Différence d'âge!!!!!!

41. xxx ( 11/06/2008 04:40)
karinah: jereo any rehetra any dia jereo fa toy izao foana no fombany, mifidy olona en plus amin'ny ilay fomba famaly :-D :-D :-D
42. MTN ( 11/06/2008 06:49)
eeeeeeeee
samy manao ze reviny io fa tsy an'ny fiarahamonina no hoe leferina ny andranona sy ranona.
du moment qu'ils sont heureux
momba ny detourenman de mineurs ndray, ny lalana eo mifehy azy
43. ari.malala ( 11/06/2008 08:23)
Misy tononkalo izay ary am vetso ary hoe "masika ianao ry fiaraha-monina!" fa tena izany tokoa! Taloha koa aho nanana io préjugé io hoe dégoutée refa mahita couple ka lehibe ny lahy fa tato afara, ts nanin intsony, satria ilay vevavy aza mahazaka ko za aty ivelany indray no hiasa saina :°)

Momba ilay hoe miaraka amina zandry, (aza raisina atak alou ity ry karinah) fa maninona no tonga d misaina zavatra ratsy e! iaino alou ny present! raha tena tia tsy mandatsa izany! ary tsy misy règle hoe ny lelà d ts maintsy izao na toy izao, fa io arakaraky ny tsirairay. Izany hoe tsy izay zandriolona akory d hanakalo ny zoky miaraka aminy amin'izay zandriny kokoa, misy olona tena mila maternena d tsy hanakalo zandry andry zany fa tena hifikitra amidnry aza! bonne chance aky a!;)
44. RATOVOARY ( 11/06/2008 08:45)
Zah mbola zandry oul. De mila zoky vavy koa :-D :-D :-D
Amiko tsy mampaninn ze elenelan-taona. Misy fianakam's nay any mbola zandriny lavitra be le bandy fa de milamina tsara r'zareo. Hatreto tsisy ny olana nefa de efa ho 10tôna mahery ny fanambadiany.
Ny fiaraha-monina tsy maintsy manana ny fomba fijeriny fôna na ahoana na ahoana ny endrijvt misy. Ny tsikeran'ny oul tsy azo fefena fa nareo ihany no antony mampirindra ny fifankatiavanareo. Ary ny fitiavana koa tsy nisy fepetra be manao ahoana hoe tsy maintsy ho toy izao sy zao no afaka mifankatia fa raha tsy zay de tsy mahazo.
Io safidy ka anjaran'ny tsirairay ny mandanjalanja ze mahatsara ny fiainany.
45. karinah ( 11/06/2008 11:06)
mersi,mersi,ari.malala & Ratovoary, fa rassurée kely aho!.. ^:^
46. karinah ( 11/06/2008 11:07)
xxx: mandaginina mintsy refa tsy mifanaraka am ze tiny de avy izy am fomba ratsiny! hannnnn!!
MTN: sali,saliiiiiiiiiiiiiiiiiiii, okay ozy!! ;-)
47. ari.malala ( 11/06/2008 12:11)
io kou nge ry karinah na zandry le miaraka amindry na zoky le miaraka maindry refa hanao ny hadalany izy tsy ho voatanandry e! fa mirary andry hahita ny soa sy ny tsara retsy a! mahareta hatram ela ndrindra!d ny vavan'ny fiarahamonina aza asina olana fa iz ts maints miteny na in ataondry nain! na fotsy mangatsakatsaka aza ny eny ankoditr'indry miteny fooooona ny fiarahamonina!! izay mahazo any fiainandry banjinina!
48. RATOVOARY ( 11/06/2008 14:31)
Karinah : Aza maka lagy @ze fomba fijery rehetra eto enao. Adihevitra ny eto ka aleo samy hamoaka ny fomba fijeriny sy fomba fitsarany ry zareo. Zay ange le fiarahamonina e! Tsy hoe mi-attak anao izy ireo fa maneho hvt ary koa mitsara araka ny zavamisy de ny voasoratrao teo ampanokafana ny dinika zany. Ouzizy le namana 1 zay hoe virtoaly ny eto ary raha tsy misy koa izay tsikera zay de tsy hanana "balise" enao @zay ataonao fa toa ohatry ny mety avokoa ze eritreretinao sy ze ataonao.
De mirary soa hatrany e!
Ps : torohevitra kely ity hoy le oul zay Ny FITIAVANA de sahala @ fitafiana eny ankoditra ka rehefa madio de mahafinaritra ny mitafy azy. Raha madio ny fifankatiavanareo de na inn na inn zavamiseho de fahafinaretana foana no iainanareo ao aminy.
49. karinah ( 11/06/2008 17:45)
ka izay indrindra ny andrasako ohatry oe manao karazana sôndazy kely aho hahalalako oe iza ny be mpankasitraka, satria misy hilaivako azy fa tsy oe fitia te hitantara oe nisy an'izao sy izao de tsy tiko le nahita azy, na izany koa aza mba izay koa ny hevitso, de ny an'ny tsi11 oà ny andrasako! :lol: , in fotsiny ny mahadinika azy raha tsy mba oe misy fievitra samihafa, fa le fomba famaly mintsy anie ny nampalaelo ahy e! tsy afeniko fa tsy vitany oe tezitra aho satsia noprovôkéna fa nitomany mintsy oe zay ve rangah mba mametraka dinika de zany ny valiny azonay, tsy le valiny oe contre ny nampalahelo ahy fa le FOMBA Famaly, ary mahagaga fa tsy misalasala mihintsy le oul sasany milaza izay sendran'ny vavany , mivatravatra na manao valy boraingina fa tsy mba misy dinika am-panajàna am samy olon-debe fa manoatra noho ireny oe mpurafy ireny no mifampidinika! palelo eeee!
dia misaotra betsaka an'izay naneho ny heviny na d'acc na tsia, JUSTEMENT zay injindra oà ny andrasako mba handinihako izay tokony ataoko, ilay resaka couple itako nalaiko ho ohatra nitarihako ilay dinika fotsiny, moa mahadiso ahy ve rah mba milaza ny nahatohana ahy aho, ka izay koa ary ny mba fihevitroko! fa le Fomba Famaly ny sasany mintsy, manohana be eee!
na dia tsy hananana hena-maso aza i Karinah, ataoko fa tsy zazakely tsy ampy taona aho na hanao sahala amin'i rajo oe ze sendran'ny saina eo de atao dinika aby, non! non! non! pfff mampalaelo le toetsain'ny sasany refa tsy ananana hena-maso izany satria oe tsy namany na tsy aiko de palapalana le oul! :?
na hanohy an'ilay dinika aza nahakivy ahy!! Marina é!
Misaotra anizay naneho hevitra fa mba misy afahako mandinika ny décisiô ho raisiko!! mersyy e!
raha misy hevitra hafa de alefa foana, fa izay mintsy ny andrasako ani eeeee!mersy!!
50. kiadi ( 11/06/2008 17:50)
karinah an!! nenah ny vadiko mbola tsy teraka!! :-D :-D :-D
51. karinah ( 11/06/2008 17:51)
ratovo: ok! fa azoko, mila mahay mampifandray ny fitiavana sy ny fifanajàna izany!!! ka na zandriko aza ilay oul dia tena sérieu!hummmm.. mersyyyyyyyyy!
52. karinah ( 11/06/2008 17:52)
kiadi: voatsongoko eo elà ah! :-D :-D :-D , atao aingon-trano fotsiny izany izy io?!! =)) aza manampatsinay eo!! ^^ :lol: :lol: :lol:
53. kiadi ( 11/06/2008 17:55)
ka miandry ny princesse-ko zah fa bola tsy tonga fona iz ko!! :-D :-D
donc mbola tsy teraka
54. fahamarinana ( 11/06/2008 17:59)
:arrow: io karinah,raha ho rava na zandry na zoky ,eny na mitovy taona zao aza dia rava foana rehefa tsy misy intsony ilay fitiavana.Aza atao mibahana an-tsaina fa na mahafinaritra aza ny fiainanao dia lasa variana am negatif ndray nefa tsy fantara ny ho avy.... :) (l)
55. karinah ( 11/06/2008 18:01)
[quote=ari.malala]
io kou nge ry karinah na zandry le miaraka amindry na zoky le miaraka maindry refa hanao ny hadalany izy tsy ho voatanandry e! fa mirary andry hahita ny soa sy ny tsara retsy a! mahareta hatram ela ndrindra!d ny vavan'ny fiarahamonina aza asina olana fa iz ts maints miteny na in ataondry nain! na fotsy mangatsakatsaka aza ny eny ankoditr'indry miteny fooooona ny fiarahamonina!! izay mahazo any fiainandry banjinina!
-----------------------------------------------------------------------------------------------------
]merci ankia aah! zà tsy ary miraharaha ny oul ihany koa fa tena marina izany fa ny oul maita tenena foana matetika eee! io moa Atra iany ny manatanteraka fa tsy izany fa za efa fay fa otrany maimaika zany foana de avy eo vao mahita fa misy tsy mety etc,...hummm merci akia aaaah! mbô korazy kely aho!! apetraka amin'ny ao ambony sisa ny ambiny manaraka!


(l) :-* :-* :-*
56. karinah ( 11/06/2008 18:04)
faha: ok fa marina koh aloh zany eee! mmmhhhhhhhhhhh
57. karinah ( 11/06/2008 18:08)
kiadi:

ka miandry ny princesse-ko zah fa bola tsy tonga fona iz ko!! :-D :-D
donc mbola tsy teraka



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D sodé tsy hisy mahintsiny ka hanenina an'i madama eo! :lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
58. kiadi ( 12/06/2008 16:27)
de miandry ny zana'i princesse injay zany :-D
59. karinah ( 12/06/2008 18:50)
de efa manao popo akiloty! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
60. Belami ( 12/06/2008 19:03)
kiadi : fa lasa aiza lety princesse sy ny zanany =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082