Différence d'âge!!!!!!

81. kiadi ( 13/06/2008 15:45)
princesse karinah :-D :-D
82. naughtyboy ( 13/06/2008 17:17)
fa karinah v mitady anodina zaza ampy taona kalo sa olondehibe kely taona ahoana,fanotaniana io fa avereno amiko ra tsy mety :D
83. karinah ( 13/06/2008 22:45)
[quote=rebeccaF]
Ilaina ny hisian'ny elanelan-taona eo amin'ny vehivevy sy ny lehilahy. Ny antony dia satria izao: Ny vehivavy dia mora matotra kokoa noho ny lehilahy. Amin'ny ankapobeny io.

Ny elanelan-taona misy eo amin'ny vehivavy sy ny lehilahy kosa, araka ny fandinihako azy, dia tsy tokony hihoatra ny 15taona.

Raha roapolo taona na mihoatra ny elanelan-taona dia efa tokony ho fifandraisan'ny mpiananaka ny fifandraisana misy eo amin'izy roa fa tsy tokony ho fifandraisan'ny mpivady intsony.
-------------------------------------------------------------------------------------------------

tsy misy 15toana aloha ilay izy e!!


:)
84. karinah ( 13/06/2008 22:48)
[quote=naughtyboy]
fa karinah v mitady anodina zaza ampy taona kalo sa olondehibe kely taona ahoana,fanotaniana io fa avereno amiko ra tsy mety :D
-------------------------------------------------------------------------------------
averiko rah tena sériéh!


:-P ...... efa ampy toana kah! hihi..de sady raha tadiaviny ilay izy, fa mataoatra le latsa ihany aho na izany aza rehfa tsy ifanarahana iny ohatra, sady mety tsy maintsy anintona anazy ny vhv mitovy2 toana @, tsy aiko aloh e, bede be ny fanontanina mipetraka ato an-dohako! hihihi
85. karinah ( 13/06/2008 22:51)
sakaizakely: oki fa marina mintsy zany, tsy mila mifanakaiky @ dry zareo ftsn angamba e!!
tsary manodina zaza minera zany ah, ireny mbola mandrovitra zipo.... :-D :-D :-D :-D :-D :-D :wink:
86. karinah ( 13/06/2008 22:52)
Ari.malala: ataoko angamba fa tsy misy lafatra ohatry ny mitovy2 saina raha fanambadiana, fa anefa ny anjara tsy mitovy ihany koa! oki, merki !!
87. karinah ( 13/06/2008 22:55)
fa ny lhl naneo hvt koa anie vhv zandry io d'acc zareo eee! ny majorité-ny na tsy miteny mivantana aza! :lol: , sssh, hita eo iany ze atao eee! "rah mangataka ny tanako izy" dia amin'iny no mila miresaka tsara mba tsy hisian'ny fandatsàna angamba. :)
88. ainaheri ( 14/06/2008 05:15)
Amiko io na firy na firy ny elanelany,ny fahaizan'izy 2 mandanjalanja azy ihany ,raha tena ao aminy ny fitiavana,ny kely taona miezaka mikopra an'ilay be taona ,d otr'zay kou ny andaniny
89. karinah ( 14/06/2008 15:34)
ilay izy mantsy anie rireto tsy vitany oe mifankatia fa be ny zavatra miseho any antokantrano, fandraisana ny naman'ilay olon-tiana, ny havany, ny fandraisana fanampahan-kevitra eo ami'nyn maha samy mpivady, lay vhv no zoky de awona ? izany oe voatery manao matotra be izany ilay lhl manoloana izay toe-javatra izay. tsy mora fa izany oe ta hanao aminy eo moa ny tena ka eo vao mikorapaka eo! hihihihi! Ilay fitiavana(tsy hidiran'ny fiainana andavanandro ihany io mampidin-kizo io anie! ah,ah,ah!) :°)
90. karinah ( 14/06/2008 15:44)
[quote=kiadi]
princesse karinah :-D :-D
---------------------------------------------------------------------------------------
ataovy eo ihany ange e, izay vao tena tsy anamboarako bonbo coco intsony ary rah mambotra za de oaniko rery! ah,ah,ah!!


:lol:
91. karinah ( 14/06/2008 15:51)
[quote=foudre]
hay diso aho fa i karinah no tsiko lazaina eto fa tsy i sakaizakely.....
fantantrao tsara mihitsy i madama io e! mamely akaiky ny anao :-D :-D :-D :-


----------------------------------------------------------------------------------------------------

foudre:


:lol: :lol: :lol: tena koboko io fa za tsy iteniteny, :-D :-D :-D :-D , mdrrrrrr be mintsy!! hihi
92. karinah ( 14/06/2008 16:37)
[quote=foudre]
tsaroan'ny karinah ve ilay dinika namely an'i karinah hoe "izany ve dia mba namana" dia kobonao an! hoe iza????? :-D
----------------------------------------------------------------------------------------------
foudre: tamreny de kabary tsy novalina fotsiny fa raha ny ranomasoko latsaka tamin'ireny tsy havita taona azy!!


:-D :-D ...koboko amin'ilay manome ohatra Franraty be, de lay fomba fiteny: feu Yves Monblac :-P eeeee, nanani,patata!
izaho anefa tsy ary mbola nahandro ny tsaramasony fa de mahagaga!! :-w =)) =)) =)) ,tss imehezako sisa fa tss, misy tsy mety kely ny any am ati-dohany any, mpamorona sady may bouche be tsss! anefa anie tsy arak'izay rehefa atao ee!mmmmhhh!!!
93. xxx ( 14/06/2008 16:56)
sendra izay nahay azy izy izany tamin'ity....marina mitsy! aza manaiky lembenana fa ataovy ampahendrena :wink: misy mantsy manararaotra ny faiblesse nao dia hararaotiny amin'iny ianao.
94. karinah ( 14/06/2008 17:21)
mahay azy awona xxx? :roll: zà tsy mamaly foana fa izy no harary fo lavitra kokoa noho za enjehany koh!! :)
95. xxx ( 14/06/2008 17:54)
ny tiko lazaina dia mba namaly izany i karinah tamin'ity fa tsy nanaiky lembenana, aza manaiky lembenana izany fa manjary araraotin'i hafa. :P
96. karinah ( 14/06/2008 21:37)
xxx> hay ve e! azafady! lol iéuuh, aiza ve de arahiny isak'izay mba miteny izao ah na amoronana an'ity atsaga tsy aman'orana rehetra ity, rehefa misy zvt tsy azony avy aty aminao ka tsy araka ny sitra-pony de tahak'izao foana ny ataony, nitomany mintsy oà za tam'iny dinika iny fa izany oe ny tompon'andraikitra aza moa tsy nanaisotra ilay izy...!!!!!
fa mamaly amin'izay aho satria vao mainka mahatsiravina ah le manindron'antsy ivoho sahala amin'izao (enfin rah tena izy, fa za koa efa maeno feo be de be oe mi-se passer pour des hommes oe i madama rehefa miditra dinika indraindray!!) azafady fa mivaona kely fa resaka momba ny lohateny ihany moa ny antony e! ilalàko tsiny be dia be!!!!!!!! zay vita! hihi
momba ny izay tokony ataoko indray moa izany de efa mba nahazo toky kely ihany aho fa efa zakan'ny F/monina ilay toe-javatra(situation) ka ataoko fa tsy de hisy olana 'fin raha toa ka miafara fanambadina moa izany eee, mbola be ny étape diaivko na izany aza vao tonga amin'izany fe mba lasa saina fotsiny aho t@ fahitako couple sasany dia lasa saina ny amiko koa dia nanokatra ty dinika ity, mba hahitana toro,hvt ee!
^:^ ^:^ ^:^ (l) ^:^
97. xxx ( 15/06/2008 10:32)
tandremo voafitaka fa izy io! :) aleo hidaboka any iny fa rehefa manao aza avela intsony....

fa i lorie sy i garou kosa aloa an! beau couple, ny elanelan-taoan-dry zareo 11 ans fotsiny tena ao tsara...tsy hita akory izany elanelana izany satria ny vehivavy mora antitra sy miova bika nohonn'ny lehilahy....
ohatra fotsiny rehefa avy miteraka dia efa miova ny vatana....
ny tiko lazaina dia elanelana idealy ny eo main'ny 7ans ka hatramin'ny 12 ans :°)
98. karinah ( 15/06/2008 12:21)
ouééé, manja zany, za mbola ao anatin'ilay latsaky ny 10 toana kah!
Ay, Lorie sy Garou ie, mafinaritra aloha rehefa mifanaraka e, sy tena fitiavana tsy misy fitiavan-tena oe le lhl izany lavamaso sns :lol:
fa ny ahy anie ry twa ny mifanohitra é! za vhv ndray no zoky! loza mintsy mé bon!! :°)
99. xxx ( 15/06/2008 12:47)
ka tsy olana izany rehefa ok ny couple e! rehefa mifankatia...fa firy taona ny elanelany...?
izaho koa tojo zandry foana ...fa aleoko aza tojo zandry na hatramin'ny zandriko folo taona toy izay tojo zokiny be efa hoatra an'i dada na dadatoa :)
ny zokiny be mantsy be kizitina be, sady efa manana epxperience be dia be dia ianao no faiziny eo.....sady lasa manao fisainana somary antitra fa miaraka amin'ny zandry cool be, lasa me tanora na ny saina na ny fihetsika sns....miran-dava , tsy misy otr'izany..... :-D
ny miaraka amiko amin'izao zokiko fito taona, fa otran'ny mitovy taona....izy indray aza mbola sary zaza noho izaho raha tena dinihina ny toetra....
100. karinah ( 15/06/2008 16:14)
ilay miaraka amin'ny zoky (zany oe bebe taona mintsy) efa hitako, fa trerominy enao, ataony izay tiany atao, tsy maintsy manaraka ny sitra-pony...sahala amin'ireny zazakely ireny ny hanaovany anao, dia rehefa hitany oe tady itomany dia mody tambatambazany, aaaaarghhhh! :-D :-D
rahefa sendra miresaka aman'oul njay izy de tsy menatra mintsy izy miteny oe ndana klou fa zay mbola miresaka!! :{ :{ :{ tsss letié!!! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1188