Différence d'âge!!!!!!

1. karinah ( 10/06/2008 12:36)
Bonjour dol, hono oà mba saika te hafantatra za oe awona ny fihevitry ny tsi11 momba ny resaka elanelan-toana amin'ny lhl sy vhv!
Ohatra vhv 23 ans miaraka amin'ny lhl 45ans, ohatra i Lorie sy Garou (oh oà an!) dia vice versa!
Dia raha zoky le vhv dia hatramin'ny firy toana ny azo andeferana, 8ans de plus, 6ans,ou 4ans????
omaly za mantsy nahita couple afrikanina nanao course ilay sipa tena mbola kely be mintsiny angamba any à 17ans any ary rangah efa quarantaine any ho any mintsy! 8O
De in ny azonareo leferina le vhv ny zoky sa le lhl, fa omaly zah tena dégoutée aloh eeee! :^) :^) :^)
Misy ny vhv zokin'ilay lhl 15ans any ho any na mihoatra ohatry ny tsy dia mampaninona maiko rah ny fijeriko anazy satsia ohatry ny considéréva-ko oe maman'ilay bandy lay vhv... :lol: , fa rah ilay lhl be toana itako oe manambàka ilay sipakely fotsiny! :{
novalian'i karinah ny 30/06/2008 07:52
2. ainaheri ( 10/06/2008 13:19)
Amiko refa ao ilay fitiavana tsy misy mahafolaka an'zany,refa tianao ilay olona, ataoko angamba tsy asianao olana ny taonany,sady efa fantatrao kou t@ nareo vao nisipa ka tsy tokony asiana sakana zany na romoromo aty aoriana!!

Tsy manambaka mitsy amiko ny be taona miaraka @ sipakely raha ao @ izy reo ny fitiavana(hoy aho)
3. sakaizakely ( 10/06/2008 13:21)
eeeeeeeee
samy manao ze reviny io fa tsy an'ny fiarahamonina no hoe leferina ny andranona sy ranona.
du moment qu'ils sont heureux
momba ny detourenman de mineurs ndray, ny lalana eo mifehy azy
4. Gie ( 10/06/2008 13:25)
karinah:


omaly za mantsy nahita couple afrikanina nanao course ilay sipa tena mbola kely be mintsiny angamba any à 17ans any ary rangah efa quarantaine any ho any mintsy!

fa rah ilay lhl be toana itako oe manambàka ilay sipakely fotsiny! :{
fa ahoana no ahafantaranao we sipany io ? ary raha zanany ? fa raha vao misy olona miaraka hita we tsy mitovy taona ve de lazaina avy hatrany we mpisipa ?

lhl la quarantaine ozy enao ! de tsy ho fantany ve zany we detournement de mineur zany raha 17 taona ilay sipa ?

fa manambaka ilay sipakely ahoana zany ? ahoana no ahafantaranao we manambaka izy ?

io ary no tiany de ahoana ? nga koa ny fitiavana misy taona ?

de ahoana ozy enao raha manita ny vadin'charles aznavour na "feu Yves Montand" enao ? fanambakana ve zany ?


:-w :-w
5. fahamarinana ( 10/06/2008 13:48)
:arrow: na be taona na kely taona na lahy no zokiny na vavy rehefa majeurs dia tsy tokony hisy olana aloha.Matoa miaraka dia mifankatia,na mifanaraka fa samy manana ny tena définition-ny atao hoe fitiavana moa sy ny but tratrariny ihany koa amin'izany na aharitra na vetivety na lalao na fandaniana andro....: an'ny tena irery iny dia tsy hidirana lalina koa.

karinah:

Misy ny vhv zokin'ilay lhl 15ans any ho any na mihoatra ohatry ny tsy dia mampaninona maiko rah ny fijeriko anazy satsia ohatry ny considéréva-ko oe maman'ilay bandy lay vhv...

:arrow: Inona ndray zany ry karinah,mamany ahoana kosa ?

karinah:

fa rah ilay lhl be toana itako oe manambàka ilay sipakely fotsiny

:arrow: matoa ilay vehivavy mijanona sy miaraka aminy dia mety tsy hoe manambaka kosa angamba.Raha misy fanambakana ohatra dia na kely na be taona possible manao azy daholo.Samy manana ny fomba fijeriny moa. (l)
6. RaMC ( 10/06/2008 14:05)
Salut daholo!!

ny fitiavana aloha dia misy karazany maro zany hoe raha kely ilay olona mitia dia araka io taonany io ny fitiavana heveriny

ka mampisalasala ihany raha mifanalavitra loatra ny taona eto satria mety tsy hifanaraka ilay fitiavana misy eo amin'izy roa

raha izany mantsy dia azo heverina fa mifampilalao izy ireo satria tsy dia azo antoka loatra fa fitiavana mitovy ny ao antsain'ny tsirairay.

na izany aza anefa dia samy manana ny atoany hoe fitiavana indrindra fa izy roa miaraka ireo !!!!
7. MimiSimply ( 10/06/2008 14:27)
Ny tena tokony jerena à mon avis dia ny âge "mental", misy le sipa vô15ans zareo de efa hita oe matotra b,efa vonona mamanjanaka sns! Misy ko ramatoa efa 30ans de mbola manao adalàna sy mola2, ka o any le15ans dans ce cas no mety le bandy 30ans, de o any le 30ans no mety ny bandy tanora kely.
Za mievitra oe misy zavatra tsy mety ra oe tsy par hasard
no teraka le fitiavana fa atao exprès no mitady oul plus vieux ou plus jeune que toi. Zavatra tsy mety, pathologie mints, otriny oe mitady fitiavana paternelle fa tsy de tena oe sipa no tadiavina!
refa samy faly aloha izy2 de mety zany, ra mijaly kosa ka le différence d'âge mints no mampijaly, tsy aleo vitaina?
Ps bedabe ny genres de différence ka io discour io mety @différences rehetra, tsika aty alavitra zao mety mafantatra tsara oe inona zany différence de race ao @couple zany! Slt e! ;)



8. xxx ( 10/06/2008 14:29)
vhv 23 ans miaraka amin'ny lhl 45 ans izany tsy hita akory ny différence d'âgeny;ilay vhv aza no mety jerena antitra amin'izany,ny namana ato betsaka mintry ny toy izany revena milay fa tsy koi refa mifandamouro
9. booboo ( 10/06/2008 14:41)
HS ity hosoratako ity :

tsika aty alavitra zao mety mafantatra tsara oe inona zany différence de race ao @couple zany


ay ay ay, races samy hafa angaha lé couples ? race bovine sy race canine sa race humaine sy race ovine ? sns. Ny tiako tenina dia ny olombelona (homo sapiens sapiens) race iray ihany : race humaine.
10. soatokoa ( 10/06/2008 14:45)
[Ny hevitro manoloana izay dia izao:
Tsy olana izany raha amin'izao fotoana izao fa raha ny zava-misy iainana amin'ny fiainana andavanandro dia io toe-javatra io tena manjaka sy tian'ny vehivavy indrindra indrindra, ny tiako ambara izany dia hoe zava-misy marina io ary betsaka ny vehivavy no tratran'izy io antony ara-psycholojika ihany koa io satria ny vehivavy dia te hiaraka amin'ny rainy, ary jereo eo amin'ny fiaraha-monin amisy amin'izao dia raha mbola hoe 18 taona hoatra ilay siapa kely ka ny rainy efa retirety dia io sipa kely io dia rangahy no reviny, tsy omena tsiny izy amin'izany fa mety ho tompon'andraikitra ihany koa ny rainy izay taty amin'ny taona efa lehibe vao niteraka an'io zaza io, hevitra amposaka ny ahy

11. fahamarinana ( 10/06/2008 15:09)
booboo:
ay ay ay, races samy hafa angaha lé couples ? race bovine sy race canine sa race humaine sy race ovine ? sns. Ny tiako tenina dia ny olombelona (homo sapiens sapiens) race iray ihany : race humaine.

:arrow: za koa tsy dia mahavoa ilay fanavakavahana amin'ny race,misy fomba azo ilazana azy fa tsy tafa zany race zany e.Araka ny voalazan'ny booboo hoe isika race humaine.HS koa io lazaiko io an.

soatokoa:
ny vehivavy dia te hiaraka amin'ny rainy, ary jereo eo amin'ny fiaraha-monin amisy amin'izao dia raha mbola hoe 18 taona hoatra ilay siapa kely ka ny rainy efa retirety dia io sipa kely io dia rangahy no reviny,

:arrow: Danz be zany affirmation ataonao zany...Reviny amin'ny ahoana aloha ? tsy ho normale ve raha tiany ny Rainy sy manantona azy bebe kokoa izy raha zanaka vavy? Toa ny zanaka lahy tia ny Reniny sy la colle bebe kokoa amin'ny Reniny.Zany hoe complexe d'oedipe mandra-pahalehibe :?: :?:
soatokoa:
tsy omena tsiny izy amin'izany fa mety ho tompon'andraikitra ihany koa ny rainy izay taty amin'ny taona efa lehibe vao niteraka an'io zaza io, hevitra amposaka ny ahy

:arrow: Tsy maintsy tompon'andraikitra foana ve ny RAR rehetra na inona zava-misy na inona? Dia inona no idiran'ny rainy niteraka efa lehibe eto.Azonao velabelarina ve lay hevitra namposakao io,azafady..misaotra mialoha. (l)
12. MimiSimply ( 10/06/2008 15:10)
booboo:

HS ity hosoratako ity :

MimiSimply:
tsika aty alavitra zao mety mafantatra tsara oe inona zany différence de race ao @couple zany


ay ay ay, races samy hafa angaha lé couples ? race bovine sy race canine sa race humaine sy race ovine ? sns. Ny tiako tenina dia ny olombelona (homo sapiens sapiens) race iray ihany : race humaine.


mi-généralizer be io nosoratanao ary discours moraliste no fanantsona anzao aty @misy an'ah aty. Moraliste,tsy oe négatif zany, fa rêveur!ny différence dia be dia be,ny olona mitovy dans la tête et dans le coeur mais pas dehors et pas dans leur habitudes!aty zao misy racisme be vers les africains arabes chinois, ka reo mahita tsara anzany différences lazaiko zany, les façons des autres de regarder de juger etc. Faly alou ah oe mba misy oul mbola tsy malala any zany resak izany! Slt

13. booboo ( 10/06/2008 15:33)
MimiSimply > hihihihihi. Azoko tsara ary fantatro satria iainako sy iainan'ny fianakaviako ny tianao tenenina :wink: . Ny hanitsiako anao, na izany aza, dia ilay fitenenana hoe " race samy hafa " satria ( tsy haiko raha nanao an'izany nareo t@ classe terminale ) ny olombelona dia race iray ihany : race humaine, avy eo izy mizarazaka karazany samy hafa araka ny loko, ny toe-batana sns. Izay fotsiny. hihihihihihihihihihihi. Donky raha te hiteny enao hoe ny faha samihafan'ny vazaha sy ny malagasy dia izay lazaina fa tsy hoe races samy hafa. na vazaha na malagasy dia samy race humaine daholo fa ny vazaha mety hoe type méditéranéen ary malagasy type austronésien ( qq chose comme ça ). :-D :-D :-D :-D :-D fa fa tsy hoe ny vazaha race hafa, ary malagasy race hafa.

lava be fa vita tompoko :°)
14. MimiSimply ( 10/06/2008 16:31)
booboo:

MimiSimply > hihihihihi. Azoko tsara ary fantatro satria iainako sy iainan'ny fianakaviako ny tianao tenenina :wink: . Ny hanitsiako anao, na izany aza, dia ilay fitenenana hoe " race samy hafa " satria ( tsy haiko raha nanao an'izany nareo t@ classe terminale ) ny olombelona dia race iray ihany : race humaine, avy eo izy mizarazaka karazany samy hafa araka ny loko, ny toe-batana sns. Izay fotsiny. hihihihihihihihihihihi. Donky raha te hiteny enao hoe ny faha samihafan'ny vazaha sy ny malagasy dia izay lazaina fa tsy hoe races samy hafa. na vazaha na malagasy dia samy race humaine daholo fa ny vazaha mety hoe type méditéranéen ary malagasy type austronésien ( qq chose comme ça ). :-D :-D :-D :-D :-D fa fa tsy hoe ny vazaha race hafa, ary malagasy race hafa.

lava be fa vita tompoko :°)



ok azoko tsara fa aty italie fiteny oe race fotsy sy race mainty :) vita ko ny an'ah :) :lol:
15. karinah ( 10/06/2008 17:56)
Gie:

karinah:


omaly za mantsy nahita couple afrikanina nanao course ilay sipa tena mbola kely be mintsiny angamba any à 17ans any ary rangah efa quarantaine any ho any mintsy!

fa rah ilay lhl be toana itako oe manambàka ilay sipakely fotsiny! :{
fa ahoana no ahafantaranao we sipany io ? ary raha zanany ? fa raha vao misy olona miaraka hita we tsy mitovy taona ve de lazaina avy hatrany we mpisipa ?

lhl la quarantaine ozy enao ! de tsy ho fantany ve zany we detournement de mineur zany raha 17 taona ilay sipa ?

fa manambaka ilay sipakely ahoana zany ? ahoana no ahafantaranao we manambaka izy ?

io ary no tiany de ahoana ? nga koa ny fitiavana misy taona ?

de ahoana ozy enao raha manita ny vadin'charles aznavour na "feu Yves Montand" enao ? fanambakana ve zany ?


:-w :-w
Hitako eto fa be mpankasitraka le lehilahy dadabe miaraka @ zafikeliny na dia tsy mahazo valin-teny MIVANTANA aza zah!!!


:lol: :lol: , du moment oe mifankatia fa ilay izy anie le rangah efa nahavita ny sitra-pony de le sipakely innocente kely ery no hiafaràna, de rehafa micaca ankiloty amzay rangah de le sipakely no hiandrohan'ny rihatra klé! 8O 8O 8O ...dia izao koh: fantatro ny zavatra lazaiko, zah tsy hiteniteny foana mintsy ankory!!! mpizafy ve dia hifampitositosy eeeeeeeeeeeeeeee!
tsy aty zany mintantara zvt tsy sur izany eeeeeeeeeuuuuuuuuuuhhhhh!
zah anie tsy oe manankana anareo lhl oe zao na izao fa ny fihevitra ny tiko ho fantarina!!
zà aza efa miaraka @ bandy zandriko foana koh @ fomba ahoana ny hitsikeraiko, fa ilay elanelana beeeeeeeeeeeee kosa mila fieritreretana sakaizapetity ah!tsy oe zay lavaka rehetra de mety hitsofohana doly! tadidio fa ao anatin'ny fiainan'ny couple iray be ny zavatra mifamahofaho, resaka fandraisana fianakvaiam-bady, fitantanam-bola, ny ankizy ateraka, raisiko ohatra fotsiny, maty rangah, neny mbola jeune kely, mampalaelo eeeeeeeee, zay koh ny anah ny hevitro!
nareo otrany mi-attaqué be anah zany klé! 8O 8O 8O , manaja ny choix ny tsi11 zà fa mba te hahazo valiny MIVANTANA fa tsy miolanolana ohatran'izao! avy njay le manara-drenirano doly fotsiny rehefa mahita ny ray mi-attaque de tamy dol! mahaiza maneho hevitra fa manimna dinika klé!tssssssss, bôrkéo eo rehefa maha-tezitra anareo ny fanontaniko! mdrrrrrrrrrrrrrrrr
16. karinah ( 10/06/2008 18:01)
ôf! yves montand nanani nanana, tsy haiko fa dégoutéééééé zah, efa nolazaiko ny hevitro ny anareo no andrasako! na tsy iteny aza efa fantatro fa d'accord ny valiny fa manin zah no attaqué-vana! mdrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr pov c.on!
17. ainaheri ( 10/06/2008 18:06)
karinah :-D :-D :-D :-D kalmeo iany ,avelao hisipa any ny tsy mitovy taona f'aza rahirahina lol,,zay le we samy manana ny reviny,enao mou zany tsy mirevy d zay ny hevitrao.... DONIA REGAREGA........
18. fahamarinana ( 10/06/2008 18:35)
:arrow: karinah : samy manana ny heviny kosa ny olona dia samy afaka milaza azy na tsy hitovy amin'ny any tena aza ary indrindra samy manana ny fomba fanehoana na fiteny azy,eny na somary mafy aza ny sasany,misy koa malemy fanahy....fa ilay hevitra re no tena vakiana.....Araka ny tenin'ni ainaheri hoe calam fontsiny ihany....mino aho fa tsy ianao perso no misy mi-attaque eto fa ny hevitra napetrakao :nuance...samihafa zany ,hoy i ika zay hoe ny hevitra no ampiadiana fa tsy ny olona no miady retsy a... :) (l)
19. karinah ( 10/06/2008 18:36)
ainaforce: :lol: ka na zà aza anie mpanao an'ilay izy eee, efa hitako doly ny bandy zokiko, ny zandriko :lol: dia tiko mba fantatra ny tena tinareo bandy! amin'izao fotoana izao dia saika bandy zandriko doly ny mifandray amiko de mba te hafantatra marina ah oe tena fitiavana ve? fa io raika io tsary nisy namalyfa naka partie an'ilay afrikanina doly nareo ! bouhhhhhhhhhhhhhhhhh :-D
20. karinah ( 10/06/2008 18:38)
vérité: zvt-pitranga matetika eto @ ty dinika ity mintsy le tambabe io kah! efa hatry ny ela io fa tsy vao izao, fa le mba fanontaniko iray oe ary raha vhv no zoky tsary nisy namaly !iainako anefa io! ouinnnnnnnnnnnnnnnnnn :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2385