Différence d'âge!!!!!!
63. karinah
(
12/06/2008 23:31)
belami: tsy tiny ony ah fa miady an-kanina miaraka aminy e! hihihihihihihihihi
64. karinah
(
12/06/2008 23:52)
[quote=xxx]
vhv 23 ans miaraka amin'ny lhl 45 ans izany tsy hita akory ny différence d'âgeny;ilay vhv aza no mety jerena antitra amin'izany,ny namana ato betsaka mintry ny toy izany revena milay fa tsy koi refa mifandamouro
--------------------------------------------------------------------------------------
ok, mersy naneho hevitra, tena mbola tsy mafaty bol firy zany ah! lol

65. karinah
(
13/06/2008 00:05)
d zao koh, aza raisina mintsy le izy oe mipalaka anah koh zany dinika zany na tsy aiko e , ps doly ny hifankalalana matetika eto, fa sode zany ko ny matonga ny famalin'ny sasany ho mafy be!(hoy aho ah!!)..rah sendra misy manana cas mitovy amin'ny voatsikerako ery ambony fona mintsy aloh ah aza mivatravatra amiko tsony fa dinika io, ary le izy tsy oe virtoaly de hanao ze daniny saina atao fa oul nofo sy rà ny manoratra,azoko kokoa angamba ny fihevitry ny tsi11 rah miteny oe ny anah izao na izao avy hatrany(rah azo atao dia mba azavaina le antony ahazoako azy tsara, izay angamba ny mora ahazoako anazy fa tsy le ohatra isankarazany oe izao toana sns, de mbo valio oe ka atramin'ny firy toana no tsy manohana oul firy loatra ny vhv rah zoky, (zava-misy mintsy izany fietsehampo izany!!!!!!!!)ka tiko ho fantatra, efa ela ny tsy tany an-tanindrazana e, ny fisainan'y oul any ve mbola toy ny taloha oe fmamoafady be raha ny vavy no zokiny be no sady ataon'ny oul resaka, mba te hafantatra eee!! na ho any na tsy ho any!!!.... :)
66. karinah
(
13/06/2008 00:11)
ps: le havam-bady no tiako hotenenina rah miteny aho oe ny tsikeran'ny oul! (azafady fa tsy nazavaiko tsara!)
te hafantatra misimisy eee! mersy ho amin'izay afaka maneho hvt manaraka!! (l) ^:^ :!:

67. karinah
(
13/06/2008 02:04)
[quote=xxx]
karinah: jereo any rehetra any dia jereo fa toy izao foana no fombany, mifidy olona en plus amin'ny ilay fomba famaly :-D :-D :-D
----------------------------------------------------------------------------------------------
xxx> maaaandreraka tsssssssssss!!
:-D :-D :-D :-D :-D

68. karinah
(
13/06/2008 02:18)
Gie:
omaly za mantsy nahita couple afrikanina nanao course ilay sipa tena mbola kely be mintsiny angamba any à 17ans any ary rangah efa quarantaine any ho any mintsy!
fa rah ilay lhl be toana itako oe manambàka ilay sipakely fotsiny! :{
[/quote]fa ahoana no ahafantaranao we sipany io ? ary raha zanany ? fa raha vao misy olona miaraka hita we tsy mitovy taona ve de lazaina avy hatrany we mpisipa ?
lhl la quarantaine ozy enao ! de tsy ho fantany ve zany we detournement de mineur zany raha 17 taona ilay sipa ?
fa manambaka ilay sipakely ahoana zany ? ahoana no ahafantaranao we manambaka izy ?
io ary no tiany de ahoana ? nga koa ny fitiavana misy taona ?
de ahoana ozy enao raha manita ny vadin'charles aznavour na "feu Yves Montand" enao ? fanambakana ve zany ?
:-w :-w
----------------------------------------------------------------------------------------------
tady ho koboko enao zany Mme!!

69. ari.malala
(
13/06/2008 07:04)
karinah, :-D :-D :-D :-D itsikio ftsn aky fa efa mahazatra a;)
ho ana manokana aloha (za no teneniko an) tsy dia tiako loatra hoe zandriolona no miaraka amiko e! otrany manana impression mitaiza ny zandriko lahy zany za :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D fa raha ny elanelantaona hoe tokony hisy amin'ny lahy sy ny vavy raha ny hevitro manokana iany d eo am 5 - 10 eo antonony tsara! ny latsaka moa izany tsy ferana fa ny mihoatra ohantran'ny manalasala kely ana iany :°)
Ilay resaka vava sy tsikeran'ny havam-bady, za alou ts miraharaha vavan'ny havam-bady e, mitovy am vavan'ny fiaraha-monina iany io! ny fianana no atao izay mampilamina sy mampirindra azy d mikatona ny vavany:°)

70. ni81
(
13/06/2008 07:46)
Tsy mampaninona ahy ny elanelan-taona eo @ olona roa mifankatia, na mpivady io na mbola mpisipa. Amiko ny zava-dehibe dia ilay FITIAVANA ary ilay fahamatoran'ilay fifankatiavana misy.
Ny resaka tsikeran'ny havam-bady indray dia misy foana io e! na tsy eo @ hoe havam-bady aza fa eo @ fianakavianao dia mety hisy io, toy ny tandra vadin-koditra hoy ny fitenenana. Aza alefa lavitra ny fisainana fa misy ny tsikera na aiza na aiza alehanao, fa indraindray izy io ahafahanao mampivoatra ny fiainanao.

71. sakaizakely
(
13/06/2008 08:43)
fa karinah zany nga mitady hanao detourneman de minera ;-) ;-) ;-)
zao fotsiny e ! ataovy ze mampilamina ny fiainanareo fa aza mirara ny resaky ny tsy manankatao akia a ! ndry aza mahazaka bandikely tokony vômé fière kou zany ndraiiiiiii
mila miomana fotsiny raha hoany dago fa any njy tena tsy amelan'ny oul, tsy maintsy voatsikera any. Zay no maha gasy ny gasy kou
kourazy e ! ny fiainanareo aty fa tsy any donk avelao hanidina fotsiny ny tsikera
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
zao fotsiny e ! ataovy ze mampilamina ny fiainanareo fa aza mirara ny resaky ny tsy manankatao akia a ! ndry aza mahazaka bandikely tokony vômé fière kou zany ndraiiiiiii
mila miomana fotsiny raha hoany dago fa any njy tena tsy amelan'ny oul, tsy maintsy voatsikera any. Zay no maha gasy ny gasy kou
kourazy e ! ny fiainanareo aty fa tsy any donk avelao hanidina fotsiny ny tsikera
de ahoana ozy enao raha manita ny vadin'charles aznavour na "feu Yves Montand" enao ? fanambakana ve zany ?
:-w :-w :-w :-w
----------------------------------------------------------------------------------------------
tady ho koboko enao zany Mme!!
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
72. sakaizakely
(
13/06/2008 08:46)
xxx:
de ahoana ozy enao raha manita ny vadin'charles aznavour na "feu Yves Montand" enao ? fanambakana ve zany ?
karinah:
vhv 23 ans miaraka amin'ny lhl 45ans, ohatra i Lorie sy Garou
xxx sy karinah koa de hita be hoe mifanelanelantaona be am ny egzampla omena :-D :-D :-D :-D :-D
73. sakaizakely
(
13/06/2008 08:47)
hay mou GIE fa tsy xxx mé bon, presk mitovy samy oul tsy fantatra ihany :-D
74. rebeccaF
(
13/06/2008 10:44)
Ilaina ny hisian'ny elanelan-taona eo amin'ny vehivevy sy ny lehilahy. Ny antony dia satria izao: Ny vehivavy dia mora matotra kokoa noho ny lehilahy. Amin'ny ankapobeny io.
Ny elanelan-taona misy eo amin'ny vehivavy sy ny lehilahy kosa, araka ny fandinihako azy, dia tsy tokony hihoatra ny 15taona.
Raha roapolo taona na mihoatra ny elanelan-taona dia efa tokony ho fifandraisan'ny mpiananaka ny fifandraisana misy eo amin'izy roa fa tsy tokony ho fifandraisan'ny mpivady intsony.

75. fahamarinana
(
13/06/2008 13:54)
rebeccaF:
Ilaina ny hisian'ny elanelan-taona eo amin'ny vehivevy sy ny lehilahy. Ny antony dia satria izao: Ny vehivavy dia mora matotra kokoa noho ny lehilahy. Amin'ny ankapobeny io.
:arrow: Arakaraky ilay olona sy ny vecu-ny kosa io fa tsy voatery e.
rebeccaF:
Raha roapolo taona na mihoatra ny elanelan-taona dia efa tokony ho fifandraisan'ny mpiananaka ny fifandraisana misy eo amin'izy roa fa tsy tokony ho fifandraisan'ny mpivady intsony.
:arrow: Ianao izay ,fa misy mpivady toy io taona lazainao io nefa dia tsy fifandraisan'ny Mpianaka ny fifandraisany.Tsy laviko hoe mety hisy koa ny contraire.
Azonao ambara eto ve hoe inona ary ny tena atao hoe fifandraisan'ny Mpivady ary ?
76. foudre
(
13/06/2008 14:48)
sakaizakely: ianao ve tsy mahakobo anio e! efa koboko hatry ny ela.....ny fomba taloha ihany no miverina ankehitriny..... :-D :-D :-D :-D
hoy aho hoe i ra be fitiavana ihany io e! :wink:

77. foudre
(
13/06/2008 14:54)
hay diso aho fa i karinah no tsiko lazaina eto fa tsy i sakaizakely.....
fantantrao tsara mihitsy i madama io e! mamely akaiky ny anao :-D :-D :-D :-D

79. foudre
(
13/06/2008 15:24)
ilay malaza be fitiavana taloha ihany io ka! ianareo ve tsy mahakobo mihitsy e!
aza mba tratran'ny foudre ihany ho aho e!

80. foudre
(
13/06/2008 15:32)
tsaroan'ny karinah ve ilay dinika namely an'i karinah hoe "izany ve dia mba namana" dia kobonao an! hoe iza????? :-D