN ( 11/06/2008 06:28)
ireto koa izany mampihomehy :-D =)) =)) =))

"Tsy digniko" rap gasin'ny North and Center no anontaniana koa "Kotrobaratra" kaiamba no miainga avy any. :-D :-D :-D

Tsy tapaka ndray ny tsinaiko raha tsy tamin'iny. :-D :-D :-D

manakana gabone> http://www.dailymotion.com/video/x4mj3t_north-center-tsy-digniko_music dia mazotoa
10. ni81 ( 11/06/2008 07:04)
ireto koa izany mampihomehy

"Tsy digniko" rap gasin'ny North and Center no anontaniana koa "Kotrobaratra" kaiamba no miainga avy any.

Tsy tapaka ndray ny tsinaiko raha tsy tamin'iny.

manakana gabone> Jereo eto dia mazotoa
Zahay ve nahalala :roll: :roll: Ny lohateny no nojerena dia tonga dia lasa izao :-D :-D @ sisa tokony ho hazavaina hoe RAP GASY na RAP TAVARATRA:-D :-D :-D :-D
11. ainaheri ( 11/06/2008 10:03)
:-D :-D :-D :-D Za mou nanarak'efa fotsiny d mba nanomé ,fa @ manaraka marina ataovy mazava tsara fa otran'ny rajou manoratra :-D :-D :-D :-D :-D
12. endrika01 ( 11/06/2008 20:49)
ntsôooo,nefa zay tena mba nivazo an le kotroka,hi hi hi ny hira talou aloa tena 5/5 e,ny ankehitriny koa tsy latsa-danja!:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.148