Liste des messages
Liste des messages, inserés par Nehemiah, par ordre de date
Nehemiah
(
19/02/2014 15:04)
Fanontaniana ho an'ny mpandala evôlisiona
[color=darkviolet][size=16][b]Ahoana no nipoiran'ny fiainana ?[/color][/size][/b]
Aoka hazava tsara : heverin'ny mpandala evôlisiona hatr@ Darwin mankaty ho fizotra natoraly tanteraka ny evôlisiona...
suite
répondu par manoasoa le 06/03/2014 06:20
Nehemiah
(
15/01/2014 15:57)
Tsy fahaizana teny gasy
Maninona ho'aho no tsy mahay manavaka ny [i]manatona[/i] sy ny [i]manantona[/i] ary ny [i]androany[/i] sy ny [i]anio[/i] intsony ny gasy ankehitriny e ?...
suite
répondu par Nehemiah le 18/01/2014 10:13
Nehemiah
(
05/12/2013 12:54)
Argumentum ad populum
[size=16][color=red][b][i]ARGUMENTUM AD POPULUM[/i][/b][/color][/size]
[color=teal][b]Famaritana[/b][/color] : miseho ny tena ho mitovy @ sarambabembahoaka, na milaza ny tena ho miombon'antoka @ vaho...
suite
Nehemiah
(
04/12/2013 12:43)
Rajaonarimatinkanina
Misy mpiara-miasa amiko izay mampianatra any Sahambavy rehefa Alatsinainy.
Tonga teny Rajaonarimampianina ka omby 5 no novonoina.
Ny debadeba ihany, izany hoe ny ben'ny tanàna, ireo sefom-pokontany...
suite
répondu par Nehemiah le 04/01/2014 06:43
Nehemiah
(
28/11/2013 08:44)
Détecteur de hevi-dravina. Épisode 4 : ny fanaraha-damaody
[size=16][color=red][b]IV - NY FANARAHA-DAMAODY[/b][/color][/size]
[color=teal][b]Famaritana[/b][/color] : Fiantsoantsoana hoe : "Efa izay no lamaody fanaraky ny olona ka manaova koa ianao raha tsy t...
suite
répondu par Nehemiah le 30/11/2013 05:28
Nehemiah
(
28/11/2013 07:42)
Mifanohitra amin'ny finoana kristiana ve ny fahalalàna ?
[url=http://www.smartbaiboly.org/online#1%20Petera%203:15-16]1 Pet. 3:15-16[/url] : [color=blue]fa manamasìna an’ i Kristy ho Tompo ao am-ponareo [Isa. 8.12, 13] ; ary aoka ho vonona mandrakariva h...
suite
répondu par Nehemiah le 13/01/2014 16:29
Nehemiah
(
26/11/2013 14:29)
Torohevitra hahazoana ny ambadiky ny pôlitika
Voarikoriko t@ tranga pôlitika farany aho ka nahatsiaro ny tenako ho tsy maintsy mametraka an'ity hevitra ity.
[b]Loi de Peer[/b]
La solution à un problème change la nature du problème.
[b]Loi ...
suite
Nehemiah
(
21/11/2013 14:59)
Samy taranak'i Adama sy Eva
[size=16][b][color=crimson]Nahoana no misy "fokom-pirenena" maro ny zanak'olombelona raha samy taranak'i Adama sy Eva isika ?[/color][/b][/size]
Raha ny filazan'ny manam-pahaizan'izao tontolo izao al...
suite
répondu par Nehemiah le 26/11/2013 06:46
Nehemiah
(
19/11/2013 08:07)
Détecteur de hevi-dravina. Épisode 3 : ny famerimberenana
[size=16][color=red][b]III - NY FAMERIMBERENANA[/b][/color][/size]
[color=teal][b]Famaritana[/b][/color] : Averimberina hatrany ilay hevitra hatr@ firaiketany tapisaka anatin'ny sain'ny vahoaka
[col...
suite
répondu par Nehemiah le 04/12/2013 15:23
Nehemiah
(
16/11/2013 08:09)
Détecteur de hevi-dravina. Épisode 2 : ny demi-vérité
[size=16][color=red][b]I - NY DEMI-VÉRITÉ[/b][/color][/size]
[color=teal][b]Famaritana[/b][/color] : Marina ny ampahany ary diso ny ampahany. Karazana poizina mifono tantely ilay izy. Mahomby kokoa...
suite
répondu par Nehemiah le 18/11/2013 07:38
Nehemiah
(
09/11/2013 15:21)
Détecteur de hevi-dravina. Épisode 1 : ny lainga bevava
Inona kay, hoy angamba ianao, izany détecteur de hevi-dravina izany ? Fifehezana ifotony ny lôjika tsotra sy ny fizotra enti-mamantatra ny hamarinan'ny hevitra iray. Efa miha-mahazo vahana mantsy ny...
suite
répondu par Nehemiah le 14/11/2013 14:55
Nehemiah
(
09/11/2013 15:16)
Détecteur de balarora. Épisode 1 : ny lainga bevava
Inona kay, hoy angamba ianao, izany détecteur de hevi-dravina izany ? Fifehezana ifotony ny lôjika tsotra sy ny fizotra enti-mamantatra ny hamarinan'ny hevitra iray. Efa miha-mahazo vahana mantsy ny...
suite
Nehemiah
(
07/11/2013 05:43)
Nafindran'i Constantin ho Alahady ve ny Sabata t@ kônsily tany Nikaia ?
Maro ny mpiondana amin'ny fampianaran-diso no milaza fa "nafindra"n'ny amperora rômana Constantin ho Alahady ny Sabata mba hifanaraka amin'ny fanompoan-tsampiny t@ kônsily tany Nikaia t@ 325, fa tsy...
suite
répondu par mpankafhy le 04/05/2014 03:39
Nehemiah
(
28/10/2013 12:23)
Avelao tsaboin'i Dr Robinson any ilay Fery Vaovao ...
Avelao tsaboin'i Dr Robinson any ilay Fery Vaovao ho an'ny firenena fa tsss......
suite
répondu par Nehemiah le 10/12/2013 12:24
Nehemiah
(
19/09/2013 13:18)
Tadidinareo ve ity DA ity :-) ?
Robinson Sucroe avait promis de racconter sa vie
Sur un p'tite île déserte il avait trouvé l'endroit rêvé
Le ciel bleu, plage dorée et tapis de plantes vertes
Mais sais-tu la vérité ? Son île...
suite
Nehemiah
(
17/09/2013 13:40)
Efa hiverina ve i Jesoa Kristy ? Fizaràna fahatelo : aoka isika ho vonona !
[size=16][b][color=deepskyblue]Ahoana no hiverenan'i [color=dimgrey]Jesoa Kristy[/color] ?[/color][/b][/size]
Araky ny efa hitantsika dia nilaza [color=dimgrey]Izy[/color] fa hiverina @ hery sy vonin...
suite
répondu par Miharena le 02/10/2013 14:22
Nehemiah
(
13/09/2013 06:52)
Efa hiverina ve i Jesoa Kristy ? Fizaràna faharoa :
[size=16][b][color=deepskyblue]Azo atokisana ve ny fampanantenan'i [color=dimgrey]Jesoa Kristy[/color] ?[/color][/b][/size]
Ahoana hoy aho no hamaliantsika ny mpaniratsira tahakan'i [color=dodgerblue...
suite
répondu par Miharena le 22/09/2013 04:03
Nehemiah
(
09/09/2013 08:16)
Efa hiverina ve i Jesoa Kristy ? Fizaràna voalohany : nivadika tamin'ny teny fikasany ve Izy ?
[size=16][b][color=deepskyblue]Efa hiverina ve i [color=dimgrey]Jesoa Kristy[/color] ?[/color][/b][/size]
Angamba mbola tadidin'ny namana @ serasera ny tabataba nataon'i [color=dodgerblue]Mailhol[/co...
suite
répondu par Miharena le 16/09/2013 08:39
Nehemiah
(
05/09/2013 08:48)
Hita tany Talpiot tokoa ve ny fasam-pianakavian'i Jesoa Kristy ?
[size=16][b][color=firebrick]Nisy nahita tokoa ve ny taolan'i [color=forestgreen]Jesoa Kristy[/color] ?[/color][/b][/size]
T@ 2007, namokatra horonan-tsary i [color=goldenrod]James Cameron[/color], i...
suite
répondu par Miharena le 16/09/2013 12:44
Nehemiah
(
02/09/2013 07:03)
Tena tantaran'i Jesoa ve ny evanjely gnôstika ?
[size=16][b][color=darkviolet]Misy asa soratra miafina momba an'i [color=deeppink]Jesoa Kristy[/color] ve ?[/color][/b][/size]
T@ 1945, tany akaikin'ny tananan'i Nag Hammadi, tany Ejipta Ambony, nahi...
suite
répondu par voromailala le 10/09/2013 10:21
