Différence d'âge!!!!!!
101. naughtyboy
(
15/06/2008 16:27)
tsetsa2 tsy aritra ra tena fitiavana kalo tsisy oe tokony ampatahotra ny taona fa tokony ifameno ny tsy ampy @ andaniny sy ankilany,ny mety @ hafa tsy voatery hahatsara ny tena..fa kosa misy fetrany ihany oe tsy mihoatra ny 10 taona fa tsy mifandanja na ny zv tanjona na ny zv tiana atao ..asa kalo
102. xxx
(
15/06/2008 16:40)
nauhgtyboy: ka zay njinja mantsy.....raha diso mifanalavitra be dia manjary misy olana foana ny farany, leo ny misary antitra lay sipakely ohatra miaraka am lay efa zokiny be dia manjary mampiova azy iny....
toy izay ihany koa ny lahy miaraka am vavy efa zokiny be....
fa otran'ny madona sy ny vadiny izao tsy hita ry karinah.....
i angelina sy brad tsy hitai hany koa....
toy izay ihany koa ny lahy miaraka am vavy efa zokiny be....
fa otran'ny madona sy ny vadiny izao tsy hita ry karinah.....
i angelina sy brad tsy hitai hany koa....
103. ari.malala
(
16/06/2008 12:32)
karinah, idaely alou ilay hoe izay mitovitovy no miaraka e! saingy tsy voatery hitombina foana io, fa anjaran'ny tsirairay no mizaka mi s'adapte :-P fa izany mitrerona lazaindriko izany kosa efa tsy izy ka! ilay mandroaka hoe ndana alou fa zay mbola miresaka kosa efa manambany ka ts lasa e! hihihi!
104. karinah
(
16/06/2008 13:56)
ari.malala: de mipitrapitra fotsiny eo ny tena oe fa ny fieveran'ity anah ve de tena oul tsy afaka hisaina, sns, na dia zandriny aza!?!!!!!?
lasa ohatry ny oe ilainy anao fotsiny rehefa matory!! hmmmm!
lasa ohatry ny oe ilainy anao fotsiny rehefa matory!! hmmmm!
107. karinah
(
16/06/2008 22:35)
Ikaretsaka: mdrrrr :lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D sady amizay kizitina ah!! lolllll
108. ari.malala
(
17/06/2008 07:45)
d aza mikizintina manaraka anazy ndri fa lasa antitra otranazy eo lol
109. karinah
(
17/06/2008 10:54)
ari.malala: tena na ny tena aza lasa miketrona lava @ ataony!! hihi!!!
110. ari.malala
(
17/06/2008 13:41)
tsssssss miala ftsn ndry d mitady zavatra mafinaritra an-dry ko zany kou v no hanimban-dry ny hatanoran-dry mbola ao am fivelarany tsara io! hihihi!
111. ikaretsaka
(
17/06/2008 20:55)
rehefa isalasalana ka tsy te haka risque dia ialana .... izay ihany io e
rehefa milaza ho mahasaky dia arahaba soa arahaba tsara fa aza bekonaina fotsiny she hatreo
rehefa milaza ho mahasaky dia arahaba soa arahaba tsara fa aza bekonaina fotsiny she hatreo
112. karinah
(
30/06/2008 07:50)
Ika: ka tsary fantatra le visage cahé anie rah tsy efa niaraka taminy ela e! zà klou manao saly fa tsy matoky an'ireny somary zokiko iereny intsony e! ....(sa ve zah no tsy matotra tsara? :roll: ..ountsssss...loll ) .
