Ny famadihan'i jodasy : tsy maintsy sa safidy???
1. badboy
(
07/06/2008 16:31)
Raha hamadika an'i Jeso jodasy dia efa fantatry ny rôle mialoha hoe hamadika azy lery! Tanteraka ary ilay teny voalaza ary @ antsipirihany mihintsy!
Dia 1 @ ireto ny fanazavana azo hoentina @ io tranganjavatra io :
1- Dia raha toa ka tanteraka ilay teny satria izay no efa voasoritra : raha izany no izy dia mbola vao tsy nisy akory izao tontolo izao dia efa voafaritra hoe @ zao ora izao sy izao andro izao dia izao no mitranga. Tsy misy izany ny safidy @ zay atao sy mitranga fa dia efa voasoratra hatrany amboalohany. Ny olombelona anefa dia efa voalaza fa manantsafidy ka afaka manao izay tiany hatao. De ahoana manatsafidy tsika ve nefa efa voasoritra izay hitranga??
2 - Sa kosa satria voalaza ilay izy dia nitranga : io angamba no mitombona kokoa raha ajanona @ ilay hoe manatsafidy ny olona. Ny olana indray anefa eto dia tsisy safidy ihany jodasy satria izay no voateny dia izay no mitranga.
Misy ve zany ny voahozona hatrany ampihandohan'izao tontolo izao ho tsy maintsy ho ratsy ka tsy manatsafidy na dia miezaka ny manao ny tsara aza satria na efa voatendry na izay no voalaza??? Dia raha izay no izy dia na ireo resy lahatra ho mpivavaka be aza izany mety ho isan'ireo mpanely ny ratsy eto antany!!!

novalian'i Nehemiah ny 16/04/2013 13:04
2. ikaretsaka
(
07/06/2008 23:18)
amiko le hoe hisy hamasika azy aloha dia efa voalaza va hisy.. donk iny iznay tsy maintsy...
fa le hoe i Jodasy no hamadika azy no possible hoe pilofasy

3. Jeankely
(
08/06/2008 02:56)
Amin'ny maha-mpianatra lalana an'i badboy tsy maintsy dikana ve ny lalana sa safidy ?
Averiko amin'ny tena izy amin'izay. Raha ny voalaza koa dia tsy nanao zavatra ratsy Andriamanitra fa ny Demony no mahatonga ny aretina, sain-dratsy, korontana, ady sns. Tsy mitsahatra mamotika ny zavatra napetrak'Andriamanitra ny Demony. Noho izany tsy "voatery na voalahatra na tsy maintsy mihintsy" fa na manakevitra hanao soa aza rehefa tonga ny demony dia mibiloka raha toa tsy ampy finoana. Mety hay angamba hoe iry no kely finoana na maivamaivana ka ho tratran'ny demony dia hamadika. Lalina be
Ny resaka demony moa dia tsy ny Kristianina ihany no miventy an'io fa milaza miady amin'ireo satana sy devoly ireo daholo ny finoana maro. Ny fisehony fotsiny no samihafa

4. niryna
(
08/06/2008 05:28)
badboy:
Raha hamadika an'i Jeso jodasy dia efa fantatry ny rôle mialoha hoe hamadika azy lery! Tanteraka ary ilay teny voalaza ary @ antsipirihany mihintsy!
Dia 1 @ ireto ny fanazavana azo hoentina @ io tranganjavatra io :
1- Dia raha toa ka tanteraka ilay teny satria izay no efa voasoritra : raha izany no izy dia mbola vao tsy nisy akory izao tontolo izao dia efa voafaritra hoe @ zao ora izao sy izao andro izao dia izao no mitranga. Tsy misy izany ny safidy @ zay atao sy mitranga fa dia efa voasoratra hatrany amboalohany. Ny olombelona anefa dia efa voalaza fa manantsafidy ka afaka manao izay tiany hatao. De ahoana manatsafidy tsika ve nefa efa voasoritra izay hitranga??
2 - Sa kosa satria voalaza ilay izy dia nitranga : io angamba no mitombona kokoa raha ajanona @ ilay hoe manatsafidy ny olona. Ny olana indray anefa eto dia tsisy safidy ihany jodasy satria izay no voateny dia izay no mitranga.
Misy ve zany ny voahozona hatrany ampihandohan'izao tontolo izao ho tsy maintsy ho ratsy ka tsy manatsafidy na dia miezaka ny manao ny tsara aza satria na efa voatendry na izay no voalaza??? Dia raha izay no izy dia na ireo resy lahatra ho mpivavaka be aza izany mety ho isan'ireo mpanely ny ratsy eto antany!!!
averina aminao ny fanontaniana .nomena safidy ny olona sa tsia.ka raha tsy nomena izy inona no hilazana fa nomena safidy izy?
raha tsy nomena safidy izy dia tsy misy izany ny isafidianina o
Nahafantatra i Jodasy fa namadika ra marina ary namerina ny vola izay namadihany an'i kristy izy.saingy raha niaiky ny helony izy,nifona tamin'Atra izy dia tsy ho izao no fipetrakin'ny tantara angamba.
Safidiny no nanatonan' ny tenany dia izay izy izany.Mety endrika anehoana ihany koa fa na dia nasehon'ATra tamintsika rehetra aza ny fitiavany(Jaona 3:16) dia mbola nomeny safidy ihany isika rehetra ny hino Azy na tsia.
Toy ny olona rehetra io,ny ran'i kristy no nanavotana antsika mpanota rehe
tra kanefa ve mino an'izany daholo ny olona ? anao no safidy :D
5. badboy
(
08/06/2008 08:56)
Ny hevimiafina ao ambadik'ilay hoe misy safidy na tsia dia ilay fiantraikany. Satria raha toa ka tena nanatsafidy jodasy ka tsy namadika dia tsy ho nisy ilay famonjena ny olondrehetra satria tsisy ilay fanalana ny fahotan'izao tontolo izao avy @ filatsahan'ny ràn'ny rôle.
Ny momba ilay hoe ny devoly ihany no fototry ny fijaliana na fahoriana tsy ampy rehefa dinihina ny fiainan'i jôba, moïse, noah ohatra.
Ary ny @ ilay tsy fisian'ny safidy indray dia ny ohatr'i jaona izay namafisin'A/tra ny fony ary nataony jamba aveo mba hahalala ny heriny sy hanaraka ny teniny dia ohatra mivaingana. Na koa ny nanamafisany ny fon'i ramosesy mba hanenjika sy hamono ny israelianina nitsoaka an'i egypte.
Rehefa jerena ireo dia mifidy izay hanao ratsy A/tra ary ampisehoany @ alalan'ilay nosafidiny ny heriny. Fa inona kosa no mitranga aveo ho an'ireo izay voafidy??? Satria voafidy ve dia tsy afaka ny hanala ota intsony saia sy manasafidy intsony fa izay no voalaza na voasoritra???

6. Jeankely
(
08/06/2008 11:39)
Ary tafiditra lalina indray ra-badboy nefa toa nanokatra hoe "ny tsy mahatoky tena no ....tohizo". Efa ao anatin'ilay tsy mahatoky tena sa nihiratra ny maso ?
7. rebeccaF
(
08/06/2008 12:10)
Zavatra telo ihany no holazaiko, ataoko fa hahavaly ny hetahetan'izay te hahalala.
Voalohany: Predication
Ny zavatra voalahatra mialoha ho an'ny olona dia iray ihany: Ho sambatra mandrakizay eo anilan'Andriamanitra. Donc tsy misy ny voasoratra ho ratsy sy ho very mandrakizay.
Faharoa: Problème du temps:
Ho an'ny olona no misy ny lasa sy ny ankehitriny ary ny ho avy satria voafetran'ny temps sy ny espace izy. Andriamanitra kosa dia tsy mba voafehin'ny espace sy ny temps ka tsy mba misy "lasa sy ho avy" ao aminy.
Tokana ny fotoana ho azy dia ny "présent", ary ny zavatra rehetra dia eo imasony. Noho izany izay heverinao ho avy dia efa hainy sy efa fantany satria eo imasony. Présent ho azy
Ny fahalalany ny zavatra rehetra dia tsy manafoana velively ny "fahafahan'ny olona". Ary mbola izay fanajany ny fahafahan'ny olona izay aza no anomezany azy ny "famindram-po". Toy ny milaza hoe: mety ho diso safidy ny olona saingy mbola misy ny possibilité hanarenana ny tsy mety. Ho an'Andriamanitra ny olona dia capable hahazo ny famonjena, izay no hananany fanantenana ny aminy. Raha tsy izany tsy ho tonga nofo ny zanak'Andriamanitra.
Raha tsy namadika an'i Jesoa i Jodasy, dia aza adino fa efa nisy ny olona tsy nitsahatra nitady izay hamonona azy, donc tsy maintsy ho faty izany izy.
Fahatelo: Fanoloran-tenan'i Kristy
Tsy ny fahafatesana teo amin'ny hazofijaliana ihany akory no fanoloran-tenan'ny Kristy ho an'ny olona. Isany dinga iray ihany io. Ny fanoloran-tenan'i Kristy dia efa hatrany am-boalohany. Aza adino fa tamin'ny alalan'ny "Logos" (teny) no nampisy ny zavatra rehetra.
Mitohy io fanoloran-tenany io ao amin'ny fahatongavana ho nofo, tamin'ny asa maro nataony hanorona sy hitarihana ny olona amin'ny marina, tamin'ny famoronana sy fanomezana ny sakramenta ho an'ny olona.

8. badboy
(
08/06/2008 15:54)
Raha tsy namadika an'i Jesoa i Jodasy, dia aza adino fa efa nisy ny olona tsy nitsahatra nitady izay hamonona azy, donc tsy maintsy ho faty izany izy.
Aza adino fa mbola tsy namadika akory jodasy dia efa nambarany ilay hoe "hisy 1 aminareo hamadika ahy". Izany hoe efa voafidy mialoha na voalaza dia tsy maintsy tanteraka.
9. xxx
(
08/06/2008 17:05)
Hi hi - efa io ambony io ihany ny valiny ry Badboy a
Amiko manokana aloha manan-tsafidy foana isika ! Fa efa fantatr'Andriamanitra mialoha ny zavatra hosafidiantsika. Ny "fahagagana" angamba no mety ho exception amin'izao. Izany hoe misy olona efa tsisy tongotra ohatra, dia lasa misy tongotra tampoka ! Nefa raha tsy diso aho, ny olona nanatona an'Andriamanitra hositraniny aza dia nangataka izany fanasitranana izany na farafaharatsiny naniry izany fa tsy notereny ho sitrana fotsiny.
Faharoa: Problème du temps:
Ho an'ny olona no misy ny lasa sy ny ankehitriny ary ny ho avy satria voafetran'ny temps sy ny espace izy. Andriamanitra kosa dia tsy mba voafehin'ny espace sy ny temps ka tsy mba misy "lasa sy ho avy" ao aminy.
Tokana ny fotoana ho azy dia ny "présent", ary ny zavatra rehetra dia eo imasony. Noho izany izay heverinao ho avy dia efa hainy sy efa fantany satria eo imasony. Présent ho azy
Ny fahalalany ny zavatra rehetra dia tsy manafoana velively ny "fahafahan'ny olona".
Amiko manokana aloha manan-tsafidy foana isika ! Fa efa fantatr'Andriamanitra mialoha ny zavatra hosafidiantsika. Ny "fahagagana" angamba no mety ho exception amin'izao. Izany hoe misy olona efa tsisy tongotra ohatra, dia lasa misy tongotra tampoka ! Nefa raha tsy diso aho, ny olona nanatona an'Andriamanitra hositraniny aza dia nangataka izany fanasitranana izany na farafaharatsiny naniry izany fa tsy notereny ho sitrana fotsiny.
10. prime
(
11/06/2008 12:31)
rebeccaF> Itoviako hevitra... mazava tsara sady mitombina no azo amarinina amin\'ny Soratra Masina...
Aoka tsy hadino fa i Petera aza no tena voatondro mivantana fa handà azy in-3, izany hoe tena hamadika Azy mivantana mialoha ny marainandro hanenoin\'ny akoho... ary dia tena niseho izany... Kristy ilay tena neken\'i Petera ho tena Mesia nolaviny in-3, tsy anisan\'ny tena famadihana goavana koa ve izany?
Saingy eo no mibaribary ny voninahitr\'Andriamanitra, satria na samy nanenina aza Petera sy Jodasy, i Petera nahazo ilay fanahin\'ny fibebahana fa i Jodasy tsy mba nahazo ka nentin\'ny famoizam-po ho any amin\'ny kizo... satria ny voasoratra dia nanoritra mazava kosa fa ilay iray hamadika Azy dia tsara taminy raha tsy velona nandalo teto an-tany akory aza izy...
Ny mpianatra 12 dia nety voafitak\'i Satàna avokoa fa i Jodasy no tratra...
badboy:... \"misy iray amin\'ny mpianatra\" tsy midika hoe tsy maintsy i Jodasy... rehefa tena vakiana tsara ny Soratra Masina dia samy namadika avokoa izy 12 lahy... vao nanomboka ny fisamborana dia tsy hita daholo fa niafina sy nitsoaka avokoa nefa tsy vitsy no nilokaloka (indrindra fa i Petera) hoe tsy hanaiky mora foana ary vonona ny ho faty miaraka Aminy mihitsy aza... ny an\'i Jodasy aza azo noheverina hoe voafitak\'i Satàna izy ka tsy fantany ny nataony raha tsy efa notsaraina i Kristy (efa nosamborina Kristy vao nanomboka gaga izy ary nahatsiaro ny anatr\'i Kristy efa hatry ny ela hoe hisy iray hamadika Azy)... fa noheveriny ho nanao asa tsara aza izy nanolotra an\'i Kristy ka hoe nanome sehatra an\'i Kristy handresy lahatra ny Fariseo sy Sadoseo ary Mpanora-dalàna fa Izy ilay Mesia... hay ilay izy tsy sehatra hifanakalozan-kevitra fa tena fitsaràna mihitsy ary Synedriona efa novononina manokana ho amin\'izany mihitsy satria i Kristy irery no notsaraina tao tamin\'io...
Aza adino fa mbola tsy namadika akory jodasy dia efa nambarany ilay hoe \"hisy 1 aminareo hamadika ahy\". Izany hoe efa voafidy mialoha na voalaza dia tsy maintsy tanteraka.
Aoka tsy hadino fa i Petera aza no tena voatondro mivantana fa handà azy in-3, izany hoe tena hamadika Azy mivantana mialoha ny marainandro hanenoin\'ny akoho... ary dia tena niseho izany... Kristy ilay tena neken\'i Petera ho tena Mesia nolaviny in-3, tsy anisan\'ny tena famadihana goavana koa ve izany?
Saingy eo no mibaribary ny voninahitr\'Andriamanitra, satria na samy nanenina aza Petera sy Jodasy, i Petera nahazo ilay fanahin\'ny fibebahana fa i Jodasy tsy mba nahazo ka nentin\'ny famoizam-po ho any amin\'ny kizo... satria ny voasoratra dia nanoritra mazava kosa fa ilay iray hamadika Azy dia tsara taminy raha tsy velona nandalo teto an-tany akory aza izy...
Ny mpianatra 12 dia nety voafitak\'i Satàna avokoa fa i Jodasy no tratra...
11. ikaretsaka
(
11/06/2008 20:49)
sao kao nisy resaka hoe jodasy no voatendry hamoy fo fa i Piera voatendry ho amindrana fo?
tsy haiko fa mba lasalasa ny saiko ka manontany ny hevitrareo

12. badboy
(
12/06/2008 10:29)
prime:
rebeccaF> Itoviako hevitra... mazava tsara sady mitombina no azo amarinina amin\'ny Soratra Masina...
Aoka tsy hadino fa i Petera aza no tena voatondro mivantana fa handà azy in-3, izany hoe tena hamadika Azy mivantana mialoha ny marainandro hanenoin\'ny akoho... ary dia tena niseho izany... Kristy ilay tena neken\'i Petera ho tena Mesia nolaviny in-3, tsy anisan\'ny tena famadihana goavana koa ve izany?
Saingy eo no mibaribary ny voninahitr\'Andriamanitra, satria na samy nanenina aza Petera sy Jodasy, i Petera nahazo ilay fanahin\'ny fibebahana fa i Jodasy tsy mba nahazo ka nentin\'ny famoizam-po ho any amin\'ny kizo... satria ny voasoratra dia nanoritra mazava kosa fa ilay iray hamadika Azy dia tsara taminy raha tsy velona nandalo teto an-tany akory aza izy...
Ny mpianatra 12 dia nety voafitak\'i Satàna avokoa fa i Jodasy no tratra...
Manamafy ny nolazaiko rehetra ireo voalazanao ireo :
1- Satria voalaza hoe izao no hisy dia nisy : tanteraka Petera nandà alohan'ny fanenon'ny akoho, tanteraka koa ilay jodasy hamadika;
2- A/tra daholo no nifidy an'ireto : Jodasy voafidy ho mpamadika sy Petera lasa ho mpandraharaha voalohany ny fiangonana kristianista.
Tsisy zany ilay safidy rehefa A/tra no mametraka hoe izao na zatsy : noho izany manatsafidy tsika alohan'ny hilazany hoe izao na izao, ao aorian'ny teny voalazany dia tsisy safidy intsony.
Ary ireo izay nofidiny hanatanteraka ny ratsy dia tsy hahazo famonjena intsony na dia hitodika hangataka izany aza satria efa nofidiny ho tsy ho voavonjy intsony : Jodasy ohatra akaiky.
Dia averiko eto hoe ireo izay milaza fa mpanompo an'A/tra aza izany dia mety ho isan'ireo zay tsy ho voavonjy satria mety ho isan'ireo voafidy hanatanteraka ny ratsy mba hahatanteraka izay voalzan'A/tra!
13. ikaretsaka
(
12/06/2008 11:18)
Tsisy zany ilay safidy rehefa A/tra no mametraka hoe izao na zatsy : noho izany manatsafidy tsika alohan'ny hilazany hoe izao na izao, ao aorian'ny teny voalazany dia tsisy safidy intsony.
tsy azoko...
toa mbola nisy safidy koa
tsy nisy nahalala na nahazo choix nibebaka ve i Jodasy rehefa avy nahita ka namerina ny farantsa volafotsy!
Toy izany koa I Adama!
Ny antony amiko dia tsy hoe tsisy safidy intsony fa hoe miala nenina hatr@ farany A/tra
14. Ilo
(
12/06/2008 12:14)
A/tra efa mahafantatra hoe inona ny safidy ho ataontsika. Izay ilay atao hoe "prédestination". Efa fantany daholo ny zavatra hitranga rehetra.
Toy izany koa ny safidy nataon'i Jodasy sy Petera, efa fantatr'A/tra hoe inona no ho ataon'izy ireo fa tsy hoe notereny akory.
I Petera koa anie afaka hoe nanda an'i Kristy izy dia namoy fo sy namono tena avy eo e! Fa tsy izay no nataony fa nisafidy ny hiverina izy.
I Jodasy indray efa nampitandreman'i Kristy izy, fa safidiny avy eo ny namono tena rehefa nanenina t@ zavatra nataony!
Na isika izao aza ve dia mahatsapa hoe voatery eo @ décision izay raisintsika eo @ fiainantsika arakaraka ny zava-mitranga sa izay safidintsika ihany?
Izay no maha-Fitiavana an'A/tra, manome safidy Izy.
Deotoronomia 30:19 : "Miantso ny lanitra sy ny tany aho anio ho vavolombelona aminareo fa efa nataoko teo anoloanao ny fiainana sy ny fahafatesana ary ny fitahiana sy ny fanozonana; koa mifidiana ny fiainana, mba ho velona hianao sy ny taranakao".
Izay efa nandray an'i Kristy ho Tompo sy Mpamonjy dia tsy ho very intsony satria Izy efa nilaza hoe : "Izaho manome azy fiainana mandrakizay, ka tsy ho very izy mandrakizay, ary tsy hisy handrombaka azy amin'ny tànako." Jn 10.28
Toy izany koa ny safidy nataon'i Jodasy sy Petera, efa fantatr'A/tra hoe inona no ho ataon'izy ireo fa tsy hoe notereny akory.
I Petera koa anie afaka hoe nanda an'i Kristy izy dia namoy fo sy namono tena avy eo e! Fa tsy izay no nataony fa nisafidy ny hiverina izy.
I Jodasy indray efa nampitandreman'i Kristy izy, fa safidiny avy eo ny namono tena rehefa nanenina t@ zavatra nataony!
Na isika izao aza ve dia mahatsapa hoe voatery eo @ décision izay raisintsika eo @ fiainantsika arakaraka ny zava-mitranga sa izay safidintsika ihany?
Izay no maha-Fitiavana an'A/tra, manome safidy Izy.
Deotoronomia 30:19 : "Miantso ny lanitra sy ny tany aho anio ho vavolombelona aminareo fa efa nataoko teo anoloanao ny fiainana sy ny fahafatesana ary ny fitahiana sy ny fanozonana; koa mifidiana ny fiainana, mba ho velona hianao sy ny taranakao".
badboy:
Dia averiko eto hoe ireo izay milaza fa mpanompo an'A/tra aza izany dia mety ho isan'ireo zay tsy ho voavonjy satria mety ho isan'ireo voafidy hanatanteraka ny ratsy mba hahatanteraka izay voalzan'A/tra!
Izay efa nandray an'i Kristy ho Tompo sy Mpamonjy dia tsy ho very intsony satria Izy efa nilaza hoe : "Izaho manome azy fiainana mandrakizay, ka tsy ho very izy mandrakizay, ary tsy hisy handrombaka azy amin'ny tànako." Jn 10.28
15. prime
(
12/06/2008 12:14)
badboy> Tsia, tsy manamafy fa manokatra adihevitra fotsiny ny voalazan'ny namana sasany ireo ambony ireo... tsy voafidy mialoha mihitsy hoe Jodasy ilay hamadika fa ny "iray" amin'ny mpianatra... safidin'ny mpianatra tsirairay ny nandini-tena sao izy no tian'i Kristy nambara efa hatry ny ela ary azon'ny mpianatra tsirairay rahateo koa ny nibebaka raha tena nandray marina an'i Kristy saingy indrisy...
Ny ao ambadik'io ambaranao io no foto-kevitra "calviniste conservateur" izay mifototra amin'ny "foi de pré-destination", izay efa nialan'ny finoana kristiana maro satria tsy tena mitombina feno ara-tsoratra masina...
Jodasy tsy voaozona hamadika fa saingy satria namadika dia nianjeran'ny ozona... Adama koa ohatra tsy voaozona hanota handika ny didin'Andriamanira saingy rehefa nanota dia voaozona... maro no toa izany ao amin'ny soratra masina, Mosesy tsy tafiditra tao Kanàna, Samsona sy ny niafarany, Solomona sy ny niafarany...
Tsy misy voaozona mialoha ho very sy voafidy hanao ny ratsy fa safidy malalaka io fa rehefa voafitaka na navilin'i Satàna lalana ny mpino ka nanota dia mbola manan-tsafidy hatrany ny ho voavonjy amin'ny fiverenana ao Aminy mandrakariva amin'ny alalan'ny fifonana sy ny fibebahana... (endrey izany hamamin'ny fitiavan'Andriamanitra)

16. fahamarinana
(
12/06/2008 12:41)
prime:
Tsy misy voaozona mialoha ho very sy voafidy hanao ny ratsy fa safidy malalaka io fa rehefa voafitaka na navilin'i Satàna lalana ny mpino ka nanota dia mbola manan-tsafidy hatrany ny ho voavonjy amin'ny fiverenana ao Aminy mandrakariva amin'ny alalan'ny fifonana sy ny fibebahana... (endrey izany hamamin'ny fitiavan'Andriamanitra )
:arrow: misaotra ombieny ombieny prime a,mitovy hevitra aminao koa aho.
HS kely :Enga anie mba ohatrizay daholo ny fihevitry ny tsi11,angamba dia tsy mba hisy adihevitra lava be foana...adihevitra tsy maninona fa fombam-piainana iny fa tsy hisy fitsarana na fandatsana na hafa koa...(l)
18. ikaretsaka
(
12/06/2008 14:21)
Tsy misy voaozona mialoha ho veryPrime> dia ahoana ny momba ilay hoe ïzay miara manatsoboka ny sila mofo no izy ? sy le ozona heo loza ho anízzay olona izay?
19. fijo
(
12/06/2008 21:40)
nivadika i jodasy satria tsy nitovy ny fomba fijerin'izy sy ralavavolo.
jodasy nihevitra,fa ralavavolo dia tonga hanala ny jiosy eo ambany fahefan'ny romana.izany hoe ho mpitaritolona hanafaka ny jioga.
i ralavavolo,mitarika ny olona handrandra fanavotana aany amin'nytsy hita maso.teo dia nisamaka ny fisainan'izy roalahy.ka dia namadika i jodasy.fantatra fa tamin'ireo mpianany dia i jodasy no isan'ny nifanakaiky kokoa taminy.ka efa tsapany io tsy fitoviana io,ary izay no nilazanyfa hisy hamadika izy.

20. ikaretsaka
(
12/06/2008 23:52)
tadidio r5a fijo fa tsy rajodasy irery kao anefa no zelaoty t@ Apost an