Différence d'âge!!!!!!

21. karinah ( 10/06/2008 18:47)
Mimi,booboo et les autres sorry! (l) :-* :oops: :-* :-*
22. ainaheri ( 10/06/2008 18:54)
Ary za zany aona iza tokony ho anà ra izany? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
23. fahamarinana ( 10/06/2008 18:56)
:arrow: dia aleo izay hanao tambam-be hanao fa te handany andro zany.Ka ataovy mazava kosa ilay fanontaniana dia tonga dia azo valiana avy hatrany :) satria miresaka afrikana,miresaka vavy lehibe sy kely ,miresaka lahy be sy kely i karinah tery ambony tery dia lasa vaste be ny terrain de discussion avy eo...
Donc ilay tena fanontaniana zany hoe :
karinah:
fa le mba fanontaniko iray oe ary raha vhv no zoky tsary nisy namaly !iainako anefa io! ouinnnnnnnnnnnnnnnnnn
:
:arrow: Amiko manokana aloha dia fitiavana no base-ny rehetra ka raha mahazaka na mahatanty na mbola tavela ao dia tia izany.Fa kosa na ilay rangahy no antitra na ilay ramatoa dia samy ho asiana couche daholo sy hi-caca kilaoty....ilay hoe innocent ndray tsy voatery kah,en connaissance de cause no hidirany eo,mino aho tsy no-forcer-na izy sinon efa nitsoaka.Sinon ny fahafatesana mitranga amin'ny rehetra ,eny na couple mitovy taona aza,betsaka no antitra sy tanora nefa maharitra ela kokoa,misy koa ary tsy azo lavina hoe lasa veuf(ve) tanora noho ny taona...fa tsy atao mibahana ao an-tsaina izany rehtra izany sinon tsy hiaina mihintsy isika olombelona (l)
24. karinah ( 10/06/2008 19:37)
ohatry ny déçue kely ahi satsia itako fa maha-choké ny sasany za niteny oe zandry beeee le vhv kely! donky le vhv zandry ny be mpity! :( fa iny moa safidiny tsi11 tsy blèm , fa vao mainka mampanahy anah oe de rah iaraka (fanambadina mintsy mou zany e!) am le bandy zandry ireny zany de mety hitsakintsahiny am le sipakely jeune kely ireny, satsia ny lhl efa lehibeeeeeee aza mitady sipakely rehefa hanambady!!!! :^)
25. karinah ( 10/06/2008 19:38)
merki naneho hvt! >> faham! :wink:
26. sakaizakely ( 10/06/2008 20:00)
manin zah no attaqué-vana! mdrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr pov c.on!


mety za no mandroroa, posibla, za kou efa raneny rahateo

fa za tsy nahita ankizy ataky an'i karinah
nisy inn teo no misafoaka njy :roll: :roll: :roll: :roll: iza zany naka partie n'i afrikana izany :?:

za tsy mahalala ze fiainanjy perso any ary tsy nanome valiny ankolaka mits fa tsotra fotsiny ny valinteniko hoe za tsy mijery ny différence d'âge na ny lahy na ny vavy no zokiny, rehefa sambatra fotsiny zareo de zay

ni mi choké ana ny ahy ilay oul manisy préjugés @ fahasamihafana, na resaka taona, na lokonkoditra, na fihaviana, ny homophobes sns... saingy hevitro manokana koa iny nefa koa teneniko mivantana fa za ndray tsy mila miolankolana rehefa miteny.

momba ny resaka taona amiko tsy tokony asina olana, na efa antitra sy malemy hozatra le lhl nefa le sipa mbola kely, na koa efa misotro ronono le rafotsy nefa le kofa mbola vao tanora

rehafa micaca ankiloty amzay rangah de le sipakely no hiandrohan'ny rihatra klé!


tsy misy idiran'ny taona io ry karinah fa miala tsiny raha manohitra be anjy. Misy oul vo tanora be voan'ny lozampifamoivoizana lasa tetraplégique, samy mbola tanora izy mivady, de ilay vady sisa mbola salama no mikarakara azy eo.
Ny beben'ny vadiko 100 taona amin'ity taona ity fa mbola mipetraka irery tsy mila assistance, c vré fa tsy manao équitation na manao jogging izy mé L est tjs autonome

Hitan'i Karinah ve ny fipetrahan'ilay olana ?

tsy midika inn ny taona, rehefa mifankatia sy sambatra dia izay no zavadehibe.
27. vale ( 10/06/2008 20:09)
je respecte ange ny avisn'i twa eee, ..non zah koa alou malalaka be fomba fijeriko ann! fa nahazo fanontanina bobaka beeeee zah avy @ GIE! ka lasa fanontanina mivaly fanontanina lay izy!!!
petitesakaiza: samby manana ny heviny aby io kah!!
ilay oe pour an'ile couple itako koa safidy ny tsi11 iny fa tokony narahiko fanazavana kely fotsiny oe matetika ny lhl itako miaraka @ sipakely zandriny beeeee ireny ny tenany no tiany kokoa fa tsy le zanank'oul, ny hitako rehetra oà! ka izay ny maharikoriko anah an'ilay relatiô!!! tsy ampy ny fanazavàko oe nanin ah no dégoutée!
Vakio tsara ny famalian'i GIE fa tsy mba nisy mba valiny fa fanontanina be de beeeeeeeeeeeee! c embêtant kan même! pffffffff et c mal poli, za tsy anome moral ny ataoko fa tena chokan be e! mhhhhhhhhhh
28. xxx ( 10/06/2008 20:11)
sakaizakely:
:arrow: Izaho tena mba gaga ihany koa mahita ny vosoratry i karinah.....
izaho mamaky fotsiny fa tsy nandray anjara......iza no ni attaque..... :?: :o
mba lazao hoe karinah! :wink:
29. Belami ( 10/06/2008 20:17)
mety bdb ny cas particulier @ taona tsy mitovy fa ny zava dehibe dia rehefa mifankatia ny couple dia tsy olana ny taona na be na kely , na @ lhl na ny vhv. Izy hanana azy aza mahazaka ! :-w :-w
30. karinah ( 10/06/2008 20:21)
xxx:

sakaizakely:
:arrow: Izaho tena mba gaga ihany koa mahita ny vosoratry i karinah.....
izaho mamaky fotsiny fa tsy nandray anjara......iza no ni attaque..... :?: :o
mba lazao hoe karinah! :wink:

ssh, mahatsapa tena izy! tsy mila tenenina oe iza na iza fa rah manaraka tsara ny fomba famaly, mba jereo ange oh nyfamalin'i ainaheri, na tsy mitovy aza ny fihevitra hita oe oul hidinika marina eeeeeeeeee .

31. xxx ( 10/06/2008 20:23)
vale:

je respecte ange ny avisn'i twa eee, ..non zah koa alou malalaka be fomba fijeriko ann! fa nahazo fanontanina bobaka beeeee zah avy @ GIE! ka lasa fanontanina mivaly fanontanina lay izy!!!
petitesakaiza: samby manana ny heviny aby io kah!!
ilay oe pour an'ile couple itako koa safidy ny tsi11 iny fa tokony narahiko fanazavana kely fotsiny oe matetika ny lhl itako miaraka @ sipakely zandriny beeeee ireny ny tenany no tiany kokoa fa tsy le zanank'oul, ny hitako rehetra oà! ka izay ny maharikoriko anah an'ilay relatiô!!! tsy ampy ny fanazavàko oe nanin ah no dégoutée!
Vakio tsara ny famalian'i GIE fa tsy mba nisy mba valiny fa fanontanina be de beeeeeeeeeeeee! c embêtant kan même! pffffffff et c mal poli, za tsy anome moral ny ataoko fa tena chokan be e! mhhhhhhhhhh





:-D :-D :-D efa fombany io e! choquées daholo izahy mahazo valin-teny avy aminy tsy ato ihany fa any rehetra any....izay no nanontaniako hoe iza no ni attaque an'i karinah.....je suis d'acc avec toi karinah.... :wink:
32. xxx ( 10/06/2008 20:25)
alamino ralizy a !!!
33. karinah ( 10/06/2008 20:27)
8O 8O hay ve! tsssssss! nenah valiko koh ko za ve anaiky hoanina manta eo fotsiny! lolllllllllllllllllllllllllll
34. sakaizakely ( 10/06/2008 20:28)
matetika ny lhl itako miaraka @ sipakely zandriny beeeee ireny


tsy hoe matetika, fa ny inverse matetika matahotra ny vavambahoaka justement de tsy de miseho loatra, noho ny préjugés ihany anefa.

lhl itako miaraka @ sipakely zandriny beeeee ireny ny tenany no tiany kokoa fa tsy le zanank'oul,


zay no hitanjy, mais n'en fais pas non plus une vérité universelle satria lehibe né ny tany fa tsy vitan'ze hitamason'twa fotsiny e, misy oul manana fiainana sy fisainana hafa kou

ny famalian'i GIE

tsy de hitako ny maha atak an'zao ka, fôtana e :°)
35. xxx ( 10/06/2008 21:00)
tsy azo lazaina hoe atak fa filam-baniny
36. karinah ( 10/06/2008 22:10)
Andray kosa nareo eh, aiza ve de fanontanina be de beeee vary raraka tsy mba namaly mintsy anie izy e! eny e, za tsy manery anazy an, oe hamaly fa tsaratsara kokoa izy nangina rah tsy azoazony ny fomba fijeriko, sady tsy oul ato am namana ankory no noresahiko fa oul sendra mba itako tany ivelany tany de vary raraka be avy any izy, tsy manome ny heviny fa... :{ de mievitra koa ve izy oe de tsy mba nandinika kaloh le oul vao bnanoratra lazainy oe awona ny tonga de teneninao oe mpifankaty le couple etc, otrany mi-sous estimer be zany! mi-considérér oul ho maivan-doha miteniteny foana! :x
petitesakaiza: tsary tiko le fanontaniany bobaka beee ! tsy aleo mangina fotsiny na de miteny irery any ambadikiny écran any tsy olana fa tondé mipalapala be tsss!za anefa nanaposaka lay hevitra tena mba sérieuse na de be vanitika iany aza njaindray fa ny valiny avy teo! :x ...de samy hanao an'izany aby ny mpidinika de isy dinika vanona aiza?! normal be zà rah choké aloh e! otrany oe notadiaviny mintsy anie le haha, choké anah eeee! ... :?
37. karinah ( 10/06/2008 22:16)
sakaizakely: oui, mais ny itenenako an'izany le rangah tsy vitan'ny efa miaraka @ ilay sipakely fa mbola lavamaso nijerijery be anah foana! zay kosa ngamba vao azonareo le naha-dégoutée ahy! :lol:
38. karinah ( 10/06/2008 22:18)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :lol: de avy ndray izao GIE oe awona ny afantaranao oe mijerijery anao lay rangahy! tsss mba oul efa be eksperiansy ihany ah, fantatro foana ny fijery misy arrière pensée! :-D :-D :-D :-D :oops:
39. karinah ( 11/06/2008 00:08)
[quote=soatokoa]
[Ny hevitro manoloana izay dia izao:
Tsy olana izany raha amin'izao fotoana izao fa raha ny zava-misy iainana amin'ny fiainana andavanandro dia io toe-javatra io tena manjaka sy tian'ny vehivavy indrindra indrindra, ny tiako ambara izany dia hoe zava-misy marina io ary betsaka ny vehivavy no tratran'izy io antony ara-psycholojika ihany koa io satria ny vehivavy dia te hiaraka amin'ny rainy, ary jereo eo amin'ny fiaraha-monin amisy amin'izao dia raha mbola hoe 18 taona hoatra ilay siapa kely ka ny rainy efa retirety dia io sipa kely io dia rangahy no reviny, tsy omena tsiny izy amin'izany fa mety ho tompon'andraikitra ihany koa ny rainy izay taty amin'ny taona efa lehibe vao niteraka an'io zaza io, hevitra amposaka ny ahy


-----------------------------------------------------------------------------------------------------

soatokoa: manaiky ah resaka complexe d'oeudipy sns, fa ny tena mampalaelo de le jeune mahatoky be oe tena réciproky be lay fitiavana, ny tsy takitsy ny sainjareo anefa de lhl, lhl foana, ka na dia oe mampianta lay sipakely sns aza izy, mbola manintona azy kokoa ny vhv vory saina kokoa, hizarana ny retraretra etc, sady ny tena loza dia indraindray mi se foutre an'ilay sipakely le lhl, oe sssh, jeune io sady tyi be anah, tsy atakatra zay filàko any donky mbola manalava maso @ vhv mitovy2 aminy foana, ilay sipakely matetika ohatry ny hoe REAREHA FOTSINY oe nahazo jeune! palelo! ohatry ny oe naïve lay vhv, anefa hiteny azy oe izao sy izao toa hanahirana sao lazainy fa manankana be fahatany fotsiny azy! satria diso matoky be ilay rangah izy!!
casn'oul ao anatin'ny fianankaviko mihintsy io! tenenina tsy laitra anefa ny vhv rehetra mitovy2 taona aminy hanaovany mankovisy aby, fa lay sipakely tsy mbola maharaka zvt firy de miesona .


40. karinah ( 11/06/2008 00:13)
dia mba awona ndray aza lay oe hanambady bandy zandry, tsy handatsa ve izy rehefa miady oh oe enao efa soara... :? awona ny tena mba fievitrareo lhl? efa nahazo valiny ihany zah aloh oe rehefa mifankatia fa lay latsa, hajanona anefa ny tena efa raikimpitia, vonjeo! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082